Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana

1. niryna ( 08/03/2008 23:14)

Mety mihoatra an'izao entana izay aza ny entana entintsika ao amin'ny fiainana isan'andro
,fijaliana,fahoriana,faharerahana ,amin'ny andro farany dia ho kivy,reraka,ary ketraka @ ny fiainana isika.
Saingy isaorana lehibe i Kristy nampianatra antsika fa omena Azy daholo izany entana mavesatra izany na inona izany na inona:fitiavana voaratra,vady namitaka,zanaka maditra,zanaka manohitra rar aman-dreny,isika rehetra variana amin'ny fiainana ka tsy misy fotoana hiantsona na hiderana an'Atra,toetra ratsy(fisotroana toaka,fifohana zava-mahamamo fifohana sigara,fijejoana,fakampanahy,aretina,
fahadisoam-panantenana,fahatezeran-dava,tsy fananana asa.Fahantrana,tsy fahampiana.Na inona na inona na inona izany,isika tsirairay avy no mahalala an'izany ao am-po tsy miloaka.(l):cry:
Omeo Azy,atolory Aminy ary aza mihambahamba fa vonona Izy hanome antsika fitsaharanaRaha mbola tsy nanandrana hianao dia ataovy foana ny fanandramana fa tena maiva toy ny ravinkazo ilay fahoriana.:D
o^o Mankanesa aty Amiko,hianareo rehetra a!!
Izay miasa fatratra sy mavesatr'entana a !
Fa Izaho o! no hanome e! anareo fitsaharana a
Fa Izaho no hanome anareo fitsaharana a o^o


Fiadanana anie ho antsika tsirairay avy ary ny voninahitr'i Kristy no ameno ny fiainantsika avy.
(l)niryna
novalian'i niryna ny 18/03/2008 12:05
2. ikaretsaka ( 09/03/2008 00:07)
ary ny mavesatra entana entina mankaia ry niryna?
omeo teny 1 ao anaty baiboly aho manambara fa tsy azo atao ny mifoka sigara

rehefa hi celebrate koa ao (cas an'ireny very ka hita indray bedebe ao @ Lioka ireny) dia tsy celebration aza ve no atao (asio peratra ny tanany , asio kapa ny tongony sns....)


de ahoana?

Sa tsy mety "@ ilay hevitra tianao haroso ireny" ka tsy tsimponina??
3. niryna ( 09/03/2008 02:49)
ikaretsaka:

ary ny mavesatra entana entina mankaia ry niryna?
omeo teny 1 ao anaty baiboly aho manambara fa tsy azo atao ny mifoka sigara
tadiavo ao fa hianao efa milaza fa efa mahay ilay teny :D

rehefa hi celebrate koa ao (cas an'ireny very ka hita indray bedebe ao @ Lioka ireny) dia tsy celebration aza ve no atao (asio peratra ny tanany , asio kapa ny tongony sns....)

aza ovaina ny sujet-ko azafady e.HS foana dia mitarika ny hafa hivalandrano



Sa tsy mety "@ ilay hevitra tianao haroso ireny" ka tsy tsimponina??
:wink:


4. Rasiligaoma ( 09/03/2008 03:39)
Tsy misy ao amin'ny baiboly na teny iray aza voasoratra mazava hoe voarara ny mifoka sigara sy misotro kafe .

fa mba fanontaniana ny ahy: ary ho an'ny olona maivana entana: izany hoe tsy manan ana inona na inoan na ara-batana na ara-panahy: : (ireo lazain'i niryna ireo fa ataoko hoe tsy mananan-dray aman-dreny ka hatrany amin'ny tsy misotro toaka, tsy manambola hamidy firavaka)
dia ahoana? tsy mba afaka manantona an'i Jesoa izany ireny fa ireo "be entana ihany"?


5. Veloo ( 09/03/2008 04:25)
fa mba fanontaniana ny ahy


:-w:-w:-w:-w:-w:-w

manana ps roa angaha i Ika?
6. niryna ( 09/03/2008 04:39)
Veloo:

fa mba fanontaniana ny ahy


:-w:-w:-w:-w:-w:-w

manana ps roa angaha i Ika?

hitako ,jereo daholo fa mifanjohy eo foana ireo olona roa ireo

7. Veloo ( 09/03/2008 04:41)
hihihihihi
8. niryna ( 09/03/2008 04:50)
Rasiligaoma:

Tsy misy ao amin'ny baiboly na teny iray aza voasoratra mazava hoe voarara ny mifoka sigara sy misotro kafe .
marina ny anao,tsy nisy niteny kafe aloha teo ,ary ny resaka sigara indray dia izay zavatra rehetra hilazana fa manimba ny tenantsika.
Tsy manimba ve aloha ny sigara e,oops,sorry ry rasily raha mifoka sigara hianao,hay moa tsy ny mifoka sigara no lasibatra voalohany fa ny olona miaina miaraka aminy.
Na inona na inona zavatra izay fantatsika fa tsy mety ny vatan-tsika sy mifanohitra amin'Atra ka ataontsika izany dia afaka miresaka aminy mivantana isika ary mangataka azy mba hanala izany zavatra izany.

fa mba fanontaniana ny ahy: ary ho an'ny olona maivana entana: izany hoe tsy manan ana inona na inoan na ara-batana na ara-panahy:

tsy aiko indray izany ,ny tiako tenenina fotsiny dia izay enta-mavesatra hianjandiantsika amin'ny fiainana ka hivavahantsika dia afaka raha tena mino.
Firifiry ny olona afaka amin'ny paraky rehefa nandeha sy nino Atra fa afaka izy,santionany io an.
: (ireo lazain'i niryna ireo fa ataoko hoe tsy mananan-dray aman-dreny ka hatrany amin'ny tsy misotro toaka, tsy manambola hamidy firavaka)
dia ahoana?

ny firavaka iny indray haitraitra ka,kanefa rehefa nomeny fahasoavana aho ka nomeny asa raha tiako ny manao firavaka inona no olona raha afaka mividy aho.
tsy mba afaka manantona an'i Jesoa izany ireny fa ireo "be entana ihany"?
tsy misy hoe i ranona afaka na i ranona no t sy afaka,mety maivana ny entanao kanefa dia omenao hoentiny,mety mavesatra ary hila hipasaka ny lohanao kanefa izay mino sy matoky azy satria tsy afaka ny hamova ny rahampitso isika :arrow: matoky azy fa fantany ny mahasoa antsika ary izany no hitenenana rehefa mangataka zavatra aminy hoe "enga anie tsy ny sitrapoko no tanteraka fa ny anao"
Io izao ry ika dia tsy mila sampy le izany aho raha angataka zavatra amin'Atra fa tonga dia mivavaka direct aminy dia matory amin'izay i,dia mandry tsara ny saiky rehefa avy nomeko azy ny fahoriako ,ny adintsaiko.Andramo anie ry rasily e.




9. niryna ( 09/03/2008 04:52)
Veloo:

fa mba fanontaniana ny ahy


:-w:-w:-w:-w:-w:-w

manana ps roa angaha i Ika?

izaho koa aza mba nanontany anio sy mba lasa saina fa ilay soanja ihany no mamaly eo aloha na ika ihany no mamaly rehefa avy mamaly soanja .bobaka be izy ao,tsy misy maharatsy an'izany fa mba mahalasa saina fa miara mirona foana :D

10. rakaroka ( 09/03/2008 08:25)
Olona roa sambyhafa i Soanja sy Ika ko:-P. D'autant plus i Soanja vhv i Ika lhl:-D:-D. Fa ahoana koa aza izany faminanianareo izany:roll::roll::?:
11. rakaroka ( 09/03/2008 08:30)
Bien Bbbbe aloha lé sary fa misôtra e.
Ny tena entana MAVESATRA BBBBBBBbbbbbbeeeeeeee amiko
io dia mieriteritra ny fiainana maro miha mivaralila izany: Ny "Fahantran'ny Gasy amin'ny ankapobny" angaha aza tsy nentina teo Aminy ireny enta-mavesatra BBbbe da BBbe ireny 8O:oops::oops::oops::roll::roll::?::?:
12. fahamarinana ( 09/03/2008 08:44)
Rasiligaoma:

fa mba fanontaniana ny ahy: ary ho an'ny olona maivana entana: izany hoe tsy manan ana inona na inoan na ara-batana na ara-panahy: : (ireo lazain'i niryna ireo fa ataoko hoe tsy mananan-dray aman-dreny ka hatrany amin'ny tsy misotro toaka, tsy manambola hamidy firavaka)
dia ahoana? tsy mba afaka manantona an'i Jesoa izany ireny fa ireo "be entana ihany"?



:arrow:Za tsy mahalala any rasiligaoma,za tsy mahafantatra an'i ika koa fa lasa ihany ny saiko hoe sao dia mba diso fandray kosa i veloo sy niryna hoe mitovy ireo olona roa ireo , Diniho tsara ny lazainy fa mifanjohy ny fanontaniany fa misy explication fontsiny eo antenantenany ,ireo tsipihiko ireo.
Tsy voatery hoe rehefa mitovy hevitra kosa anie dia miara-mirona e.Lasa maminany marina nareo anie e.Miala tsiny raha mahatafitohina ny teniko.(l)
13. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:12)
iza moa no tsy efa nolazaina hoe rehefa mitovy hevitra dia olna 1 ihany.. nolazaina fa i ika ihany i fijo, ika ihany i Rasily, nisy fotoana nolazaina kao heo ika ihany i pissoa, ika ihany i tywa, fody piste soanja sns.... ho avy koa ry booboo sy ratonga lazaina hoe zahako ihany koa
rehefa iny fa mitovy ny hevitra sy ny fanehoana azy:-D:-D
14. yonikafopl ( 09/03/2008 12:25)
rakaroka, soanja aza tsy hitako manoratra ato akory :roll::roll:
15. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:29)
mbola ho avy koa ny hoe ika ihany i ratonga de ika ihany i yonika fa aza taitra:-D:-D:-D
16. fahamarinana ( 09/03/2008 12:31)
:arrow: Yonika :par rapport amin'ny dinika hafa any ho any no hanaovan'ny niryna référence fa mbola tsy eto kah.(l)
17. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:35)
nga kao misy baiboly azo anaovana reference mao any @ dinika hafa any?
18. fahamarinana ( 09/03/2008 12:41)
:arrow:an ana ,sujet hafa fa tsy dinika e,sorry be!!(l)
19. ikaretsaka ( 09/03/2008 12:45)
ah ok... gaga aho manko
20. yonikafopl ( 09/03/2008 13:09)
fahamarinana ah ok

ika hhihihihihih, aleo za mbo lazaina we elah amzay mbo mitombo halavana klee:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646