virj

21. lilah ( 05/12/2003 11:25)
vakivakio sy amboary daholo ny sipa era ny tanana dia aza gaga ra vita ny sasany koa ny anjara vadinareo refa avy eo !!aza tery saina oah!! fa refa tianareo fotsiny lay sipa dia reveo fa tsy hoe opération sexuel fotsiny no atao!! tadidio fa nareo angie mbola hiteraka vay any aorina any ka ny atao no mandatsa ;io atao ampiasaina @ aradalana fa tsy hieboebona sy andatsana sipa eh!! avy eo rehefa mamaly faty ny sipa tsy mataty
22. rinakely1 ( 05/12/2003 11:56)
marina mitsy zany teniny Lilah izany. Ny lelà manko d maneho ny domination-ny foana manoloana any vhv ka manjary manao tsinn tsinnn nefa refa atao tsy maharay lamba fa mibabababa ohatran'ireny may volotratra ireny! hi!hih!hi!hih!hi
23. rfanjav ( 05/12/2003 14:55)
mba volontratra aza no may,
ha ha ha
24. xxx ( 05/12/2003 14:58)
ieh !!!!fa refa tena ny anao no may vao tena ai !!ai!!! eh!! iomehezo tsara eh!! itako mintsy io nify be mivanivany io !!! ny ho avy no hilaza ny tohiny ref
25. rinakely1 ( 05/12/2003 16:43)
enao io xxxx b io zany no handoro ny anay sa ahoana? Sa haniraka mercenaire mitsy? HI!hi!hih!hi!hi
Zay nga matahotra an'izany e!
26. xxx ( 06/12/2003 10:50)
zany ange ry reto no manamporofo fa,ireo lehilahy tsy mba atokisana mihintsy e!manao manandrana havia sy havanana fona ve akia ireo,tena mampalahelo mihintsy le vehivavy ,tsy kilalao anie izahay fa mba misy hajany ihany e!ary marary io virijiny VAKINAREO io ka mba misaina fa tsy miteniteny fona akory.
27. isrine ( 06/12/2003 18:44)
Zany mihitsy akia ry zareo a! Tsy ho fantatry ry zareo mihitsy anie akia ny à izany e.
28. xxx ( 06/12/2003 10:55)
mh!! ataovy ry bandy ah!! aseoy fa anananareo ny fika ,fa ny bainareo sy ny reninareio ary ny cousine nareo reny ,tsy ataoranareo ve fa hivaly amin'ireny ny todinareo eh!! io natao fakana tsirony sy hiterahana fa tsy natao anambanina ny afa ! nareo ange mbola hiteraka eh!! dia ny aza vavy ara; tianareo ve raha ny zanakareo vavy no atao ireny ;
ny vevavy fanaja ry koto ah!!! ary nareka tao ianao ka aza dia manambany ohatra ny io eh!!
ny lela ko nge mato mapiseo ny maha hoe matanjaka azy dia faible zany izy au fond eh ! !afenina @ toka sy herisetra ny fahalrmena
29. xxx ( 08/12/2003 20:26)
d ahonn ny ataonareo marina ra ba bavinareo no ataony sasany anzany re?
30. xxx ( 08/12/2003 09:11)
aleo anao fa ho itany eo eh!!! reny mantsy lay tsy manakavana eh !!!nefa tao ihany ange no nivoka eh !!!na ravalomana ary !!!!
31. fijo ( 09/12/2003 10:33)
sikam-behivavy re izao ray olona o.tena mbola tsy nahita toa izany aho.may volo tratra,volon'inona koa a.fa maninona ary no dia manao toa io.revy anie no atao e.fa tsy ozona.
32. xxx ( 09/12/2003 17:57)
Ieny eh!! zay koa ange mba mivevy eh!! fa nareo no manambany anay ange refa avy eo no tsy milay eh!! fa ra tena hirevy ela ny aty koa ange mavita azy fa tsy revenay lay kofa manamba sipa fotsiny eh!!
33. lema ( 09/12/2003 11:15)
Io zavatra io anie tsy ifanerena fa efa nifanekena matoa tonga @izany tanjona izany e!nefa rehefa misaraka dé nareo be vava be hoe azonay ny nilainay dé lasa izahay nefa ny tena marina dé samy nahazo izay nilainy,zay ko anie mba vizaka e! zay aza no tokony anao vava fa ny lehilahy mou tia mandefitra dé ao anatin'ny fandeferana izany ka tsy maninona.
34. latino ( 09/12/2003 19:11)
marina aloha ny anao koa ry isrine sy rianakely,ny ahy aloha dia tsy mifidy aho raha resaka salany izany,angamba hinoko fa vitsy dia vitsy ny sipa mbola virj izany raha efa tonga 15 any ho any,ka tokony efa tsy hanontaniana izany fa raha efa manao aho vao mahay azy,mbola virj ve sa efa tsy,raha efa tsy virj izy dia tokony tsy atao mahagaga satria efa hainao ny toerana misy antsika,fa raha anao indray andeha aminy tany arabo dia mbola mahita vehivahy 40 ans mbola virj izany indrindra fa egypt izany maro aza tsy mahita izany endriky ny pussy izany till izy maty.
ka tokony tsy hatao mahagaga izany fa arakin'ny fombany olona @ tanana hafa tsy mitovy @ tanana hafa koa,moave dia hampitovianao salany ety egypt ve ny any dago.
daks for u and sorry if tell that history.
35. fijo ( 09/12/2003 19:32)
mitovy io dia reveo tsara,fa tsy mila vaniny eo e.
36. tonah ( 11/12/2003 17:34)
Izao ireto ah! Ny vehivavy virj dia tena mahafinarita, ny antony dia mahay manaja ny tenany izy alohan'ny fanambadiana. Ny tsy virj amiko dia tahaka ny tsy firaharahana ny tenany mihitsy. Koa ahoana ary no hanajany anao.
37. xxx ( 11/12/2003 18:34)
Diso kouss enao ry tonah satria aiza zany le toeran'ilay oe fitiavana @ zany !

Na virj enao na tsia ka tia de afoinao io! Manao rapport enao ! Tsy resaka tsy fanajana tena zany ! Mba sokafy ny saina fa efa taonarivo fahatelo isika zao e !

Tsy hainareo ko ange zany virj zany mety efa o azo averina atsy o atsy e ! Efa mety vitan'ny olombelona zany @ chirurgie esthetik ! :-D

Ka hoana zany sipa virj zany tsy criteres voalohany midefinir ny fitiavako anazy.
38. xxx ( 11/12/2003 18:36)
Diso kouss enao ry tonah satria aiza zany le toeran'ilay oe fitiavana @ zany !

Na virj enao na tsia ka tia de afoinao io! Manao rapport enao ! Tsy resaka tsy fanajana tena zany ! Mba sokafy ny saina fa efa taonarivo fahatelo isika zao e !

Tsy hainareo ko ange zany virj zany mety efa o azo averina atsy o atsy e ! Efa mety vitan'ny olombelona zany @ chirurgie esthetik ! :-D

Ka hoana zany sipa virj zany tsy criteres voalohany midefinir ny fitiavako anazy.
39. xxx ( 11/12/2003 18:41)
Diso kouss enao ry tonah satria aiza zany le toeran'ilay oe fitiavana @ zany !

Na virj enao na tsia ka tia de afoinao io! Manao rapport enao ! Tsy resaka tsy fanajana tena zany ! Mba sokafy ny saina fa efa taonarivo fahatelo isika zao e !

Tsy hainareo ko ange zany virj zany mety efa o azo averina atsy o atsy e ! Efa mety vitan'ny olombelona zany @ chirurgie esthetik ! :-D

Ka hoana zany sipa virj zany tsy criteres voalohany midefinir ny fitiavako anazy.
40. xxx ( 11/12/2003 20:28)
Maninn ary ela isany raha mitady virj tsy mamely vodina bandy e! ny 90% n'ny bandy gasy anie izao mbola virrj daholo e, sa ahona hoy nareo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1518