REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA

41. ainaheri ( 21/01/2009 18:49)
Mirananirina>> nisy inn t@ tf1??

keliterezy>> mety bokona kosa angamba enao matoa nahazaka kou lol
42. ari.malala ( 22/01/2009 09:33)
zay mou zan sad skill kel no ts mikata d ts mazaka ko :-P
43. ainaheri ( 22/01/2009 10:41)
Ny tenanay kou sady tsy taré no tsy aveky,itako no tsy tian'ny sipa :-P
44. sakaizakely ( 22/01/2009 14:32)
ary ragaby kou danza be raha hanao resaky ny tampohany otran\'ny vao zao vo nivoaka ny firenena izany

ary nitsoaka aiza kou mou le mpitondra resaka e ? miandry sary zany enay mba ahitanay ny bogositénao kanou
raha vao tsy mikata lay sipa na tsara tarehy toy inona aza dia tsy misy mpikoty

=D> =D> =D> =D> =D> =D> tess

marina mits kambo zany
rehefa lasan\'ny be saosy le sipa vo mody miwawawa eo le tsy mahavoa raha de mody ny katany sy ny volany no asiana resaka. ka izay no hitanao avy aty ivelany, fa ny ao anatiny ao tsy takatry ny sainao. Misy ny kofa sady alehany mikata sady maharaka saosy, ny niveau culturel koa mahasondriana fa tsy le midanàka tsy manankambara na le mpanao resaka ambany fehikibo ireny fotsiny, na koa resaky ny tampohany vao tonga any italiiiiiii :-D :-D :-D :-D

nena klou raha ohatra ka fomba firesaka fotsiny de hitako hoe mahamonaina be zany ny mihaino andragabidemony
raha omena ahy ny safidy aleoko lavitra bebida de koditra de ainaheri, sous reserve de disponibilité et de réciprocité =)) =)) =)) =)) =))
45. sakaizakely ( 22/01/2009 14:34)
arimalala:
zay mou zan sad skill kel


zakan'ny rivotra d'efa mikonty zany e :-D :-D :-D
46. Mirananirina ( 22/01/2009 16:48)
Ainahery:ngaha tsy mba nijery ianao e.Araka ilay teniny Gabi e,gasy vavy avy any Nosibe mikil aminy vazaha touriste e.Aminy izay taminy TF1
47. ainaheri ( 22/01/2009 17:03)
mirananirina>> ka tsisy tf1 zany aty aminay kou,mba tantarao oe
48. Mirananirina ( 22/01/2009 19:50)
Hay tokoa moa ianao any Congo.azafady ary e.Touriste sexuel no ilazan'ireo aza.Dia tny Nosy be no toerana,izany hoe gasy vavy mivarotena aminy vazaha touriste e,afaka jerenao aminy internet io .
49. sakaizakely ( 22/01/2009 20:04)
ainaheri> mafanabe any Congo am zao e :-P
za vo avy tany tam week-end teo 8)
50. ari.malala ( 23/01/2009 05:22)
ainaheri:

Ny tenanay kou sady tsy taré no tsy aveky,itako no tsy tian'ny sipa :-P



ko ts ndao ifameno ra zany :-P :^)

Sakaizakely, :-D :-D :-D :-D :-D ny rivotra v akia no mba mahazaka anay zan tena tssssssss :-D :-D :-D
51. kelly13 ( 23/01/2009 11:21)
misy fofopofona oul mifanarakaraka ato zany =)) =))

hahaha

ainaheri>kefa oe za jabora b fotsiny kou (dinika 1 qlq part), fa ono oa e, mangitikitika b ahy ty fanotaniana ity, sao d mba "modeste" oa ny 2è prenom-nao na 2è ps-nao? =)) =))
52. ainaheri ( 23/01/2009 12:10)
Mirananirina>>misaotra nizara ee
petitisakaiza>>ié sady mafana kou @ lagêra aty hihihi
ari>> ho fenoina zany?? Ngah tapany ny any?:-P

keliterezy>> aona ndray zany modesta zany,enao an hihihi
53. ari.malala ( 23/01/2009 13:09)
kellyterezy, zalozy nga njiko? ts kasihiko akia na ny singambolony aza fa aza matahotsa a :-P :°)

ainaheri, hihihi hita fa tapany ftsn sad mbola zakan rivotra ian ouz petitesakaiza ko hihihi :-P
54. kotobekibo ( 23/01/2009 15:55)
sakaizakely:
raha omena ahy ny safidy aleoko lavitra bebida de koditra de ainaheri, sous reserve de disponibilité et de réciprocité =)) =)) =)) =)) =))


sôtsa ô! (l)
sady izahay 3 lahy samy dispo sady reciproque @ nareo rehetra , sa ahoana less koditra sy ainahery ? ( tsy hoe sahona an! :-D )
:-P
55. orona ( 23/01/2009 17:36)

=)) zay le atao hoe vehivavy koa --- maramara
56. kelly13 ( 23/01/2009 17:43)
ari.malala>tena zalouzy ankia za fa b jabora lôtra d tsisy mpanao kombien an, hahahahaha

ainaheri>ôtsôtsan'ny hitako zany ny copie de néssansa-nao misy oe "modesta", mdrrrrrrrrr
57. orona ( 23/01/2009 17:57)
sady efa niteraka
58. kotobekibo ( 23/01/2009 18:03)
kelly13:

ari.malala>tena zalouzy ankia za fa b jabora lôtra d tsisy mpanao kombien an, hahahahaha


Aiza akory ? bdb kouh ! zà 1° , d ao koa kotobebide , kotobeventre , ...
(l) :-*
59. kelly13 ( 23/01/2009 18:13)
orona:

sady efa niteraka



oadray, misy ôtran'izany indray v? refa tsy mahita tenenina oa d aleo manaja tena mangina fa aza mitsolatsolana eo! mahonena

kotobekibo>fa misy firy nareo mety hanena iany ty jaborabe-ko ty! nde mba hanao sport ho bokobokona sahala @ i caprio (mangididy zay ny orony caprio) hahahahaha
60. orona ( 23/01/2009 18:26)
ôtran mahita tenenina ireny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079