REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA

1. gabidemony ( 17/01/2009 22:08)
Akamaroan'ny vehivavy no manao toen-tsaina tahaka an'io na any òtsika izany na aty ivelany,tsy azo afenina.Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny ihinana anao fotsiny,mividy aza atao vao maika misy misy mananto-potsiny?
Ny sasany indray ny ao an-tsainy de hoe tsy miaraka raha tsy olona manambola na manao tarehin-kisoa,na ngarangeso de erahana satry manambola.Tsy fitiavana zany.Mirehareha eo @ namana na manodidina hoe nahazaka bandy laibany nefa fantatry ny olona anie fa raha tarrehy le bandy de 0 manatody fa vola ngà.Tsy izy no nahazaka izany fa zakan'ny vola
mahamenatra.Ao anatin'ny kilasin'ny makorela.

AZA MBA MANIMBA TENA @ VOLA

MANOME KEKETA HATAO MANGIRIFIRY VE MBA HISTILEVANA EO NAMANA SY NY MANODIDINA
Henatra ao an-damosina izany rehetra izany
2. lemenakely ( 18/01/2009 08:16)
Mampalahelo moa fa dia io tokoa no lasa toe-tsaina @ izao e! Vola , vola ...olona mpanam-bola.

Nefa kosa firehan- kevitra diso ihany ilay izy , nifidy an- dRavalo ny olona satria hoe manam- bola izy, aiza anefa izany izao ?

Firifiry ny tokatrano misaraka @ izao satria tsy mitovy ny tadindokanga , hita ary tsapan ny ankilany fa vola fotsiny no itiavana azy , ary minoa ahy ianareo fa ralehilahy tsy very fa ilay vehivavy no voa mafy .
3. Koditra ( 18/01/2009 12:03)
Zava-misy marina io ragabi a, saingy tsy ny vhv rehetra kosa alou é, aleo azava ny resaka fa sô dé hisy ampiaka-peo eo refaveo.
@lafiny 1 ko nefa tsy azo anomezana tsiny lé izy, ny fiainana efa môzatra, ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana fotsiny.

Dé aôna zany zà tsisy sôsy ty léaza ? Ny kely ananana mbola laniana @connexion eto @ty serasera ty. :cry: :cry:
4. fahamarinana ( 18/01/2009 12:21)
:arrow: dia ahoanareo inona koa moa e,ny tenany izany dia izay hanaovany azy..io miditra amin'ny kilaoty tsy antonony io no mahavoa ny lehilahy sasany,ohatran'ny sanatria tsy nahazaka ilay sipa dia iny no aratsiana...ntssss!..Tsy misy ambara afatsy ny vehivavy foana,ary nareo lehilahy mivaro-tena karakory loatra ! Dia lazao koa fa kely sa efa specialiste amin'ny sondage angaha...Io mitsaratsara olona io foana,ny tena jerena f'aza variana mijery ny hafa,tsy nangataka taminareo izy dia efa tsara ho an'ny lehilahy tahaka ny sasany izany,sa :?: Rehefa tena te hitantara ny zava-misy izay mitranga dia aza diso manavaka loatra,mbola tsy noresahako koa aza ny LAHY sarim-bavy;dia lazao fa vavy koa hoe !!!:evil: (l)
5. soanja ( 18/01/2009 16:21)
Betsaka ny zavatra azo kianina amintsika samy olombelona ka na lahy io na vavy. Ekeko mihitsy ny tenin'i Fahamarinana io.

Tsy misy tapitr'ohatra isika rehetra ary mety kilema no fahitantsika an'iny ataony iny fa aminy izay no mety aminy amin'ny mahaolona azy.
Fa raha toa kosa manimbazimba ny zonao ny fanaovana an'iny na hoe manelingelina ny fiainan'ny hafa ka satry hanimba ny hafa na ianao olona mahita izany dia any ianao vao tokony haneho ny tsy mahamety izany. Ary ny izy aza amin'io dia tonga dia ny zavamisy manimba anao no resehina amin'ny fifandraisana amin'iny zavatra ataony io fa tsy izay fahafinaretana azony any sy ny fihetsepo-tsapany any no ezahantsika sy hitangosantsika voamangidy!

Tadidio fa ny fitiavana tsy voafetran'ny tarehy sy vola na hafa heverintsika fa tokony ho izy. Isan-karazany ny tosika mahatonga ny olona hifankatia.
6. arialy ( 18/01/2009 20:47)
marina ny tenin soanja, fa misy koa ane lhl, tohina sy malahelo oe lasan'ny
manambola ny sipany ohatra de forcément izy miteny avy eo oe pute lay sipa satria nifdy lhl be vola nefa ratsy endrika sns....
ze fantany fa mety am fiainany no ataony fa tsy tokony misy miteny oe vola no itivany an'iny satria tsy hay ze tena nitranga tao.
7. Andribe ( 18/01/2009 21:41)
Ary rehefa be dia be ny vola dia ahoana no mety ho fomba fijerin'ny anjelim-bavilanitra ny rangahy nahatontosa ny ankapoben'ny fiainany nefa tsy mba niraika firy t@ izany ataonareo hoe fitiavana izany?
8. Mirananirina ( 19/01/2009 13:44)
AZA MBA MANIMBA TENA @ VOLA

Nahoana moa no vhv ihany no tenenina ,nefa betsaka ny bandy izao mitady sipa laibany sy be vola.
Firy ny lhl eto no mitady vhv manana taratasy vazaha??????fitiavana izany :cry:
Firy ny lhl no manataka vhv ,tsy ny rehetra araky ny teniny i Koditra.
Firy ny lhl no manambady na misipa aminy vhv lehibe na vadin'olona ho tatahina.
Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny ihinana anao fotsiny,mividy aza atao vao maika misy misy mananto-potsiny

Izy kosa no hiaraka aminy lhl maloto sy mahatra,tsy maintsy jerena ny katany,ny fananany tsy rarahiny vhv,na ny volany.
Hay ve MIVIDY ianareo lhl e :x :x :x MAZAVA BE.
aleo azava ny resaka fa sô dé hisy ampiaka-peo eo refaveo.

tena izay mihitsy,miakatrakatra mihitsy.
9. ari.malala ( 19/01/2009 14:52)
gabidemony:

Akamaroan'ny vehivavy no manao toen-tsaina tahaka an'io na any òtsika izany na aty ivelany,tsy azo afenina.Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny ihinana anao fotsiny,mividy aza atao vao maika misy misy mananto-potsiny?
Ny sasany indray ny ao an-tsainy de hoe tsy miaraka raha tsy olona manambola na manao tarehin-kisoa,na ngarangeso de erahana satry manambola.Tsy fitiavana zany.Mirehareha eo @ namana na manodidina hoe nahazaka bandy laibany nefa fantatry ny olona anie fa raha tarrehy le bandy de 0 manatody fa vola ngà.Tsy izy no nahazaka izany fa zakan'ny vola
mahamenatra.Ao anatin'ny kilasin'ny makorela.

AZA MBA MANIMBA TENA @ VOLA

MANOME KEKETA HATAO MANGIRIFIRY VE MBA HISTILEVANA EO NAMANA SY NY MANODIDINA
Henatra ao an-damosina izany rehetra izany



Fanontaniana, firy amin'ny vehivavy fantatr'i gabidemony no manao anio? Tena sur à 100% v ianao fa tena hoe noho ny vola ftsn? Tsy hainao angaha ilay fitenenana hoe izay tiana mitombo tarehy? ary mba tsara tarehy ohatran'iza moa izato ianao no sahy manaratsy olona hoe tarehinkisoa sy ngarangeso e! ianao angaha no tena lafatra???? mba moramora iany ity vava sao andoava-patanty ramose a! :-D :-D :-D :-D ny suiteny dia itambarako @ fahamarinana hoe aza miditra am fianan'ny olona e!
10. ainaheri ( 19/01/2009 15:13)
Izay ilay fitenena oe ny vola no maharangahy lol
11. fahamarinana ( 19/01/2009 15:16)
:arrow: ari.malala : :-D ..tapaka lalandra eo ny namako an! :wink: (l)
12. Koditra ( 19/01/2009 22:00)
Io ary oà lé mapiaka-peo vtraky be efa naiko. :-D :-D

Ragabi : lazao malaky oé 2 na 3 fotsiny ny vhv manao an'zany fa ra tsy zany dé mbola oavy eo reo sipa zé mbola tsy nandray anjara t@ fapekara-peo. :-D
13. mitia04 ( 20/01/2009 04:55)
euuh! salut doli
teny kely fotsny, misy lé oe bogosy fa tsisy sosy d manenjika anlé oulratsy fa manambola, asa aloha e, fa ny teny kely tsotra d zao, ts votery ny volanlé oul no iarahana aminy, ary resaka tarehy ndray , mety oe ny tarehy ratsy (sady samy manana ny ataony hoe ratsy io!!!) fa manana plus iny olona iny, mety manambola izy fa koa mety ts d zay no misongadina lotra fa izay no hitan'ny olona satria ivelany, fa ny anatiny ts misy mahafantatra, mety tsara fanahy be lé olona, mety parfait aza ny toetrany, ka aoka ts lé vehivavy no tonga d enjehina, fa misy koa ireo léhilahy bogosy nefa d mampijaly sy ratsy toetra, ka aleo andé amzé tiny ny sipa e!!!
14. fahamarinana ( 20/01/2009 11:52)
:arrow: koditra : misaotra na izany aza e! :-D (l)
15. lovelyri ( 20/01/2009 12:17)
:roll: k io zay tin'ny le vhv sy mapety ny fiainany io ko inn mo hidirana lallina amin'izany haka kosa ve de ts mba le afaka manatsara ny fiainana refa tsy hita zay apôkan'ilay ts manambola :°)

mba misy lhl ko ange manao an'izany e :lol:

sa i ragbi sendra nilaozana vhv nahita lhl manambola sy mikata koko de manao alahelonkanina :P :-D :roll:
16. ari.malala ( 20/01/2009 12:27)
fahamarinana, ;) ts tapaka k :-P :-D :-D :-D :-D

lovelyri, otran itako le pozindriko :-P
17. kelly13 ( 20/01/2009 12:36)
:-D :-D :-D
18. lovelyri ( 20/01/2009 12:42)
k marina koange zany ry ari e ôtran'ny hoe vhv fôna no maninn refa misy ôtran'izany nefa firifiry ny lhl manao an'izany toetra zany de ny vhv ihany no diso miaiky za :^)
19. kelly13 ( 20/01/2009 13:24)
ka le lhl kou nge refa azo tatahana tsy aleo ho rovitra any? hihihi! dain zany toetsaiko lolll!
20. lovelyri ( 20/01/2009 13:42)
za mbô gaga, izy tatahana aza ts miteny ko :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.396