Vaovao farany nambaran'i Losifera.
81. niryna
(
21/04/2010 04:25)
Mpanazava:
sambatra ianao mahavita manohitra ny fanahimasin'andriamanitra hivavahanao izay nampanoratra ny baiboly.
soanja:=))
Ka izay ny olanareo Tompoko o, NY TAHOTRA.
Atra no toherinao ,gaga indray aho,inona tokoa moa izany no finoan'i soanja raha ny baiboly aza tsy hinoana ? itako no toherana foana ny tenin'Atra sambatra tokoa araky ny voalazan'i Mpanazava -matahotra ny inona hono ny kristiana ?
soanja:ngaha =))
Io anie araka ny voalaza tsy nosoratan'Andriamanitra fa nosoratan'olombelona.
Zany hoe raha ny fampitahorana na famaizana no niasa taloha tamin'ny andron-dry Abrahama sy ry Moizy dia efa tsy any intsony no ifotoran'Andriamanitra izao fa ny "Fitsaharan'ny ady", " ny filaminana sy ny fitoniana ao aminy", "Ny fanabeazana mitaky fitiavana tsy misy fahatezerana" satria io no mandaitra amin'ny fiasan'ilay fanaparitahana ny fahamasinan'Andriamanitra. [/quote] aminao fa tsy araka ny teny fikasana ,ny baiboly dia vaovao mandrakariva ary tsy misy boky na iray aza mitovy an'io
soanja:dia aleo ny tantara no hitsara,tsy ny kristiana no toherinao fa ny tenin'Atra ka inona no aza ambara,hianao aza sa hijoro amin'izany
Eny, hitsangana aho, hijoro hanohitra izay soratra rehetra ao amin'i baiboly mitory, manery, manainga ny olona hiady sy hifamono ary hanilikilika ny hafa. Tsy tenin'Andriamanitra izay fa hevitr'olombelona.
Matetika ny olona rehefa tsy tiana hipoitra ny marina dia ny azy no ataony tonga aloha,fantatrao tsara ny tiako tenenina.
toherina ilay izy satria misy zavatra tsy zakan'ny eritreritra atao amin'ny fiainana ary tsy tiana ho voakitikitika iny dia aleo aloha toherina.
soanja:
Tiako ny baiboly saingy tsy lafatra izy raha amin'izao fotoana ianantsika izao.
inona no lafatra,ny manaraka ny filan'ny nofo ? sorry
soanja:
[u]Misy mila tena dorana mihitsy aza ireo soratra ao mba tsy hanelingelina ny sain'ny Mpino ary misy ireo avoitra sy asongadina tokoa satria porofom-pitiavana tanteraka. Raha mpino an'i kristy tsy hieritreritra an'izany fa raha mpino ny asan'i satana eny tokoa,satria ahoana,matahotra satana fa efa mihiratra ny mason'ny olona ary tsy voatanany intsony ny mpino an'i kristy rehetra
Tadidio fa tsy ny olona no miady fa ny fanahy izay misy ao anatin'ny olona no tsy mitovy
Izao no atao hoe Gospel vaovaon'i soanja... .mila tena dorana ny baiboly mazava tanteraka amin'izay ny finoana,itako no manohitra hatrany.
Angaha adinonao ny tantara tao Madagasikara hoe ILAY BOKY NODORANA KANEFA TSY LEVONA
82. niryna
(
21/04/2010 04:29)
soanja:
Misy mila tena dorana mihitsy aza ireo soratra ao mba tsy hanelingelina ny sain'ny Mpino ary misy ireo avoitra sy asongadina tokoa satria porofom-pitiavana tanteraka.
Raha mpino an'i kristy tsy hieritreritra an'izany fa raha mpino ny asan'i satana eny tokoa,satria ahoana,matahotra satana fa efa mihiratra ny mason'ny olona ary tsy voatanany intsony ny mpino an'i kristy rehetra
Tadidio fa tsy ny olona no miady fa ny fanahy izay misy ao anatin'ny olona no tsy mitovy
Ary ataon'i losifera avokoa izay haminganana ny kristiana rehetra, tsy matahota anefa ny kristiana fa fahavalo efa resy satana
Izao no atao hoe Gospel vaovaon'i soanja... .mila tena dorana ny baiboly mazava tanteraka amin'izay ny finoana,itako no manohitra hatrany.
Angaha adinonao ny tantara tao Madagasikara hoe ILAY BOKY NODORANA KANEFA TSY LEVONA
[/quote]
[/quote]
83. rakapy
(
21/04/2010 07:05)
Hoy i Niryna
I Rakapy raha hiady hevitra amainao dia efa nandinika sy namakafaka vao miteny sy manakiana fa tsy toy ny anareo hoe ZAVATRA TSY HAY SY TSY FANTATRA ARY TSY NANAOVANA FANADIAHADIANA DIA TONGA DIA LAZAINA FA DEVOLY ANKITSORANO ZAO FOTSINY.
mazava fa saingy avadikao ho tsy hazava:
aleloia,amena woa hoy hianao hoe ATra be famindrampo,mpamela heloka ary be fitiavana ary manafay sy manasazy voalazanao tanteraka ary mazava tsara,
Rakapy anie hoy aho mahay fa mody adala e,sa misalasala fa toa misy izy kanefa toa tsy mahatsampa ny fisiany ?
toa ny ray amandreny tia ny zanany ,ny tiany ihany no anariny.Isika no mety mandao azy fa ATra tsy mandao antsika
aleloia,miverina tsikelikely ny teny nampitondraina an-dRakapy.Izay ilay hoe toritenin-dRakapy
I Rakapy raha hiady hevitra amainao dia efa nandinika sy namakafaka vao miteny sy manakiana fa tsy toy ny anareo hoe ZAVATRA TSY HAY SY TSY FANTATRA ARY TSY NANAOVANA FANADIAHADIANA DIA TONGA DIA LAZAINA FA DEVOLY ANKITSORANO ZAO FOTSINY.
84. rakapy
(
21/04/2010 07:12)
Hoy i Niryna
Tantara an-dapihazo noforon'i Tpkl Victor Solo ve no afafinao eto??? Tantara noforonina re iny ramatoa a! Ary nentina hanaratoana ireo Malagasy izay niaina tao anatin'ny fifankatiavana ka jonona ampidirina ao anatin'ilay arato be ny xana. Inona izao no vokany. Mifamotika ny samy Malagasy.
Angaha adinonao ny tantara tao Madagasikara hoe ILAY BOKY NODORANA KANEFA TSY LEVONA:-D :-D :-D
Tantara an-dapihazo noforon'i Tpkl Victor Solo ve no afafinao eto??? Tantara noforonina re iny ramatoa a! Ary nentina hanaratoana ireo Malagasy izay niaina tao anatin'ny fifankatiavana ka jonona ampidirina ao anatin'ilay arato be ny xana. Inona izao no vokany. Mifamotika ny samy Malagasy.
85. soanja
(
21/04/2010 13:28)
niryna:
inona no lafatra,ny manaraka ny filan'ny nofo ? sorry
[/quote]
Aza mba miteniteny foana ry Nyrina a. Iza no niresaka filan'ny nofo teo? sao mba mila fitsaboana kely ara izany mason'ny havako fa mamorona. Efa ampianarina isika tsy handainga.
Raha tsy milaza aho fa Andriamanitra no lafatra dia aoka ho ahy ny hadisoana. Andriamanitra no lafatra ry Nyrina a. Voarain-dry ve io sa odian-dry tsy hita indray.
Mila dorana ny zavatra manimba antsika olombelona. Izay mahampihavana ihany no aoka hijanona ho mandrakizay! Izay no faniriako.
86. soanja
(
21/04/2010 13:33)
niryna:
soanja:
Misy mila tena dorana mihitsy aza ireo soratra ao mba tsy hanelingelina ny sain'ny Mpino ary misy ireo avoitra sy asongadina tokoa satria porofom-pitiavana tanteraka.
.mila tena dorana ny baiboly [/color] [/b]
Toy izao no mahatonga ny resaka iray miovaova sy manjary misy fiantraikany amin'ny fiheveran'ny hafa. Raha tsy mahita sy mandinika tsara izao ireo ilazana azy dia tonga dia mandray vilana hoe tokony hodorana ny baiboly.
Tsy ny baiboly iray manontolo re ry Nyrina no ilana fandorana fa ireo teny izay manimba. Ireo teny milaza fa atotony ao amin'ny vato ny lohan-jaza ary aolano ireo vehivavy virjiny sns sns... Tsy misy ilana azy ireny ary tena manimba ny tontolon'olombelona.
87. niryna
(
21/04/2010 16:27)
soanja:
Misy mila tena dorana mihitsy aza ireo soratra ao mba tsy hanelingelina ny sain'ny Mpino ary misy ireo avoitra sy asongadina tokoa satria porofom-pitiavana tanteraka.
niryna:
hoy soanja eo ambony io hoe misy mila tena dorana ny baiboly
tsy ohatran'ny tonga dia affirmative be ve izany ry soanja ?
fa fahefana avy aiza no anaovantsika an'izany?
Ahatsiarovako ny tantara nomen'ity cousin-ko ity i soanja
mpanao magie gaigy be hono ilay rangahy tany amintsika ary rehefa miditra ny toerana izay fihaonany hono izy dia baiboly no ataony totohotra .Amiko ny asan'ny satana irery no sahy mamingavinga ny asan'Atra indrindra fa boky izay avy amin'ny fomba maro no anehoan'ATra antsika ny fitiavany.
io rangahy io ankehitriny voantso ho pasitera ary mitantara ny zavatra nataony hakany vola ny olona tamin'ny fotoana nanaovany asan'ny maizina
Eny mety tsy ho azontsika avokoa ny teny tiany tenenina ao saingy rehefa mandalina ny teniny isika dia omeny tsikelikely izany ary sahy mijoro manohitra ireo manohitra Azy ,tsy avy amin'ny herin'ny saintsika anefa izany fa a vy amin'ny hery izay nomeny antsika
soanja:
Toy izao no mahatonga ny resaka iray miovaova sy manjary misy fiantraikany amin'ny fiheveran'ny hafa. Raha tsy mahita sy mandinika tsara izao ireo ilazana azy dia tonga dia mandray vilana hoe tokony hodorana ny baiboly.
izay no antony hitandremana ny resaka satria raha tohitohizana ny hevitra apetrakao eto dia manala ny kristiana hino ny finoanao hianao .
Dia tsara atao ho fantatra izany fa fitiavana no anitsiana ,tsy antery anefa fa efa nomena safidy hianao anaraka an'i alla dia araho izy
teny gasy mazava no notenenin'i soanja eo ka,ahoana moa no hakanao ny teny ao anaty baiboly dia ho dorana izay tsy tianao ? izany ve tsy manao ny tenanao ho ambony noho ilay Atra nahasy izay lazainao sy ventesinao ho Atra Fitiavana ? hmm
ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona... ary tsy hisy na . iray aza azo esorina ao fa efa voararan'Atra izany na iza manala na iza manampy/b],indrindra moa fa hoe [b] mbola ho dorana indray anjekaky o :D
soanja:
Tsy ny baiboly iray manontolo re ry Nyrina no ilana fandorana fa ireo teny izay manimba
niryna:mampalahelo ihany indraindray ny mety ho mieritreritra izany
manimba amin'ny ahoana indray re izany ry soanja? mety manimba aminao ilay izy fa mety ho sarinteny ho an'ny hafa ary manampy ny hafa tsy anaonao foana na hinohino foana
ohatra izao: ny fanambadiana samy lahy
Tadidio fa na mijoro vavolombelona milaza ny fanasitranana nataon'Atra ahy eto aza aho dia tsy maintsy hisy anohitra foana na misy tsy hino,dia mino ve hianao fa hivaky loha amin'izay tsy mino any aho? ny fizarana ihany no zaraiko ary tsy anjarako ny anao azy ireo hoe tsy maintsy mino,vita ny adidiko dia mitohy indray ny tolona ,dia mangataka sy mivavaka amin'Atra indray aho mba omeny teny mamy anampiana ny olona ato
Mihoatra lavitra noho izay teneniko izay ny baiboly,maro ny sarinteny,maro ny hanatra sns ary ny fitiavan'ilay Atra antsika nanomezany ny Zanany no tena zava-dehibe
Tsy maintsy ary tsy hitsahatra ny anohitra ny tenin'Atra ny tsy mpino ny teny izay voasoratra ao anaty baiboly ary izany akory tsy ampiova ny finoan'ny kristiana na ampihemotra ny tena manana an'ilay kristy ao am-pony.[quote=soanja]
Ireo teny milaza fa atotony ao amin'ny vato ny lohan-jaza ary aolano ireo vehivavy virjiny sns sns... Tsy misy ilana azy ireny ary tena manimba ny tontolon'olombelona.
zanak'iza no natotona tamin'ny vato ny lohany? mbola tsy tonga tamin'izay indray aho .omeo ahy hoe ny tsimpona ry soanja mba ho jereko azafady e
aholana ireo vehivavy virjiny ? moa mahagaga anao ve izany? aty amin'ny tany mandroso aza ny zanany dimy taona aholan'ny rainy,ny anadahiny
ny lahy manambady lahy sady manambady vavy no omeny vavy koa ny vadiny
ary samy miliba amin'izay tian'ny filan'ny nofiny izy.Moa ve ireo olona ireo namaky ny baiboly sa dia nanao izay tiany aloha ka na mahafantatra baiboly aza dia ny filan'ny nofiny ihany no ataony?
Dia ahoana no fipetrak'izy: tokony esorina ve izany ireo teny ireo ohatra:satria ny baiboly no niteny izany voalohany dia ny olona taty aoriana no mbola manao izany ? ahoana ny hevitrao?
kanefa dia izao indray ary no tokony ho fantantsika fa izay teny nomena tao anaty baiboly dia mitranga avokoa ankehitriny,dia iza no enjehinao raha izany? ny baiboly nilaza ny taloha,ankehitriny ary ny mbola ho avy ve sa iza?
88. soanja
(
21/04/2010 16:52)
niryna:
teny gasy mazava no notenenin'i soanja eo ka,ahoana moa no hakanao ny teny ao anaty baiboly dia ho dorana izay tsy tianao ? izany ve tsy manao ny tenanao ho ambony noho ilay Atra nahasy izay lazainao sy ventesinao ho Atra Fitiavana ? hmm
ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona... ary tsy hisy na . iray aza azo esorina ao fa efa voararan'Atra izany na iza manala na iza manampy/b],indrindra moa fa hoe [b] mbola ho dorana indray anjekaky o :D
Io ilay fisainana manimba io ataonao io. Tonga dia avy hatrany mitsara olona fa hoe manao ambony ny tena noho an'Andriamanitra.
Aza mba mitsara ry Anona o.
Hevitr'olombelona ny ahy. Hevitra toa anao ihany. Rehefa tsy tianao dia tohero fa aza mitsara olona fa tsy mety izany. Anatra ny ahy iny satria mba samy mpivavaka sy mahalala ny atonony ihany amin'ity fanaparitahana ny atao hoe Fitiavana ity.
Ekeko fa tsy tianao ny hevitro milaza fa tokony hodorana ireto voasoratra sy na hevitra milaza fanimbana olona sy fanilikilihana ny hafa ao amin'ny baiboly.
Aiza no ahitantsika fahefana amin'izany dia hamaly aho fa fahefana avy amin'Andriamanitra ihany no mety hahatontosa izany. Raha tsy tontosa izany dia tsy misy azo atao fa dia manara-drenirano eny ihany fa izay no fombam-piainanana. Ny hany azoko ambara dia efa maro ny Xtianina niala amin'ny finoanoam-poana izay milaza ireo fanambaniana amin'ny mahaolombelona ireo ary efa mirona amin'ny fifankazahoana sy fifandraisana.
Izay fanambadiana lahy sy lahy tsy olako mihitsy izay fiheveranao azy. Tsy ahy ny hitsara izay hevitrao na ny hafa momba izany. Ny fihevitro sy fihevitr'Andriamanitra no zava-dehibe amiko , dia tsy inona hoe matoa isika samihafa dia noho ny voninahiny sy fahaizany nampisy antsika ho toy izany.
Tiako ianao na hafa noho izaho aza ny fisainanao.
89. ikaretsaka
(
21/04/2010 21:13)
I niryna moa sady tsy manao konfesy no tsy manao fihatahana masina no tsy manao fandinihintena no tsy manao meditation ka sarotra ny mi cadrer anao. (Araka ny resakao taloha) fa na izany na tsy izany dia mba tsara ihany ny handinihinao akaiky ny hoe satria tsy mitovy fisainana sy fanao aminao ny olona de hoe fahavalon'Atra. Diniho akaiky io de angataho ny Tompo sy ny Fanahy masina hanampy anao hijery sy handinika an'io akaiky..
Pax tecum.
Pax tecum.
90. soanja
(
22/04/2010 00:48)
ikaretsaka:

Namaste!
91. niryna
(
22/04/2010 05:15)
niryna:
teny gasy mazava no notenenin'i soanja eo ka,ahoana moa no hakanao ny teny ao anaty baiboly dia ho dorana izay tsy tianao ? izany ve tsy manao ny tenanao ho ambony noho ilay Atra nahary izay lazainao sy ventesinao ho Atra Fitiavana ? hmm
ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona... ary tsy hisy na . iray aza azo esorina ao fa efa voararan'Atra izany na iza manala na iza manampy/b],indrindra moa fa hoe [b] mbola ho dorana indray anjekaky o :D
soanja::D
Io ilay fisainana manimba io ataonao io. Tonga dia avy hatrany mitsara olona fa hoe manao ambony ny tena noho an'Andriamanitra.
ka lazao indray aza fa iza isika no sahy andoro ny baiboly ny misy tsy azokazonao aza ny ao anatiny? moa tsy ny teninao ihany no averiko ?
soanja:tsy mitsara aho ka mizara toa anao izao ihany koa aho ary mandaha ny hafatrao satria mifanohitra ny finoako dia mba lazaiko koa ny ahy ka,sa rehefa hianao no miteny tsy maninona fa raha toheriko ny eritreritrao ho marina dia mitsara ?
Aza mba mitsara ry Anona o.
soanja:tsy mitsara aho fa hianao no mahatsiaro ho tsaraina amin'ny teninao ka
Hevitr'olombelona ny ahy. Hevitra toa anao ihany. Rehefa tsy tianao dia tohero fa aza mitsara olona fa tsy mety izany. Anatra ny ahy iny satria mba samy mpivavaka sy mahalala ny atonony ihany amin'ity fanaparitahana ny atao hoe Fitiavana ity.
soanja:ka hianao aza sahy anohitra an'Atra ka inona moa izay izaho ?
Ekeko fa tsy tianao ny hevitro milaza fa tokony hodorana ireto voasoratra sy na hevitra milaza fanimbana olona sy fanilikilihana ny hafa ao amin'ny baiboly.
ka na hianao hiteny an'izany aza mba sahy ko ,dia tsy anjarako no hitsara fa hianao sy Atra izany ka
soanja:ngaha, =))
Aiza no ahitantsika fahefana amin'izany dia hamaly aho fa fahefana avy amin'Andriamanitra ihany no mety hahatontosa izany.
soanja:
maro ny manohitra ny fivavahana,mbola maro koa aza no ho tonga andrava ny fanjakan'Atra,ny fampijaliana ny kristiana ,efa voasorata ao anatin'ilay baiboly avokoa izany. fa izay maharitra hatramin'ny farany ihany no ho vonjena [quote=soanja] Raha tsy tontosa izany dia tsy misy azo atao fa dia manara-drenirano eny ihany fa izay no fombam-piainanana.
tsy manaradrenirano araka ny eritreritrao ny olona ,mety tsy mahafantatra na tsy nandalina izay nolalinin'ny hafa izy fa rehefa tonga kosa ilay Atra izay ho an'ny rehetra dia izy no anokatra ny mason'ny olona fa tsy misy anaraka anjambany fotsiny eo.Ny mpino rehetra dia mahafantatra ny hinoany ary tokony ho fantany ny inonany fa tsy anaranaram-poana izy ary izany no antony iray izarana azy ireo izay mbola tsy mahalala.
fantatrao ny tianao tenenina tsy miady varotra amin'izany aho satria samy nomena safidy isika rehetra,tsy misy tahotra araka ny teninao koa eo ary ny finoana tsy natao hifamaliana na anaovana tsinotsinona ny an'ny hafa ,rehefa tsy mino fotsiny dia izay
soanja:mba milaza hianao fa aza mitsara fa fomba avy aiza koa no itenenao fa minomino foana ny kristiana ,aoka woa e,
Ny hany azoko ambara dia efa maro ny Xtianina niala amin'ny finoanoam-poana izay milaza ireo fanambaniana amin'ny mahaolombelona ireo ary efa mirona amin'ny fifankazahoana sy fifandraisana.
sa raha hianareo no mihira dia voromanga fa rehefa ny kristiana dia vorondolo ?
Ary ireo milaza ny tenany ho manantsaina? firifiry no nofidian'Atra ka nizara ny tenisoa mahafaly ny fitiavan'Atra azy ireo,tsy mba hitanao angaha ireo sa ireo kristiana nivadika ho mino ny Atrareo no hitanao ?
ka inona moa no olana amin'izany raha betsaka aza izy, ary efa mizara ny fanoherana ny tenin'Atra koa izy ato fa anjaran'izay manaiky sy mino azy.
Fitsarana avokoa ny antsika olombelona fa Atra irery no mahafantatra izay tena mino azy sy mizara ny fahamarinana izay nasainy nozaraina
Samy mizara no ataontsika ,hiano mizara ny krisitana niala ny finoanoampoana ,izaho indray mijoro vavolombelona ny asa mahagaga nataony ahy sy ireo olona tsy nahalala azy ka nivadika nanaraka azy ka dia tano araka izay inoana ny anao,toa izany koa ny anay kristiana ok
misaotra anao
Izay fanambadiana lahy sy lahy tsy olako mihitsy izay fiheveranao azy. Tsy ahy
ny hitsara izay hevitrao na ny hafa momba izany. Ny fihevitro sy fihevitr'Andriamanitra no zava-dehibe amiko , dia tsy inona hoe matoa isika samihafa dia noho ny voninahiny sy fahaizany nampisy antsika ho toy izany.
soanja:misaotra anao nampahatsiahy an'izany ary izahay kristiana koa dia nampianarina ny ho tia ny olona na tsy mitovy finoana anay aza ary ny mivavaka azy ireny mba ho ny fanahin'Atra no hirotsaka ao aminy.Mivavaka ihany anefa no anjaranay fa Atra izay tompon'ny fahefana feno no anova ny fony rehefa mangetaheta ilay fitiavan'Atra izy.Safidiny ihany koa anefa io fa Atra tsy manao amboletra fa nasehony antsika fotsny ny fitiavana antsika na mpino isika na tsia,nomena ny teny ka anjaran'izay mandray azy na tsia
Tiako ianao na hafa noho izaho aza ny fisainanao.
:-* :-*
92. niryna
(
22/04/2010 05:31)
ikaretsaka:manana atra mpisolovava indray koa aho ato izany ,mahafantatra ny ato am-poko
I niryna moa sady tsy manao konfesy no tsy manao fihatahana masina no tsy manao fandinihintena no tsy manao meditation ka sarotra ny mi cadrer anao.
=)) aoka woa dia ny tena no menatra
ikaretsaka:io indray fa tonga ilay mpandrava ny efa ,mpamadika sujet
(Araka ny resakao taloha) fa na izany na tsy izany dia mba tsara ihany ny handinihinao akaiky ny hoe satria tsy mitovy fisainana sy fanao aminao ny olona de hoe fahavalon'Atra.
inona ary no mba tsy aritr'ity ika amiko ity
hmmm
satria tsy mitovy ny fisainanao ny fisainako ,ny finoako sy ny finoanao
ikaretsaka:aleloia, izay ahay ka mba mizara ,izay no mba tadiavin'ny olona aminao fa tsy ny manao amboletra izay ao anatin'ny sainao foana,ny fitoriana dia tsy izay ao anatintsika ,izay sitrapon'Atra no zaraina ka hialana ny fiamboamboana fa tsy ahitam-bokantsoa,
Diniho akaiky io de angataho ny Tompo sy ny Fanahy masina hanampy anao hijery sy handinika an'io akaiky
aiza no tsy andray eo ika woa
aleo tokoa samy handinika akaiky isika ,dia apetrao foana koa ny fanontaniana hoe mahasoa ny namako eto ve ity fitsikerana lava ity ,inona no mba zavatra azoko nomena ny namana androany? ny zavatra nozarain'ny olona ka mba azoko alaina?
aleo tokoa samy angataka amin'Atra mba ny fanahin'ilay Atra no hirotsaka ato am-pontsika tsirairay avy
Raha ilay fanahy masina hinoaka mantsy no hinoanao dia tsy tokony ho hisy fankahalana ny tenin'Atra velively avy any aminao na avy aty amiko,,tokony aza hifanampy eto isika ,matoa tsy izay no mitranga dia tsy mitovy ilay finoana ka dia tsipahinao foana ny ahy ary teneniko tsy misy fahamenarana foana koa ny fahamarinana araka ny teny ao anaty baiboly kanefa moa lavinao ny baiboly dia miala tsiny aho fa dia toa izao foana izany no hitranga
io moa mbola raharaha manaraka ny arabe satria sady tsy hinoanao ,no tsy tianao ny omeko tsimpona no mbola toherinao araka ny saina aman'eritreritrao ka dia aleoko mangina satria tsy izay no antony ataoko eto fa ny mizara ny tenin'Atra
aleo aloha omena holly kiss :-* :-* ika fa ela tsy nahazo
93. ikaretsaka
(
22/04/2010 14:24)
Tsy azonao akory ny tiako tenenina..
Fa faly hitsimpona fotsiny ianao ka alewo tsorina:
Tsy voadinikao sy tsy voajerinao fahatany. Sy irery @ zao fotsiny io hoe miezaka mi accept fa tsy rehefa Manana fisainana hafa sy tsy mitovy fijery aminao ny olona de fahavalon'Atra akory io (izay voizinao foana isaky ny misy manohitra ny fijerinao...)
Fa hoe mila fihatahana kely mila mi mediter kely, ary izany no ilaina ny konfesy sy recollection (izay tsy misy aminareo). Fa tsy le konfesy araka ny fandraisanao antendrony azy hoe hibaradaka any @ mompera ny nataonareo mivady halina

94. rakapy
(
22/04/2010 15:43)
Niryna> dia ahoana ihany ilay resaka vaovao farany nambaran'i losifera fa toa tsy nisy tohiny e?
Efa tena niandry mafy izahay nefa toa ny titre fotsiny no nipoapoaka fa tsy nisy aksio firy ilay film :-D :-D :-D
Efa tena niandry mafy izahay nefa toa ny titre fotsiny no nipoapoaka fa tsy nisy aksio firy ilay film :-D :-D :-D
95. ikaretsaka
(
23/04/2010 13:26)
lngamba any lasantsy any an-tampon'i Hades hono ny sovaly metalin 'i fakitera e.. :-D :-D :-D :-D :-D
96. rakapy
(
23/04/2010 13:36)
Hoy Ikaretsaka
Ny nahagaga ahy dia tena tsy nisy fanazava na filazana ny momba ilay lohahevitra mihintsy nentin'i Niryna teto fa tonga dia nafafy teo dia izay... :/
Hiasana ao @ karmela hono io olona io :?: :?: :?: Inona no dikan'ilay hiasana??? karamela bonbon sa????? :-D :-D :-D
lngamba any lasantsy any an-tampon'i Hades hono ny sovaly metalin 'i fakitera e..
Ny nahagaga ahy dia tena tsy nisy fanazava na filazana ny momba ilay lohahevitra mihintsy nentin'i Niryna teto fa tonga dia nafafy teo dia izay... :/
Hiasana ao @ karmela hono io olona io :?: :?: :?: Inona no dikan'ilay hiasana??? karamela bonbon sa????? :-D :-D :-D
97. niryna
(
25/04/2010 05:20)
niryna:
Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay. Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina : tsy voasakana hivavaka ny olona ka hanangana fiangonana farany izay haingana izy ireo ka hanao fahagagana lehibe ao anatin'izany hamitahana ny olona..
Hiasana ato @ karmela io olona io izao
Homba anao Jesoa!
--------------------------------------------------------
Zaraiko ity fa nomen'ny olona ahy
Asa hianareo na efa naheno io vaovao io ?
ary aiza izany Karmela izany ?
Asa na toerana aiza na toerana aiza izany no hisy fiangonana lehibe hijoro ary dia hanao fahagagana maro ilay fiangonana izay tarihan'i Losifera sy ny miaramilany
Fa araka ny vaovao farany dia hoe manomboka hiasana ilay olona izay nitoeran'ilay Losifera io amin'izao fotoana izao
Averiko zaraina an-drakapy indry ity fa toa mamadika sujet mantsy rakapy
ao ambadika ao.
Zaraiko ity fa mitady hevitra maro satana sy ny miaramilany ankehitriny satria na dia maro aza ny mitranga any am-piangonana dia tsy ho voatanany intsony ny tsy hiangona ny olona ok
koa samia isika sy rakapy mivavaka mba ny fanahin'Atra no hitoetra ato amintsika ka hamafy voa tsara ho an'ny mpisera rehetra.
Ny fahasoavan'Atra anie hirotsaka ao amintsika rehetra amena
98. niryna
(
25/04/2010 05:25)
ikaretsaka:ngaha,hi,hi
Tsy azonao akory ny tiako tenenina..
Fa faly hitsimpona fotsiny ianao ka alewo tsorina:
e.e akory atao e,zay izy izany dia izay eritreretinao ka dia ekeny indray izany fa izay no mahafaly ny eritreritrao e
Tsy voadinikao sy tsy voajerinao fahatany. Sy irery @ zao fotsiny io hoe miezaka mi accept fa tsy rehefa Manana fisainana hafa sy tsy mitovy fijery aminao ny olona de fahavalon'Atra akory io (izay voizinao foana isaky ny misy manohitra ny fijerinao...)
quote]
Fa hoe mila fihatahana kely mila mi mediter kely, ary izany no ilaina ny konfesy sy recollection (izay tsy misy aminareo). Fa tsy le konfesy araka ny fandraisanao antendrony azy hoe hibaradaka any @ mompera ny nataonareo mivady halina
[/quote]
indrisy mantsy ry ika,izay ao anaty saina no mivoaka an-tsoratra :D
99. niryna
(
25/04/2010 05:29)
ikaretsaka:
Fa hoe mila fihatahana kely mila mi mediter kely, ary izany no ilaina ny konfesy sy recollection (izay tsy misy aminareo). Fa tsy le konfesy araka ny fandraisanao antendrony azy hoe hibaradaka any @ mompera ny nataonareo mivady halina
niryna:
indrisy mantsy ry ika,izay ao anaty saina no mivoaka an-tsoratra :D
mivoana tanteraka indray ilay sujet-ko,efa mahazatra io niryna a
ny asan'ingahy losifera no tantaraiko an'ingahy ika eto ka ingahy mompera tsy maninona tsy maninona no mahazo loza .ha,ha
100. rakapy
(
25/04/2010 09:07)
Hoy i Niryna
Ka ilay fanazavana anie no tadiavinay sy ilainay fa tsy hoe ity misy resaka henoko dia zaraiko aminareo ka hinoy sy minoa fotsiny ihany.
Tsy famerimbererenana ilay resaka no ilazana fa marina ilay resaka fa ny fanazavanao azy no itsaranay fa marina na lainga.
Izay no tadiavainay ,Mazava?
Hoy i Niryna
Amiko, tsy ampy raha fivavahana fotsiny ihany no entina hitiavana namana.
Averiko zaraina an-drakapy indry ity fa toa mamadika sujet mantsy rakapy
ao ambadika ao.
Zaraiko ity fa mitady hevitra maro satana sy ny miaramilany ankehitriny satria na dia maro aza ny mitranga any am-piangonana dia tsy ho voatanany intsony ny tsy hiangona ny olona ok
Ka ilay fanazavana anie no tadiavinay sy ilainay fa tsy hoe ity misy resaka henoko dia zaraiko aminareo ka hinoy sy minoa fotsiny ihany.
Tsy famerimbererenana ilay resaka no ilazana fa marina ilay resaka fa ny fanazavanao azy no itsaranay fa marina na lainga.
Izay no tadiavainay ,Mazava?
Hoy i Niryna
koa samia isika sy rakapy mivavaka mba ny fanahin'Atra no hitoetra ato amintsika ka hamafy voa tsara ho an'ny mpisera rehetra.
Ny fahasoavan'Atra anie hirotsaka ao amintsika rehetra amen
Amiko, tsy ampy raha fivavahana fotsiny ihany no entina hitiavana namana.