tokony ho saro-piaro ve

41. ikaretsaka ( 08/04/2004 01:32)
tia tena ianoa raha saropiato satria ny tombotsoanao ihany no jerenao hoe tsy maintsy tia anahy .. za za foana
42. pitchou ( 08/04/2004 15:15)
d hono hoa ry karetsaka sy fijo! aiza ho aiza ny fotoana mba iarahanareo sy ny sipanareo satria ianaoreo hanaraka anay bavy ao afara tsy haditra?
izahay ange tsy manao an'izany hoe raha mankarary fo anareo izany ny sipanareo d rangotinay e! d maninona ny anay no fafazanareo fotsiny izao?
43. fijo ( 08/04/2004 23:56)
izahay ngaha moa dia hanaraka anareo foana e,fa vao maheno olana izahay dia avy.
44. pitchou ( 09/04/2004 14:13)
"vao maheno": mba farafaharatsiny izay! fa tsy d vao mahita an'i lery d darofy!!!! ovay kely fotsiny ilay izy hoe "vao antsoina fa misy olana" d @ izay tena mahafinaritra be
45. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:18)
na mi sentir .. bavinay io ko
46. pitchou ( 11/04/2004 07:28)
ka ilay mi-sentir ange ry karetsaka mety tsy ny an'i bavy no henon'ny volon'oronao fa ny an'ny hafa d i bavy indray no nahazo fjaliana aminao e!
47. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:42)
zay manko
48. pitchou ( 12/04/2004 03:25)
pire noho ny lhl algeriana nareo ireto indraindray ka! marina moa! rehefa tsy mbola mila tosika izy mba avelao hiaina aloha e!
49. pitchou ( 12/04/2004 12:24)
d aza miala lavitra na variana @ bavin-drizalahy any ndrao tara vao tonga rehefa antsoina e!
50. fijo ( 13/04/2004 23:13)
marina izany ka
51. fijo ( 14/04/2004 21:13)
izay mantsy
52. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:20)
no comment satria za tsy mba nomen'i jesosy anabavy direct
53. fijo ( 15/04/2004 21:49)
sambatra ialahy izany
54. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:08)
mety kobon'i lery ngamba ny mety ho hasarontampiaroko
55. pitchou ( 16/04/2004 10:20)
nalahelo angaha fijo fa nanana anabavy? hafa indray zany ko!
d ahoana indray moa izany: ny anareo izany ny maso ilany mijery an'i bavy d ny ilany mijery ny bavin-drizalahy? d raha samihafa ny lalana aleha d ahoana indray? ny bavin-drizalahy tsy foy ho lasa, ny bavin'ny tena tsy foy ho lasa!
56. fijo ( 16/04/2004 23:04)
ih,ih,ih,tay be indray zandry an.ahita vava ialahy androany.
57. pitchou ( 17/04/2004 14:21)
ka i bavinao no ho vtain-drizalahy malaky ko! maika hamonjy ny baviny izy sao ataonao inona any ny baviny! tsy mahay an'i fijo sy karetsaka? misidina mihantona ery ambony cerceau ery fa ataovy tsara!
58. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:16)
marina kos aio ,, ny mpivady az amahazo misaraka fa ny mpianadahy mpianadahy foana na tsy nisoratar ara panjakana aza..
59. fijo ( 19/04/2004 21:55)
marina mihintsy.
60. rafilo ( 20/04/2004 12:10)
koa zao anie e! refa nahazo ny any sipa hafa de mieritreritra an'iny koa hoe ohatran'iny koa zany no mahazo any bavy raha vao manao sipa eo izy de saropiaro nefatokony atao antsaina hoe andalo amin'izany daholo fa soa ihany fa bandy ovay zany toetra ry zalahy an! aza mampijaly sipa intsony e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.426