tokony ho saro-piaro ve
81. pitchou
(
03/05/2004 11:08)
d ilay mampifila @zay no atao hoe "izay fatra-panda ihany no hanaiky"? asa aloha fa raha sahala amiko rehefa tsy tiako hialako pà nefa mbola mi-insiste be d vao maika lasa tsy tiako na ny mahita azy aza e!
ary d ahoana moa izany ry karetsaka: raha vao misy mi-insiste izany d tonga v d sokajinareo hoe tsy maintsy manaiky ilay vhv?
ary d ahoana moa izany ry karetsaka: raha vao misy mi-insiste izany d tonga v d sokajinareo hoe tsy maintsy manaiky ilay vhv?
82. fijo
(
03/05/2004 21:40)
cas roa no efa hitako tamin'io.tena izany ilay sipa ilay mandrora ireny mihintsy an.fa izao mivady ry zareo.ny iray, iray anaka,ny iray efa telo hanaka.
83. pitchou
(
04/05/2004 16:11)
ehe! izy izany tsy mandà fa mba nampifila fotsiny! rehefa tsy tiana ange d tsy tiana e! nareo zao v raha misy sipa mikoty anareo nefa tsy tianareo maizina d satria mi-insiste foan foana ilay sipa d alainareo vady ihany?
86. pitchou
(
08/05/2004 05:15)
ngah misy resaka hoe tsara na ratsy fa mipetraka @ ilay nataon'i ramaso hoe rehefa mi-insiste d lasany foana ka
88. pitchou
(
11/05/2004 17:07)
non! tsy miala izany ianao satria izy mi-insiste d tokony hijanona aminy ianao!
90. pitchou
(
13/05/2004 15:33)
meuhhhhh non! izy mi-insiste hoe any aminao d tsy maintsy manaiky ihany ianao ka!
95. pitchou
(
22/05/2004 21:08)
mifampisaro-piaro eny zany ko! d ngamba ny tsotra miaraka mandeha mampiaraka! hihihihi
98. mimich
(
02/06/2004 11:56)
Ka raha izany anie dia ilay mpianadahy vadin'ny mpianadahy no tena tsara e!, moramora kokoa ny ifampiarovana @ izay.