mitady recette fanaovana godrogodro

21. chipie1 ( 11/06/2004 07:13)
tsy misy fisaorana ry namako isany ô!
22. ftma ( 13/06/2004 18:14)
Cutie, etoko ny anjaranjy, fa aza matahotra, ataovy aingana ny godrogodro-njy, zay efa te hanadrana.
23. samoina ( 14/06/2004 14:50)
chipie / Nanandrana za fa lasa fisaka foana le mofo boule fa tsy mety boribory tsara !! hihihi
24. chipie1 ( 14/06/2004 15:05)
samoina> sao de tsy nety ny patinao zay? otrany patina gâteau reny le izy an! fa raha vao malemy be de ampina farine tsikelikely.
de refa manendy azy de ataovy aminy sotrona glasy reny tonga de mety be (boribory tsara)
moa raha enjana be ndray ny patinao de asio ronono tsikelikely.
hihihihi
25. cutie ( 14/06/2004 17:20)
aleo alou za hanadrana ny godrogodro vao miditra @ mofo bol.
Ftma. Efa hanao azy mihitsy za io akia.
Tsy adinoko njy ka.
26. jhy ( 20/06/2004 18:29)
ty misy fanaovana mofo baolina:
farine 500g;oeufs 4;10 càs sucre;4càs lait;2càs huile;1sachet levure chimique.
Afangaroy ny atody2+tamenany2(aza arina ny tapotsiny)+sucre
Alefaso ao ny huile+lait,afangaroy tsara
Arotsayamin'izay ny farine+levure
Kapoy mitokana ny tapotsiny,afangaroy @pate eoambony,dia avelao ipetraka pendant 1h au moins
menaka mafana,afo malefaka,sotrobe roa ampiasaina dia mety.Matsiro be io fa mba andramo.
27. ikaretsaka ( 20/06/2004 20:58)
samoina> mofo Pala ny an'ialahy izany na mofo zoera hi h ihi
28. cutie ( 21/06/2004 17:55)
ikaretsaka ,aiza ze misy samoina eo? lollllllll
merci jhy.
Hono wa misy mahay punch au coco ve?
29. ikaretsaka ( 22/06/2004 05:34)
io ambony io misy samoina
pandefa : samoina
14/06/2004 17:50:56

Lohateny : Val : mitady recette fanaovana godrogodro

chipie / Nanandrana za fa lasa fisaka foana le mofo boule fa tsy mety boribory tsara !! hihihi
30. ftma ( 22/06/2004 07:23)
jhy misaotra fa inona aloha ny dikan'ilay "càs" fa tsy haiko e.
cutie hisotro dray ga ndry? tsss
punch " saoco" Cuba no haiko misy coco ihany io:
pour 4 personnes:
1/2 de d'aguardiente (azo soloina rhum)
1 verre de lait de coco
mélanger l'alcool et le lait de coco.servir avec la glace pilée.
cutie tsy sotroindry irery an!
31. cutie ( 22/06/2004 20:10)
niverina namaky ny ery ambony ery za , vao hitako le we samoina. Azafady ry ikaretsaka a.
ftma, tsy hisotro rery za ka, efa akaiky akia ny 26 juin a, tsy aleo ve mitady punch au coc kely.
Merci alou t@ le nanakiray e, andramako.
Efa nanao godrogodro za, fa lasa fotsifotsy wa ny lokony le izy nony vita, sa tokony hampiasa siramamy mena za ftma?
32. olly ( 22/06/2004 20:20)
caramail siramamy empoina akia mahamenamena azy cutie a ! de za kou sisao an : fa za kou manko tia godrogodro be ! hmmm
33. ftma ( 23/06/2004 11:15)
Cutie, io tenenin'i olly io hatao na siramamy roux ampiasaina, na farine vary gasy mena raha mahita ndry.
34. cutie ( 23/06/2004 16:45)
merci daholo a. Aleo alou laniana le godrogodro fotsifotsy, hihihi.Zay vao manao an'le hafa njay.
Fa misaotra na dia zany aza.
35. cutie ( 23/06/2004 16:50)
jhy, tena tsy hay le dikan'le cas. ftma, 1/2 na tavoahangy rhum v eno tian-jy tenenina @ io ?
36. jhy ( 23/06/2004 17:37)
cutie>cas : cuilliere à soupe re io e!
sotro fihinanana sakafo.Ary
sao dia mba misy mahay menakely nareo?mba lazao eto e.
37. ftma ( 23/06/2004 20:46)
cutie, ito ny recetten'ny madelaine nangatahandry:
pour 12 madeleines:
atody 5
siramamy 200g
dobera 250g
farine 250g
pepite de chocolat
hafanao ny four 200 thermostat
kapoy ny atody, rehefa miova ho fontsy ny lokon'ny atody dia arotsainy ny siramamy, dia kapoina miaraka, epoy ny beurre dia arotsay miaraka @ ilay siramamy sy atody, afagaroy tsara, arotsay koa ny farine, dia afagaroy tsara, raha manana mixeur ianao dia io ampiasaina, ataovy ao anaty moule ( moule misy boribory kely ohatr'ireny fanaovana mofogasy ireny) ny caisette 70mm, fenoy ny caisette, asio pepite de chocolat avy eo dia ataovy ao anaty four mandrindra ny 20mn.
38. cutie ( 23/06/2004 21:52)
merci ftma
Avy njay njy sy le thermostat ty a.hihi.Amjamako foan alou e de laziko an-jy ny valiny.
39. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:09)
ary sao misy mahay recettena cafe milay laisany.. tena serieux an,, fa tsy ilay hoe vovokafe sy coffee maker
40. cutie ( 24/06/2004 18:16)
kafe ahona zany ry ikaretsaka?
Le vao green mihitsy ve ? de le endasina de totoina ve rehefa avy eo?
Raha izay de mitadiava coffee beans de endaso de totoy, de zay e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2577