Vaovao farany nambaran'i Losifera.
61. niryna
(
19/04/2010 17:24)
soanja:hi,hi, tsy any mihitsy ny point fa any amin'ireo izay miseho mahay zavatra ny ao anatin'ny saina sy ny eritreriny no hoheveriny fa marina foana ,satria ahoana, jamban'ny filan'ny nofo izy ireo ka tsy mety manaiky ny asan'Atra na miaiky fa diso ny zavatra ataony sy mbola hiainany hatramin'izao ( sorry,ny marina mandratra ary toy ny lefona mihitsy aza kanefa ,izay hiantefan'ny marina sy mandray ny fahamarinana no ahazo tombotsoa ,tafiditra amin'izany koa ny tenako ary fantatrao tsara ny tiako ambara ,toy izany koa ika)
Ka iza no nanoratra ilay tantara teo momba izany tsipona ary sy aty hoe "tenin'Andriamanitra" nampiasain'i devoly sy Kristy izany? Nahita ny nitranga ve ilay mpanoratra sa nanoratra izay fantany?
Tsy i Kristy no nanoratra nilaza tamintsika fa olon-kafa.
Averimberintsika foana ny propangady eto ary fa Andriamanitra dia fitiavana ary tiany ny oloNy ka mahatonga azy hanitsy antsika andeha amin'ny lalan'ny fahamarinana sy hiezaka hiala amin'ny filan'ny nofintsika rehetra izay tsy mifanaraka ny sitrapon'ATra ok
Atra dia (l)
62. niryna
(
19/04/2010 17:31)
soanja:aleloia ,efa mba nisy an'izay aloha dia efa isaorana Atra
Amiko i Kristy dia Andriamanitra.
Tsy nila naka teny avy amin'ny voasoratra izy raha hiatrika izany fotoana niaraka tamin'i devoly izany. Izy tenany dia afaka tsy nampisy ny devoly teo anoloany, tsy nila teny avy amin'y boky akory satria Izy dia mahavita ny zava-drehetra.hay ve e,iny indray no tsy fantatro,nandainga izany ny baiboly,nisaotra raha izany no eritreritrao
soanja:ooopss, cross,cross kanefa toa lasa nitsimpona ilay lainga tao anaty baiboly indray soanja izany anie e,angaha marina indray ?
Mat 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
soanja:dia vita ary tompoko ny forum fa tsy mitovy tanteraka ny ATra hinoaka ny ATra hinoanao,ka aleo ahy hangina fa aleo Izy Atra tompon'ny zavatra rehetra nampianatra anay hizara ny teniny no hamaly ny maha tsy mitombina ny resaka hoe lanain'i devoly fanahy I Jesoa
Eo no ilazako fa tsy mitombina ny resaka na ilay soratra. Raha Andriamanitra i Jesoa dia tsy hisy Fanahy afaka hitarika azy na nitondra azy izany mba halain'i devoly fanahy?
Atra dia (l)
63. niryna
(
19/04/2010 17:36)
soanja:dia efa tsy mino moa hianao ka dia tsy misy valiny azoko omena fa dia afaka manao fikarohana hianao ,aleo Izy no ampiseho anao ny fahamarinana ao anaty baiboly ok
Iza moa i Jesoa fa tsy Andriamanitra ihany. Fanahy inona izany io? Andriamanitra hafa ambonimbony kokoa afaka mitarika an'i Jesoa ve? Fanahin'i devoly lazainareo lava io ve? Fa nahoana i Jesoa no azon'izany fanahy izany?
Atra dia (l) ary izay tia Azy dia mihaino sy mankatoa ny teniNy
64. niryna
(
19/04/2010 17:55)
soanja:aleloia, na tsy nino ny teny tao anaty baiboly aza i soanja efa mba niverina namaky ilay tenin'ATra ihany,izay dia efa tena zava-dehibe
Mat 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Aza reraka ny mikaroka ny fahamarinana fa rehefa tena mitady Azy tokoa isika dia ho asehoNy antsika izany Fitiavany izany ary ampianariNy zavatra maro izay tsy mbola fantantsika isika mikasika ilay fitiavaNy antsika ary mbola omeNy hery ho tonga zanany ary ho mpandova ary afaka hizara ny teny izay nampitondrainy ihany koa
Fifaliana tsy misy mihoatra an'izany ary tsy voavidin'ny $ na na euro na sterling ilay fahasoana fa dia zaraina maimaimpoana indray aza avy eo ary mbola ampitomboiny indray aza an ,andramo anie
Keep trying to find the truth about Hin and He will show you his kindness and his love.
soanja:dia avy eo indray hoe
Samihafa izany eto ilay devoly sy ilay Fanahy sa iray ihany??? Azavao lalindalina kokoa ary! Sa ve ilay Fanahy dia Fanahin'Andriamanitra?
soanja:eto no manomboka amin'izay ny fikarohan'i soanja .misaotra anao nametraka an'ireo fanontaniana ireo.Atomboy eto ary ny fanandramana,mivavaha mba ny fanany masina no hanazava azy aminao.Atra o,fanahy inona no mitarika anay ho halaim-panahy ? ampio aho fa tsy fantatro ny marina
Karazana fanahy inona no mitarika antsika ho halaim-panahy???? Isan'ny voan'izany koa ve ilay antsointsika hoe Andriamanitra?
sa mi-miteny anao 100% aho fa raha mangetaheta ny tenin'ATra hianao ka anatona azy amin'izay dia omeny anao izay teny tsy mbola fantatrao ary ho hazavainy anao izany ,ny tena tombotsoa lehibe avy eo,dia mizara ny olona eto koa hianao hoe ahoana no nanovan'Atra ny fo sy ny fanahinao ka nahatonga anao hiaiky ny asa mahagaga lehibe tsy fantatrao kanefa dia omeny anao ok
ba mamikely mipoaka be ho an'i soanja
:-* :-*
65. niryna
(
19/04/2010 18:08)
soanja:
Ka iza no nanoratra ilay tantara teo momba izany tsipona ary sy aty hoe "tenin'Andriamanitra" nampiasain'i devoly sy Kristy izany? Nahita ny nitranga ve ilay mpanoratra sa nanoratra izay fantany?
Mpanazava:
Azo antoka tokoa ve tsy niresaka izay nanjo azy t@ ireo apostoly ve i Jesosy raha mpinamana izy ireo? Tsy tantarainao @ olona akaiky anao sy atokisanao izay nanjo anao?
tsy ratsy kosa ilay fanoharana nataon'i Mpanazava ,misaotra e
Mpanazava:
Diso ve izany ny baiboly raha ity hevitr'Andriamanitra ity no raisina :"
ahoana tokoa ry soanja ? diso izany ve ny teny nomena antsika tao anaty baiboly sa misy ny marina rehefa mifanaraka ny tiantsika dia rehefa tsy tiantsika ny aheno azy dia ataontsika hoe diso ,enga anie ka tsy ho izany ?
Mpanazava:ekena tanteraka ary ilay Fanahy masina izay miaraka antsika no ampianatra antsika ireo rehetra ireo ary mihoatra aza
Ny Soratra Masina Iray manontolo dia avy amin'ny herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary mahasoa mba hampianarana, hananarana, hanitsiana izay diso ary hanafaizana araka ny fahamarinana,mba (...)" (2 Tim 3: 16)
mamerina ny fisaorana indray Mpanazava a
66. niryna
(
19/04/2010 18:38)
soanja:
Ny tiako avoitra dia ny fomba fijerena ny fiainana tamin'izany dia tsy hitovy amin'ny fomba fijery amin'izao.
marina izany tsy mitovy ny fomba fijery,ny fiainana niainantsika amin'izao tsy taloha koa tsy mitovy,kanefa ny tenin'Atra dia tsy miova,omaly sy anio ary mandrakizay,mbola miantso ny mpanota rehetra hibebaka izy ary mbola miantso antsika hiverina amiNy
saonja:hay ve ,inona no tianao tenenina amin'izany,tsy mino ary tsy tokony hino ny teny izay nampitondraina intsony izany isika sa ahoana fa tsy azoko ?
Ny ohatra nampiasaina tamin'izany dia mety tsy handaitra intsony amin'izao. Miovaova araky ny kolotsaina sy fomba ary kolotora ny finoana ary tsy voatery ho fotsy sy mainty.
soanja:
Raha tsy nisakafo 40 andro 40 alina i Jesoa tany anefitra. Dia hoy aho hoe mety nahita hallucination izy satria deshydrate sy miady mafy ny atidoha tsy ampy rano.
marina tanteraka izany raha ny point antsika no jerena saingy tsarovy fa ATra anie i kristy e,inona no olana aminy? moa va misy zavatra tsy vitan'ATra ?
saoanja:dia mety nanao yoga koa izany i kristy raha araka ny eritreritrao sa ahoana :D
Nefa rehefa mahay manao Yoga ohatra ianao dia hainao ny mandamina izany tsy fahampiana izany ka afaka hilaza ianao fa izao no nahatonga ahy voky indray. Matetika io dia ara-panahy. Ao anaty tsy fahampiana ara-tsakafo no tena mahaampoka ara-panahy ny iray mpivavaka.
misaotra e
67. niryna
(
19/04/2010 19:05)
Mpamonjy :
Diso ve izany ny baiboly raha ity hevitr'Andriamanitra ity no raisina :" Ny Soratra Masina Iray manontolo dia avy amin'ny herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary mahasoa mba hampianarana, hananarana, hanitsiana izay diso ary hanafaizana araka ny fahamarinana,mba (...)" (2 Tim 3: 16)
soanja:ngaha !
Diso ny baiboly raha mitompo teny fatratra amin'izany. Ny olon-tiana tsy mba faizina fa anarina , ahitsy ary indrindra ampianarina.
soanja:ngaha ,dia vao maika manamafy ny tsy fitovian'ny finoana kristiana ihany tokoa i soanja,satria ny kristiana no mino fa avy amin'Atra no nahatonga ireo olona 44 anoratra,hianao indray izany mampandainga ny baiboly fanindroany an aoka woa e,itako no tsy mitovy mihitsy ny finoantsika an
Tsy ny teny rehetra ao anaty baiboly no hevitr'Andriamanitra
soanja:mety tia miantso ny anaranao ho kristiana izany hianao kanefa tsy mino ny baibolin'ny kristiana ,izany ve tsy hafahafa
matoa isika Kristianina no misaratsaraka sy tsy mifankatia loatra nefa io no ifandraisana.
saonja:
Raha lafatra io dia lafatra isika satria izay ao dia tokony ho vitantsika avokoa.
ka ny baibolinay kristiana manambara fa tsy misy lafatra ka ,dia mitombona indray ny teninao fa naka ny tenin'ny baibolinay kristiana indray hianao,ahoana ary i soanja izany,sady miditra no mivoaka ? mila mitandrina kely isika an
raha hoy ny baiboly hoe tsy misy tonga lafatra na iray aza ,tsy misy tonga lafatra izany isika ok
raha tonga lafatra ve ny fiainana tsy efa ety no paradisa raha izany,satria mbola tsy tonga lafatra ary mbola tsy tonga ilay Jerosalema vaovao fa amin'izay fotoana izay hiaraka na liona na ny ondry /ny mahantra sy ny manankarena,ny mainty sy ny fotsy na vangavanga, tsy misy hiavaka intsony fa hiaraka ary ny rehetra dia ho mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin'ilay kristy avokoa .Ireo izay miantso ny anarany sy mino ny teny izay nampitondraina tao anatin'ny baibolin'ny kristiana
soanja:andao ary isika anoratra baiboly vaovao ho an'ny mpisera rehetra .Zava-baovao,zava-baovao
Kanefa tsy izay no misy. Soratr'olombelona ny baiboly. Izay nanoratra dia manana ny fitahian'Andriamanitra toa ahy sy ianao. Afaka manoratra ianao ary za koa afaka manoratra. Betsaka ny ho mety hevitr'Andriamanitra ary betsaka ny avy amin'ny mahaolombelona fotsiny.
68. ikaretsaka
(
19/04/2010 22:24)
iza moa no tsy manoratra na i Niryna io aza.. tsimponina de asamaka de avy eo mody avondrona.... karazana franoratana vaovao anie izany
69. soanja
(
20/04/2010 01:01)
niryna:
Andriamanitra dia fitiavana ary tiany ny oloNy ka mahatonga azy hanitsy antsika andeha amin'ny lalan'ny fahamarinana sy hiezaka hiala amin'ny filan'ny nofintsika rehetra izay tsy mifanaraka ny sitrapon'ATra ok [/b]
Atra dia (l)
Manitsy fa tsy manafay. Tsy OK ny manafay. Faizo ao zany zanakao dia ho hitanao ny vokany e. Resaka pratika anie ny fiainana e. Andriamanitra tsy nanamboatra antsika ho faiziny. Diso fihevitra be izay na tsy mahalala izay soratany, raha misy nanoratra izany ao anaty baiboly.
Andriamanitra tsy hanafay zazakely izany ka hanatotona ny lohany amin'ny vato sns sns sns famonoana ao anaty baiboly ao daholo izany. Hevitr'olombelona izany.
70. soanja
(
20/04/2010 01:20)
niryna:
[quote=soanja]
Raha tsy nisakafo 40 andro 40 alina i Jesoa tany anefitra. Dia hoy aho hoe mety nahita hallucination izy satria deshydrate sy miady mafy ny atidoha tsy ampy rano.
marina tanteraka izany raha ny point antsika no jerena saingy tsarovy fa ATra anie i kristy e,inona no olana aminy? moa va misy zavatra tsy vitan'ATra ?
saoanja:
Izay mantsy vitan'Andriamanitra ny nanafoana an'izany Satana satana nareo izany. Indrindra raha fantany fa tsy mamelona ny zanany sy tsy manampy ny zanany ny fisian'io satana resahinareo lava eto io.
Raha tsy hoe Andriamanitra sadika ny anareo ka hamela ny zanany hoviravirain'izany zavatra mampatahotra izany.
Aoka hoy aho mba ampiasaina io atidoha io e.
71. Mpanazava
(
20/04/2010 07:34)
Hoy i Soanja:
sambatra ianao mahavita manohitra ny fanahimasin'andriamanitra hivavahanao izay nampanoratra ny baiboly. Hevitrao anefa io fa tsy hevitr'Andriamanitra. Izao manko ny hevitr'Andriamanitra momba ny Famaizana :" Fa izay tian'i Jehovah no faizainy. Manasazy mafy an'izay raisiny toy ny zanaka izy." (Hebreo 12:6)
Hoy i Soanja:
Mitombina tsara ilay fanontanian'i Soanja ary mampiseho fahalalana iray marina ary mamdiso hevi-diso aparitak'i Satana any am-piangonana mba hanaratoana olona maro. I Jesosy marina ve no sady Ray no Zanaka ary = Jehovah?
Manitsy fa tsy manafay. Tsy OK ny manafay. Faizo ao zany zanakao dia ho hitanao ny vokany e.
sambatra ianao mahavita manohitra ny fanahimasin'andriamanitra hivavahanao izay nampanoratra ny baiboly. Hevitrao anefa io fa tsy hevitr'Andriamanitra. Izao manko ny hevitr'Andriamanitra momba ny Famaizana :" Fa izay tian'i Jehovah no faizainy. Manasazy mafy an'izay raisiny toy ny zanaka izy." (Hebreo 12:6)
Hoy i Soanja:
Mat 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Eo no ilazako fa tsy mitombina ny resaka na ilay soratra. Raha Andriamanitra i Jesoa dia tsy hisy Fanahy afaka hitarika azy na nitondra azy izany mba halain'i devoly fanahy?
Mitombina tsara ilay fanontanian'i Soanja ary mampiseho fahalalana iray marina ary mamdiso hevi-diso aparitak'i Satana any am-piangonana mba hanaratoana olona maro. I Jesosy marina ve no sady Ray no Zanaka ary = Jehovah?
72. rakapy
(
20/04/2010 10:33)
Hoy i Mpanazava
Fa angaha ilay A/tra tsy be famindra-po sy mpamela heloka ary be fitiavana indray no toa famaizana sy fanasaziana mafy indray no voalaza eto???
Tsy mazava mihintsy ilay boky raha ny fijeriko azy.
" Fa izay tian'i Jehovah no faizainy. Manasazy mafy an'izay raisiny toy ny zanaka izy." (Hebreo 12:6)
Fa angaha ilay A/tra tsy be famindra-po sy mpamela heloka ary be fitiavana indray no toa famaizana sy fanasaziana mafy indray no voalaza eto???
Tsy mazava mihintsy ilay boky raha ny fijeriko azy.
73. ikaretsaka
(
20/04/2010 14:12)
eny tokoa hoa...
Dieu Amour io ry mpanazava fa tsy dieu justicier a
fantaro tsara aloha hoe inona ny culturen'ny hebrio ho'aho t@ paoly nanoratra an'io alohan'ny hitsiponamponam-poana
Dieu Amour io ry mpanazava fa tsy dieu justicier a
fantaro tsara aloha hoe inona ny culturen'ny hebrio ho'aho t@ paoly nanoratra an'io alohan'ny hitsiponamponam-poana
74. soanja
(
20/04/2010 15:09)
Mpanazava:
sambatra ianao mahavita manohitra ny fanahimasin'andriamanitra hivavahanao izay nampanoratra ny baiboly.
Ka izay ny olanareo Tompoko o, NY TAHOTRA.
Io anie araka ny voalaza tsy nosoratan'Andriamanitra fa nosoratan'olombelona.
Raha tamin'ny 30 taona lasa ny RAD be dia be tao Mada no mikapoka mitady hamono zanaka mihitsy satria izay no voalaza hoe "ny zanaka tiana no faizina" dia efa nahita ry zareo amin'izao fa tsy any no vahaolana hanatsara ny fomba sy fihetsik'ilay zaza. Zany hoe raha ny fampitahorana na famaizana no niasa taloha tamin'ny andron-dry Abrahama sy ry Moizy dia efa tsy any intsony no ifotoran'Andriamanitra izao fa ny "Fitsaharan'ny ady", " ny filaminana sy ny fitoniana ao aminy", "Ny fanabeazana mitaky fitiavana tsy misy fahatezerana" satria io no mandaitra amin'ny fiasan'ilay fanaparitahana ny fahamasinan'Andriamanitra.
Eny, hitsangana aho, hijoro hanohitra izay soratra rehetra ao amin'i baiboly mitory, manery, manainga ny olona hiady sy hifamono ary hanilikilika ny hafa. Tsy tenin'Andriamanitra izay fa hevitr'olombelona.
Tiako ny baiboly saingy tsy lafatra izy raha amin'izao fotoana ianantsika izao. Misy mila tena dorana mihitsy aza ireo soratra ao mba tsy hanelingelina ny sain'ny Mpino ary misy ireo avoitra sy asongadina tokoa satria porofom-pitiavana tanteraka.
75. ikaretsaka
(
20/04/2010 16:17)
ka io le hoe "mandalo radiry fa modia miasa aby" re ry soanja fa ndroky koaaa agny iii
dia mahatonga le fanontaniana hoe .. noho i diry nandalo ve no iasana sa noho ny fitiavana ilay asa
dia mahatonga le fanontaniana hoe .. noho i diry nandalo ve no iasana sa noho ny fitiavana ilay asa
76. niryna
(
21/04/2010 03:41)
ikaretsaka:ka inona no olana,misy olana angaha ika ? sa mahafinaritra foana ny manodina resaka oka woa
iza moa no tsy manoratra na i Niryna io aza.. tsimponina de asamaka de avy eo mody avondrona.... karazana franoratana vaovao anie izany
inona tokoa ny antony? tsy manana arguments mafonja anoherana ny tenin'ATra ika satria tsy ny herin'ny saintsika no tadiaviNy fa isika miaiky ny fitiavany antsika.
77. niryna
(
21/04/2010 03:50)
Hoy i Soanja:
Manitsy fa tsy manafay. Tsy OK ny manafay. Faizo ao zany zanakao dia ho hitanao ny vokany e.
Mpanazava:ny ohabolana no manome ohatra marobe mikasika an'izany tokoa fa misaotra ry Mpanazava a.Anaka,tandremo ny anatry ny ray ary aza mody hodiana tsy hita ny anatry ny reny ....sns ,anaka ...anaka
sambatra ianao mahavita manohitra ny fanahimasin'andriamanitra hivavahanao izay nampanoratra ny baiboly.
ka rehefa maro no zavatra hinoana dia miodikodina tsy ita be ihany izay ho raisiny k'nou
[quote=Mpanazava]
Hevitrao anefa io fa tsy hevitr'Andriamanitra. Izao manko ny hevitr'Andriamanitra momba ny Famaizana :" Fa izay tian'i Jehovah no faizainy. Manasazy mafy an'izay raisiny toy ny zanaka izy." (Hebreo 12:6)
Hoy i Soanja:
Mat 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Eo no ilazako fa tsy mitombina ny resaka na ilay soratra. Raha Andriamanitra i Jesoa dia tsy hisy Fanahy afaka hitarika azy na nitondra azy izany mba halain'i devoly fanahy?
Mpanazava:hoy soanja Raha Atra i Jesoa dia tsy hisy Fanahy afaka hitarika azy.
Mitombina tsara ilay fanontanian'i Soanja ary mampiseho fahalalana iray marina ary mamdiso hevi-diso aparitak'i Satana any am-piangonana mba hanaratoana olona maro. I Jesosy marina ve no sady Ray no Zanaka ary = Jehovah?
Mino azy ho ATra ve i soanja sa tsia ?
Inona no zavatra tsy vitan'ATra ,with God everything is possible
78. niryna
(
21/04/2010 03:51)
ikaretsaka:hors sujet indray indroky izany
ka io le hoe "mandalo radiry fa modia miasa aby" re ry soanja fa ndroky koaaa agny iii
dia mahatonga le fanontaniana hoe .. noho i diry nandalo ve no iasana sa noho ny fitiavana ilay asa
79. niryna
(
21/04/2010 03:57)
rakapy:mazava fa saingy avadikao ho tsy hazava:
Hoy i Mpanazava" Fa izay tian'i Jehovah no faizainy. Manasazy mafy an'izay raisiny toy ny zanaka izy." (Hebreo 12:6)
Fa angaha ilay A/tra tsy be famindra-po sy mpamela heloka ary be fitiavana indray no toa famaizana sy fanasaziana mafy indray no voalaza eto???
Tsy mazava mihintsy ilay boky raha ny fijeriko azy.
aleloia,amena woa hoy hianao hoe ATra be famindrampo,mpamela heloka ary be fitiavana ary manafay sy manasazy voalazanao tanteraka ary mazava tsara,
Rakapy anie hoy aho mahay fa mody adala e,sa misalasala fa toa misy izy kanefa toa tsy mahatsampa ny fisiany ?
toa ny ray amandreny tia ny zanany ,ny tiany ihany no anariny.Isika no mety mandao azy fa ATra tsy mandao antsika
aleloia,miverina tsikelikely ny teny nampitondraina an-dRakapy.Izay ilay hoe toritenin-dRakapy
80. niryna
(
21/04/2010 04:05)
ikaretsaka:
eny tokoa hoa...
Dieu Amour io ry mpanazava fa tsy dieu justicier a
fantaro tsara aloha hoe inona ny culturen'ny hebrio ho'aho t@ paoly nanoratra an'io alohan'ny hitsiponamponam-poana
dia mahafantatra tsara izany ika koa maninona no tsy manazava tsara aloha
inona no nitranga rehefa niresaka tamin'i Abrahama Atra?
aleo aloha aho anao propangady kely
Aripako daholo ny olona ao amin'ity firenena ity hoy Izy(mpijangajanga=manana Atra sy lehilahy miaraka amin'ny lehilahy ) ary dia nifona Abrahama fa mety hisy olona dimampolo aho,40 ,20 ...5 .Eny tsy nisy fa Lota irery no marina teo anatrehan'Atra .
Atao hoe tia ny olona ve izany ATra ,eny
Maninona no naripany daholo ny olon-dratsy tao Sodoma sy Gomora?
satria tsy nisy marina tao
Dia iza no anome tsiny an'Atra na hitsara azy fa tsy tokony anao fitsarana ATra?
Tsy misy na iray aza isika afaka anome tsiny an'ATra na hitsara azy
