INONA NO ATAO HOE "ota"?
41. RBNIR
(
11/03/2015 11:52)
Strong3:
Manjary very eny an-dalam-be no betsaka raha vao tsy mahay... [/b]
Izay no tsy hanaovana resabe namana (tadidinao ny fanamarihana nataon'ny naman-tsika rhajo mikasika ireo gazety be???....ny sehatra toy izao dia tena kianjan'ny voromanidina....teny tsotra, kely , mahitsy, sady mazava tsara dia ampy....Indraindray manindrona ny hafa fa akory atao e! « Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12)....
Samiha ho tahin'ny Tompo namana.....
42. Strong3
(
11/03/2015 12:07)
basy eh!!!
miasa amin'ny fahadiovam-po fa aza mitsara ny asan'ny sasany ... ny anao atao tsara izay ahafaka azy « Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy ianao. » (Jaona 21:22)
ohatra: __ohatran'izao no fisotro rano __ fa tsy ampiana hoe : " ... fa tsy ohatrany an'ny katolika "
___ aza mampné ohatran'izany , fa niainga tany ianareo vao tonga teo amin'io toerana io.
fa tsy iresahan'ny Tompo ao antrano ao dia manindraindra tena hoe tsy nosoran'olona eo :p

43. bor2lais
(
11/03/2015 12:28)
Averiko aminao eto indray ity teninao ity ry RBNIR :
:-)
Ahirato ny maso dia mifohaza amin'izay ry RBNIR a !
:-)
RBNIR:
Raha misy namanao hitanao fa mirimorimo mankany an-kady dia tsy ho tazominao ve izy raha tena tianao marina ?
:-)
Ahirato ny maso dia mifohaza amin'izay ry RBNIR a !
:-)
44. Strong3
(
11/03/2015 12:40)
tamin'izay nanovo fahalalana dia nahazo zéro izay nitory miendrika " éthique "
mba efa henonao ve izany hoe "filazantsara madio"???

45. RBNIR
(
11/03/2015 12:42)
Strong3:
basy eh!!!
miasa amin'ny fahadiovam-po fa aza mitsara ny asan'ny sasany ... ny anao atao tsara izay ahafaka azy « Hoy Jesosy taminy: Raha tiako hitoetra izy mandra-pihaviko, ahoanao izany? fa manaraha Ahy ianao. » (Jaona 21:22)
Jerevo, vao manolotra teny fotsiny aho dia heverinao fa fitsarana???
47. RBNIR
(
11/03/2015 13:10)
Tsy hotoriana ary v izany ny marina satria mandratra ny namana toa an'i strong3 sy bor2lais??
Dia avela foana v ny olona hijanona sy hiaina amin'ny fampianarana noratovina avy ety antany ihany fa tsy ilay avy any an-danitra ka tsy hahalala ny tena marina momba ny filazan-tsara izay notorian'i Jesosy fahiny??
TSIA satria i Jesosy Tompo no mandidy fa mila miverina amin'ilay tsy misy kilema????
« Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra. » (Asa.4:19)
Samia ho tahin'ny Tompo namana.......

48. RBNIR
(
11/03/2015 23:15)
Strong3:
c'été la piba!!! __ ny marina tsy mila atao publicité ry RBNIR ah ... (jereo ilay izy, henoy ilay izy,sns... mdr )
Mipetraha ary amin'ny toerako namana, raha hangina aho fa tsy hampahafantatra dia iza indray no hampahalala ny fisiany? Strong3 v? sa bor2lais?
Aza mampihomehy hoy aho! fa lojika be ange ny zavatra tanterahiko e!
« Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho! » (1 Kor.9:16)
Ilay tsy misy kilema tsy mba misy mitory afa-tsy io hitako io irery koa adidy io namana a!.....
P.S :Filazan-tsara = ilay tsy misy kilema = Avy amin'Andriamanitra nomena an'i JEsosy « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
, Jesosy indray kosa mifidy olona mivantana hampianarany an'ilay izy dia iny olona iny no irahiny mivantana indray avy eo tsy misy mpanelanelana toy ireo apostoly fahiny .« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)
Vakio tsara ny tantaran'ireo apostoly 12 (tsy nisy nampianantena na nampianarin'olona, na iray aza fa Jesosy no nanantona nifidy ary Izy ihany koa no nampianatra mivantana ary nandidy azy ireo mivantana mba hampianatra indray kosa.....
Izay no filazan-tsara tena izy..........
Ny filazana an'izany tsy midika hoe fanandratantena sns....fa mila ampahafantarina ny olona ny tena marina momba ny filazan-tsara.....
Kpa doa saùoa jp tahin'ny Tompo e!
49. Strong3
(
12/03/2015 08:39)
hi hi hi ...!
[quote=RBNIR] Tsy hotoriana ary v izany ny marina satria mandratra ny namana toa an'i strong3 sy bor2lais??
Dia avela foana v ny olona hijanona sy hiaina amin'ny fampianarana noratovina avy ety antany ihany fa tsy ilay avy any an-danitra ka tsy hahalala ny tena marina momba ny filazan-tsara izay notorian'i Jesosy fahiny?? [quote]
ory namana ah... ny marina ve no torianao dia ny hafa no atsatsoinao. ___ IZAY ILAY TOETSAINA LOMORINA MBOLA TSY AFAKA AO AMIN'NY GASY
hanao pub dia tsy avoaka ny maha tsara ny anao fa ny hafa no afokainao... mba jereo nge ilay bup momba ny pile anakitelo amin'ny télé ao eh... mdr
dia tsy misy hafa amin'ireny ny ataonareo mpitory filazantsara , NGA TSY FANTATRA HOE MARINA NY ANAREO RAHA TSY ASEHO NY FAHALEMEN'NY HAFA?
___ efa lazainao foana fa tsy izahay no hanina fa ny fitorinareo mandoto rano ka miaraka mamimbo amin'ny fitoriana arahina fanaratsiana ataonareo.... Jereo izao ry Tatandraza any mahajanga io.... tsy nareo secte no hiaraka ihidy amin'io afaka kelikely ??? amin'ity fahafolo-karena laingosana isambolana ity
mba matotra hoa... mahay mamaky baiboly sy itenenan'ny Tompo daholo ny olona rehetra izay miorina tsara, fa tsy hoe nenareo irery no avy any ambony... izany ianao ka tsy manandratena !?

50. rhaj0
(
12/03/2015 10:29)
hi hi hi... izao no alehany rehefa "mpiady lova"... samy te-handova an-dRainy ao, ho azy irery ao, dia io mifanabaty eo imasom-bahoaka eo io... :-)
52. RBNIR
(
12/03/2015 16:54)
rhaj0:
hi hi hi... izao no alehany rehefa "mpiady lova"... samy te-handova an-dRainy ao, ho azy irery ao, dia io mifanabaty eo imasom-bahoaka eo io... :-)
Faly misera namana,
Aza variana fa efa voatory ny teny sy ny fahamarinana an:
Tsy hafatra ho an'i Strong3 sy bor2lais fotsiny izao fa ho an'ny rehetra.....
Tsy misy afaka ny hiala bala eo rehefa tonga ilay fotoana ka hilaza fa tsy nandre .....
Ilay fahamarinana no raiso fa aza variana amin'ny pitsopitsony, fomban'ny devoly io satria tiany ho takona ny marina mba tsy ho hita....
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
54. Strong3
(
13/03/2015 05:52)
« Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah". » (Joda 9)
aleo marina valiana hehy mba tsy hotafiditra amin'ity fasahiana manondro olona ho devoly ity :-)

55. RBNIR
(
13/03/2015 08:49)

Salama namana,
Raha azoko tsara mifidy teny hotoriana sy horenesina isika izany namana......
Tandremo sao dia tafalatsaka ho isan'izay hangidihidy sofina......
Ny fahamarinana tsy maintsy toriana:
Ankehitriny dia misy olona nofidin'i Jesosy Tompo (tahaka ny nifidianany ireo apostoly fahiny) nampianariny mivantana ny filazan-tsara izay notoriany 2000 taona lasa izay.
Ny hafatra dia hoe tsy maintsy miverina amin'ilay fampianarana tsy misy kilema ny olona rehetra mba tsy hiharan'ny fahatezeran'Andriamanitra ho avy tsy ho ela (Apok.16 Ireo loza fio farany) ary koa mba hanana antoka marina ny tsy ho very fa hanana fiainana mandrakizay.
Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.
Izany fampianarana izany dia mandeha isa-maraina ao amin'ny kolo TV amin'ny 05 ora sy sasany ka hatramin'ny 6 ora (efa mandeha amin'ny canal Sat koa ho an'ireo olona mipetraka amin'ny province).
TSY FANENJEHANA AN'IZA NA IZA! TSY FANAMBANIANA AN'IZA NA IZA FA FAMITANA NY IRAKA FOTSINY IHANY ARY KOA FILAZANA NY FAHAMARINANA!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!
Samia ho tahin'ny Tompo namana!
56. bor2lais
(
14/03/2015 12:29)
RBNIR:
Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.
:-)
57. Strong3
(
16/03/2015 07:29)
bor2lais:
RBNIR:
Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.
:-)
:-)
58. RBNIR
(
16/03/2015 08:15)
Strong3:
bor2lais:
RBNIR:
Izaho dia mijoro vavolombelona fa marina ny fanambarany satria efa nohamariniko araka ny baiboly fa mitovy amin'ny fampianaran'i Jesosy 2000 taona lasa ny fampianarany, tsy nanampiana, ary tsy nanalana.
:-)
:-)
Faly misera namana,
Sarotra tokoa ny mijoro vavolombelona amin'ny resaka toy izao (betsaka mihitsy aza no miteny hoe efa lasa adala ireto)....
Soa fa nomeny hery....
Samia ho tahin'ny Tompo namana....
59. RBNIR
(
16/03/2015 08:30)
« Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany. » (Asa.1:8)
Misaotra Azy amin'ilay hery....
Misaotra Azy amin'ilay hery....
60. RBNIR
(
16/03/2015 08:32)
Fa mahatsikaiky ity, marina hatrany ilay fanamarihako Strong3=bor2lais=hihihi=:-):-):-)
Mba ataovy serieu amin'izay ry zalahy fa Afobe ange ity resahintsika eto ity e!
Samia ho tahin'ny Tompo namana.....