REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA

61. kelly13 ( 23/01/2009 18:30)
fa ze soratanao tkou d mampimé b dol e! nahoana nga?
62. kotobekibo ( 23/01/2009 18:38)
kelly13 > maromaro ihany izahay hoy ilay tsy mahay manisa . Andao ary hiaraka hanao fanatanjaha-tena d miaraka mihena LOL :-D :-P
63. kelly13 ( 23/01/2009 18:41)
tena mety ho kivy ny "coach" ra mahita ny jaboratsika marina mafy, inavoutrable reto ozizy, hahahaha! tonga d ozizy oe mifona fa tsy ho vita reto =))
64. orona ( 23/01/2009 19:02)
lasa tany am hatsikana sy lalao ny nosoratako

Nisy sipa zay zany materialista be kanefa ataon'ny bandy fanalana azy fotsiny.
65. tess ( 23/01/2009 19:43)
kotobekibo:

sakaizakely:
raha omena ahy ny safidy aleoko lavitra bebida de koditra de ainaheri, sous reserve de disponibilité et de réciprocité =)) =)) =)) =)) =))


sôtsa ô! (l)
sady izahay 3 lahy samy dispo sady reciproque @ nareo rehetra , sa ahoana less koditra sy ainahery ? ( tsy hoe sahona an! :-D )
:-P



:-D :-D :-D :-D reciprok annnnn! :-P tsy tadidin'i bodabekibo ngah zà taloha manao skibidou foana fa raha senja nifanena tam koditra zany mety reciprok :-D
66. ainaheri ( 23/01/2009 19:46)
petitisakaiza,misotra eee :*
ketobevantra>> marina zany lesy hihihi
keliterezy>> modeste aona mou ee,tsy zany ny any @ kopia fa Castro :wink:
67. Koditra ( 23/01/2009 21:29)
tess:
koditra ka zay lay hoe izay tsy maitsy mitovy saranga no miaraka tsy possible any am tanàna hoe ny sipa na bandy pauvre miaraka am sipa na bandy riche he he he he reciprok kosa lay skoubidou
Ary sô dé mba reciprok marina ary tsika sy enao ty ? :lol:
sakaizakely:
raha omena ahy ny safidy aleoko lavitra bebida de koditra de ainaheri, sous reserve de disponibilité et de réciprocité
Sôtsa eh!
68. heidi ( 24/01/2009 08:06)
koditra: ka hatramzao anie zà no skibidou e! si oui toi de reciprok nou 2 :-D
69. Koditra ( 24/01/2009 10:01)
Heidi : 4 be zao ny skibidouako ao. Mety tsara fa ndao ary jerena ra mitovy ndray ny tadindokanga :lol:
70. kelly13 ( 24/01/2009 10:27)
ary tsisy kiranile v?
71. Koditra ( 24/01/2009 10:46)
kiranile nga no ananan'ny Kelly13? Tsy koi fa equivalent @ skibidouako iany nge zany eh.
72. ainaheri ( 24/01/2009 11:00)
Keliterezy,za vonona ny hanao coach volontéra hihihi
73. kelly13 ( 24/01/2009 11:12)
ainaheri>tsy mataho-maty enao zany an, mdrrrrr

koditra>d za kou manana kapa vita @ pné
74. ainaheri ( 24/01/2009 11:31)
keliterezy,f'aona,? Za vonona ny hifono lamba mena ka :-P
75. Koditra ( 24/01/2009 11:33)
Kelly13 : Mbô anomezo 1 kou zà mbô. Zà mbô te ho reciproq @ toi kounkou
76. kelly13 ( 24/01/2009 11:33)
ainaheri>ka oe hanao coach hanena ity jaborako kou, mdrrr
77. ainaheri ( 24/01/2009 12:08)
kelly13:

ainaheri>tsy mataho-maty enao zany an, mdrrrrr


G d mo no nataoko teo ka,enao mou nieteny an'io d nampiko kely oe,zay sahy maty mifono lamba mena :-P,sa tsy zany?? lol


78. kelly13 ( 24/01/2009 12:40)
an an an, tsy zany :p
79. heidi ( 24/01/2009 13:41)
zà kou manana kapa hoditra mampihoro-koditra :-P
80. Koditra ( 24/01/2009 18:09)
Heidi:
zà kou manana kapa hoditra mampihoro-koditra
Ndao atakalo skibidou 1 dé mbola mana 3 zà aveo. Mety? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625