virj
104. fleur
(
05/03/2004 20:52)
Fa @zao aloha tsisy couple na oe ny ray no virj avant mariage zany e,sa ahoana ozy nareo.Ary ny lelà oa firy taona de efa manao e?
105. ja
(
17/01/2005 20:58)
Mialy b ny fisainan\'ny xxxx ary d\'accord 100%aminy za.Za koa mpiteny hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ary ry lele mba heritereto ny zavtra atao.Heverinareo fa ny sipa anga dia tena vendrana b sy tsy misy lanja no hohaninareo ny maminy dia lasa mijery voninkazo hafa indray avy eo?raha mba ny bavinareo no atao an\'izany dia ahoana?simbain\'ny lehilahy dia avy eo mipitsika?
