Inona marina ny atao hoe masaonika e?
1. endriny
(
17/06/2013 15:48)
Izay mba mahalala na kely aza mba zarao aza fady, fa lasa toa fampitahorana olona ilay izy.
novalian'i RBNIR ny 10/09/2013 02:59
2. voromailala
(
17/06/2013 16:00)
Zaraiko anareo ny fahalalako azy.
Ny fivavahana rehetra izany taloha dia misy ny hatsoina hoe initié. Olombitsy anatin'ireo fivavahana ireo ihany anefany no voafantiny anaraka an izany.
Raha ny fivavahana Kristianina manokana no resahana dia mbola nisy izy io indrindra talohan'ny concile de nicee. Fa nejehan'ny empira romanina daholo izy ireny, nisy ihany anefa no afaka nandositra ka nanohy izany. ary anisan'izany ireo Templier. ary noho izay antony izay ihany koa no namonoana azy ireo.
Tamin'ny fiandohany izany dia zavatra tsara ny tanjon izy ireny,fa vao nanomboka lasa nisy hierarchie sy nidiran'olona ratsy fanahy,dia nivadika zavatra hafa. Hitanareo amin'ny aterinteo angambany ilay resaka hoe nisy taratasy avy tany amposy hita sns... momba ny fikafika ratsy hitantana an'izao tontolo izao.
Mbola misy ihany anefa ankehitriny ireo initié fa mihafina ary any amin'ny toerana lavitra ambony tendrobohitra any no misy azy.
3. Nehemiah
(
18/06/2013 06:29)
Tsy ny voambolana "initié" angamba no tokony antsoina ny kristiana manana fahalalàna bebe kokoa momba ny finoana kristiana, satria hoatran'ny hoe natokana ho azy ireo izay fahalalàna izay, kanefa manainga azy ireo hizara ny fahalalany ny Baiboly. Ny voambolana "initié" dia tena milaza ny olona manana fahalalàna occulte manokana ao anatin'ny culte 1.
Ankoatran'izay, maninoa no tsy tonga dia mikaroka @ web ?
Ankoatran'izay, maninoa no tsy tonga dia mikaroka @ web ?
4. voromailala
(
18/06/2013 07:58)
Manaja izany fijerinay izay aho.
Raha ny mpianatr'i Jesoa dia i Maria no "Initié" voalohany, avy oe izy nampiInitié ireo Apostoly.
Rehefa lasa i Jesoa dia i Maria no nisolo azy.
Ireo olona "Initié" na koa ireo izay tonga "niveau de Conscience ambony" no tena afaka manao interpretation manakaiky ny tian'i Jesoa lazaina: na Baiboly izany, na Apocryphe, sns....
Nisy olona manana "niveau de Conscience ambony" izany nanazava ny tenin'i Jesoa ilay hoe "mila mi-rennaitre indray mandeha ianao vao mahita ny fanjakan'Andriamanitra". izany hoe mila maty dia teraka indray.
Fomba roa no ahatongavana amin'io rehefa maty ianao dia maty tanteraka ny saina dia mivoka ny fanahy, io fomba iray, fa azonao hatao koa na dia mbola velona dia hatao maty ny saina, na koa hoe mitony tanteraka, dia ahita ny fanjakan'Andriamanitra ianao.

7. voromailala
(
18/06/2013 14:00)
Raha ny fijeriko manokana dia tsy Kristianina intsony ny masaonika ankehitriny.
Izay ihany aloha ny fahafantarako io resaka io fa tsy mbola tena nandalina lalina aho.
Izay ihany aloha ny fahafantarako io resaka io fa tsy mbola tena nandalina lalina aho.
8. endriny
(
18/06/2013 14:29)
Misaotra anao Ravorona..
Fa ilay izy mantsy, lasa hoe: "mangala-jaza, mametaveta fiangonana...mpaka taova, mpaka ra", izay no re amin'ny olona. Ry zareo raha teo koa tsy mba mamoaka hevitra manohitra izany na tsia... Mety marina io, mety diso, fa mety tsy laharam-pahamehana ho an-dry zareo angamba, fa variana manao trano ry zareo...
Izay aloha fa mahazotoa daholo e

9. Miharena
(
19/06/2013 02:22)
Ilay izy indray amiko dia ny olona manao ilay fanaratsiana, ary matetika io dia izay mitonona ho Kristianina, no manana haizin-tsaina aparitany amin'ny namany avy ka mahatonga ireny tsy fiheverana ny zavamiafina ao amin'ny masaonika sy ny resaka occulte voalazan'ny namana Nehemiah. Misy sens péjoratif aminy io Occulte io ohatra nefa fitaovana iray hahafahana mamantatra ny rafi-panahy no tokony ilazàna ny occulte.
10. Nehemiah
(
19/06/2013 07:39)
Dia mirona @ occulte izany i Miharena. Kanefa voararan'ny Baiboly izay, na ahodikodinao toy inona ilay izy aza.
11. sitlo
(
19/06/2013 11:25)
Rehefa miady hevitra dia hevitra no ifampiadiana fa tsy ny momba ny olona iadianao hevitra.
12. Miharena
(
19/06/2013 13:21)
Marina ny an'ny namana Sitlo.
Fitsaràna ny namana sahady io ataon'ny namana Nehemiah io, nefa azo adika ho fandraisany ny fironako koa. Na izany aza, dia tiako ny milaza fa tsy misy fironana na dia iray aza fa filazana ny zavamisy sy azo iainana fotsiny ihany ny momba ny occultisme ary mety hahafahana manana toetra mahitsy raha mamantatra ny sitrapon'Andriamanitra marina amin'ny maha-fitaovana azy io araka ny voambarako teo.

13. Nehemiah
(
24/06/2013 13:51)
sitlo:
Rehefa miady hevitra dia hevitra no ifampiadiana fa tsy ny momba ny olona iadianao hevitra.
Ni-sous-entendre i Miharena fa tsy maninona raha sady kristiana no mirona @ occulte. Dia nasehoko fa tsy marina izany.
Kanefa moa tsy ianao ve no tompon-dakan'ny ad hominem @ serasera :-) ?
14. Miharena
(
24/06/2013 17:45)
Averina ihany hoe fiheveran-diso ny fironana ary tsy mihatra amin'i Miharena mhitsy izany toetra izany.
15. Nehemiah
(
25/06/2013 07:16)
Miharena:
Fitaovana iray hahafahana mamantatra ny rafi-panahy no tokony ilazàna ny occulte.
Ka inona izany no dikan'io ?
18. Miharena
(
25/06/2013 10:09)
Ka inona izany no dikan'io ?
Fitaovana toy ny Baiboly sy ny fombafomba voasoratra ao anatiny ny occultisme. Mihevitra ny zavatra tsy hita nefa miasa sy tsapa ny fiasany.
Tsy misy resaka fironana na dia kely aza ny ahy eto fa milaza hoe inona no antony hanaovan'ny olona io sciences occultes io.
Azo omena ohatra mazava be ianao ary iainan'ny malagasy toa antsika ilay izy. Nanao izany ohatra ny mpanao sikidy fa rehefa nandeha elaela dia tojo an'i Kristy Jesoa na ny mpiara-miasa Aminy dia niaiky fa hay Ilay nolavina ela dia misy ary Lohan'ny fanahy rehetra.
Efa mankadilo anao moa raha milaza hoe Tsaratsara na Nenilava, na Mamavao sns...
Fehiny : raha tsy nikarokaroka occulte ny olona dia tsy nisy ny fivavahana amin'ny fanahy ary io no lalana mahalalimpaka ny finoana ka tsy hanaovana andrankandrana na finoanoam-poana. Ary indrindra ny fialana amin'ny fiheverana raikitapisaka izay tanana ho finoana nefa tsy izy fa voakilasy ao anatin'ny fiheverana ihany.
20. Miharena
(
25/06/2013 15:34)
Fanontaniana izay mety mitonbina amin'ny fijerinao io fanontaniana io.
Ny atao hoe mitovy saranga mihitsy no misy tsy mety ny fomba fametrahana azy satria tsy misy saranga azo tenenina akory eo.
Ny zavatra dinihina eo amin'izy ireo no mitovy dia ny fiasan'ny zava-miafina amin'ny mahanofo avokoa.
Izaho moa dia milaza hatrany hoe ny superlatif na fitsaràna fa misy ny ratsy sy ny tsara no voalohan'otan'ny olombelona ka tsy nahafahany niaina milamina fa lasa ady ny fiainana satria hono hitady ny tsara ary hanohitra ny ratsy. Kanefa raha zohina dia arakaraka ny hanoherana ilay ratsy no mampisy sy manamafy azy hatrany. Misy fanazavana momba io moa ataon'i Paoly izay milaza hoe tsy ny tsara no lasa ataony fa ny ratsy izay tsy sitrany.