virj
81. colpain
(
12/01/2004 09:12)
aza atao resa-kozina , fa mba ovay resa-kozatra ! rehefa manao de manao , fa rehefa tsy manao de mijanona
83. fijo
(
14/01/2004 09:35)
aza manontany letsy,fa zavatra ho hita eo ihany io ko.tsy aleo testena mivantana?
84. hendry
(
16/01/2004 20:49)
tsotra ny vahaolana @ zany e: rehefa anontanian´´ny lehilahy zany sika vehivavy hoe mbola virj sa tsia dia valio hoe: EO AM-PANDRASANA MAHITA NY ATINY. Amin´izay tsy diso fanantenana izy raha efa tsy any ntsony moa surprise ho azy raha mbola d´origine.
85. lema
(
16/01/2004 12:45)
za ary no anotany an'i hendry hoe efa ve sa ahona aza mandiso fanatenana an!
93. xxx
(
04/02/2004 20:41)
Ny ahy klo de zao e!Rehefa misy bandy miaraka amiko ka manontany ahy an'izany de zao no avaliko azy: "Ary ny anao nga mbola tsy niasa?",tsy misy tombo sy hala izany fa rehefa samy niasa de zay! Sady zao koa e! tsy tokony hisy olona hi"exiger" an'izany mintsy raha tsy hoe nga mahatsapa izy tenany fa mbola virj
Bonne chance e!
Bonne chance e!
95. lema
(
05/02/2004 11:28)
ka efa hoe ny bandy virj foana ka tsy any à ilay manotany anie ny olana e! fa le sipa madainga
97. lema
(
12/02/2004 10:47)
ka lé sipa anie milaza tsy anotaniana matetika lé efa mba miresadresaka iny dé ny sipa moy mokozy hoe za mbola tsy nanao an'zany
