tokony ho saro-piaro ve

61. pitchou ( 20/04/2004 18:29)
ramaso aloha d hahita raharaha raha miarakaraka @ bavin-drizalahy ireo e! ary raha miampy ilay bavin-drizalahy nampianariny hay ady itony d tsy eny ambony cerceau akory angamba fa asa na ho aiza na ho aiza!
62. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:42)
ny ahy aloha mety nahantoko teny e
63. fijo ( 20/04/2004 22:44)
aleo aloha i ramaso mba hisoma kosa fa aza ampitahorina toa izany e.reveo letsy izay hazo an.
64. pitchou ( 21/04/2004 02:17)
fijo izany manome autorisation @ baviny e! hihihii! tandremo ary izy rehefa avy eo asidinao an!
65. fijo ( 21/04/2004 23:02)
ny ahy efa manambady efatra anaka.ka raha izaho no faralahy dia vinavinao hoe firy taona izy.
66. pitchou ( 22/04/2004 17:31)
kay! ampirimo haingana ary ny zanak'i bavy ka!
67. fijo ( 22/04/2004 21:36)
ngaha iny azo asitrika
68. ikaretsaka ( 22/04/2004 23:08)
niece indray zany ny an'ialahy ry fijo no.. tandremo sao
69. hendry ( 23/04/2004 15:52)
misy ny anabavy mahasaro-piaro fa jilaka loatra, misy tsy ilaina hasarota-piaro fa mahalala ny ataony.
70. pitchou ( 23/04/2004 17:23)
ka ilay jilaka ange ry hendry mety ho zesta ivelany fotsiny fa tena tsy voahodina mihitsy e! ary aleo tsy mahatoky saka fa trondro ............
71. pitchou ( 23/04/2004 17:24)
ny laoka!
72. mimita ( 23/04/2004 19:08)
ahon akosa no tsy misy ny fahasarota piaro ,samy t hanana ny stara io e!ra ny bavinao kosa v koziny uol we makrel aty d mba tinaoÉd aleo izy kozina alou!
73. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:02)
ka ny bavy ho bavy foana fa ny vady... sa ahoana moa ramaso?
74. pitchou ( 24/04/2004 09:16)
mimita a! io misozy vhv io no mahavoa anareo! angaha nareo ary raha vao kôtina d tonga d manaraka fôna fa tsy mahay mandà? ary raha izy no te-hanao makrel, reviny indray izany ka!
75. mimita ( 24/04/2004 14:15)
an an anka!!mba mampifila ihnay ka!
76. pitchou ( 26/04/2004 17:09)
hihihi! ihany ve? tsy mba hoe rehefa tsy reviko d avelako ho reraka hikôty eo fa ataoko tsy mahita?
77. ikaretsaka ( 26/04/2004 21:05)
ie ko
78. fijo ( 28/04/2004 21:03)
tandremo fa raha miverimberina matetika ilay mpikoty lasa vady ny hiafarany an
79. pitchou ( 02/05/2004 17:16)
tttttttttsssssss! raha ampifilaina ela ve izy tsy ho leo d lasa?
80. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:07)
misy koa ny olona perseverant ry pitchou an.. adinonao sahady angah any tataran'ilay mpananontena ao anaty baiboly notatarain'i Tia -ery tary (anontanio azy hoe andalana fahafiry fa tsy de expert loatra ny bandy) ? raha misy manoa lemozy eo hahazo foana ny hiafarany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3078