Vaovao farany nambaran'i Losifera.
41. niryna
(
17/04/2010 20:02)
xxx:xxx maninona no miafina, mitapy satria tsy mifanaraka ny eritreritrao ilay losifera ,tandremo ary sao tambatambazany ka andrava ny asan'Atra eto an
Vaovao farany nambaran'i Losifera.=)) =)) =)) =)) =)) =)) Tena efa misy mitapy mihintsy ato kle =)) =)) =)) =))
42. niryna
(
17/04/2010 20:10)
rakapy:
Ka ilay fiangonana fanaratoany aza toa baiboly xana sy ilay teny voalaza fa tenin'A/tra no ampiasainy?
AIZA ary IZA izany ilay tenin'A/tra sy olon'A/tra marina?
ny baiboly dia tenin'Atra,ny olona voaantso taoa dia nomen'Atra tsindrimandry avokoa,taona maro no nifandimby no nanatontosaina ny baiboly,ny zavatra tena mahavariana anefa ary ideraiko an'Atra dia mifandray avokoa izay lazaina ao,manomboka hatrany amin'ny Genenisy ka hatrany amin'ny Apok
Ny baiboly dia tenin'Atra velona ary izay rehetra mampiasa izany ka mino sy mankato ny tenin'Atra dia voahova avokoa ny fo amam-panahiny ary mizara izany fahasoavana izany ny rehetra.Safidy io fa efa nomena izy ,anjaran'ny tsi11 no andray na tsia.Ny fanatsiniana,ny tsy fankatoavana ny tenin'Atra dia efa manambara avy hatrany fa tsy mino ny teny izay nampitondraina ny olona iray,
Ary ny olon'Atra marina indray/ Atra irery no mahalala fa marina eo anatrehany ny olona iray ,tsy afaka hanome tsiny ny hafa aho na anenjika ny kristiana ho mpiahatsaravelantsihy ohatra satria mpihatsaravelantsihy avokoa isika rehetra,nomeny hery ho tonga zanany kosa anefa isika rehefa nino ny teny izay nomena ary dia lasa olon'Atra ka mizara izany teny nomeny ny hafa.
Hatreo ihany ny ahy fa tsy hitsingoloka an-dranona ho mpanota matevy koditra aho na toa izao na hoe iza. Vitaiko ny adidiko dia anjaran'izay mandray dia izay ihany ary hatreo ihany.
43. niryna
(
17/04/2010 20:12)
rijadolly:
RAKAPY>>> Maninona no tsy xxx4 no lazain' se voalohany, fa izaho izay milaza ny hevitro mazava? Nefa xxx4 tsy nilaza fa tonga dia manao teny maharary, izay mahatonga kirotana raha izay ny filazan' se.
eny tokoa woa,dia tsy menatra ny manao teny maharary ity xxx ,izay no antony hiafonana ao anaty aizina ao :D
44. niryna
(
17/04/2010 20:22)
[
:-* :-*
rakapy:
Ka ilay fiangonana fanaratoany aza toa baiboly xana sy ilay teny voalaza fa tenin'A/tra no ampiasainy?
AIZA ary IZA izany ilay tenin'A/tra sy olon'A/tra marina?
mpanazava:aleloia.misaotra ry mpanazava ,tonga ny hafatro,ataon'i satana avokoa izay amotehina ny tenin'Atra ary ireo izay tsy mino no angady ampiasainy amin'izany.Vao maika ary ataony tsy mahatsiaro ny fahasoavana nomen'Atra azy satria miha mafy ny fony safidiny tsinona io dia izay izy izany
Tsy efa izay foana ve no fikan'i Satana hatrizay e! tsy nampiasa soratra masina ve izy rehefa naka fanahy an'i Jesosy? Tsy nampiasa soratra masina ve ireo fariseo sy mpanoradalana nefa nokianin'ny Jesosy ny fampianarany?
Mino ve ianao fa tsy anao an'izany izy mba hahazahoana olona faran'izay betsaka satria fantany fa tia fivavahana ny gasy? Baiboly ihany no aholany.
mpanazava:oooo aleloia
Tsy voatery hampitaha vola sandoka rehetra misy ianao mba ahitana vola tena izy anakiray, Makany amin'ny banque maka tena izy anakiray dia ampitahana amin'iny izay tsy izy dia vita. Manana baiboly ianao dia ampitovio amin'izay voalaza ao izay hitanao dia ho fantarao hoe aiza ary iza.
:-* :-*
45. niryna
(
17/04/2010 20:41)
]Hoy i Mpanazava
Tsy efa izay foana ve no fikan'i Satana hatrizay e! tsy nampiasa soratra masina ve izy rehefa naka fanahy an'i Jesosy? Tsy nampiasa soratra masina ve ireo fariseo sy mpanoradalana nefa nokianin'ny Jesosy ny fampianarany
Hoy i Mpanazava
Manana baiboly ianao dia ampitovio amin'izay voalaza ao izay hitanao dia ho fantarao hoe aiza ary iza.
izay indrindra,tazony izay hinoanao ,vakio tokoa ny baiboly ry rakapy a,mety anohitra azy ireny hianao kanefa raha hianao no tian'ATra hovaina eto dia hanakotsako anao ny teny izay nampitondraina mandra-paha tonga anao hibebaka sy hiaiky ilay fahamarinana nomena anao
hi,hi misy masobe tsy mahita kosa rakapy kou mahafantatra alohan'Atra ny ao am-pon'ny olona,ny voa hafafy foana jerena fa tsy ho voafitaka hianao ,dia alaivo ny baiboly raha mitory ny tenin'Atra mitovy amin'izany izy ireo fa na ny fanahy masina aza dia ho tonga ao aminao rehefa manomboka hiova fo koa hianao ok

rakapyha,.ha ka raha tsy adala ny olona ko tsy ahalala ny fahamarinana sy ny hafetsen'i satana,mody manao teny mamdambolambo kanefa mamarina ankady.Ny fahamarina nomen'Atra dia toa mandratra ary manongotena tokoa izay tratrany kanefa mampamelombelona ny fanahy avy eo satria nahafantatra ny fahamarinana isika
Marina izany, misaotra anao nanazava. Ary mbola maro izy ireo eto.[/quote:
Hoy i Mpanazava Mino ve ianao fa tsy anao an'izany izy mba hahazahoana olona faran'izay betsaka satria fantany fa tia fivavahana ny gasy? Baiboly ihany no aholany.
[quote=rakapy]
Izay izany no mahatonga ny fitoriana sy famafazana ary fisarihana ny olona maro be @ izao fotoana izao
Hoy i Mpanazava
Manana baiboly ianao dia ampitovio amin'izay voalaza ao izay hitanao dia ho fantarao hoe aiza ary iza.
izay indrindra,tazony izay hinoanao ,vakio tokoa ny baiboly ry rakapy a,mety anohitra azy ireny hianao kanefa raha hianao no tian'ATra hovaina eto dia hanakotsako anao ny teny izay nampitondraina mandra-paha tonga anao hibebaka sy hiaiky ilay fahamarinana nomena anao
rakapy:angaha tia propangady indray rakapy oddryy toa tsy tianao ilay izy ,aleloia ,deraina ny anaranao fa niova fo rakapy nanomboka nijery ny Teninao
Efa nampitovy tokoa aho fa dia tsy misy itovizany ny ankamaroany.
,soa ihany fa manontany hianao ,na izany aza dia mitsara ny olona nomen'Atra fahasoavana hizara aminao,marina tokoa fa losifera koa dia manana ny miaramilany ary afaka mijroro ato manongotra ny fakan'ireo olona varimbariana amin'ny filan'ny nofo izy,jereo foana ny hafafin'ny olona,vakio tsara aloha fa sao mandray vilana,rehefa tena tsy azo dia mangataha amin'Atra ny fanahy masina fa izay no anomea anao fanazavana na avy aminy no mizara na feo avy any an-kafa ,eny na ny hambopoan'ny olona koa aza dia mety mahatonga azy hanambony tena ka tsy hihaino ny tenin'ATra fa anome ilay tenany ho hery kely
Tsy midika ve izany fa tafik'i losifera sy satana avokoa ny ankamaroan' ireo milaza fa irak'i kristy eto. Misaotra fa mazava e!
hi,hi misy masobe tsy mahita kosa rakapy kou mahafantatra alohan'Atra ny ao am-pon'ny olona,ny voa hafafy foana jerena fa tsy ho voafitaka hianao ,dia alaivo ny baiboly raha mitory ny tenin'Atra mitovy amin'izany izy ireo fa na ny fanahy masina aza dia ho tonga ao aminao rehefa manomboka hiova fo koa hianao ok
mpanazava:
Eto aiza ? Eto @ serasera ve ? Ahoana ho hahafahanao mitsara toy izany ????
rakapy:
Izay izany no mahatonga ny fitoriana sy famafazana ary fisarihana ny olona maro be @ izao fotoana izao
mpanazava:
Tsy voatery izany, Nilaza mantsy ilay filohan'ny Kristianina fa atao ny fitoriana manerantany ho fialanenina farany vao tonga ny farany izay handringanana an'ireo tsy mahalala an'Andriamanitra sy tsy nankato ny vaovao tsara. Mifangaro ao ny ny tena izy sy ny tsy izy dia safidy malalaka ny anao.
46. niryna
(
18/04/2010 19:50)
Hoy i rakapy
Izay izany no mahatonga ny fitoriana sy famafazana ary fisarihana ny olona maro be @ izao fotoana izao [/quote]
Mpanazava:
Tsy voatery izany, Nilaza mantsy ilay filohan'ny Kristianina fa atao ny fitoriana manerantany ho fialanenina farany vao tonga ny farany izay handringanana an'ireo tsy mahalala an'Andriamanitra sy tsy nankato ny vaovao tsara.
ooops ary tsy nisy nilaza hoe tsy mbola naheno ny tenin'Atra izahay,efa nomena ilay izy fa ny fo-ny no nanda sy tsy nety nino.
sady nasehony tamin'ny famazavana voa izany ,avelao eo aloha ny ahitra sy ny voa tsara fa rehefa tonga ny fotoana fijinjana vao havahana ny voa tsara sy ratsy ka ny ratsy no dorana. Tsy fampitahorana io fa io no voalaza an,sao hisy amadika resaka eo indray dia hilaza fa ampitahorin'i niryna ny olona :D
Mifangaro ao ny ny tena izy sy ny tsy izy dia safidy malalaka ny anao.
misaotra Mpanazava a
47. niryna
(
18/04/2010 20:06)
Hoy i Mpanazava
tahaka ny hoe ahoana izany raha efa nanao fanadihadina sy fandalinana ny baiboly rakapy,misaotra mialoha
Hoy i Mpanazava
Manana famonjena ny olona iray raha mahafantatra ny mpamonjy azy tokoa izy dia i kristy izany,ny hoe mahafantatra fa voavonjy 100% indray ,ny teny izay nampitondrana no manambara fa minoa dia ho voavonjy hianao + ny ankohonanao,koa maninona no hisalasala indray ,tsy mampandainga an'Atra indray ve izany ny olona voavonjy rehetra raha izany?
Hoy i Mpanazava
Ny propangadin'i kristy dia hoe ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy ho levona,raha tonga ny fotoana hialantsika ety ,ny taranaka amam-dimby izay voaantso indray no asiany mandimby antsika.
Ataovy ny fanandramana,diniho ny fahasoavana nomeny antsika dia hiaiky izany fitiavany antsika izany tokoa isika
Dia ahoana marina izany izay tsy kristianina raha mitovy amin'io ny ao anaty baibolinao. ?
rakapy:
Tsy hoe mitovy no nolazaiko fa
tsy misy itovizany ny ankamaroany
tahaka ny hoe ahoana izany raha efa nanao fanadihadina sy fandalinana ny baiboly rakapy,misaotra mialoha
Hoy i Mpanazava
Tsy aleo ve vonjena ireo tsy mbola mahalala an'Andriamanitra sao dia
rakapy:ny mpamafy mahafantatra ny hafafy ,ny mpizara ny tenin'Atra koa mahafantatra ny teny izay omeny raha avy amin'Atra izy,tadidio fa satana aza anie mahay ny baiboly ry rakapy e.
Ianao miteny ve aloha efa mahafantara 100% fa voavonjy? Sao mantsy dia hitarika ny hafa any @ ilay fahaverezanao no atahorana.
Manana famonjena ny olona iray raha mahafantatra ny mpamonjy azy tokoa izy dia i kristy izany,ny hoe mahafantatra fa voavonjy 100% indray ,ny teny izay nampitondrana no manambara fa minoa dia ho voavonjy hianao + ny ankohonanao,koa maninona no hisalasala indray ,tsy mampandainga an'Atra indray ve izany ny olona voavonjy rehetra raha izany?
Hoy i Mpanazava
ilaina ihany ny fitoriana sa
rakapy:aleloia,izay ilay rakapy kelin'i dada niandrasako foana,ilaina tokoa ny fitoriana,averimberina foana io satria mety tsy izaho na hianao na no hiantefany androany ,mety olona tsy nampoizinao no nahazo vatsimpanahy androany,raha tsy izay efa nikatona ny fiangonana fa efa vita ny anjarany.
Ataoko angamba fa tsy mbola nisy nilaza teto fa tsy ilaina ny fitoriana.
Fa kosa MAHAIZA MAMAFY sy MITORY
Ny propangadin'i kristy dia hoe ny lanitra no ho levona fa ny teniko tsy ho levona,raha tonga ny fotoana hialantsika ety ,ny taranaka amam-dimby izay voaantso indray no asiany mandimby antsika.
Ataovy ny fanandramana,diniho ny fahasoavana nomeny antsika dia hiaiky izany fitiavany antsika izany tokoa isika
48. niryna
(
18/04/2010 21:51)
rakapy:
Soanja> dia inona izany no tena ifandraisan'io aretina io sy ny lohahevitra
"Vaovao farany nambaran'i losifera?"
soanja:raha ny soritra aretina lazainao dia izay voany no voany,ny dokotera angaha manana fahaizana manasitrana ny olona hipetran'ny fanahy maloto ? zareo aza mba lany aiky dia avoakany fotsiny ny olona,misy miteny aza hoe maninona no tsy mba hoentina raisintanana any amin'ireny toby ireny ?
Indro filazana etsy ambony : "Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina "
Raha ny olona tahak'izany no entinao any amin'ny hopitaly hotsaboina raha misy io sampana mniandraikitra an'io ao Mada ohatra dia izay no holazain'ny dokotera hoe "mila jerena akaiky izy fa manana soritra aretina schizophrenia".
Mandehana hoy aho mijery fotsiny dia ho hitanao raha toa ka tsy mino ny asan'ilay satana tsy hinoanao hianao.
Mandoa,mivaroraka eo ny ranondelony,mivoaka zavatra maimbo ao anatiny,mivoaka ny faroravavany ,miteny ratsy tsy mitsahatra,mamono,lasa matanjaka be tsy voasakana mihitsy raha mbola tsy niasana sao dia anganombavin'antitra fotsiny aza no hiheveranao ireo tantara nomen'i kristy antsika ireo>nasehony mialoha ireo satria mbola misy foana hatramin'izao hitenenako izao ny asan'i satana.
niryna:ny misavin'ny olona,ny gasy anie mahay mamono fa tsy mahay manasitrana iny mosavy iny e.
Vao raisin-tanana fotsiny dia mitsingidina ilay olona satria tsy mahazaka ilay herin'ny fanahy ratsy ao anatiny,tsy izy no satana fa ny fanahy ratsy no mipetraka ao aminy.Misy mahery ary misy malefaka
49. rakapy
(
18/04/2010 23:58)
Hoy i Niryna
TOA ANAO IHANY IZANY IZY KO!!! :-D :-D :-D TENA HAINAO TANTERAKA NY TETIK'IZY IREO, NY VAOVAO AVY ANY@ LOSIFERA MOA DIA MANGINY FOTSINY. AOKA RE MARINA RY LE NIRYNA KELY
:/ :/ :/
tadidio fa satana aza anie mahay ny baiboly ry rakapy e
TOA ANAO IHANY IZANY IZY KO!!! :-D :-D :-D TENA HAINAO TANTERAKA NY TETIK'IZY IREO, NY VAOVAO AVY ANY@ LOSIFERA MOA DIA MANGINY FOTSINY. AOKA RE MARINA RY LE NIRYNA KELY
:/ :/ :/
50. niryna
(
19/04/2010 01:14)
rakapy:aleo aloha omeko propangady indray rakapy na tsy tia robot aza
Hoy i Nirynatadidio fa satana aza anie mahay ny baiboly ry rakapy e
TOA ANAO IHANY IZANY IZY KO!!! :-D :-D :-D TENA HAINAO TANTERAKA NY TETIK'IZY IREO, NY VAOVAO AVY ANY@ LOSIFERA MOA DIA MANGINY FOTSINY. AOKA RE MARINA RY LE NIRYNA KELY
:/ :/ :/
jereo ny Lioka 4 ,devoly naka fanahy an'i kristy ,moa tsy tenin'Atra no nomeny an'i kristy ?
ary tenin'ATra ihany koa no navaliny azy ...efa voasoratra hoe
ka na kristiana na devoly samy mahay ny tenin'Atra ary samy mamafy avokoa na voa tsara io na voa ratsy fa izay mandray ilay voa no mahalala hoe tsara ve sa ratsy ok
efa nomena an'i rakapy koa izay ny tenin'Atra ary efa nampahafantarana an'i rakapy koa fa na satana aza dia mahay ny tenin'Atra ka na manda i rakapy efa tonga izay ny hafatra
^:^ ^:^
51. ikaretsaka
(
19/04/2010 01:41)
Ka ahoana ihany I niryna ity e?
Mahay tsimpona be ohatran losifera no sady mahay ny vaovao avy any...
:roll: :wink:
Mahay tsimpona be ohatran losifera no sady mahay ny vaovao avy any...
:roll: :wink:
52. soanja
(
19/04/2010 05:02)
niryna:

Ka iza no nanoratra ilay tantara teo momba izany tsipona ary sy aty hoe "tenin'Andriamanitra" nampiasain'i devoly sy Kristy izany? Nahita ny nitranga ve ilay mpanoratra sa nanoratra izay fantany?
Tsy i Kristy no nanoratra nilaza tamintsika fa olon-kafa.
Amiko i Kristy dia Andriamanitra. Tsy nila naka teny avy amin'ny voasoratra izy raha hiatrika izany fotoana niaraka tamin'i devoly izany. Izy tenany dia afaka tsy nampisy ny devoly teo anoloany, tsy nila teny avy amin'y boky akory satria Izy dia mahavita ny zava-drehetra.
Mat 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Eo no ilazako fa tsy mitombina ny resaka na ilay soratra. Raha Andriamanitra i Jesoa dia tsy hisy Fanahy afaka hitarika azy na nitondra azy izany mba halain'i devoly fanahy?
Iza moa i Jesoa fa tsy Andriamanitra ihany. Fanahy inona izany io? Andriamanitra hafa ambonimbony kokoa afaka mitarika an'i Jesoa ve? Fanahin'i devoly lazainareo lava io ve? Fa nahoana i Jesoa no azon'izany fanahy izany?
Samihafa izany eto ilay devoly sy ilay Fanahy sa iray ihany??? Azavao lalindalina kokoa ary! Sa ve ilay Fanahy dia Fanahin'Andriamanitra?
Karazana fanahy inona no mitarika antsika ho halaim-panahy???? Isan'ny voan'izany koa ve ilay antsointsika hoe Andriamanitra?
53. Mpanazava
(
19/04/2010 09:25)
Hoy i Soanja :
Azo antoka tokoa ve tsy niresaka izay nanjo azy t@ ireo apostoly ve i Jesosy raha mpinamana izy ireo? Tsy tantarainao @ olona akaiky anao sy atokisanao izay nanjo anao?
Diso ve izany ny baiboly raha ity hevitr'Andriamanitra ity no raisina :" Ny Soratra Masina Iray manontolo dia avy amin'ny herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary mahasoa mba hampianarana, hananarana, hanitsiana izay diso ary hanafaizana araka ny fahamarinana,mba (...)" (2 Tim 3: 16)
Hoy i Soanja:
Iza re no haraiko e? Lioka manko nitantara fa hoy ilay anjely t@ Maria:" Ny hrin'ny Avo indrindra no hanaloka anao, izany no hiantsoana an'ilay haterakao hoe ZANAK'ANDRIAMANITRA" (Lioka 1:35) Andriamanitra ary ve sa zanak'Andriamanitra?
Hoy i Soange:
Raha mazava io ambony io, tokony hipetraka ve ireo fanontaniana ireo?
Nanam-piandohana ve Andriamanitra? ary i Jesosy?
Ka iza no nanoratra ilay tantara teo momba izany tsipona ary sy aty hoe "tenin'Andriamanitra" nampiasain'i devoly sy Kristy izany? Nahita ny nitranga ve ilay mpanoratra sa nanoratra izay fantany?
Azo antoka tokoa ve tsy niresaka izay nanjo azy t@ ireo apostoly ve i Jesosy raha mpinamana izy ireo? Tsy tantarainao @ olona akaiky anao sy atokisanao izay nanjo anao?
Diso ve izany ny baiboly raha ity hevitr'Andriamanitra ity no raisina :" Ny Soratra Masina Iray manontolo dia avy amin'ny herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary mahasoa mba hampianarana, hananarana, hanitsiana izay diso ary hanafaizana araka ny fahamarinana,mba (...)" (2 Tim 3: 16)
Hoy i Soanja:
Amiko i Kristy dia Andriamanitra.
Iza re no haraiko e? Lioka manko nitantara fa hoy ilay anjely t@ Maria:" Ny hrin'ny Avo indrindra no hanaloka anao, izany no hiantsoana an'ilay haterakao hoe ZANAK'ANDRIAMANITRA" (Lioka 1:35) Andriamanitra ary ve sa zanak'Andriamanitra?
Hoy i Soange:
Iza moa i Jesoa fa tsy Andriamanitra ihany. Fanahy inona izany io? Andriamanitra hafa ambonimbony kokoa afaka mitarika an'i Jesoa ve? Fanahin'i devoly lazainareo lava io ve? Fa nahoana i Jesoa no azon'izany fanahy izany?
Raha mazava io ambony io, tokony hipetraka ve ireo fanontaniana ireo?
Nanam-piandohana ve Andriamanitra? ary i Jesosy?
54. soanja
(
19/04/2010 15:48)
Mpanazava:
Hoy i Soanja :
Ka iza no nanoratra ilay tantara teo momba izany tsipona ary sy aty hoe "tenin'Andriamanitra" nampiasain'i devoly sy Kristy izany? Nahita ny nitranga ve ilay mpanoratra sa nanoratra izay fantany?
Azo antoka tokoa ve tsy niresaka izay nanjo azy t@ ireo apostoly ve i Jesosy raha mpinamana izy ireo? Tsy tantarainao @ olona akaiky anao sy atokisanao izay nanjo anao?
Mino aho fa niresaka izay zavamisy i Kristy tamin'ireo Apostoly. Saingy, tsy midika izany hoe raha mitantara aho dia hitovy ny fahenoantsika azy. Raha manaraka akaiky ireo andalana mitantara ireo ianao dia tsy misy mihitsy fanazavana tena mazava izao no nitranga fa efa sombiny entina amintinana ny tiana havoaka no misy. Diniho tsara, na Lioka io na I Matio na i Marka mitantara.
Ny tiako avoitra dia ny fomba fijerena ny fiainana tamin'izany dia tsy hitovy amin'ny fomba fijery amin'izao. Ny ohatra nampiasaina tamin'izany dia mety tsy handaitra intsony amin'izao. Miovaova araky ny kolotsaina sy fomba ary kolotora ny finoana ary tsy voatery ho fotsy sy mainty.
Raha tsy nisakafo 40 andro 40 alina i Jesoa tany anefitra. Dia hoy aho hoe mety nahita hallucination izy satria deshydrate sy miady mafy ny atidoha tsy ampy rano. Nefa rehefa mahay manao Yoga ohatra ianao dia hainao ny mandamina izany tsy fahampiana izany ka afaka hilaza ianao fa izao no nahatonga ahy voky indray. Matetika io dia ara-panahy. Ao anaty tsy fahampiana ara-tsakafo no tena mahaampoka ara-panahy ny iray mpivavaka.
55. soanja
(
19/04/2010 15:54)
Diso ve izany ny baiboly raha ity hevitr'Andriamanitra ity no raisina :" Ny Soratra Masina Iray manontolo dia avy amin'ny herin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra, ary mahasoa mba hampianarana, hananarana, hanitsiana izay diso ary hanafaizana araka ny fahamarinana,mba (...)" (2 Tim 3: 16)
[/quote]
Diso ny baiboly raha mitompo teny fatratra amin'izany. Ny olon-tiana tsy mba faizina fa anarina , ahitsy ary indrindra ampianarina.
Tsy ny teny rehetra ao anaty baiboly no hevitr'Andriamanitra matoa isika Kristianina no misaratsaraka sy tsy mifankatia loatra nefa io no ifandraisana. Raha lafatra io dia lafatra isika satria izay ao dia tokony ho vitantsika avokoa. Kanefa tsy izay no misy. Soratr'olombelona ny baiboly. Izay nanoratra dia manana ny fitahian'Andriamanitra toa ahy sy ianao. Afaka manoratra ianao ary za koa afaka manoratra. Betsaka ny ho mety hevitr'Andriamanitra ary betsaka ny avy amin'ny mahaolombelona fotsiny.
56. soanja
(
19/04/2010 15:58)
niryna:
Mandoa,mivaroraka eo ny ranondelony,mivoaka zavatra maimbo ao anatiny,mivoaka ny faroravavany ,miteny ratsy tsy mitsahatra,mamono,lasa matanjaka be tsy voasakana mihitsy raha mbola tsy niasana sao dia anganombavin'antitra fotsiny aza no hiheveranao ireo tantara nomen'i kristy antsika ireo
Tsy angano akory ireo fa mpiseho amin'olombelona. Efa nahita olona nandoa, sy mivaroroka sns sns ny tenako aretina izany fa tsy fanahy. Ireo olona matajaka marary ireo dia tena misy tokoa. Aretin'atidoha ireo. Mankanesa ianao any amin'ny tranonadala dia ahita be dia be ary misy fanafody be dia be manasitrana izany.
Tsy vaoavao amiko ny zavatra resahinao saingy tsy fanahy ratsy no misy fa aretina mianjady. Mahaiza manavaka ny zavamisy.
57. soanja
(
19/04/2010 16:06)
niryna:izany ve tsy manao ny mpivavaka ho tsinontsinona,tsy lalintsaina izany izy ireo e,misy fahavoazana ka mila tsaboina, aoka hoy aho.
.
[/quote]
Izay hitanao fa tsy manao ireo voalazako ireo dia tsy lalin-tsaina amiko. ka raha misy mpivavaka be dia be manao izany dia araka io voalazanao io izany izy ireo raha tazanao izany.
Ny hoe tsinotsinona izy ireo amiko dia diso ny fisainanao indray satria nyu faranitan-tsaina anie tsy hoe zavatra azo alaina na hoe vidiana na fa miatomboka tany amin'ny fanabeazana mbola kely bitika isika. Koa noho izany raha "vendrana" / aretina io amiko, ny olona iray ka mitaveravera dia tsy haratsiana hanaratsiako azy izany fa aretina mila tsaboina sy hialana. Afaka manoro azy ireo ny zavamisy isika saingy mety tsy voatery hanova azy ireo satria izay no mahaolombelona.
Tsy ny mpivavaka rehetra aloha no smart e. Aoka hazava. Ny tenako izao dia tsy smart saingy miezaka lalandava mianatra izay mba hain'ny olona sy mijery ny zavamisy mba tsy hambakain'ny hafa.
58. soanja
(
19/04/2010 16:26)
niryna:
soanja a>mbola kely aho dia efa voaantso ho mpiandry,tsy misy fantako tamin'izany ary asiana manatrika ny fanasitranana ny olona aho,tsy navela nipetraka teo amoron'ny varavarana aho fa nasiana nipetraka teny anelanelan'ny mpiandry,tsy fantatro ny antony ,izaho koa tsy nanontany fa faly fotsiny kosa aho nahita zavatra tsy fahitako tamin'ny fiainako ary mbola mangetaheta ny ahita izany fa tsy matahotra intsony aho ankehitriny fa sahy miatrika satria manana ilay Atra mpanasitrana,ambony noho ny asan'ny ratsy rehetra
aleo hazava fa fametrahantanana tsy midika hoe misy devoly daholo ny olona an,misy fanasitranana,misy mangataka mba ho sitrana ny aretina,misy mangataka hametrahana tanana fotsiny amin'izao.
Nyrina> Mbola zaza 8 taona angamba aho dia efa nahita fahitana koa. Niseho tamiko i Masina Maria. Tsy niteny n'inona n'inona izy fa nitsiky tamiko. Hatramin'izay dia nahatsiaro sambatra ny saiko sy ny fanahiko fa misy mitahy tanteraka ny lalako. Tafaran'izay dia efa nahita fahitana hafa koa aho teny amoron-dranomasina tany Mada raha mbola kely tokoa aho saingy ny saiko kosa mazava tsara sy azoko ny tian'ilay fahitana ambara.
Efa betsaka ny zavatra hitako momba ny joro sy ny tromba, ny fanahy mitoetra ao amin'ny olona sns sns.... Mbola zaza aho dia efa niaina izany ary betsaka tamin'ireo no natahorako. Tsy ninoako ary nolaviko. Tsy midika hoe raha nanatrika joro aho dia manao Joro. Raha tsy ny tenako no heveriko fa manao ilay joro dia tsy mijoro aho izay.
Mbola zaza bitika 6 taona aho dia efa nitsabo, nanampy olona be dia tokoa. Raha misy mioritra ny hozatrao dia ento aty amiko fa sitrako izay. Raha misy marary any aminao ka manavesatra ny momba anao dia ny otra avy amiko manamaivana azy. Tsy fantatro izay ambony ambany tamin'izany. Fa mandray ny tanako dia mikarakara sy mifantoka. Betsaka ny misaotra ary manome hasin-tanana. Tsy mandray aho na teneniko hoe ndana vidio manaka coco hampiasaiko ho an'ny hafa indray hanorako amin'ny manaraka.
Teo ampitomboana no nahalalako fa misy ny aretina amin'ny vatana ary misy ny aretina azo avy amin'ny saina. Io aretin-tsaina mianjady io dia tena mampijaly ny olombelona tokoa satria ny biby tsy dia manana an'io loatra raha tsy hoe romotra na tsy ampy sakafo mahasalama azy. Isika olombelona anefa io dia aretina be dia be ireo dia vokatra azo tamin'ny fitaizana sy ny tsy fahampian'ny fitiavana na fahasimbana mbola tany ambohoka.
Mbola mikaroka isika olombelona hatramin'izao hoe inona no mistery momba antsika olombelona. Tsy mitsahatra ny siansa.
Koa raha hametraka tanana ianao amin'izay olona marary dia hoy aho hoe tsara tokoa izany. Faly ny tenako. Isaorako Andriamanitra noho izany. Raha hiteny ianao fa satana no anatin'ilay olona dia tsy manahy koa izany raha izay no fahitanao ny aretina misy. Saingy tsy midika izany fa satana no ao. Izay ilay tiako tenenina.
Misy isan-karazany ny fanahy mihelohelo eto ambonin'ny tany fa tsy vitan'ny olombelona sy Andriamanitra fotsiny. Afaka hiteny koa anefa aho fa tsy mahalala 100% an'ireo izay tsy hitako sy efa nianarako ary niainako. Saingy miteny aminao aho fa tsy ratsy daholo - misy Satana resahianareo daholo izay rehetra tsy mitory an'i Kristy satria io Andriamanitra resahintsika io dia tokana saingy miasa amin'ny fomba isan-karazany ary manana endrika isan-karazany. Na any amponja aza dia manana ny endriny izy ao.
Misy karazany be dia be ny aretina eto ambonin'ny tany ary ao no ho sitrana ary ao ny tsy ho sitrana aloha satria mbola eo ampikarohana ny momba azy ny siansa. Koa tsy afaka hiteny aho fa izay tsy hay dia "satana" na "Losifera" fa azoko tenenina hoe aretina misy ary hiezaka aho hampianatra ireo taranaka amam-para mba hitombo saina, hatsilo hikaroka ny fomba hanasitranana ireo aretina tsy mbola hita fanasitranana. Fa mandritra izay anefa dia faly aho raha mahita hevitra fitsaboana izay rehetra any ary isaorako Andriamanitra misy ny fitsaboana misy na manasitrana na tsia. Ny fikarakarana dia midika fitiavana.
Ny finoako dia iray, tokana: Andriamanitra tia antsika matoa isika olombelona, matoa isika nomeny ity planeta tsara tarehy ity fa tsy nalefany tany an-kafa.
59. soanja
(
19/04/2010 16:36)
niryna:
soanja:aleloia,misaotra soanja ,izay no tadiaviko,niaiky ihany hianao fa mety ho miandalana ny fanasitranany,nisy asan'Atra tao nahatonga izany ary eny misy finoana sy mbola tsy fantantsika ihany koa tao[/b]
Mety miandalana ny fahasitranany fa tsy ho eo noho eo.
Tsy resaka vaovao anie ny resahiko anao e. Na ny siansa aza dia mihaiky fa raha toloranao fitiavana ny olona iray ka hinoany ny fitiavanao azy, izay tsy inona fa Andriamanitra dia mihasitrana izy. Betsaka ny film sy ny boky ary fiainan'olona misy mihitsy mitantara ireo n'inona n'inona izay trouble na shock na jaly na aretina mahazo azy. Io saintsika io hoy aho , ilay atidoha dia afaka manasitrana antsika tokoa. Io ilay YOGA resahina ary miaina sy milamina satria mahalala fa tiavina sy tiana ary misy mikarakara. Izay no mahatonga ny finoanoam-poana mandaitra satria milamina ny atidoha.
60. niryna
(
19/04/2010 17:07)
ikaretsaka:ampisehoko ny olona rehetra ny asan'i satana ry ika a,na ika miaraka aminy na miaraka amin'Atra fa aza manodikodin-dresaka eo an :D
Ka ahoana ihany I niryna ity e?
Mahay tsimpona be ohatran losifera no sady mahay ny vaovao avy any...
:roll: :wink:
Atra mahay manasitra ,aoka ho mailo fa satana,losifera koa mahay manasitrana
Atra nanome ny oloNy hizara ny tenin'Atra
Satana koa manana ny miaramikalany,mahay mamaky ny tenin'Atra ary mahay mitsimpona ny tenin'atra a ry mamadika izany amin'ny olona
Mahay manasitra ATra ,mahay manasitrana koa satana fa misy fetrany
ny reality no jereo fa aza ahodikodina sy modiana fanina eo
averiko indray ary fa hery avy aiza ilay krystal nataonareo sy ramompre ?
aza valiana fa fantatrao sy tsy atoro anao intsony izany
MAMPISEHO FITIAVANA ATRA ARY MANDRAKIZAY ARY MBOLA MITADY ANTSIKA HIVERINA AMINY FOANA IZY KA AZA MANGATAKA ANDRO IKA A OK
MAMPISEHO FITIAVANA KOA I LOSIFERA AMIN'NY FANAOVANA HOE TSY MISY IZY DIA VOALAMBOLAMBO IZAY REHETRA EFA MIARAKA AMINY SY NIARAKA AMINY MIARAKA NY FANAOVANA NY ASAN'NY MAIZINA REHETRA KANEFA AMIN'NY FARANY DIA HIALANY PAS ARY IZY INDRAY AZA NO AMPAHAMIRIFIRY NY FANAHIN'IREO IZAY NANDAHA NY TENIN'ATRA TETY AN-TANY [B] HIJALY,HANGIRIFIRY ARY TSY MBA HANANA FIADANANA[/B]