REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA
21. ari.malala
(
20/01/2009 13:53)
fa tatahana amin'ny in klou e! lame zilety v? :^) :^) :-P :-D :-D :-D :-D
23. kelly13
(
20/01/2009 14:43)
lama zilety tsy efficace fa aleo tonga d atao @ scalpel, iny izy tataka tsara mintsy :°)
26. kotobekibo
(
20/01/2009 19:09)
Tena efa mafy ny fihainana ry zareo a!
Ny vola hono no ozatry ny fihainana hoy ny ntaolo ka izany angamba no mahatonga ny sasany hanao an'izany .
Ny vola aloha zà tsy mànana fa ny kibo no ngoda be fa na d izany aza tsy manaiky tatahana fa raha trohana na tsetsafina moa ny filaza azy izany d ok ( liposuccion ) hummmm :roll: :-P
:-D :-D :-D

27. tess
(
20/01/2009 20:01)
mba resaka kou ity fa efa betsaka koa ny lahy izao manana io fomba fijery sy toe-tsaina io ko! ary tsy vao izao fa efa ela, taloha tany antanàna raha vao tsy mikata ilay sipa dia aza manantena hoe hisy mpikoty....
RAHA zanaky ny mpanana kotina ihany na tsy ho zaka aza!
RAHA zanaky ny mpanana kotina ihany na tsy ho zaka aza!
28. kotobekibo
(
20/01/2009 20:11)
tess > marina izany ,
Fa tsy haiko aloha @ izao fotoana fa taloha raha vao tsy milay ny kitro anaovana d tsy mahazaka sipa mihitsy ny bandy :-D :-D :-D
Fa tsy haiko aloha @ izao fotoana fa taloha raha vao tsy milay ny kitro anaovana d tsy mahazaka sipa mihitsy ny bandy :-D :-D :-D
29. tess
(
20/01/2009 20:18)
ny sipa kou torakizany, raha vao tsy mikata lay sipa na tsara tarehy toy inona aza dia tsy misy mpikoty donko ilay fiarahamonina sy ny fiainana misy no mhatonga ilay ngamba sa?????? 8-)
30. tess
(
20/01/2009 20:19)
BODABEKIBO: taloha raha tsy manao paladium sy adidas ary stansmif tsy mahazàka sipa :-D :-D :-D :-D :^)
32. tess
(
21/01/2009 06:44)
koditra ka zay lay hoe izay tsy maitsy mitovy saranga no miaraka tsy possible any am tanàna hoe ny sipa na bandy pauvre miaraka am sipa na bandy riche he he he he :roll: :-D :-D reciprok kosa lay skoubidou :-P
33. lovelyri
(
21/01/2009 06:48)
tess a tena d'accord aminjy mits za fa ny sipa raha vô ts mikata de ts mba kôtin bandy zany :lol:
kotobkibo< ie talou le raha vô ratsy kraro de ts mahazaka sipa de sinon raha manao tennis stansmif de le manao lobaka sy tshirt reny hahahahaa :-D :-D :-D
kotobkibo< ie talou le raha vô ratsy kraro de ts mahazaka sipa de sinon raha manao tennis stansmif de le manao lobaka sy tshirt reny hahahahaa :-D :-D :-D
38. kotobekibo
(
21/01/2009 15:39)
Raha vao tennis BATA na AIGLE D'OR d tsy any mihitsy e!
Ny TBS no tena nanjaka : Tennis-n'ny Bandy Snob :-D :-D :-D
Ny TBS no tena nanjaka : Tennis-n'ny Bandy Snob :-D :-D :-D
39. Mirananirina
(
21/01/2009 17:05)
ainahery:an an an,souple ny brosse à dent ka,fany dentifrice no tsy misy dia sasana aminy charbon sy sira ary karbonaty ny nify e :cry: :cry: :cry: Ary hitanao ve ilay fandaharana taminy TF1 alina iny e(touriste sexuel) iny e.
40. kelly13
(
21/01/2009 18:41)
o ry kala lovrlyri a, za tsy nikata (d mbola tsy mikata kou hatramin'izao) fa za nahazaka kou, lolllllll