tokony ho saro-piaro ve
1. lema
(
23/03/2004 15:46)
atraiza ny fetran'ny fahasarota-piaro eo @ anabavy za dé tsy mba saropiaro t@ anabaviko mihitsy fa tsy aiko
novalian'i ari.malala ny 11/06/2004 06:57
2. pitchou
(
23/03/2004 16:55)
mety tsara toetra @ anabavin'ny hafa i lema d tsy mahita antony tokony hahasaro-piaro @ anabavinao! fa matetika ny lhl ratsy fitondran-tena @ vhv no manana io toetra io, ary tena sadique mihitsy aza!
3. ralipo
(
23/03/2004 18:38)
Ny fahasarota-piaro aloha amiko dia ohatra ny "cause' anakiray arovana e!
1- Resy lahatra ianao tsy maintsy sarotony @ iny. (zany hoe hitanao marefo ara-sentiment ny bavinao)
2- Fantatrao ny "point fort" tsy mila discus be (ohatra sipa manao kung-fu; catch; kungsul sns...) Olon'ny saina le bavy fa tsy olon'ny fo e!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 06:38
4. fijo
(
24/03/2004 10:52)
marina ny an'i lema.izaho koa dia toa io tamin'ny anabaviko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/03/2004 10:52
5. ravatorano
(
24/03/2004 19:39)
io alloha dia miankina marina amin'ilay toetra ananan'ny tena aloha.Misy mantsy le tsy sarotiny izay azo adika koa hoe tsy misy idirako fa efa samy lebe , sa samy mitondra ny fiainanany>Na ilay saro piaro indray mety misy fahamarinanany ny voalazan 'i Pitchou teo saingy ilay fetrany no tian 'i lema anontaniana>
.Amiko rehefa mazava amiko tsara ny raharaha dia izay no izy fa rha misy hafahafa de avy za amin ny fanontaniana totoafo! hihihhi ! !
Ny fetrany izany Lema dia mijanona eo amin ny fifankazahoanílay bavy amin 'i valy ary ao anatin 'ny fifanajana tanteraka izany na ho azy na ho anay havan 'i bavy

6. hendry
(
24/03/2004 15:26)
Manana droit ho saro-piaro @ anabaviny ve ny lhl? dia toy izany koa ny vhv ve tokony ho saro-piaro @ anadahiny?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:26
7. hendry
(
24/03/2004 15:27)
Tsy tokony hisy io fahasarota-piao io amiko, anjaran´ny ray aman-dreny zany fa ny samy ankizy tokony samy manao zay heveriny fa mety aminy sy mifanaraka @ fitaizana azony. Raha misy ny tsy mety na ahiana, eo ny ray aman-dreny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:27
8. ikaretsaka
(
25/03/2004 09:52)
arakarak'ilay relationship misy aminao sy nyanabavinao sy ilay ho zahodahy na zaobavinao io!
9. fijo
(
25/03/2004 11:46)
ny ahy rehefa tsy manao antery i lery dia ok izay.fa raha misy herisetra dia afera hafa indray izay ary avy aho ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 11:46
10. pitchou
(
25/03/2004 13:56)
marina izany! saingy mba avelao kosa aloha i bavy hiantso anareo vao miditra an-tsehatra ianareo sao sery vitan'anamalaho ka hamonoana omby!
11. ikaretsaka
(
25/03/2004 13:59)
raha fantatray sy tsapatsapanay ko i ranabavy hoe manan aprobleme na tsy miteny aza dia tamy zahay ka
12. peluche
(
25/03/2004 11:04)
fa na izany aza mbola mibahana kely ihany ilay toe-tsaina hoe arovy ny voninahiny ny anabavinao sy ny zanakao vavy sns..
13. nananie
(
25/03/2004 11:35)
za moa tsy mba manana zoky dia tsy mba mahafantatra an'izany.
nefa mino aho fa mety ho tiko le we manana anadahy saro_piaro.
nefa mino aho fa mety ho tiko le we manana anadahy saro_piaro.
14. fijo
(
26/03/2004 20:26)
io lazain'ikaretsaka io ka.indraindray koa mantsy ampitahorina izy tsy hiteny.ka eo dia anjaran'ny anadahy no miditra.fa efa gravy ny resaka eo fa tsy sery intsony ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 08:26
15. kitjo
(
26/03/2004 17:38)
fa misy koa aloha anadahy diso saropiaro lotra le vao miresaka @ lhl le sipa d enkete b, sady nddray aza le bandy no iadivany,
tsy za aloha e, za koa tsy manana anadahy fa hitako io
tsy ao antsainy anefa fa ny anabaviny ange tsy afaka hovadiany e
nddray tsy fatany akory oe iza le olona fa d saropiaro b amzao fts
fa tsy ny rht no manao an'io an,

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 05:38
16. kitjo
(
27/03/2004 15:36)
ra zay kosa aloha d zay le ilaina anadahy e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 27/03/2004 15:36
17. pitchou
(
27/03/2004 19:08)
ka nareo ko ngah mampijaly ny an'ny hafa?
zaho aloha d tsy tia atao an'izany e! raha misy blem d miantso aho fa raha i dahy no aviavy b @ izao ... d tena tezitra aho e!
zaho aloha d tsy tia atao an'izany e! raha misy blem d miantso aho fa raha i dahy no aviavy b @ izao ... d tena tezitra aho e!
18. nananie
(
29/03/2004 09:32)
Marina le tenen'i Pitchou we mampijaly ny an'nyhafa. Matetika ny bandy refa saro-piaro, dia efa misy tôtra ratsy fanaony zay any an'an any @ ny an'ny hafa.Dia matahotr'izy hoe misy mampijaly ny azy.
ôtr'izany koa anie le bandy saro-piaro be @ sipany ireny e! Efa zatra naditra tany dia tsy mahatoky tsony!
ôtr'izany koa anie le bandy saro-piaro be @ sipany ireny e! Efa zatra naditra tany dia tsy mahatoky tsony!
19. fijo
(
30/03/2004 10:16)
za tsy mampijaly ny an'olona ka tsy tiako raha ampijaliana koa ny ahy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 10:16
20. ikaretsaka
(
30/03/2004 10:31)
za tsy manana anabavy hoe nateraky ny ray amandreny fa izaho saropiaro tokoa @ ireo raisiko ho anabavy aloha raha hitako heo misy mampijaly izy e..
you break her heart i break your neck
you break her heart i break your neck