mitady recette fanaovana godrogodro
101. ftma
(
12/08/2004 09:43)
Methode, mbola tsy nandefasan'i cutie godrogodro ihany angaha? efa ela no vitany ilay izy, mety efa laniny.
cutie nety ilay rochers?
cutie nety ilay rochers?
102. cutie
(
12/08/2004 16:54)
@ ty WE ty akia ry Ftma ataoko le izy a.
methode, le in alou no tsy omby varavarana.hihi.
za methode tsy handefa raha tsy manome recette avy any aminareo any se ho takalony alou.

103. methode
(
16/08/2004 23:02)
Ftma> Ohatran'ny tsy azo antenaina intsony ity Cutie ity ka!! Hihihi!
Cutie> Tongava aty aloha manandrana ny sakafonay de andefasako recette rehefa tianao le izy e!! Hihihi

104. ftma
(
17/08/2004 21:34)
methode, cutie mbola mianatra mahandro, mbola ho avy eo ihany izy e. izaho aza tsy maharaka ny sakafo ato intsony fa be dia be no tsara be daholo.
105. haingou
(
18/08/2004 13:55)
fanaovana bonbon coco le tsotra fahita aty Dago izy ity an!
coco iray, siramamy 250g
Rapena ny coco atao ôtrany mandrapy lasary karoty azo ovaina arak'izay tianao izy io misy mampiasa ambozo fa ny tena fahita aloha dia le ôtrany lasary karoty ireny. Dia endasina ny siramamy (kelikely fa tsy izy rehetra a) atao caramel Mba hanomezana loko azy ho maron no anton'ilay caramel. Raha tianao atao fotsy ny lokon'ilay bonbon dia tsy endasina (atao caramel izany). Rehefa avy eo dia arotsaka ao ilay siramamy ambiny sy ilay coco efa voarapy asiana rano kely tapakin'ny kôpy dia andrahoina kelikely ao. Dia rehefa somary miraikitra maditidity izy dia raisina amin'ny sotro dia atao ambony plastique na izay mety azo ametrahana azy. Atsitokotoko eo dia avela hangatsiaka dia vita
mazoto homana
Le siramamy azo atao kelikely arakarak'izay tianao ihany

108. ftma
(
30/08/2004 11:11)
tsara be ny bonbon coco haingou fa misaotra.
cutie hadikao teny gasy ilay sakafo nalefanay any "tarte flambée" dia alefaso ato.

110. cutie
(
30/08/2004 20:16)
ftma
aiza akia ty tarte flambee, nalefan-jy ty, fa tsy hitako akory.
kitjo, anjaso akia, fa za manana an'io recetten-jy io.
ramaso, le tena atao an-trano no milay fa le any @ mpivarotra ratsy.

111. ftma
(
31/08/2004 08:18)
kitjo ito misy fanaovana flan, azo soloina zavatra hafa ilay verveine:
zavatra ilaina: 1 gousse de vanille, ronono 1/2 litatra, siramamy 125g, ravina verveine maina na lena 5, atody 3.
afanao ny four 150°C (th. 5)
ampangotray ny ronono miaraka @ vanille.
asory dia arotsay ny verveine, avelao ilona 10mn, esory ilay ravina verveine avy eo
- vakio dia kapoy ny atody tandremo tsy hisy mousse.
- tantavano ilay ronono rehefa mangatsiaka, arotsay ao anatin'ilay atody voakapoka, afangaroy.
- arotsahy ao anaty 4 ramequins na vera mahataty hafanana, ataovy eo ambonin'ny plat misy rano mafana ny an-tsasany.
- sarony taratasy aluminium ilay plat, adrahoy ny flans au bain-marie ( ao anaty four na vilany)mandritra ny 35 na 40 min.
- asory ao anaty four dia avelao angatsiaka.
- ataovy ao anaty réfrigérateur 2 h alohan'ny hinanana azy.

112. kitjo
(
31/08/2004 17:43)
ftma> misaotsa betsaka dia mazotoa za, :-P
ramaso> nandramako ny recetten lah fa tsy mety, tsy mahay teny gasy zareo ;-)
cutie> marina mitsy zany sady le mikenokenona ao andakozia mikarakara mitsy no tsara, sady mba faly ery refa mitelina hoe za no nanao an'ty :-P :-P

113. xxx
(
07/09/2004 14:40)
ftma> manamboatra za io fa tsy haiko ra mety na tsia fa miandry izay fivoakany avy ao....mbola misy 20mn,hihih :-P
melsi
kitjo :)
melsi
kitjo :)
115. kitjo
(
08/09/2004 14:27)
ftma> tsy tafaverina tsn aho fa raikitory le alina niandry le adiny 2,
adinoko tao anaty congelateur d somary nivaingana fa tsy naninona k,
tsy haiko na ilay ronono no nisy rano fa lasa nisy nivaingana oh rano le izy.....d tany ambany koa nisy rano nitsika....d oh nisy bulle bulle znay
hihhiihhihi, fa nety zany en general e...fidiana tsara ny ronono @ manaraka.
Ary raha ilay flan oh misy pate iny ny ambany? fa tsy ilay atao @ kopy ndray.... :)

116. ftma
(
08/09/2004 15:08)
kitjo, mety ny ronono zany no ratsy, manana io recette tadiavindry io aho fa andraso adikako @ teny gasy.
ramaso ve mahandro sa manara-maso fonttsiny e!!!

118. kitjo
(
08/09/2004 15:53)
bravo ramaso, tena mpanaramaso mitsy ....fa tsy executive..ihihhiihih
efa mba nomen ramaso zany ny directive rey ol fa mba meo le recetten ireo an

120. ftma
(
08/09/2004 16:24)
kitjo ramaso sao miady ao andakozia ao nareo ireto zay vao manahirana!!!
nety izany ny kajy tary (eritreritra mandalo) sa ahoana ry kitjo?
azo averina io recette ny flan io fa asiana pâte brisée fontsiny.
misy recette hafa ity raha handramanareo:
Zavatra ilaina:
Poma 500 g
voasarimakirana 1
calvados na rhum in- 4 ny sotrokely
siramamyin- 8 ny sotrokely
ronono 20 cl
1/2 gousse de vanille
atody 3
dobera in- 2 ny sotrokely
Pâte brisée
- voàsy ny poma dia teteo manify manaraka ny halavany, asio voasarimakirana.
- Lomana 15 min ao anatin’ny calvadosna rhum miaraka amin’ny siramamy 4 ny sotrokely..
- ampangotray ny ronono miaraka amin’ilay siramamy ambony,miampy ilay vanille nosaraina roa.
Avelao angatsiaka kely.
- afanao ny four th. 7 (210 °C).
- asory ao anaty ronono ilay vanille.
Kapoy ny tamenak’atody, arotsay ao amin’ilay ronono, afangaroy.
Kapoy ny tapotsin’atodydia afagaroy amin’ilay ronono.
- Asio dobera ny moule, apetrao ny pâte brisée, alaharo eo ambonin’ny pâte ny poma, arotsay ny ilay ronono efa mifangaro amin’ny atody.
- andrahoy 20 min ao anaty four.
Avelao angatsiaka dia ataovy ao anaty frigo alohan'ny hinanana azy.
Mazoto e
ramaso mba manaova fa aza faly manandrana sira fontsiny.