tokony ho saro-piaro ve
21. pitchou
(
30/03/2004 15:06)
ka tys fantatrao akory izay fototry ny fifandirana tao d aviavy ianao? ka ianao indray no tena ho fototry ny fijaliany satria ny an-drizareo mety adiadin'ny mpifankatia, ratsiratsy maraina fa mibaliaka atoandro! d ianao hanisy poizina???
23. pitchou
(
31/03/2004 04:26)
mba andraso rehefa antsoina e! mba avelao aloha izahay hiangolangolam-pitia
24. pitchou
(
31/03/2004 14:03)
rehefa alohalika ny ranombary d miantso anareo e! d mba tongava haingana @ zay!
26. ikaretsaka
(
31/03/2004 22:47)
raha izay dia tondratondrahanay fotsiny satria lasa ohatran'ny pompiers zay.. aleo misoroka le
27. pitchou
(
01/04/2004 11:12)
nareo kosa! d tsy avelanareo hanana intimité izany izahay fa dia hisy gardien foana? d mba aiza ko izay fotoana hanananareo intimité raha ilaozanareo manaraka miambina anay?
Fa mba rehefa antsoina moa d mba miazakazaka mafy fa tsy ilaozana milalao an-dalana any e! d tsy tonga d midaroka fa manao tomba-maso aloha!
Fa mba rehefa antsoina moa d mba miazakazaka mafy fa tsy ilaozana milalao an-dalana any e! d tsy tonga d midaroka fa manao tomba-maso aloha!
28. kitjo
(
01/04/2004 16:21)
aleo kosa mba refa d urzens e,lolll
aiza ko d hidiranareo dol zany ze resaka ifanaovany ange e, oh ol rht mba miady na oh zay, ra zvt tsy d koi le izy enao ndray no hametraak pbm aminy eo,nefa enao ange tsy afaka hiaraka aminy e,
Fa haaf ndray le tena oe empijalian le bandy le sipa fa miharitra fts fa matawatsa.
D refa tena tsy zaka antsoina ranadahy d tonga ataovy mahalala ny anaranao izy

32. pitchou
(
03/04/2004 13:33)
ary karetsaka ngah efa norarafan-drizalahy satria nisy tsy nifanarahanareo sy ny baviny?
33. ikaretsaka
(
03/04/2004 17:34)
tss ...mitady faty?..zady za tsy manao sipa @ olona manana anadahy... hmmmm
34. ikaretsaka
(
03/04/2004 17:35)
tss ...mitady faty?..zady za tsy manao sipa @ olona manana anadahy... hmmmm
35. ikaretsaka
(
03/04/2004 17:36)
za manko somary kelikely zay ihany de tsy te hanan aprooooobl de aleoko mitandrina
36. ikaretsaka
(
03/04/2004 17:39)
za manko somary kelikely zay ihany de tsy te hanan aprooooobl de aleoko mitandrina
37. fijo
(
06/04/2004 22:42)
ny ahy indray dia mandaroka aloha vao manontany.amin'izay koa tsapany fa tsy tokony hanao vinany aty izy ka.mifanaja avy eo.raha marina ny azy dia efa nahavoa aloha aho ko.
39. noro
(
07/04/2004 12:23)
ary ianareo v mihevitra hoe rà tsy saro-piaro @sipany ny olona stt bandy de tsy d tia azy izy izany?