Vaovao farany nambaran'i Losifera.

101. ikaretsaka ( 25/04/2010 11:45)
Ka izay nge rakapy ilay lazaiko hoe indraindray misy "boloky" e...ny hamerina izay re sy hita no himatimatesany... .ba hahazoana ilay "voanjo". Fa rehefa angatahina ny hanazaava sy ny miditra lalina ankoatran'izay..de eo no raisina ... dia mba tsy admettena izay dia mandeha @ zay ny hoe mpanohitra an zao e...misy an zao eeee...nefa fika fialana oainina @ le tsy fananana argu fotsiny zay.

Averina lalandava koa le hoe fanahin'Atra... amiko dia raha fanahin'Atra izay tsy hita pesipesenina tokoa no ao aminy.. dia tokony hivelatra laaaavitra be @ zay maha tsy hita pesipesenina azy izay koa ny arguments -ny
102. niryna ( 05/05/2010 19:51)
rakapy:

Tsy famerimbererenana ilay resaka no ilazana fa marina ilay resaka fa ny fanazavanao azy no itsaranay fa marina na lainga.
Izay no tadiavainay ,Mazava?
hay va re e,izaho tsy miteny koa marina sa lainga fa mizara fotsiny aho ka toa hianao mamafy dia mandray ny olona araka izay tiany

koa samia isika sy rakapy mivavaka mba ny fanahin'Atra no hitoetra ato amintsika ka hamafy voa tsara ho an'ny mpisera rehetra.
Ny fahasoavan'Atra anie hirotsaka ao amintsika rehetra amen
rakapy:

Amiko, tsy ampy raha fivavahana fotsiny ihany no entina hitiavana namana.
marina tokoa izany ary izay no antony hivavahana fa tsy mora

mivavaka aloha: efa tena dingana lehibe izay ka,
Tsy afaka ny amela heloka isika raha ny fotsika adaladala ity indraindray ary amin'ny maha olona( nofo sy ra antsika) dia mandalo izany isika indraindray
na matetika aza
ka rehefa tsy mety tonga ilay famelankeloka ao anaty satria io miankina amintsika na amela olona isika na tsia dia eo amin'izay no mivavaka mangataka amin'Atra mba anampy antsika mba omeny fo madio ahay hamela heloka ,tsy mora saingy raha mangataka aminy dia ho vitantsika izany,toa izany koa ilay fitiavana
dia mandeha amin'izay ny fanampiana ,ny fizarana,ny fitiavana ny olona tsy mitovy finoana amintsika
Amin'ny kristiana mantsy dia Fitiavana no zava-dehibe voalohany indrindray satria Atra dia fitiavana ,nanomezany ny Zanany)
Dia mbola nasehony koa ao anatin'ilay baiboly izay e,fa ny fitiavana dia mahasarona ny zavatra rehetra(love covers all multitude sins )
ny hira aza miteny hoe na dia miteny .......sy ny anjely aza aho kanefa tsy manampitiavana dia .........ho zava-poana izany
Ny mitia ny olona dia marina izany,ny tenantsika aloha no tiavintsika vao afaka mitia ny olona isika,tsy mora ny mitia olona tsy tia antsika kanefa amin'Atra mety ho vitantsika foana izany(moa va misy zavatra sarotra hoy Izy)
aleo aloha omeko :-* amin'ny fandraisana anjara eto amin'ny serasera sy ny fizarana izay fantatrao :-* ba mipoaka ho an'i rakapy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2724