Vaovao farany nambaran'i Losifera.

1. niryna ( 14/04/2010 05:47)
Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay. Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina : tsy voasakana hivavaka ny olona ka hanangana fiangonana farany izay haingana izy ireo ka hanao fahagagana lehibe ao anatin'izany hamitahana ny olona..
Hiasana ato @ karmela io olona io izao
Homba anao Jesoa!
--------------------------------------------------------
Zaraiko ity fa nomen'ny olona ahy
Asa hianareo na efa naheno io vaovao io ?
ary aiza izany Karmela izany ?

Asa na toerana aiza na toerana aiza izany no hisy fiangonana lehibe hijoro ary dia hanao fahagagana maro ilay fiangonana izay tarihan'i Losifera sy ny miaramilany

Fa araka ny vaovao farany dia hoe manomboka hiasana ilay olona izay nitoeran'ilay Losifera io amin'izao fotoana izao
novalian'i niryna ny 05/05/2010 19:51
2. hery ( 14/04/2010 07:04)
Ary kay tsy matanjaka ihany izany Losifera izany raha dinihina.

Raha matanjaka mantsy izy dia tsy mila mitady zavatra hafa tahaka ny hoe hanangana fiangonana vao afaka mitarika olona.

Aleo hanangana fiangonana eo fa tonga dia vao mainka lasan'i Kristy daholo ny mpivavaka ao... raha tsy hoe ireny fiangonana mampiady kristianina ireny angamb. Fa ireny indray efa tonga dia fantatra ny tetik'adiny ka.

Aza matahotra... minoa fotsiny ihany
3. rakapy ( 14/04/2010 07:55)
VAOVAO FARANY NAMBARAN'I LOSIFERA????
Tena mahagaga sy mahazendana tokoa izy izany? Ny tena mahagaga ahy dia ity Niryna izay miventy sy milaza fa mpitory sy mizara ary manao vavolombelon'i kristy nefa dia eto indray dia mitory sy mizara ary manao vavolombelon'i LOSIFERA. Hummm !!! tena mampalahelo tokoa ianao ry Niryna.

Nifandray an-telefaonina sa email ianao sy i losifera no nahazahoanao io vaovao io???
Izahay mantsy tsy membre ao ka tsy mahazo vaovao toa anao izao.
Hoy i Hery
Ary kay tsy matanjaka ihany izany Losifera izany raha dinihina.

Raha matanjaka mantsy izy dia tsy mila mitady zavatra hafa tahaka ny hoe hanangana fiangonana vao afaka mitarika olona

Ka efa fantatra anie fa tsy matanjaka izany losifera izany ry Hery e! ary raha ny fahitako azy aza dia tsy misy akory fa forinina sy terena hiisy fotsiny mba hampamtahotra ny olombelona.
Ny tenanao sy ny sainao ihany no maha olon'A/tra na olon'i losifera anao.

4. ikaretsaka ( 14/04/2010 12:09)
Izaho koa dia gaga ihany hoe iza marina. Moa no inoan'i niryna sy vaovao inona no torianao?
5. xxx ( 14/04/2010 12:35)
Vaovao farany nambaran'i Losifera.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) Tena efa misy mitapy mihintsy ato kle =)) =)) =)) =))
Fa araka ny vaovao farany dia hoe manomboka hiasana ilay olona izay nitoeran'ilay Losifera io amin'izao fotoana izao

Aza manapa-tsinay nama fa tena mahalatsaka marina =)) =)) =)) =))
6. soanja ( 14/04/2010 13:30)
niryna:

Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay. Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina : tsy voasakana hivavaka ny olona ka hanangana fiangonana farany izay haingana izy ireo ka hanao fahagagana lehibe ao anatin'izany hamitahana ny olona..
Hiasana ato @ karmela io olona io izao
Homba anao Jesoa!
--------------------------------------------------------
Zaraiko ity fa nomen'ny olona ahy
Asa hianareo na efa naheno io vaovao io ?
ary aiza izany Karmela izany ?

Asa na toerana aiza na toerana aiza izany no hisy fiangonana lehibe hijoro ary dia hanao fahagagana maro ilay fiangonana izay tarihan'i Losifera sy ny miaramilany

Fa araka ny vaovao farany dia hoe manomboka hiasana ilay olona izay nitoeran'ilay Losifera io amin'izao fotoana izao


Io izany ilay vaovao ahely eran'io e. Dia diniho amin'izay hoe ahoana ny fahitanareo ny "famafazana" eto amin'ny serasera.

Ny finoanoam-poana! Aoka aho hanongo-tena.


7. ikaretsaka ( 14/04/2010 14:38)
zarazaraina fahatany :-D :-D :-D fa tsy dinihina akory ve?
8. rijadolly ( 14/04/2010 21:57)
AZA VARIANA FA EFA VOASORATRA IZANY FA MISY
Hery:
Aleo hanangana fiangonana eo fa tonga dia vao mainka lasan'i Kristy daholo ny mpivavaka ao
Iraisako hevitra tanteraka; ary dia mila manao tafika masina raha te - hanova ny mpangalatra
Aza matahotra... minoa fotsiny ihany
Misaotra Hery a! Efa nomena fahefana isika hanitsaka ny lohan' ilay menarana; ho an' izay sahy manitsaka.
9. rakapy ( 15/04/2010 06:59)
Hoy i Rijadoly
AZA VARIANA FA EFA VOASORATRA IZANY FA MISY

Ilay resaka toy izao no mahatonga ny olona hanohitra anareo e!
Raha tena am-pitiavana no ilazana azy dia tokony azavaina misimisy kokoa. Fa ilay izy toa miendrika fankahalana sy fanakorotanana.

Ny olombelona @ izao fotoana izao (efa maro) dia olombelona efa mahalala zavatra ihany ka noho izany dia mila fanamarinana vao hiino ny resaka arosonareo. Hamarino ny zavatra voalazanareo fa sao dia lasa resaka ngahy be noely eo indray.
10. Mpanazava ( 15/04/2010 07:17)
Ny filazana hoe vaovao farany no mampisalasala satria isan'andro ny fahavalon'andriamanitra dia mamitaka ny tany rehetra misy mponina foana.
Raha manjono izy amin'ny isambatan'olona dia manarato izy rehefa mampiasa fiangonana.
11. rakapy ( 15/04/2010 12:02)
[Hoy Mpanazavaquote]Raha manjono izy amin'ny isambatan'olona dia manarato izy rehefa mampiasa fiangonana.[/quote]
Ka ilay fiangonana fanaratoany aza toa baiboly xana sy ilay teny voalaza fa tenin'A/tra no ampiasainy?
AIZA ary IZA izany ilay tenin'A/tra sy olon'A/tra marina?
12. soanja ( 15/04/2010 13:56)
Asa na efa misy mahalala sy manasitrana ny momba an'ity aretina ity ny ao Mada ao.

Schizophrenia is a mental disorder that makes it difficult to tell the difference between real and unreal experiences, to think logically, to have normal emotional responses, and to behave normally in social situations.

Symptoms

Schizophrenia may have a variety of symptoms. Usually the illness develops slowly over months or even years.

At first, the symptoms may not be noticeable. For example, you may feel tense, or have trouble sleeping or concentrating. You can become isolated and withdrawn, and have trouble making or keeping friends.
As the illness continues, psychotic symptoms develop:
An appearance or mood that shows no emotion (flat affect)
Bizarre motor behavior in which there is less reaction to the environment (catatonic behavior)
False beliefs or thoughts that have nothing to do with reality (delusions)
Hearing, seeing, or feeling things that are not there (hallucinations)

Thoughts "jump" between unrelated topics (disordered thinking)

Symptoms can be different depending on the type of schizophrenia.


Io dia isany mpahazo ny olona ao Mada ao matetika saingy hafa ny fijerin'ny Malagasy. Betsaka amin'ireo olona marary an;ity aretina ity no lasa mpamosavy indraindray satria izay no ahalalan'ny fiarahamonina azy ireo. Azo tsaboina ity aretina ity saingy mila faharetana tokoa ho an'ilay marary ary mila fitiavana be dia be sy fahazahoana ny mahazo ny marary avy amin'ireo izay tsy marary.
13. rakapy ( 15/04/2010 14:02)
Soanja>Misaotra nizara, fa ny fanotaniako dia hoe inona no mahatonga azy io satria efa voalazanao ny symptom sy ny fitsaboana?
14. soanja ( 15/04/2010 14:17)
rakapy:

Soanja>Misaotra nizara, fa ny fanotaniako dia hoe inona no mahatonga azy io satria efa voalazanao ny symptom sy ny fitsaboana?


Hatramin'izao dia mbola tsy voazavan'i / hitan'i siansa ny mahatonga ny aretina ary tsy manana fomba hi-teste-vana azy koa ry zareo fa dia ireo symptom ireo sy ny hafa maro no ilazana hoe izay no mahazo ny marary. Mbola eo ampikarohana izany ny siansa.
Matetika dia eo amin'ny faha 20 taona eo no manomboka ny symptom kelikely dia mitatra izany mandrapahantitra.


15. rakapy ( 15/04/2010 14:28)
Soanja> dia inona izany no tena ifandraisan'io aretina io sy ny lohahevitra
"Vaovao farany nambaran'i losifera?"
16. soanja ( 15/04/2010 15:18)
rakapy:

Soanja> dia inona izany no tena ifandraisan'io aretina io sy ny lohahevitra
"Vaovao farany nambaran'i losifera?"


Indro filazana etsy ambony : "Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina "

Raha ny olona tahak'izany no entinao any amin'ny hopitaly hotsaboina raha misy io sampana mniandraikitra an'io ao Mada ohatra dia izay no holazain'ny dokotera hoe "mila jerena akaiky izy fa manana soritra aretina schizophrenia".

Iza no afaka hilaza fa mitoetra ao amin'ny iray i Losifera? Iza no mahalala raha Losifera no ao? Efa nisy nahita an'i Losifera ve ka hiteny hoe izy io miresaka io?

Ny siansa kosa dia efa nahita fa afaka mihevitra ny olona iray fa maheno feo. Ary io feo io dia manana anarana indraindray, afaka mibaiko anao sns sns ... io no ilazako hoe mety ity aretina ity no manjo an'ilay olona ary marary izy.

Tsy azo ferana koa anefa ny lainga mety hisy amin'ity fiainana ity mba handratovana olona mitaveravera sy tsy lalin-tsaina.


17. rijadolly ( 15/04/2010 15:30)
Azon' soanja hazavaina ahy ve ilay izy fa izaho tsy mahay teny anglisy?

RAKAPY>>> Maninona no tsy xxx4 no lazain' se voalohany, fa izaho izay milaza ny hevitro mazava? Nefa xxx4 tsy nilaza fa tonga dia manao teny maharary, izay mahatonga kirotana raha izay ny filazan' se.

Na hino izay efa voasoratra se na tsy hino dia tadidio fa efa mizotra makany iny lalana iny, ny iray ary, ary ny iray ary.
18. rakapy ( 15/04/2010 16:18)
Hoy i Rijadoly
RAKAPY>>> Maninona no tsy xxx4 no lazain' se voalohany, fa izaho izay milaza ny hevitro mazava? Nefa xxx4 tsy nilaza fa tonga dia manao teny maharary, izay mahatonga kirotana raha izay ny filazan' se.

Tena marina izany Rijadoly. Na dia ny anaranao aza no vosoratro tery ambony dia tsy midika velively fa ianao direct no tiako ilazana ilay teny. Fanajana anao no nilazaka io teny io satria fantatro ianao fa olon-kendry.
Miala tsiny raha nanafintohina anao.
I xxx 4 moa dia efa hita mazava fa mpanakorotana ka tsy mila valina.
Na hino izay efa voasoratra se na tsy hino dia tadidio fa efa mizotra Hoy i Rijadolymakany iny lalana iny, ny iray ary, ary ny iray ary

Mizotra mankaiza moa ilay tianao tenenina eto?
19. niryna ( 16/04/2010 02:24)
niryna:

Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay. Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina : tsy voasakana hivavaka ny olona ka hanangana fiangonana farany izay haingana izy ireo ka hanao fahagagana lehibe ao anatin'izany hamitahana ny olona..

maro tokoa ny zavatra mitranga amin'izao fiainana izao:
tsy ho voatapenambava ny tsy hizara ny tenin'Atra intsony ankehitriny ny kristiana ka ataony daholo ny fomba rehetra ahafahana manembatsembana
tafiditra amin'izany ny fandrembirebena maro samy hafa ka dia variana amin'ireny ny olona



20. soanja ( 16/04/2010 02:26)
soanja:

Asa na efa misy mahalala sy manasitrana ny momba an'ity aretina ity ny ao Mada ao.

Schizophrenia is a mental disorder that makes it difficult to tell the difference between real and unreal experiences, to think logically, to have normal emotional responses, and to behave normally in social situations.

Symptoms

Schizophrenia may have a variety of symptoms. Usually the illness develops slowly over months or even years.

At first, the symptoms may not be noticeable. For example, you may feel tense, or have trouble sleeping or concentrating. You can become isolated and withdrawn, and have trouble making or keeping friends.
As the illness continues, psychotic symptoms develop:
An appearance or mood that shows no emotion (flat affect)
Bizarre motor behavior in which there is less reaction to the environment (catatonic behavior)
False beliefs or thoughts that have nothing to do with reality (delusions)
Hearing, seeing, or feeling things that are not there (hallucinations)

Thoughts "jump" between unrelated topics (disordered thinking)

Symptoms can be different depending on the type of schizophrenia.


Io dia isany mpahazo ny olona ao Mada ao matetika saingy hafa ny fijerin'ny Malagasy. Betsaka amin'ireo olona marary an;ity aretina ity no lasa mpamosavy indraindray satria izay no ahalalan'ny fiarahamonina azy ireo. Azo tsaboina ity aretina ity saingy mila faharetana tokoa ho an'ilay marary ary mila fitiavana be dia be sy fahazahoana ny mahazo ny marary avy amin'ireo izay tsy marary.



Karazana aretin-tsaina ny Schizophrenia. Sarotra amin'ny marary ny manavaka ny zavamisy sy ny zavatra tsy misy eo amin'ny fiainany nefa heveriny fa misy. Tsy afaka manana lojika izy amin'io zavatra heveriny fa misy eo amin'ny fiainany io hany ka sarotra aminy ny manana fihetsika mifandray amin'ny fiarahamonina ara-dalana/ mahazatra fahita ary indrindra ny fihetsem-po manoloana izany.

Ny soritraretina hita eny amin'ny marary:

- ----

- Fihetsika hafahafa tsy mifanaraka amin'nmy zavatra misy eo amin'ny manodidina.

- Finoanoam-poana na eritreritra diso na mihevitra zavatra tsy misy, indrindra tsy misy ifandraisany amin'ny zavamisy eo amin'ny fiainana.

- Maheno feo, mahita zavatra , na mahatsapa zavatra tsy misy akory.

- Mitsamboamboatra ny hevitra fa tsy mifanaraka amin'izay tokony resahina manaraka rindranilay resaka indraindray.

Miankina amin'ny schizo misy koa ny karazana soritraretina hita.

-----



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2138