INONA NO ATAO HOE "ota"?

61. Strong3 ( 16/03/2015 08:34)

RBNIR:

Strong3:


bor2lais:

RBNIR:

Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.

:-)

:-)

Faly misera namana,

Sarotra tokoa ny mijoro vavolombelona amin'ny resaka toy izao (betsaka mihitsy aza no miteny hoe efa lasa adala ireto)....
Soa fa nomeny hery....

Samia ho tahin'ny Tompo namana....



fa izaho no iza no hakanareo réf ??? ...

Maiky aho :-)
62. RBNIR ( 16/03/2015 08:53)
Strong3:

fa izaho no iza no hakanareo réf ??? ...

Maiky aho :-)

Otran'ny tsy azon'ny namana tsara ilay tiako ambara an,
Mihomehy ahy ianareo sy bor2lais dia izay no mahatonga ahy hiteny an'iny fa tsy dia hoe maka reference tsy akory....

Samia ho tahin'ny Tompo e!
63. Strong3 ( 16/03/2015 09:04)

bor2lais:

RBNIR:

[size=15]Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany [/size] satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.

:-)


mba azavao hoe inona no hanamariananao izay fanambarany izay.
64. Strong3 ( 16/03/2015 09:19)
izany hoe: Atra sy Mosesy ary Arona izany ianareo ? :-) sa ampiana hoe josoa

raha izaho aloha dia tsy mba hanamarina olona izany za eh ... « [Ny tsy mahamety ny miantoka olona sy ny hakamoana sy ny fitaka sy ny avonavona; ary ny zavatra fito loha izay halan'i Jehovah] Anaka, raha niantoka ny namanao ianao Ary nandray tanana hiantoka ny hafa, » (Ohabolana 6:1)
« Ka voafandriky ny teny naloaky ny vavanao ianao Sady voasingotry ny teny naloaky ny vavanao, » (Ohabolana 6:2)
« Mamandrika ny tahotra olona; Fa izay matoky an'i Jehovah no hovonjena*.[Heb. hatao amin'ny avo] » (Ohabolana 29:25)

[size=15] « Mijery zavatra araka ny fisehony ihany va ianareo*? Raha misy olona matoky ny tenany fa an'i Kristy, aoka izay hisaintsaina izao indray, fa tahaka ny mah'an'i Kristy azy no mah'an'i Kristy anay koa.[*Na: Mijery zavatra araka ny fisehony ihany ianareo] » (2 Korintiana 10:7) [/size]
65. RBNIR ( 16/03/2015 09:52)
Strong3:

bor2lais:

RBNIR:

[size=15]Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany [/size] satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.

:-)

mba azavao hoe inona no hanamariananao izay fanambarany izay.

« Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? » (Mat.7:16)
« Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy. » (Mat.7:17)
« Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara. » (Mat.7:18)
« Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo. » (Mat.7:19)

VOA = TENIN'ANDRIAMANITRA IZAY TORIANY
« Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra. » (Lio;8:11)

Koa raha misy milaza fa nampianarin'i JEsosy mivantana dia tokony hitovy 100% amin'izay nampianarin'i Jesosy ny fampianarany,

Porofo: i paoly apostoly dia tsy mba niaraka nampianarina tamin'izy 12 lahy apostoly tany ambohalohany,

Nilaza anefa izy fa nampianarin'i Jesosy mivantana fa tsy mba nampianarin'olona : « Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Ny zava-nisy anefa dia tsy namorona filazantsara i Paoly fa mitovy amin'ireo nampianarin'izy 11 lahy sisa ihany no nampianariny.

Dia toy izany koa na iza na iza ankehitriny milaza fa nampianarin'i Jesosy mivantana, dia tsy maintsy voaporofony fa mitovy 100% amin'ilay fampianaran'i Jesosy fahiny ny fampianarany.....

Ny baiboly kosa no hanamarinantsika azy....
Izay no mahatonga ahy sahy milaza fa marina ny fanambarany....

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....



66. RBNIR ( 16/03/2015 10:04)
P. S : maninona isika no manaiky fa i paoly dia nampianarin'i Jesosy mivantana....nefa ankehitriny tsy manaiky fa misy olona azon'i Jesosy fidina sy ampianarina toy izany???

Izaho tsy mitaona olona hanaiky be fahatany, ary raha manaraka tsara ilay fandaharana koa ianao dia entanina mihitsy handray baiboly hanamarinanao ny teny.....

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
67. Strong3 ( 16/03/2015 10:31)
c'été la pub injay oh .... :p

tsy miteny anao na inona na inona za fa mba efa nijery matetika ihany fa eeeh...

mety ho marina hoe ny filazanao fa hoy i paoly: miteny toa ny adala aho rehefa manandratena izy

ka sao mba tsy mahatsapa tena toa an'i paoly aza ity olona lazainao ity.... aleo tsy hotononiko ny anarany fa mba manana ny mahizy azy izy, na izany aza

P.S :-)

68. booboo ( 16/03/2015 10:46)
Tsy mandeha @ aterineto angaha zany pub zany ? ????
69. RBNIR ( 16/03/2015 11:12)

booboo:

Tsy mandeha @ aterineto angaha zany pub zany ? ????


Izaho no lazain'i strong3 fa manao pub e, Afangarony ny hoe manao pub sy ny mitory ny zava-misy....

Atao ahona fa samy manana ny andraisany azy e....
70. RBNIR ( 16/03/2015 11:42)
booboo:

Tsy mandeha @ aterineto angaha zany pub zany ? ????


Fa raha manitikitika ny namana aloha ny hijery ilay fandaharana dia ity misy rohy atolotra ampitiavana Be :

VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA

Izay fa samia ho tahin'ny Tompo e!
71. RBNIR ( 16/03/2015 12:06)
Strong3...tohizo ny fijerevanao ilay fandaharana fa mahafinaritra e! dia mankasitraka ary ny Tompo anie hitahy anao....
72. Strong3 ( 16/03/2015 12:17)
c' été la pub ...

mba asio raikitra ihany ny fanaovana pub ra hery fa mety ho bizina ah hihihi (laol)

na ratsy na tsra io , aza dia miantokoa ny fahamarinan'ny hafa hoa...
73. RBNIR ( 16/03/2015 12:25)
Strong3:

c' été la pub ...

mba asio raikitra ihany ny fanaovana pub ra hery fa mety ho bizina ah hihihi (laol)

na ratsy na tsra io , aza dia miantokoa ny fahamarinan'ny hafa hoa...

:-) :-) :-) « Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra. » (Asa.4:19)
74. Strong3 ( 16/03/2015 12:50)
izao ihany no mba hafatro eh! raha ny mbola mahita isé hoe lehibe noho isé i ... dia mbola tsy tonga any amin'isé ilay zavatra, ka izany no mahatonga an'isé hanompo be toa io

fa ny olona afaka dia mahaleo tena miaraka amin'i JC
Marina fa misy fiaraha-miasa fa izay no anarany, fa raha mbola io ataon'isé io dia tsy ho fantatr'isé mihitsy hoe inona no tena fonosin'ity ... zavatra lazainy ity

hita amin'ny voa eny ihany hoe izy io eh
75. rhaj0 ( 16/03/2015 13:12)
[size=8]Mampome.. hay ve nareo ry Strong3 ka mpijery "ny voany" sahala @ RBNIR koa e... sahala @ Kato, rahefa misafidy Papa, dia mijery, non.. tena fenjainy mihintsy hono ilay ""voany" ahalalana hoe tena lahy izy ary afaky ny ho Papa.. :-) vita H.S. vita ny vanitika :-)[/size]
76. RBNIR ( 16/03/2015 13:22)
Strong3:

izao ihany no mba hafatro eh! raha ny mbola mahita isé hoe lehibe noho isé i ... dia mbola tsy tonga any amin'isé ilay zavatra, ka izany no mahatonga an'isé hanompo be toa io

fa ny olona afaka dia mahaleo tena miaraka amin'i JC
Marina fa misy fiaraha-miasa fa izay no anarany, fa raha mbola io ataon'isé io dia tsy ho fantatr'isé mihitsy hoe inona no tena fonosin'ity ... zavatra lazainy ity

hita amin'ny voa eny ihany hoe izy io eh

« Manekè ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon'ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin'ny fifaliana, ta tsy amin'ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany.» (Heb.13:17)
« Aoka ny loholona* izay mitondra tsara hatao tokony hahazo fanajana roa heny indrindra fa izay nikely aina amin'ny teny sy ny fampianarana. » (1 Tim.5:17)

Fahadalana v sa fahendrena ny fanekena ireo teny ireo namana?

Izao koa no tsarovy tsy ny olona rehetra akory no hofidiana ho apostoly na mpaminany fa izay sitrapon'Andriamanitra ihany (12 ihany no ho isany hoy aho)....

Ary ny olom-boafidy no tena nomena fahefana fa tsy ny olona rehetra akory namana....

Fampianarana tsy misy kilema izany namana.....

Ny fanekena an'izany no tena fahendrena (fa tsy tokony hatao ho enatra akory namana)...

Mahereza e! Ndao hiaraka aminay hiaina ny fampianarana tsy misy kilema...

Samia ho tahin'ny Tompo namana.....
77. rhaj0 ( 16/03/2015 13:25)
[size=8]hi hi hi.. rahefa avy nahita ny "voany", dia mahita fa "tsisy kilema" ilay izy... wow.. tsara revy kosany nareo zany kouh :-) vita H.S. vita vanitika :-)[/size]
78. RBNIR ( 16/03/2015 13:28)
Aza variana mivanitika hoy aho fa marina ange ireo toriana ireo e, n'iza n'iza tsy hanaiky ny fampianarana tsy misy kilema dia hijinja ny vokany (fahatezeran'Andriamanitra).
Tsy mampihomehy mihitsy fa zava doza
79. rhaj0 ( 16/03/2015 13:36)
[size=8]okay... tsy hivanitika @ izany resaka "voany" izany intsony azany aho e.. Fa tena mba manana fo sport kosany i RBNIR kouh.. chapeau e...:-)[/size]
80. RBNIR ( 16/03/2015 20:37)
rhaj0:

[size=8]okay... tsy hivanitika @ izany resaka "voany" izany intsony azany aho e.. Fa tena mba manana fo sport kosany i RBNIR kouh.. chapeau e...:-)[/size]

Tena mba minoa ry namana rhajo a! raha izaho fahiny efa gidragidra no teto (ary efa mety notapahan'i hery ny comptiko) fa fahatanterahan'ity teny ity io (izay nandeha tamin'ilay lalàna (chemin) no nandray an'io e! ary io tsy hanavahana fa n'iza na iza mangetaheta ka vonona hikatsaka ilay fiainana mandrakizay dia omena an'io maimaipoana)
« Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. » (2 Kor.5:17)

Tsy misy ezaka atao fa ny Fanahy Masina no manamboatra sy manova araka ity teny ity........
« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Eze.36:27)

Tsy hoe izaho no mihezaka : TSIA fa OMENA FO VAOVAO FANAHY VAOVAO MAIMAI POANA (IZAY ILAY HOE FAHASOAVANA) « Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. » (Eze.36:26)

Rehefa tanteraka aminao ireo dia ho tsapanao tokoa fa efa nomena ilay fanjakana marina ianao namana :
« Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.[*Na: efa eo aminareo] » (Lio.17:21)

« Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana. » (Mat.10:8)

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!

Samia ho tahin'ny Tompo namana.......



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8135