REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA

81. heidi ( 24/01/2009 18:40)
ny ahy anie efa goaka ny faladihany aoriana e! mety? :°)
82. Koditra ( 24/01/2009 19:12)
Tsy asiatsika olana zany eh. Efiko. :lol:
83. ratonga ( 24/01/2009 23:25)
fa inn no tena resaka ato fa to tsy mifanaraka @ lohahevitra :-P kamo b amaky ny volohany :°)
84. Koditra ( 24/01/2009 23:47)
ratonga : MATERIALISTA VE HONO ELAH? :-D :-D
85. ratonga ( 25/01/2009 20:16)
ay vé é :D neveriko fa resaka kapa pné-an'i kellyterezy aza ka gaga ah!!! :-D :-D :-D
86. ainaheri ( 25/01/2009 20:34)
kelly13:

an an an, tsy zany :p


F'aona ndray fa mihamaizina izy zany klé,itanao iany fa za somary doma² zay hihihihihi

87. ikaretsaka ( 25/01/2009 20:40)
Fa izao tokoa alooha... raha misy bandy mi 4x4 sns ka mikoty sipa miskoby de mety ho poinsa an.... jere ireny mpiasana projet sy sofera tsara vam any @ sisiny ireny ohatra...

Fa raha hoe sipa mi 4x4 ka bandy miskoby de kely le sansa... ataovy hoe ela le miasa @ projet any @ sisiny ireny de le sipa ohatra guide mandeha 4x4 de andramo kotina le sipa fa tsy poinsa raha tsy fantany aloha hoe inona ny titre an la...
88. Herimiafina ( 26/01/2009 00:57)
Ka io revy miakatra fa tsy misy naufragé volontera ho any anjaoridira izany eo e! tsy tokony ho blem mihintsy izany.
Ny blem mipetraka fotsiny dia tsy misy fanadihadiana fa miantsampy amin'izay mamirapiratra rehetra. Kanefa matetika tsy izay mamirapiratra rehetra dia volamena. Hany ka betsaka ny diso varavarana.. :^)
89. ikaretsaka ( 26/01/2009 06:34)
Izay...ne mitady tombony ihany no atombony
90. ratonga ( 26/01/2009 08:14)
ika: fa inn l'ty no dikan'io wé sipa na bandy miskoby fa tena zay ah vô naheno an'io expresiô io klé (dé bônané kôfréra!!!!)
91. sakaizakely ( 29/01/2009 17:38)
ratonga> tsy mi-skobidou ve zany ?
92. ikaretsaka ( 29/01/2009 19:36)
ie.. mi scoubidou izany
93. gabidemony ( 09/02/2009 10:53)
IO DE ZE MANDRAY DE TOMPONY E!!! :lol: :lol: :lol: :D :D 8O 8O

Ianao tezitra be io zao no mety le anisany ko :lol: :lol: :lol: :lol: :}

ie manaiky za hoe ny lehilahy ko misy manao an'io zvtr io
FA NY AN'NY LEHILAHY ANIE CONSIGNER NY TAVOANGY EH!!!
tsy ohatra ny an'ny vehivavy òtran'ny lastikana slipy,rehefa zarina itarina
matetika de lasa malalaka :^) 8)
ohatra:
...Fa misy anie ded mampalahelo le toe-tsain'ny sasany eh!tsy miaraka raha tsy misy sòsy na vaza! na azo jerena na tsy ary na antitra na tanora ze tratra eo.

Avy eo mba nazaka vaza zokiny lavitra be,ataontsika hoe 20taona ny elanelan'izy roa.le vaza efa antitra rahateo,de nivady sy nitoka-trano.
Nande teny ny fotoana ka nahatsapa fa vola sy hoe nahazaka vaza no nanambadiny fa tsy hoe mba nisy ko le fitiavany an'ny le rangahy,avy eo
lasa mangala-pinana eny @ sisiny ze tratra sy ze mba mahafinapinaritra ny maso.tetezina aby io lehilahy io de mihevitra anie le vehivevy mato mahazaka an'ireo lhl ireo izy de hoe Manja be nefa indrisy ny lhl ao ambadika mihomehy fotsiny ...
Ra za no teo @ le toeran'ny le jòba aleoko lavitra niaraka tò olona tiko sy tia ahy na de eoeo aza ny faripiainana toy izahay hiaina miaraka @'olona tsy tiko zany , MAHAGAGA
Ny sasany zany mo defa tsy mieritreritra ny tenany ho gasy intsony nefa mahagaga fa tsy fotsy fa mainty

ZA V???!!! ko efa hoe ra gabidemony zany no anarako ko in njay ary enao
MISOTRO RANO MANGATSIKA FA Sò DE TORAN'EO TY IZY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081