virj
41. xxx
(
11/12/2003 14:06)
C tout simple non !!! Ze tiana mitombo tarehy ! sa aona ! Na de tsy virj ntsony aza de inn no tian'lah zany de tiavo @ iny!
43. rinakely1
(
12/12/2003 17:25)
zay mitsy e! refa iny no nofidina tokony mionona sy mitia azy e! virj izy na non zay zany , tiavo malalaka ary aza asina blèm e!
44. ikaretsaka
(
15/12/2003 13:00)
de eritrereto foana hoe virja izy isaky ny manao... mety hanome kourazy koa izany!
45. ikaretsaka
(
15/12/2003 13:03)
de eritrereto foana hoe virja izy isaky ny manao... mety hanome kourazy koa izany!
47. fijo
(
16/12/2003 09:07)
rehefa diso lavaka io no tena marina ry karetsaka a.ih,ih,ih.lasa virj tampoka.
49. lema
(
16/12/2003 13:29)
ka afa ihany houa le virj mapazoto homana otrani hoe mihinana @vilia madio e!
51. fijo
(
17/12/2003 09:31)
isrine bedy an.
nga tsy fantatry rinakely ilay hoe"quand il y a la tempete,tout les ports sont bon"tsy mpahana,fa niova famindra ka
nga tsy fantatry rinakely ilay hoe"quand il y a la tempete,tout les ports sont bon"tsy mpahana,fa niova famindra ka
53. lema
(
17/12/2003 14:20)
tsy hoe miandry anie fa raha manana safidy kosa ve !
ary ny sipa ve mba mitady bandy virj e!
ary ny sipa ve mba mitady bandy virj e!
54. xxx
(
17/12/2003 18:12)
ie!fa ahonn moa no tsy mitady ny sipa!nareo aza mitady sy mifidy² ery kou!zany injay v fanontaniana!
56. rfanjav
(
18/12/2003 14:01)
lema : ny mahafinaritra anao zany d le manao opération virj foana,
fa le tsy virj zany d maloto hoy ianao,
ovay le eritreritra fa tsy mamely intsony @ zao fotoana izao zany e!
fa le tsy virj zany d maloto hoy ianao,
ovay le eritreritra fa tsy mamely intsony @ zao fotoana izao zany e!
58. isrine
(
19/12/2003 20:27)
ka zahay tsy manana baiboly zany e.
Sarotra ny handainga fa tsy mbola nandalo tao andohako zany hoe hitady bandy virj zany! Ny ahy zavatra hafa no tena tadiaviko!
Sarotra ny handainga fa tsy mbola nandalo tao andohako zany hoe hitady bandy virj zany! Ny ahy zavatra hafa no tena tadiaviko!
60. lema
(
23/12/2003 11:55)
rafanjav:tsyhoe manao operation fa meteza ianao @toerako kosa hoe misy sipa roa eo dé ny ray virj @saina tsy miangatra ary iza no alainao?
