virj
61. fijo
(
24/12/2003 09:27)
ary ra virj nefa tsy manja.ilay iray anefa tsy virj nefa tena manja be.dia iza no alain'ialahy?
66. ralanz
(
01/01/2004 19:19)
tena efa tsy de lamaody ry akama zany manontany hoe ji sa tsi zany a.rehefa reven ela izy de amboary ny saina hoe reveko foana ianao na efa na mbola ,saingy raha sipa tsy anontaniana no miseho mandainga hoe mbola ne efa tsy any ntsony de mahamenatra ialao rehefa vitan ela fa mpandainga
80. colpain
(
12/01/2004 09:09)
tsy maintsy mipetraka kosa ranga ny fanontaniana . anjaranareo vhvy no mamaly hoe efa goka na tsi . Raha izay no mampalahelo anareo de mba anontanio ko zahay kofy hoe efa kenda ve ny anareo sa tsi .Ny ahy zao le efa vita matavy reny no tena reveko . de inona no blem ra valina tsotra ny fanontaniana fa tsy avadik'areo resak'alika fotsiny
