Vaovao farany nambaran'i Losifera.

21. niryna ( 16/04/2010 02:29)
hery:

Ary kay tsy matanjaka ihany izany Losifera izany raha dinihina.
:D fa ahoana ry Hery ?
ka anangana fiangonana ngeza izy dia anao fahagagana maro( efa voasoratra mialoha anefa io ao anatin'ny baiboly ) hisy olona hitsangana ary anao fahagagana maro [qu
[quote]
Aleo hanangana fiangonana eo fa tonga dia vao mainka lasan'i Kristy daholo ny mpivavaka ao... raha tsy hoe ireny fiangonana mampiady kristianina ireny angamba. Fa ireny indray efa tonga dia fantatra ny tetik'adiny ka.

Aza matahotra... minoa fotsiny ihany
marina izany aleo tokoa ho avy eo fa fantatra eo ihany izy raha tena miaraka amin'i kristy na tsia

22. niryna ( 16/04/2010 03:20)
rakapy:

VAOVAO FARANY NAMBARAN'I LOSIFERA????
Tena mahagaga sy mahazendana tokoa izy izany? Ny tena mahagaga ahy dia ity Niryna izay miventy sy milaza fa mpitory sy mizara ary manao vavolombelon'i kristy nefa dia eto indray dia mitory sy mizara ary manao vavolombelon'i LOSIFERA. Hummm !!! tena mampalahelo tokoa ianao ry Niryna.
mampalahelo ahoana indray e,ka mizara aminao aho fa efa mihanaka mafy ny asan'i satana ankehitriny.
kanefa na izany aza tsy matahotra izay manana an'ilay kristy fa avelao ho avy
ho jerena eo tokoa

Nifandray an-telefaonina sa email ianao sy i losifera no nahazahoanao io vaovao io???
aza mamadika sujet koa moa e,vakio tsara ny hafatro vao mamaly.hi, hi
hoy aho hoe zaraiko ity : toa tara amin'ny asan'i satana mamotika ny firenentsika indray rakapy izany an1

zahay mantsy tsy membre ao ka tsy mahazo vaovao toa anao izao.
Hoy i Hery[quote]Ary kay tsy matanjaka ihany izany Losifera izany raha dinihina.
tsy membre tokoa hianao fa manohitra ilay fahavalon'i losifera mafy tokoa ato an! satria ny propangadin'ny tompo dia mazava tsara fa na isika miaraka amin'i tompo na tsy miaraka aminy. ooops sorry rakapy

Raha matanjaka mantsy izy dia tsy mila mitady zavatra hafa tahaka ny hoe hanangana fiangonana vao afaka mitarika olona

aleloia, marina tanteraka izany ary hiombonako hevitra aminao ka na mahery tokoa ny asan'ilay losifera fahavalon'Atra ary misy farany na ireo manda an'Atra lava koa aza dia mbola ho tonga ihany ny fotoana andohalehiny sy hitadiavany Azy.
Aza atao mahagaga anao izany fa feno ny asany izao tontolo izao,

na miaraka aminy na manohitra aminy,tsy ny mpizara ny teny izay nampitondrainy no toherina fa ilay Atra nanome fahasoavana izay nizara ny Teniny

marina tokoa ny hoe tsy matanjaka tokoa izy saingy maro no voaviravirany amin'ny asan'ny maizina sy zavatra tsotra fotsiny dia ny fanasan'ny lohan'ireo izay tsy mino ny tenin'Atra manambara fa tsy misy losifera na ireo miaramialany izay miriorio toy ny tadio na mirahoraho toy ny liona masika mitady izay arapany
araka ny tenin'Atra dia voalaza fa
losifera dia anjely tsara indrindra ary naman'Atra izay tamin'ny voalohany saingy nitady haka ny toeran'Atra ary dia noesorina nia la tany an-danitra .
Nanomboka naka sarina bibilava izy namadika an'i Adama sy Eva. Ankehitriny potika avokoa na ny fiaraha-monina ,na ny tontolo hiainana ,indrindra ny fianakaviana amin'ny fanesorany ilay fitiavan'Atra hany ka lasa mihamangatsiaka ny fitiavan'ny rehetra ary saiky feno fankahalana,fialonana,fisahosahoana,fiantsarambelantsihy,fo tezi-dava tsy ahitana fifaliana eny amin'ny endrika,fanaovana ny hafa ho tsinontsinona fa mihevitra ny fisainana ho ambony noho ny an'ny hafa [color=blue] [b] ireo no santionany famotehana ataon'ny taranaky ny menarana ny olona manodidina azy .

23. niryna ( 16/04/2010 03:25)
niryna:

Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay. Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina : tsy voasakana hivavaka ny olona ka hanangana fiangonana farany izay haingana izy ireo ka hanao fahagagana lehibe ao anatin'izany hamitahana ny olona..
Hiasana ato @ karmela io olona io izao
Homba anao Jesoa!
-

avelao aloha averiko kely ny hafatra nomeko
niryna:

Zaraiko ity fa nomen'ny olona ahy
Asa hianareo na efa naheno io vaovao io ?

(l) (l) (l) (l) (l) (l)
24. niryna ( 16/04/2010 03:44)
ikaretsaka:

Izaho koa dia gaga ihany hoe iza marina. Moa no inoan'i niryna sy vaovao inona no torianao?

oodrry ,mahazo vahana indray ika izany
inona foana no mahatonga anao manohlitra ny tenin'Atra omeko eto? miaraka amin'i kristy aho ary mizara ny olona ny fahasoavana nomeny ahy,mampahafantra izay te handray ny famonjena avy amin'ilay kristy ihany koa
ilay fahavalon'Atra dia i losifera no tsindriko kely eto raha tsy dia mazava aminao tsara ka tsy voatanany hiantso ny anaran'Atra intsony ny malagasy
hany ka mitady hirika amadiihana ireo olona izy iverindalana any aminy

dia hoy aho hoe: tsy ho voasakana intsony ny mpino anatona an'Atra satria efa ao am-pon'izy ireo ilay Atra mitia azy ka ita taratra amin'ny fiainany izany

losifera ry ika mamotika ny fiainan'ny olona rehetra avy amin'ny fomba maro:tsy voasakany tsy hiangona sy tsy voafehiny tsy hiverina amin'Atra intsony ny olona ka izao avy no karazany fomba ataony:
ataony jamba tsy mahafantatra ilay fahasoavana nomen'Atra azy ny olona hany ka ny lafiratsin'ny fiainana foana no vetesiny ohatra iray io
mahita tsiny eo amin'ny hafa foana fa tsy mba mankasitraka na manome fampaherezana
ataony jamban'ny vola ka feno fitiavantena izay atao rehetra
ataony variana amin'ny rendrarendram-piainana dia manadino ny tenin' an'Atra sy ny fahasoavana miraraka eo imaso
fitiavantena no mameno ny fiainana ka na misy olona tokony ampiana aza dia tsy mizara fa mitazona samy irery;ny vola ,ny fahaizana,ny zavatra mahasoa ny hafa mbola omena hafa ra ika ?
santionany ireo fa afaka manampy koa ika
25. niryna ( 16/04/2010 03:52)
xxx:

Vaovao farany nambaran'i Losifera.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) Tena efa misy mitapy mihintsy ato kle =)) =)) =)) =))

miambena,miambena fa sao ataony jamban'ny taolana eo ka varina eo

Fa araka ny vaovao farany dia hoe manomboka hiasana ilay olona izay nitoeran'ilay Losifera io amin'izao fotoana izao

Aza manapa-tsinay nama fa tena mahalatsaka marina =)) =)) =)) =))
[/quote]
izay no tadiaviny ka ,tsy hino fa misy izy
tsy aleo tokoa ve hiasan'ireo mpiandry izy ? mety ny legion iray manontolo no ao aminy an

izay mino ny mazava no hiaraka ny mazava satria kristy dia fahazavana ho an'izao tontolo izao ary izy tenany no nanambara tamin'ny propangandiny ao @ [b] Lioka 4[/b ] fa naka fanahy azy
ny devoly .
26. niryna ( 16/04/2010 04:08)
niryna:

Tia anao jesoa!
Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay. Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina
: tsy voasakana hivavaka ny olona ka hanangana fiangonana farany izay haingana izy ireo ka hanao fahagagana lehibe ao anatin'izany hamitahana ny olona..
Hiasana ato @ karmela io olona io izao
Homba anao Jesoa!
--------------------------------------------------------
Zaraiko ity fa nomen'ny olona ahy
Asa hianareo na efa naheno io vaovao io ?

ary aiza izany Karmela izany ?

Asa na toerana aiza na toerana aiza izany no hisy fiangonana lehibe hijoro ary dia hanao fahagagana maro ilay fiangonana izay tarihan'i Losifera sy ny miaramilany

Fa araka ny vaovao farany dia hoe manomboka hiasana ilay olona izay nitoeran'ilay Losifera io amin'izao fotoana izao
soanja:

Io izany ilay vaovao ahely eran'io e. Dia diniho amin'izay hoe ahoana ny fahitanareo ny "famafazana" eto amin'ny serasera.
ahoana tokoa ry soanja ? samy mamafy daholo isika na izaho na hianao ka,fa ilay Atra no mahafantatra sy hitsara fa tsy ny mpisera ka.Na mandray izy ireo na mijery fotsiny fa ATra irery no tmpon'ny fitsarana farany

Ny finoanoam-poana! Aoka aho hanongo-tena.
ahoana indray aza izany? sa rehefa miresaka an'i satana dia tsy azokazoanao? manazava ny fanaovanao sikidy hianao toa tsy misy manakana sy ny dada rabe sy ireo karazan'ny asaan'ny maizina maro be tsy voatanisa toa tsy nanongon-tena ah. ka raha mizara ny fisian'i losifera izay tsy azokazon'ny vavoninao ilay izy dia toa anongonanao tena indray ,aoka re e :D

27. niryna ( 16/04/2010 04:09)
ikaretsaka:

zarazaraina fahatany :-D :-D :-D fa tsy dinihina akory ve?

:roll: :D :D
28. niryna ( 16/04/2010 04:16)
rijadolly:

AZA VARIANA FA EFA VOASORATRA IZANY FA MISY

izay mihitsy
Hery:
Aleo hanangana fiangonana eo fa tonga dia vao mainka lasan'i Kristy daholo ny mpivavaka ao
Iraisako hevitra tanteraka; ary dia mila manao tafika masina raha te - hanova ny mpangalatra

Aza matahotra... minoa fotsiny ihany
Misaotra Hery a! Efa nomena fahefana isika hanitsaka ny lohan' ilay menarana; ho an' izay sahy manitsaka.
izay indrindra.mantsy

29. niryna ( 16/04/2010 04:21)
soanja:

Asa na efa misy mahalala sy manasitrana ny momba an'ity aretina ity ny ao Mada ao.

Schizophrenia is a mental disorder that makes it difficult to tell the difference between real and unreal experiences, to think logically, to have normal emotional responses, and to behave normally in social situations.

Symptoms

Schizophrenia may have a variety of symptoms. Usually the illness develops slowly over months or even years.

At first, the symptoms may not be noticeable. For example, you may feel tense, or have trouble sleeping or concentrating. You can become isolated and withdrawn, and have trouble making or keeping friends.
As the illness continues, psychotic symptoms develop:
An appearance or mood that shows no emotion (flat affect)
Bizarre motor behavior in which there is less reaction to the environment (catatonic behavior)
False beliefs or thoughts that have nothing to do with reality (delusions)
Hearing, seeing, or feeling things that are not there (hallucinations)

Thoughts "jump" between unrelated topics (disordered thinking)

Symptoms can be different depending on the type of schizophrenia.

Io dia isany mpahazo ny olona ao Mada ao matetika saingy hafa ny fijerin'ny Malagasy. Betsaka amin'ireo olona marary an;ity aretina ity no lasa mpamosavy indraindray satria izay no ahalalan'ny fiarahamonina azy ireo. Azo tsaboina ity aretina ity saingy mila faharetana tokoa ho an'ilay marary ary mila fitiavana be dia be sy fahazahoana ny mahazo ny marary avy amin'ireo izay tsy marary.

misaotra nizara fa tsy fantatro inona no idiran'io amin'ny sujet-ko ?

30. xxx ( 16/04/2010 06:28)
niryna
misaotra nizara fa tsy fantatro inona no idiran'io amin'ny sujet-ko ?

Soanja
Indro filazana etsy ambony : "Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina "

Raha ny olona tahak'izany no entinao any amin'ny hopitaly hotsaboina raha misy io sampana mniandraikitra an'io ao Mada ohatra dia izay no holazain'ny dokotera hoe "mila jerena akaiky izy fa manana soritra aretina schizophrenia".

Iza no afaka hilaza fa mitoetra ao amin'ny iray i Losifera? Iza no mahalala raha Losifera no ao? Efa nisy nahita an'i Losifera ve ka hiteny hoe izy io miresaka io?

Ny siansa kosa dia efa nahita fa afaka mihevitra ny olona iray fa maheno feo. Ary io feo io dia manana anarana indraindray, afaka mibaiko anao sns sns ... io no ilazako hoe mety ity aretina ity no manjo an'ilay olona ary marary izy.

Tsy azo ferana koa anefa ny lainga mety hisy amin'ity fiainana ity mba handratovana olona mitaveravera sy tsy lalin-tsaina.

Soanja

Karazana aretin-tsaina ny Schizophrenia. Sarotra amin'ny marary ny manavaka ny zavamisy sy ny zavatra tsy misy eo amin'ny fiainany nefa heveriny fa misy. Tsy afaka manana lojika izy amin'io zavatra heveriny fa misy eo amin'ny fiainany io hany ka sarotra aminy ny manana fihetsika mifandray amin'ny fiarahamonina ara-dalana/ mahazatra fahita ary indrindra ny fihetsem-po manoloana izany.

Ny soritraretina hita eny amin'ny marary:

- ----

- Fihetsika hafahafa tsy mifanaraka amin'nmy zavatra misy eo amin'ny manodidina.

- Finoanoam-poana na eritreritra diso na mihevitra zavatra tsy misy, indrindra tsy misy ifandraisany amin'ny zavamisy eo amin'ny fiainana.

- Maheno feo, mahita zavatra , na mahatsapa zavatra tsy misy akory.

- Mitsamboamboatra ny hevitra fa tsy mifanaraka amin'izay tokony resahina manaraka rindranilay resaka indraindray.

Miankina amin'ny schizo misy koa ny karazana soritraretina hita.

de mievera tena sao dia voa koa ianao
31. Mpanazava ( 16/04/2010 07:43)
Hoy i Rakapy
[Hoy Mpanazavaquote]Raha manjono izy amin'ny isambatan'olona dia manarato izy rehefa mampiasa fiangonana.
Ka ilay fiangonana fanaratoany aza toa baiboly xana sy ilay teny voalaza fa tenin'A/tra no ampiasainy?
AIZA ary IZA izany ilay tenin'A/tra sy olon'A/tra marina?

Tsy efa izay foana ve no fikan'i Satana hatrizay e! tsy nampiasa soratra masina ve izy rehefa naka fanahy an'i Jesosy? Tsy nampiasa soratra masina ve ireo fariseo sy mpanoradalana nefa nokianin'ny Jesosy ny fampianarany?
Mino ve ianao fa tsy anao an'izany izy mba hahazahoana olona faran'izay betsaka satria fantany fa tia fivavahana ny gasy? Baiboly ihany no aholany.

Tsy voatery hampitaha vola sandoka rehetra misy ianao mba ahitana vola tena izy anakiray, Makany amin'ny bancque maka tena izy anakiray dia ampitahana amin'iny izay tsy izy dia vita. Manana baiboly ianao dia ampitovio amin'izay voalaza ao izay hitanao dia ho fantarao hoe aiza ary iza.
32. rakapy ( 16/04/2010 08:06)
Hoy i Mpanazava
Tsy efa izay foana ve no fikan'i Satana hatrizay e! tsy nampiasa soratra masina ve izy rehefa naka fanahy an'i Jesosy? Tsy nampiasa soratra masina ve ireo fariseo sy mpanoradalana nefa nokianin'ny Jesosy ny fampianarany

Marina izany, misaotra anao nanazava. Ary mbola maro izy ireo eto.
Hoy i Mpanazava
Mino ve ianao fa tsy anao an'izany izy mba hahazahoana olona faran'izay betsaka satria fantany fa tia fivavahana ny gasy? Baiboly ihany no aholany.

Izay izany no mahatonga ny fitoriana sy famafazana ary fisarihana ny olona maro be @ izao fotoana izao
Hoy i Mpanazava
Manana baiboly ianao dia ampitovio amin'izay voalaza ao izay hitanao dia ho fantarao hoe aiza ary iza.

Efa nampitovy tokoa aho fa dia tsy misy itovizany ny ankamaroany.
Tsy midika ve izany fa tafik'i losifera sy satana avokoa ny ankamaroan' ireo milaza fa irak'i kristy eto. Misaotra fa mazava e!
33. xxx ( 16/04/2010 08:26)
rakapy:

Marina izany, misaotra anao nanazava. Ary mbola maro izy ireo eto.

Eto aiza ? Eto @ serasera ve ? Ahoana ho hahafahanao mitsara toy izany ????

34. Mpanazava ( 16/04/2010 08:30)
Hoy i rakapy

Izay izany no mahatonga ny fitoriana sy famafazana ary fisarihana ny olona maro be @ izao fotoana izao

Tsy voatery izany, Nilaza mantsy ilay filohan'ny Kristianina fa atao ny fitoriana manerantany ho fialanenina farany vao tonga ny farany izay handringanana an'ireo tsy mahalala an'Andriamanitra sy tsy nankato ny vaovao tsara. Mifangaro ao ny ny tena izy sy ny tsy izy dia safidy malalaka ny anao.
35. rakapy ( 16/04/2010 08:38)
Hoy i Mpanazava
Nilaza mantsy ilay filohan'ny Kristianina fa atao ny fitoriana manerantany ho fialanenina farany vao tonga ny farany izay handringanana an'ireo tsy mahalala an'Andriamanitra sy tsy nankato ny vaovao tsara. Mifangaro ao ny ny tena izy sy ny tsy izy dia safidy malalaka ny anao.

Izany hoe izay tsy kristianina, eny fa na dia manana ny A/tra hinoanay izany dia tsy izy?
36. Mpanazava ( 16/04/2010 09:11)
Izany hoe izay tsy kristianina, eny fa na dia manana ny A/tra hinoanay izany dia tsy izy?

Matio 24:14 " Hotorina maneran-tany ity vaovaotsaran'ilay fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra vao hotonga ny farany"

Azo antoka fa ireo izay tsy kristianina dia tsy maintsy haheno an'io daholo aloha. Ary efa manakoako eran-tany izany ankehitriny.

Hoy i Paoly tany Tesalonika : "ao amin'ny afo midedadeda, amin'ny fotoana hamaliany an'izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy izay tsy mankato ny vaovao tsara momba an'i Jesosy tompotsika" 2 Tes 1:8

Hoe i rakapy tery aloha :
Efa nampitovy tokoa aho fa dia tsy misy itovizany ny ankamaroany.

Dia ahoana marina izany izay tsy kristianina raha mitovy amin'io ny ao anaty baibolinao. Tsy aleo ve vonjena ireo tsy mbola mahalala an'Andriamanitra sao dia..., ilaina ihany ny fitoriana sa?
37. rakapy ( 16/04/2010 09:24)
Hoy i Mpanazava
Dia ahoana marina izany izay tsy kristianina raha mitovy amin'io ny ao anaty baibolinao. ?

Tsy hoe mitovy no nolazaiko fa
tsy misy itovizany ny ankamaroany

Hoy i Mpanazava
Tsy aleo ve vonjena ireo tsy mbola mahalala an'Andriamanitra sao dia

Ianao miteny ve aloha efa mahafantara 100% fa voavonjy? Sao mantsy dia hitarika ny hafa any @ ilay fahaverezanao no atahorana.
Hoy i Mpanazava
ilaina ihany ny fitoriana sa

Ataoko angamba fa tsy mbola nisy nilaza teto fa tsy ilaina ny fitoriana.
Fa kosa MAHAIZA MAMAFY sy MITORY
38. niryna ( 17/04/2010 05:40)
rakapy:

[Hoy Mpanazavaquote]Raha manjono izy amin'ny isambatan'olona dia manarato izy rehefa mampiasa fiangonana.

Ka ilay fiangonana fanaratoany aza toa baiboly xana sy ilay teny voalaza fa tenin'A/tra no ampiasainy?
AIZA ary IZA izany ilay tenin'A/tra sy olon'A/tra marina?
[/quote]

izany ve? aza aloha izay voajono e,satria raha manana an'Atra sy mino ny teny izay nampitondrainy ny olona tsy andeha amin'ny tsy fahamarinana sy anohitra ny tenin'Atra lava e.Mbola be fanahiana izy izay dia tsy fantany izay hinoany
39. niryna ( 17/04/2010 06:22)
rakapy:

Soanja> dia inona izany no tena ifandraisan'io aretina io sy ny lohahevitra
"Vaovao farany nambaran'i losifera?"

soanja:

Indro filazana etsy ambony : "Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasina "

Raha ny olona tahak'izany no entinao any amin'ny hopitaly hotsaboina raha misy io sampana mniandraikitra an'io ao Mada ohatra dia izay no holazain'ny dokotera hoe "mila jerena akaiky izy fa manana soritra aretina schizophrenia".
ha,ha
raha olona manana ny aretina lazainao fa tsy izay no nitranga an

mandehana mijery ny olona hiasana ao amin'ny 67 ha raha mbola tsy nahita i soanja.
raha aty amerika indray dia mandehana any amin'ny fiangonana manasitrana sy manala ny asan'ny maizina ireny.
Vao raisin-tanana fotsiny dia mitsingidina ilay olona satria tsy mahazaka ilay herin'i satana ao anatiny,tsy izy no satana fa ny fanahy ratsy no mipetraka ao aminy.

tongava eny amin'ny toby koa raha hijery ireo olona hipetrahan'ny tromba sy sitranina ary ametrahana tanana

Mandehana hoy aho dia ny masonao no ahita fa tsy araka ny resakao hoe mila dokotera akory.
toy ny olona hipetrahan'ny tromba izay fantatrao tsara fa tsy atoro anao ireny,asa avy aiza no nahatonga an'ireny? mila dokotera koa ve ? aoka woa e
mety ho fantatrao hatramin'ny tapak'azo omena azy aza e,

Iza no afaka hilaza fa mitoetra ao amin'ny iray i Losifera? Iza no mahalala raha Losifera no ao? Efa nisy nahita an'i Losifera ve ka hiteny hoe izy io miresaka io?
efa nahafantatra aho ,dia ireo izay rehetra tsy mino ny fisiany satria fanahy maloto tsy ita maso izy kanefa dia potipotika avokoa na ny fanambadiana(manambady lahy no vavy kanefa toa tsy mampaninona azy izany satria filan'ny nofony no tadiaviny fa tsy fantahorana an'Atra ao koa manao tokantrano maso (niray trano nandritra ny 13 taona kanefa tsy mivady ary tsy mampaninona azy kao izany fa dia toheriny foana ny tenin'Atra satria matahotra ny fahamarinana izy ,nitsakitsa-bady,mamono olona,mijangajanga,manao sikidy sy joro sy mpimasy rehetra,izay rehetra tsy asan'Atra dia asa ampiasain'i satana avokoa,milaza mino an'Atra kanefa mino ny razany sy ny sampy isan-karazany.Asan'iza ireny ? Atra ve no nilza hoe manao an'izany? soa ihany fa efa maro no mahafantatra sy miaiky ny fahotany ka miverina mitodika amin'Atra.Ny mbola te hijanona moa dia lambolamboan'i losifera sy ny miaramilany eo dia tampina ny domy
porofo: ny propangady izay manambara ilay rangahy nipetraka teo am-pasana nifatotra rojovy be ...
iza no anaranao :legiona,marobe izahay no ato hoy ilay feo ao anatin'ilay olona nipetrahan'ny fanahy maloto,tsy atoro anao intsony angamba io

Ny siansa kosa dia efa nahita fa afaka mihevitra ny olona iray fa maheno feo. Ary io feo io dia manana anarana indraindray, afaka mibaiko anao sns sns ... io no ilazako hoe mety ity aretina ity no manjo an'ilay olona ary marary izy.
marary tokoa ny fanahiny ary hiasana izy amin'izao fotoana izao fa tsy te hiaraka ny fanahy maloto intsony.
marina izany fa misy feo mibitsika isika rehetra ary ny kristiana dia ny fanahy masina no mampianatra azy amin'izany:averiko indray cccce no hilazanay azy
the holy spirit convinces us
the holy spirit corrects us
the holy spirit confirms us
the holy spirit cleans us
the holy spirit equips us
Ny fanahy masina dia mampianatra ny olona rehetra izy mino an'i kristy fa izy no tompo sy mpanjaka ,mino azy fa maty noho ny fahotany izy,mino azy fa mbola hiverina indray izy hitsara ny velona sy ny maty Rehefa manana finoana an' i kristy ny olona iray dia tonga zanak'Atra izy ary manana an'i kristy ho tompo sy mpamonjy azy.Manomboka miaraka aminy ny fanahy masina ary dia miresaka aminy tokoa.Ny mino an'i kristy ihany no resahin'ny fanahy masina an,averiko indray ary dia io no mampianatra ny mpino hiaiky ny fahotany,hibebaka,hiova fo,hitodika amin'Atra,hankahala ny fahotana rehetra,ho tia ny fahavalo,hamela heloka ny manao ratsy aminy,hiaiky fa diso ary mangataka famelankeloka. ireo ilay asan'ny fanahy masina mibitsika ao anatin'ny kristiana rehetra
Noho izany tsy mila dokotera izay manana ny fanahy masina satria tsy matahotra no tsy mitebiteby no tsy manana ahiahy.Saingy ireo tsy manana azy dia mihevitra ireo kristiana ho minomino foana eny antsony ho adala aza indraindray satria ny olona manana ny fanahy dia mahalala ny fanahy miaraka aminy

Ho an'ny tsy mpino araka ny teny voasoratra ao amin'ny propangady dia toa fahadalana ho azy ireo izany ary mihevitra ny kristiana ho adala izy fa mihevitra ny tenana ho hendry kosa
Ny adalan'izao tontolo izao no omen'Atra hery ampahamenatra ny hendrin'izao tontolo izao.

Tsy azo ferana koa anefa ny lainga mety hisy amin'ity fiainana ity mba handratovana olona mitaveravera sy tsy lalin-tsaina.
marina tokoa izany ary ny propangady koa dia manambara fa ny adalan'izao tontolo izao no fidian'Atra ahamenatra ny endrin'izao tontolo izao.
olona toy ny ahoana no lazainao ho mitaveravera sy tsy lalintsaina
rehefa inona izy no tsy mitaveravera ?
rehefa inona no tsy lalintsaina?
misaotra nizara ny eritreritrao ry soanja

:-*
40. soanja ( 17/04/2010 19:00)

Rehefa tsy voarebirebin-javatra toy izany inoanao izany ny olona iray dia azoko lazaina fa tsy mitaveravera. Tsy lany fotoana mandany ron-doha amin'ny zavatra tsy mitombina sy tsy hay fototra na misy na tsy misy. Tsy adalain'ny olona marary saina. Mandray andraikitra amin'ny fanatsarana ny manodidina amin'ny alalan'ny zavamahasoa ny be sy ny maro ka tsy hisy hanilikilika ny hafa hoe ity devoly , ity demonia. snsns

Ny lalin-tsaina dia izay vonona handinika ny ho avin'ny amin'ny fomba maharitra sy fiahina ny hafa ary azo refesina ny fahatsarana vitany eo amin'ny manodidina azy indrindra ho an'ny taranaka amam-para.

Efa tany amin'ireo toerana resahinao ireo aho, efa nahita maso ary efa niaina izany. Efa voaomana ireo olona ireo ara-tsaina. Izaho dia isan'ny mpanaraka pasitera iray mpanao an'io taloha ary efa misy lehilahy vitsivitsy laizana mihitsy manomana ny fandraisana ilay olona hianjera ary ireo olona hianjera dia efa mahalala fa hitsingidina izy ireo ary hisy handray. Efa voaomana ireo olona ireo ary maivana tokoa izy eo satria miakatra ny adrenaline-ny. Saingy efa nanitri-maso olona be dia nametrahana tanana toy izany aho ary nanaramaso ny fahasitranany. TSIA, tsy sitrana ireo olona fa ny fanahiny kosa inoana fa milamina satria efa nametrahana tanany izy. Mety miandalana ny fahasitranany fa tsy ho eo noho eo. Io anefa dia izay inoanao dia hahasitrana anao tokoa ary mety koa hahatanteraka izay fanirianao.

Tsy misy devoly ireo olona izay nametrahana talohan'io. Tsy nihevitra ny tenany ho nisy izany akory talohan'io. Fa eo izy dia lazaina sy sasana ati-doha fa misy devoly. Ary izay ilay fandrebirebena izay. Olona sahirana amin'izay manahirana azy ny eo. Manana ny olany toy ny hafa maro saingy mitady fahasitranana haingana saingy tsy misy izany satria tsy ho sitrany izy ireo raha tsy mandray andraikitra ny tenany manokana , mankany amin'ny dokotera na manova fiainana na manaraka fiainana feno filaminan-tsaina. Ho sitrany izy saingy tsy iny nisy teo no nanasitrana azy.

Aoka tsy ho voarebireby hoy aho fa izay ilay mitaveravera ary izay ilay tsy lalin-tsaina satria ambakain'ny hafa fotsiny. Mianara lalandava ary aza mitsahatra mikaroka izay fahamarinana atolotr'ity fiainana ity fa ao anatin'ireo rarim-piainana ireo Andriamanitra= Fahamarinana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093