INONA NO ATAO HOE "ota"?
1. Strong3
(
06/03/2015 11:39)
Fahotana ny miteny hoe "tsy misy Atra".
Fahotana ny miteny hoe "misy Atra" nefa tsy miaina miaraka Aminy.
Fahotana ny tsy mino an'i Jesosy Kristy.
Fa ny tena fahotana dia ny mino nefa nanary ny finoana. « Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny lalan'ny fahamarinana toy izay hiala amin'ny didy masina natolotra azy, rehefa nahalala izany izy. » (2 Petera 2:21)
« Fa ny Zanak'olona dia mandeha tokoa, araka ny nanoratana Azy, nefa lozan'izay olona hahazoana ny Zanak'olona hatolotra! Tsara ho an'izany olona izany raha tsy ary akory. » (Marka 14:21)
Ary raha tsy misy araka ny fisainan'ny "tsimisyAtra" Atra, dia inona no hilazana ny olona manao ratsy? __ hoe: "mpanao ratsy ve sa inona?... "
_ sa iza no afaka hitsara azy hoe "ratsy" izany ataony izany?
_ ahoana no ilazana koa fa "ratsy" ilay ataon'ilay olona
_ iza no nandidy izao tontolo izao hoe rehefa mangalatra dia samborina satria mandiaka lalana (ny fiarahamonina ve sa ny olo-kendry tamin'izany sa iza...?)

novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 07:36
2. RBNIR
(
06/03/2015 11:53)
Faly misera namana,
« Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jaona 3:4)
OTA = FANDIKAN-DALANA ,
Lalàn'Andriamanitra mazava ho azy,
Manota = mandika ny lalàn'Andriamanitra
Mpanota = mpandika ny lalàn'Andriamanitra.....
Samia ho tahin'ny Tompo namana...

3. Strong3
(
06/03/2015 12:07)
ity izao ho raha tsy misy lalana manohitra izany dia inona no ilazana azy? nanota sa nanao ratsy sa nanao vetaveta sa nanao mamoafady?...
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=2&cad=rja&uact=8&ved=0CCQQFjAB&url=http%3A%2F%2Fwww.radiotelelakansyel.com%2Fmaman-de-40-ans-epouse-son-fils-de-23%2F&ei=_pX5VNfQJ8voUsKTgMgB&usg=AFQjCNGhfyynFaNN6mF8-CtWlKrmavO5RQ&bvm=bv.87611401,d.d24
______
RBNIR/ itony izao tsy mahalala lalàna sady tsy miaina ny lalàna, mpandika lalàna ve izy izany?
ohatra IHANY koa: ao afrique misy olon-dia tsy manana vôkabilaira hoe: voapanga , na hoe meloka (coupable) __ tsy misy vôkabilaira koa hoe: nangalatra
__ inona no hamaritana any fa nanagalatra ilay olona? iza no afaka hiteny aminy hoe : "voapanga ho nangalatra ianao"

4. RBNIR
(
06/03/2015 12:23)
Ny olona rehetra dia mpanota avokoa raha mbola tsy tonga ao aminy ny famonjena satria ny fanesorana ny OTA no atao hoe famonjena namana strong3, koa mitovy ihany raha kristianina tsy mbola nandray famonjena, na olon-tsotra tsy mbola nandray famonjena.
P.S : tsy hoe rehefa kristiainna akory dia nandray famonjena (nohesorina taminy ny OTA) fa izay nandeha tamin'ilay làlana (chemin) natoron'i Jesosy ihany no afaka hiarahaba tena fa AFAKA NY AMIN'NY OTA namana....
Araho ny fandaharana Vitao ny asan'ny fahamarinana isa-maraina amin'ny 5 ora sy sasany ao amin'ny kolo TV fa ampianarina an-tsika ao ny làlana (chemin) hahatongavana amin'ny fahafahana marina....

5. RBNIR
(
06/03/2015 12:30)
Izay rehetra nandeha tamin'ilay làlana ka nahatsiaro fahafahana ny amin'ny OTA dia samy miaraka miaiky ny fahamarinan'ireto teny ireto....
« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. » (1 Jao.3:5)
« Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy. » (1 Jao.3:6)
Araho tsara ilay fandaharana hamantaranao ny làlana tokony alehanao....
Samia ho tahin'ny Tompio namana.....

6. Strong3
(
06/03/2015 12:42)
fahotana ve ny mihatsaravelatsihy?
fahotana ve ny tsy manome ny tsy manana na mijery fotsiny azy ireny?

7. bor2lais
(
06/03/2015 13:08)
coucou RBNIR !
:-)
Ota ve ny tsy fanarahana io fandaharana io ? :-)
:-)
RBNIR:
Araho ny fandaharana Vitao ny asan'ny fahamarinana isa-maraina amin'ny 5 ora sy sasany ao amin'ny kolo TV fa ampianarina an-tsika ao ny làlana (chemin) hahatongavana amin'ny fahafahana marina....
Ota ve ny tsy fanarahana io fandaharana io ? :-)
8. rhaj0
(
06/03/2015 13:46)
Ilay hoe "ota" ve tsy ilay hoe toy ny fahiny ee...
.............. ..............
....."tsy ankihetsika aaaa" ............ "ota aaaa..." .......... yeah...

9. RBNIR
(
07/03/2015 02:50)
bor2lais:
coucou RBNIR !
:-)
RBNIR:
Araho ny fandaharana Vitao ny asan'ny fahamarinana isa-maraina amin'ny 5 ora sy sasany ao amin'ny kolo TV fa ampianarina an-tsika ao ny làlana (chemin) hahatongavana amin'ny fahafahana marina....
Ota ve ny tsy fanarahana io fandaharana io ? :-)
Faly misera namana,
Io irery aloha izao no fandaharana manoro ilay làlana (chemin) hahatongavana amin'ny fanesorana ny ota namana....
Izay mangetaheta fahafahana dia entanina hanaraka azy....
Samia ho tahin'ny Tompo namana...
10. endriny
(
07/03/2015 04:17)
Vao androany aho izao no ni"OTA " fary 200ar. Mora ny fary ety aminay satria tsy maintsy jinjaina fa matin'ny rano, ka sao lo ao...
11. leva2
(
08/03/2015 05:18)
Strong3:
fahotana ve ny mihatsaravelatsihy?
fahotana ve ny tsy manome ny tsy manana na mijery fotsiny azy ireny?
Velona Jesosy !
Eny namana, fahotana ny fiantsarambelatsihy satria sady mandainga amin'ny tenany izy no sady mandainga amin'ny hafa.
Fahotana ny tsy manome raha afaka manome nefa minia tsy manome.
Nga ita e, tery ny lalana namana a, fa dia mifampivavaka sy mifankahery eto isika !
12. Strong3
(
09/03/2015 06:20)
ary raha tsy mahalala lalana aho ,dia afaka heloin'ny lalana ve hoe manota aho
13. bor2lais
(
09/03/2015 16:26)
RBNIR:
Io irery aloha izao no fandaharana manoro ilay làlana (chemin) hahatongavana amin'ny fanesorana ny ota namana....
:-)
Zany a ! :-)
Ka ota ve sa tsia ny tsy fijerena azy io ? :-)
14. RBNIR
(
09/03/2015 22:19)
bor2lais:
RBNIR:
Io irery aloha izao no fandaharana manoro ilay làlana (chemin) hahatongavana amin'ny fanesorana ny ota namana....
:-)
Zany a ! :-)
Ka ota ve sa tsia ny tsy fijerena azy io ? :-)
Faly misera namana...
« Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy. » (Lio.10:16)
Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
15. bor2lais
(
10/03/2015 07:58)
:-)
Ny fanontaniako valina fa tsy laozana mampiasa vilana ny voasoratra ao anaty Baiboly ry RBNIR a !

16. RBNIR
(
10/03/2015 08:37)
bor2lais:
:-)
Ny fanontaniako valina fa tsy laozana mampiasa vilana ny voasoratra ao anaty Baiboly ry RBNIR a !
:-)
Misy irak'Andriamanitra mitory ao amin'ilay fandaharana,
OTA v sa tsia ny tsy fihainoana ny irak'Andriamanitra :
Noa nitory ny hihavian'ny safo-drano nandritra ny taona maro
Jesosy nitory ny tsy maintsy hibebahana sy inoan'ny olona Azy mba hananan'ny olona fiainana mandrakizay,
Ilay mpitoriteny ao amin'ny fandaharana kosa mitory amin'ny olona ankehitriny fa mila miverina amin'ny fampianarana tsy misy kilema (ilay nampianarin'i Jesosy 2000 taona lasa) ny olona mba tsy hiharan'ny fahatezeran'Andriamanitra sy mba hanana antoko fa hiditra any amin'ny fiainana mandrakizay marina....
« Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra Ray tombo-kase. » (Jao.6:27)
« Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan'Andriamanitra? » (Jao.6:28)
« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny. » (Jao.6:29)
Miasa ny asan'Andriamanitra dia tsy ho tratran'ny fahatezerana toy ny tamin'ny andron'i Noa
Minoa ary henoy izay nirahiny namana.....
« Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy. » (Lio.10:16)
Ity fijoroana vavolombelona atolotra am-pitiavana Be hanampy anao hahay hanapakevitra namana
Samia ho tahin'ny Tompo namana....
17. RBNIR
(
10/03/2015 08:45)
Izay tsy nino, sy tsy nihaino an'i Noa ahoana no niafarany? (tratran'ny safo-drano) raha tsy nanota v ho tratran'ny safo-drano?
Izay tsy mino an'i Jesosy ho aiza no hihafarany « Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jao.3:36)
Koa OTA V sa tsia ny tsy fihainoana izay olona nirahin'Andriamanitra namana???
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!!

18. Strong3
(
10/03/2015 09:39)
hahaha... faly mahalala hoe : Ianareo irery no marina ry RBNIR ! VERY DAHOLO IZAO TONTOLO IZAO IZAY TSY MIVAVAKA AO AMIN'NY PASTEUR ... FIANGONANA vitao ny asan'ny fahamarinana , asa na hoy i jesosin'dry zareo io na hoy i pasitera na hoy i RBNIR
satria ianareo irery no manana ny maso mahiratra, sofina malady, saina matsilo... fa ny sisa doudou
io fireherehanareo io ... nialan'Ilay Mat 4 , fa nareo ity toa aringiringin'ny fahalalana , dia hoe tsy nosoran'olombelona fa nosoran'..
« [Ny amin'ny fampianarana sandoka, sy ny tokony hitiavantsika ny rahalahy, ary ny hanekentsika ny fanambaran'Andriamanitra ny Zanany] Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao. » (1 Jaona 4:1)
___ « Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy. » (Lioka 21:8)
___« mpibitsibitsika, mpanendrikendrika, halan'Andriamanitra*, mpampahory, mpiavonavona,[size=16] mpandoka tena [/size], mpamoron-tsain-dratsy, tsy manoa ray sy reny, [* Na: mpankahala an'Andriamanitra] » (Romana 1:30)
« Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho [size=16] mpandoka tena [/size], mpiavonavona, miteny ratsy*, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina, [* Gr. manao blasfemia; izahao Mat. 9,3] » (2 Timoty 3:2)
fa maninona raha mba mitory fotsiny ny fahamarinana dia basy fa tsy mandoka tena ohatran'ny voro... eh?!

19. RBNIR
(
10/03/2015 10:44)
Fa i Strong3 v nirahiny mivantana?
Noa niresahany,
Jeremia niresahany,
Tsy hiteny intsony ao ny amin'i Jesosy,
Ireo apostoly koa nirahiny mivantana....
Ireny karazan'olona ireny no resahiko.........
Tsy mitovy fa diniho tsara e!.......
« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jao.3:31)
Ary aza mora tezitra fa anontanio tsara aloha ny tenanao sy ny mpitarika anao...
Oviana marina IZY no tonga tao aminareo naniraka anareo mivantana???

20. Strong3
(
10/03/2015 11:04)
za ve tezitra? za ve tezitra ? ... :-)
ny anareo no anotanio ka.... na ilay tsy izy na ilay tena izy no naniraka anareo hirehareha ho tompony marina IRERY; __ izahay dia tsy mihambo ho manana ny marina irery, FANTATRAY MARIMARINA FA misy namanay any hoany mba mahiratra ihany koa
na i JC aza mba nilaza hoe rehefa tsy manohitra atsika dia momba antsika... fa ianareo manindrahitra tena ity tena :p laol beuh
Ilazao i dadapasy hoe mba manetretena dia ampianaro koa izahay mpinonao hoe...
« fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka; » (Apokalypsy 3:17)
RAHA MITORY NY MARINA FOTSINY IANAREO DIA TSY MANINY AMIKO, FA IANAREO MISEHO HOTOMPO IRERY ITY NO MDR amiko... ianareo irery ve no irasahan'i JC manerana ity nosy ity sy manerana izao ttlo izao... kkkkkkkk aleo mihomehy mba tsy hiteniteny foana fa sarotra ny mifona raha efa mahalala