mitady recette fanaovana godrogodro

61. methode ( 15/07/2004 09:12)
cutie, ftma> Tsy tianareo ny recette nay aty!! Nareo ve ho tia an'izany sauce gombo izany?? Nefa zany no tena tiako!! Hihihihihi! Izay efa nahita raketa dia ohatran'iny dintina raketa iny no hanina miaraka amin'ny vary na koban-katsaka (tô)!
62. booboo ( 28/07/2004 06:14)
cutie>zé raha mety asiana chocolat aby mety dôl ( mousse, gateaux, etc ). Mba te hananadrana zà fa tsy mividy tsony fa mety hahafehy tena koukou angamba @ zay :-D
ramaso> :-D :-D :-D :-D :-P
63. kitjo ( 29/07/2004 07:49)
booboo>mmhh, zay ary fa bedy,ihihihi

tomate farcie:
- sasao tsara ovy vaventy 4 (avy any Bira,ihihhihi, tsy voasana an
- andrahoy
Mandrapamasaky ny ovy dia :
- sasao voatabia 4 vaventy masaka tsara nefa tsy miboledaka
- didiho hiala ilay tampony iny,atao mahitsy tsara
- esory tanteraka @sotro ny ao anatiny rehetra d ataovy oh pozina vilia bol ireny, somary kikiso @sotro mba hanifinify ilay izy nefa tsy avela ho rovitra an
- avereno sasana tsara

Manaova sauce vinaigrette d fisaho manify kely ny tongolo oignon atao aminy, tsy asina voatabia an, vinaigre+sira+menaka+poivre fts

masaka ny ovy....voasy d potsero tsara atao puree @ fourchette, tsy atao @mixer fa miboledaka be an, potsero tsara fts

aataovy anaty vilia jobojobo d poteho ny sardine iray boaty d arotsaho ao, asio mayonnaise tokony ho 2 sotro d araraho koa ilay saosy vinaigitra.

zesta teknika:
Fenoy amzay ilay voatabia,
ataovy feno tsara hatreo @vavany,
somary safoy mayonnaise eo ambony aveo
asio persil kely na olive raha misy

64. kitjo ( 29/07/2004 07:52)
Entree froide izy io angamba fa ny ahy lou hohaniko amzao e,ihihihih

raha mbola ilaina betsabetsaka ilay zesta teknika dia:
- ataovy ambony vilia ireo ilay voatabia voasesika ovy, tsy mbola nasiana ilay mayo an
- mangala ilay fromage fanao @hamburger ireny d apetrao hivelatra tsara amboniny
- asitriho anaty micro-onde amzay d avela hitsonika tsara ilay fromage miraraka manarak ailay voatabia,

raha kely loatra ilay voatabia d anesory ilay fromage sao miraraka @vli
65. booboo ( 29/07/2004 10:40)
ôtra2 an'io notenin'i kitojo io ihany fa ovaina oeufs durs nopotipotehina sy sardines nopotipotehina fotsiny ilay farces. Dé asiana mayonnaise kely dé afangaro tsara. Rehefa zay, dé asisika ao anatin'ilay vôtabia @ zay, tsy atao feno beeee fa mbola ho satrohana ilay satrony kely iny izy tsinona avy teo. Tonga dé aroso fa tsy hafanaina halemy ilay raha dé afaka aroso miaraka @ zava-maitso ( salades na soja.). Sady raim sy dém kely nefa misy endrika sy miam miam miam :} .
66. ftma ( 29/07/2004 11:16)
booboo tsy afaka mamaly intsony cutie fa io misy recette mousse chocolat sy gâteau:
Mousse chocolat mandarine
pour 4 personnes :
75g de chocolat noir
25g de beurre
2 œufs
40g de sucre en poudre
1 mandarine
1. faites fondre au bain- marie le chocolat cassé en petits morceaux avec 1 cuillère à soupe d’eau et le beurre en noisettes.
2. ajoutez les jaunes d’œuf. Battez les blanc en neige ferme. Ajoutez 25g de sucre, fouettez et incorporez an chocolat. Mettez au frais.
3. râpez le zeste de la mandarine en fines lanières. Mettez- les en confire dans une casserole avec un peu d’eau et 15g de sucre.
4. ajoutez les zestes de mandarine à la mousse et laissez-la 4h dans le réfrigérateur.

Gâteau au chocolat
pour 4 personnes :
250g de chocolat noir
200g de beurre
3 œufs
25cl de sucre de canne
70g de farine
1 sachet de levure
1.versez le sucre de canne dans le casserole. Dés qu’il est chaud, faites-y fondre le beurre et le chocolat découpé en petits carrés. Mélangez bien. Ajoutez les œufs entiers. Fouettez puis mélanger la farine et le levure à la spatule.
2.Beurrez un moule à manque, versez-y la préparation. Faites cuire au four thermostat 6 –180° pendant 25mn. Laissez refroidir anvant de démouler.
3.accompagnez à discrétion de crème anglaise ou de crème fouettée.
67. kitjo ( 29/07/2004 11:24)
ftma> melsi bcp!
nde hanao an\' io mousse au choco io za zao, :-P
miverina eto zany afaka 5h eo nety sa tsia, le mamatra azy ngamba no mety tsy haiko,hiihhhihi
68. ftma ( 29/07/2004 11:33)
kitjo haingana koa njy zany, mazotoa homana fa tandremo sao marary aty fa zarazarao hihihihihi
69. kitjo ( 29/07/2004 11:39)
ftma>oh aona kay le choco 75g?
ra oharina le choco noir Robert ray iny d firy?
70. booboo ( 29/07/2004 11:42)
ftma>merci a :D ! :-*
kitjo>azafady fa lasa kitojo vôsoratro re :oops:

:-D :-D :-D hafotaka indray ny fihinanana an'ireo zany :} :} :-D :-P
71. kitjo ( 29/07/2004 12:21)
booboo> minankanina aza misy latsaka na misy hafa tafiditsa,hiihihhi
ts olana e!

ftma> efa vita ilay izy , miandry le 4h sisa, fa natao anjambany fts ny fatrany :-P
72. cutie ( 29/07/2004 18:42)
Anjaso alou ry reto, fa tsy teo kely za teo, de mbola vao hamaky an'reo recettes vaovao reo.
Toa mampilendalenda daholo izy zany.
hummmmm
73. ftma ( 29/07/2004 21:41)
cutie tonga soa :lol: efa nanahelo za hoe tsy hafaka mamaly intsony ndry, omeko andry @ manaraka ny tomate _ mozzarella fa misy mozzarella ve aloha any e? mbola betsaka recette ataondry reo, teneno aho rehefa vita de alefako ny manaraka.
kitjo: nety? tsara ve? tsy haiko hoe firy gr ny chocolat robert fa zarao 4 raha 200g, na mihoatra kely aza tsy maninona.
booboo, tsy misy fisaorana de mazotoa homana

74. ftma ( 29/07/2004 21:42)
cutie tonga soa :lol: efa nanahelo za hoe tsy hafaka mamaly intsony ndry, omeko andry @ manaraka ny tomate _ mozzarella fa misy mozzarella ve aloha any e? mbola betsaka recette ataondry reo, teneno aho rehefa vita de alefako ny manaraka.
kitjo: nety? tsara ve? tsy haiko hoe firy gr ny chocolat robert fa zarao 4 raha 200g, na mihoatra kely aza tsy maninona.
booboo, tsy misy fisaorana de mazotoa homana

75. kitjo ( 01/08/2004 12:38)
ftma> melsi fa tena nety!
Fa lasa mamy beee, fa tsy haiko namatra azy, fa tsy maninona k, narahina dite sahambavy tsy misy siramamy aveo,hiihihhihihi
76. ftma ( 02/08/2004 22:55)
kitjo, tsy misy fisaorana e! hahenao kely ny siramamy @ manaraka.
Raha misy recette hafa tadiavinareo dia teneno aho fa mety ho haiko ihany.
77. booboo ( 03/08/2004 06:28)
Zà alou dény zô défa alefako mialoha dôl ny fisôrana ny namana rehetra mpanome recettes ato dé :-* dôl ( lany ny biz'oroka raha tsy zay nameko tsirairay hihihihi ). Zay vita iny dé tsy misôtra tsony zà @ manaraka :-P ! laingako zany !
Recettes misy trondro indray ftma a raha mety azafady. Zé ananao fotsiny fa mahatoky anao ndray zà oe matsiro beeeeeee fôna zé aroso eo :D
78. cutie ( 03/08/2004 18:11)
salut daholo njay nareo
Ty misy recette-na trondro
Trondro au coco izy ty.
endasina alou ny trondro, zay tiana ampiasaina.
Rehefa avy voahendy daholo de arotsay ny voatabia sy tongolo voatetika, le menaka avy nendasina an'le trondro iahany no ampiasaina. Rehefa medimendy ny sosy de, arotsay ny trondro, de arotsahy kou ny coco, ze tiana ampiaisaina, de ze tiana na atao ridritra na asiana sosy kely.
Mazotoa daholo a.
79. ftma ( 03/08/2004 18:15)
booboo efa misy recette iray io nomen'i cutie io fa hanomana hafa aho dia halefako.
cutie tena lasa mahay mahandro anie ndry hatramin'izay nisian'ity loha-hevitra ity e!
80. cutie ( 03/08/2004 19:14)
:-D Fa
Za anie mahay mahandro e, zao anag zany vao hain-jy?
Le godrogodro ihnay anie no tsy haiko e. hihihi.
Raha tsy afaka mihinana coco njy de, ataovy ihany io recette nomeko io, fa rehefa avy arotsaka ny tongolop sy voatabia, sy ny trondro de, asio rano kely, de ze saosy tian-dry eo na ridritra na misy ranondranony.
Bon ap a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0896