creationisma maoderina

1. rhaj0 ( 30/04/2015 12:53)
nisy fantsin'i Strong3 tatsy hoe, ka izaho azany ve hono ka tsy noforonin'i Atra (-n'ny Kristiana).. Noforonina ahoana azany aho ity k'le...

Tena tarabe mihintsy anie izany "finoanao" izany ry Strong3 eee.. dia mbola hoe, izay hita sy re sy tsapa rehetra izao ve, dia mbola hoe, "vao noforoniNY" teo daholo ?

Jereo ange ny maha-fatsora be an'i debabe e.. Hitany fa ridicule izy raha mbola mino izay creation (toa io finoan'i Strong3 io), ary dia spin kely indray izao, ka afangaro voraka @ evolution..

Dia hoe, ka "noforoniNY" (creation) t@ voanalohany tena t@ voanalohany, fa avy eo dia "nivoatra" (evolution) t@ izy tenany ilay noforoniNY.

Jerevo ohatra io rohy ambany io, fa dia.. hitanao izany hoe politisiana fatsora mahay miolakolana mampino sahona ny mpanaraka azy.. afangarogarony ao daholo dia pouf... lozikabe hono eeee... dia minou fotsy foana ihany eee...
http://www.independent.co.uk/news/world/europe/pope-francis-declares-evolution-and-big-bang-theory-are-right-and-god-isnt-a-magician-with-a-magic-wand-9822514.html

F'efa tsarabe kosa k'lou fa efa nivoatra eee... efa miha-miala @ ity pensee magique ity..

novalian'i endriny ny 29/05/2015 14:57
2. rhaj0 ( 30/04/2015 17:52)
Fa kay efa t@ 2002 hono i Ratzinger no efa nibaboka fa hoe mitombona ihany ity resaka evolution ity...

http://www.newsweek.com/pope-franciss-remarks-evolution-are-not-controversial-among-roman-catholics-281115
But before he became pope, Ratzinger delivered an address at the Vatican in 2002 in which he stated that “converging evidence from many studies in the physical and biological sciences furnishes mounting support for some theory of evolution to account for the development and diversification of life on Earth.”

ngo dia ni-demissionne tahaka an'ireo pretra anglikana sy advantista koa azany ny Papa Benoa raha izany... Ireo pretra anglikana sy advantista noresahina teto dia ireo izay tsy nety intsony ny sainy ny mamahana sy mampanantena lalitra ny olona, ary dia ni-demissionne tsy ho pretra intsony; ary lasa atheista akoriny aza hono.

Fa ny an'i Papa Fransoa moa izany dia nataony salady tao ny bigbang sy evolutionisma ary creationisma, ary dia mbola nampiany (doka-tena) hoe, tena misoka-tsaina azany hono izy @ izany (“fundamental openness of his mind and spirit”).. esy eee...
3. gasy1zay ( 01/05/2015 13:55)
Izany eo ihany fa ahoana tokoa moa ry rhaj0 ireo gidro maro be ao afrika toa tsy mety mivoatra ho lasa olombelona mintsy toa mijanona gidro foana? fanga moa tsy hoe gidro mivadika olombelona rehefa ela ny ela?
4. rhaj0 ( 01/05/2015 15:06)
Ilay "mivoatra" (evolution) anie ry Gasy1zay, tsy hoe, pouh pouh pouh... dia miova tampoka teo ao anatin'ny 1 segondra na 100 taona eee... afangaronao @ "mamorona" (creation) ka hoe, pouh pouh pouh... dia miforona avy @ tsy misy ny gidro.

TSISY "pouh pouh pouh..." eo .. mba takaro ihany ilay fahendrena (na fibabohana) ataon'ny Papa Fransoa hoe, tena TSISY an'izany "a-magician-with-a-magic-wand" (toritorian'ny Baibl na ny Finoana/Fivavahana) izany. Dia araho ny Siansa manazava ny fivoatran'ny espesy... jereo ny echelle des temps.
5. gasy1zay ( 01/05/2015 20:23)

rhaj0:

Ilay "mivoatra" (evolution) anie ry Gasy1zay, tsy hoe, pouh pouh pouh... dia miova tampoka teo ao anatin'ny 1 segondra na 100 taona eee... afangaronao @ "mamorona" (creation) ka hoe, pouh pouh pouh... dia miforona avy @ tsy misy ny gidro.

TSISY "pouh pouh pouh..." eo .. mba takaro ihany ilay fahendrena (na fibabohana) ataon'ny Papa Fransoa hoe, tena TSISY an'izany "a-magician-with-a-magic-wand" (toritorian'ny Baibl na ny Finoana/Fivavahana) izany. Dia araho ny Siansa manazava ny fivoatran'ny espesy... jereo ny echelle des temps.


eny hoy aho fa ireo gidro ireo moa zany vao omaly no tao sa ny razambeny tsy mba nahavita nivoatra ? Inona izany no gidro afaka mivoatra ho lasa olombelona dia inona no tsy mivoatra fa dia gidro eny ihany?
6. rhaj0 ( 03/05/2015 12:28)
Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...

7. Strong3 ( 04/05/2015 08:20)
hihihi izao no angano maoderina ....
8. Strong3 ( 04/05/2015 09:05)
dia gaga hoa izaho amin'ity resaka evolutioniste ity, dinaosaoro no niaingan'ny biby dia lasa mikraoba kely no sisa biby masiaka amin'izao ...

toa mifanohitra amin'ny téorian'ny evolutioniste izy ity kou , hoe ; singa kely no niakatra ho lehibe (na hoe olona no faratapom-pivoarana)

fa tsy nisy NIHOTRA NY OLONA KOSA ALOHA ilay fivoarana fa nijanona teo eh, efa nikaroka ihany ny big bang fa eeeh , tsy nahita navaly

asa na iza no angano io FIVOARAN'NY karandoha io izao dia mbola tsy ampy ny andrizareo maomY , sy ny tariny hita tany perou, izay lavalava

9. rhaj0 ( 04/05/2015 10:38)
Eto jerena ry Strong3 a... tsy takatrin'ny Baiboly io..
http://lmgtfy.com/?q=artificial+cranial+deformation+ry+strong3+a

10. Strong3 ( 04/05/2015 10:53)
aiza ôh! nga moa ny baiboly mahatakatra izay lazainao eto ,fa izay nanome azy hoantsika no tompon'ny fahalalana rehetra.

« Ary izao zavatra ary rehetra izao, na izay any an-danitra, na izay ety ambonin'ny tany sy any ambanin'ny tany, na izay any an-dranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny, dia reko samy nanao hoe: Ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana sy ho an'ny Zanak'ondry anie ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra ary ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. » (Apokalypsy 5:13)
nefa Izy ihany no nahary ireny, ka samy amin'ny natiorany avy no nanaovany azy!
11. Strong3 ( 04/05/2015 11:17)
hihihi dia gaga aho amin'ity wiki nalefanao rhaj0 , ka sao mba olona daholo ihany no nanao ny evolution raha izao?

kay ve rehefa zavtra misy dia afaka tohanana araka izay mety ao dia hoe izay no nagatonga ilay olona fohy sy lafa sy ngita na tso-bolo na koa fotsiny na mena na mavo na mainty ...

enjana indray iny
12. Strong3 ( 04/05/2015 12:20)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=13&cad=rja&uact=8&ved=0CFcQFjAM&url=http%3A%2F%2Fwww.syti.net%2FEvolutionStory.html&ei=_F5HVYu2Ic3eaITIgJgC&usg=AFQjCNGXDFM148SvlEg8nhc3g7RQksFK4A&sig2=AdJRNKvJoR5iJJ_cQkjbng&bvm=bv.92291466,d.d2s


dia gaga aho hoe ny big bang izany afaka manamarina fa marina ireo voalazany ,fa toa ireny nanatri-maso ny FIFORONAN'NY ZAVATRA REHTRA TANY AMIN'NY 30milliards d'année tany izy ireo izany, dia iny hono fa :
Création de la vie sur Terre


[quote=big bang] Au début la Terre n'était qu'une boule de lave en fusion, avec une atmosphère de vapeur d'eau et de gaz toxiques. En se refroidissant, la surface s'est solidifiée en une croûte terrestre. Progressivement, la vapeur d'eau s'est condensée pour former des océans dans lesquels des bactéries ont commencé à apparaître et à se développer. Ces bactéries étaient faites d'une seule cellule, mais qui possédait déjà l'attribut essentiel de la vie: une chaîne d'ADN. Un milliard d'années plus tard, ces cellules se sont dotées d'un noyau. Cette organisation interne plus complexe allait ouvrir la voie à une coopération entre des cellules. Des groupes de bactéries vivant en symbiose sont allées jusqu'à former des assemblages permanents au sein desquels chaque cellule a commencé à se spécialiser. Ainsi, les organismes vivants complexes ne doivent pas leur existence à la compétition mais à son contraire, la coopération.

Les premiers organismes multicellulaires sont apparus sur Terre il y a 1,3 milliard d'années, soit 3 milliards d'années après la création de la planète, et 14 milliards d'années après le commencement de l'univers. [/ quote]

dia manaiky hono i rhaj0 fa izany no tena la verité ... hihih
13. Strong3 ( 04/05/2015 12:36)
fa raha mijery io fandaharan'i Gilgamesh io za dia mahita hoe : ohatran'ny kopy kolé amin'ny ao anaty baiboly ihany ny tranga hitany an,
raha miteny izany moa dia lazain'i rhaj0 fa hoe miandry ny siansa hanamarina ny baiboly nefa hoe tsy mino ny siansa , nefa ny siansa mihitsy no te handiso ny baiboly, ka miezaka mitady porofo hilazana fa diso izy io...
dia ho hitantsika eo moa kou
14. rhaj0 ( 04/05/2015 12:49)
Strong3:
dia manaiky hono i rhaj0 fa izany no tena la verité ... hihih

Tena mbola tsy mety takatrao mihintsiny ranamana ny revin'ny Siansa.. Tena ataonao fa sahala aminao "mino hoe inty laverité iray, dia miankohoka mamikitra-gaigy" ao daholo ny olona.

Ivereno indray t@ 100 taona taloha, rahefa navoakan'i Rutherford ny modelin'ny atom-ny. Dia meteza miara-miaina t@ Rutherford ohatra. Izay aloha no takatra t@ izay fotoana izay, fa niezaka mafy hanita-pahalalana avy @ izay modely izay ireo fizisista teo. Fa kelikely foana dia niitatra ary dia nisy modele quantique indray. Ohatra io. Ka raha t@ andron'i Rutherford ho'a ianao, dia misokatra ny saina dia miezaka mandalina sy manitatra... fa tsy mihidy dia mikobona manao pli-vava hoe ny "afo-rano-rivotra-tany" iiii... izay an'i madame eva izay ihany no fikirina fa izay no efa voaporofon'i mouchechy t@ arivotaonany lasa.

Ka io k'lou re no fantatra izao ry Strong3 a... ary izany dia araka ny fahalalana ankehitrio (sy omaly). Fa ny avoakan'ny ampitso dia mety ho hafa. Ary tsy olana izany.
15. Strong3 ( 04/05/2015 13:36)
profoy ao izany hoe niainga tamin'ny bibikely tsy hitamaso ny zavamanan'aina kou hihihi... dia ra-karibaonina no mpaminany sy mpamantatra ny lasa :-)
16. rhaj0 ( 04/05/2015 14:12)
an an... sarotsa be zany fa dia ... A.tra azany ee... :-)

hi hi.. sahala @ ilay bilagy hoe
- hozy ilay zaza.. sambo iny mandalo iny ry bainina ooo ?
- hozy ilay rainy.. tsia, yatch iny..
- hozy ilay zaza.. sambo kouh..
- hozy ilay rainy.. tsia, yatch iny..
- hozy ilay zaza... ahoana ny fanoratra izay iiaaak sa iiaats sa iiaach.. izany ?
- hozy ilay rainy.. euh... tsia .. "sambo" tokoany iny...
17. rhaj0 ( 04/05/2015 15:40)
Fa io ry Strong3, rahefa tsy hianatra ny Evolution ianao, dia @izay mba mampianatra ny zanakao ao koa, dia ... hi hi hi... ny zanakao no hampianatra anao f'ataovy ao foana mouh kouh..
18. gasy1zay ( 04/05/2015 19:18)

rhaj0:

Fa io ry Strong3, rahefa tsy hianatra ny Evolution ianao, dia @izay mba mampianatra ny zanakao ao koa, dia ... hi hi hi... ny zanakao no hampianatra anao f'ataovy ao foana mouh kouh..


Na ireo mpikaroka any @ université lehibe indrindra eto an-tany aza tsy hahavaly ny fanontaniana mikasika ny évolution ka aona moa no ahafahan'ireo ankizy mpianatra izany ry rhaj0 a!

Mbola averiko ilay izy hoe raha tena mitombona ny théorie de l' évolution dia tokony efa tsy misy gidro intsony fa mba efa lasa olona daoly ry zareo na mba efa mampiasa afo farafaratsiny :) sa araky ny valitenin'i rhaj0 etsy ambony hoe afaka 1Millions d'année eo ireo gidro tavela ao Afrika vao hivadika olombelona? Sa ekena aloha ny théorie mba tsy hifandirana?

Dia maninona hoy aho ny biby heverina ho manana intelligence ambony noho ny olona tsy nivoatra alohan'ny ragidro nefa mba manana QI ambony ny gidro e!

Rehefa voavalin'ny ankizy ireo rhaj0 dia afaka mampianatra anay sy Strong3 ry zareo a! raha tsy zany dia zavatra efa hainay ihany no hainy.
19. rhaj0 ( 04/05/2015 21:12)
Dia tsy ho sasatra mihintsy nareo manasisika hoe, tokony @ lozika sy finoana ary fisainana anareo kristiana, dia tokony ho "voavaly" daholo izay fanontaniana rehetra.

Ary tsy sasatra koa aho milaza fa, "tsy ho hary ho voavaly" daholo ny fanontaniana, satria:
- TSY sahala @ finoana, ka hoe izay "voasoratra t@ l'an 0, dia tsisy-adi-hevitra fa ekena hatrany, na dia efa oainina izao azany.
- fa work in progress hatrany hatrany ny Siansa, ary tsy maha-oainina ny tsy azahoana mamaly ny fanontaniana rehetra izany.


ka dia lazao @ fomba ofisialy eto azany hoe, aminareo izany,
- ny olona voalohany teto an-tany dia ... i Madame Eva ?
- Ary tany @ 5000 na 10.000 taona lasa izy no nilatsaka teto an-tany ?...
- Ary izy nilatsaka avy any io, dia efa tena sahala @ endrik'isik'olombelona izao mihintsy.. Mety somary fotsy ny hoditrany, dia lavalava maranidranitra ny orony, malama ny volony, manopy manga ny masony... fa taty aoriana ianao vao lasa petaka ny orona sy ngita ny volo ary maramara maso sy mainty ny hoditra.

Izay an ?...

Ary ireo fikarohana nataon'ny olona, sy ny evidence nangomina rehetra ireny, izay nofehezina toa @ io tabilao io ambony io, ka hoe nivoatra (evolution) ny olb, dia tsisy mitombona.

Tena izay an ?...
20. fidinirina ( 05/05/2015 07:04)
ha ha ha, Angano angano => satria rehefa tsy manaiky ny famoronan'Andriamanitra dia mamoromporona fotsiny. Za rhaj0 tsy avy amin'ny Biby izany a! Azafady, ianao angamba!
Ary rahoviana hono ny olona no hiverina ho biby indray ? sa tsisy retour satria evolution ? omeo mazava (echelle de temps) hoe rahoviana ary hono ny olombelona no hivadika inona ?
Qu'est ce que la science prévoit???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3567