Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana

41. Rasiligaoma ( 10/03/2008 06:01)
Rasiligaoma:

ny mahagaga eto rehefa mifanarakaraka isika sy i niryna , fa tsy manontany mihitsy ianao heo izaho ihany ve ianao?

ohatra izao ianao er\to laharana faha 32 dia izaho laharana faha 33 fa tsy misy resaka... hoe izhao ihany ve no ianao
fa ahoana ary[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/non-desol%E9-987.gif[/IMG]

tsy novalianao io fanontaniako io
42. yonikafopl ( 10/03/2008 09:43)
yonika ihany no fopl, io zao tena rezoneman marina tsy misy diso:-D:-D
43. fahamarinana ( 10/03/2008 10:25)
niryna:

Olona roa ireo ary vavy sy lahy fa ilay hoe iza no mampiasa ny ps-'iza fa miaraka foana.Aleo amin'izay aho hiverina ny sujet-ko :D

:arrow: niryna :samy lahy kouh,:-D,dia tsy hitariko koa aky fa lasa mivaona ny sujet fa ny tiako ambara fontsiny dia tsy voatery misy mifampiasa ps rehefa miaraka foana na mitovy hevitra.:-*(l)
44. yonikafopl ( 10/03/2008 10:38)
hisy hanontany kou zao we, i fahamarinana ihany ve no yonikafopl ee, fa ataoko mifanarakaraka fona ny valintenintsika :wink:
45. Fody ( 10/03/2008 10:58)

Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
Manatona an'i Kristy ianao nyrina fa misy enta-mavesatra ao am-ponao ao, ka mahatonga anao tsy hahita sy tsy hahalala ny zava-marina lazain'ny hafa.

Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique)

Misaotra anao!
46. niryna ( 10/03/2008 11:40)
Fody:

misaotra tompoko,sambatra hianao fa tsy mba manana entana mavesatra omena Azy.Ka izany indrindra no nahatonga ny fanahy masina nonome ahy hery hizara ny olona mba hanatona azy,tafiditra amin'izany koa aho raha tsy izany aho hizara :D
misaotra e,mankasitra e,valiana raha mahatsiahy e

47. ikaretsaka ( 10/03/2008 13:41)

eee. voa mafy le ramatoa ity..
48. yonikafopl ( 10/03/2008 14:42)
Fody =D bonnanniff kalou toi:-*

ika ^:^^:^
49. Fody ( 10/03/2008 14:52)
nyrina: raha miteny an'io aho dia tsy milaza velively fa tsy mba manana izay enta-mavesatra antiko akory, izay ifampizarako amin'i Kristy.

Saingy milaza an'io satria tsapako fa tsy fantatrao io.
Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique).

Tsarovy fa raha tsy mahay manaiky isika dia tsy ho avy hanampy a
50. Fody ( 10/03/2008 14:54)

nyrina: raha miteny an'io aho dia tsy milaza velively fa tsy mba manana izay enta-mavesatra entiko akory, izay ifampizarako amin'i Kristy.

Saingy milaza an'io aho satria tsapako fa tsy fantatrao io.
Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique).

Tsarovy fa raha tsy mahay manaiky isika dia tsy ho avy hanampy antsika sy ho ao amintsika i Kristy.
Ohatra: Ny faneken'i Maria no nahatonga Nofo ny teny tao aminy. Modely ho antsika izany.

Atao ahoana moa no hanaiky an'i Kristy, raha ny hafa manodidina ny tena aza tsy hay ny mihaino azy?

Fantaro fa ny fahazarana miteny lava dia mahatonga ny tena tsy hahay hiheno intsony.

Misaotra anao.
51. ikaretsaka ( 10/03/2008 15:21)
fody> mankasitraka sady miarahaba
52. ikaretsaka ( 10/03/2008 15:50)
fa nandinika aho ry fody.. fa tsy haiko fa fihevitro ahy manokana ity , mety ho diso mety ho marina, fa ho an'ireo olona tsy de mandala loatra an'i Masina Maria tokotrany dia sarotra be aminy izany ny manaiky raha vao heo i maria no atao ohatra..
tsy haiko fa mba tsapa hitako sy niainako fotsiny io!
53. rijadolly ( 10/03/2008 16:34)
Fody:

Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
Manatona an'i Kristy ianao nyrina fa misy enta-mavesatra ao am-ponao ao, ka mahatonga anao tsy hahita sy tsy hahalala ny zava-marina lazain'ny hafa.

Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique)

Misaotra anao!

Fody à mba mangataka fanazavana lalin-dalina kokoa hoe za azafady fa misy tsy azoko eo amin'ilay faharoa?

Ary eo amin'ilay voalohany indray,izany hoe tsy misy marina mihitsy izany ireo lazain'Niryna ireo?sa mbola tsy azoko ihany koa?

54. pissoa ( 10/03/2008 16:55)
Toa mazava be ilay voalohany ry Rijadolly : Misy marina ny lazain'ny olona (fa tsy hoe tsisy marina ny lazain'i Niryna) ... saingy sarotra amin'i niryna ny mahita sy mahalala izany. Aoka izy hanatona an'i Jesoa :-D:-D:-D
55. fahamarinana ( 10/03/2008 17:04)
:arrow:Za koa manamafy io voalazan'ny pissoa io,tsy nilaza i fody hoe tsy misy marina mihintsy ny lazain'ny niryna fa lasa mihitatra sy mivoana be ndray ilay resaka avy eo anie!!!.:cry:(l)

56. rijadolly ( 10/03/2008 17:36)
Azafady àry é! za ve nahalala fa i fody niteny hoe an an !aloe tsy tenenina marina sao mihitatra be eo.Manao azafady anareo aho re!:-*
57. ikaretsaka ( 10/03/2008 17:51)
mitovy hevitra amin'i pissoa sy fody ary i faha.

tsy ny halavan'ny lines no mahamarina na maha convaincu olona hoe tena mahery koa ity ramatoa ity na hoe mitombina ny hevitra anankiray .
fa ny votoantin'ny tiana ambara sy ny arguments manaporofo izany.
58. yonikafopl ( 10/03/2008 21:37)
Amen ^:^
59. niryna ( 11/03/2008 02:20)
yonikafopl:

yonika ihany no fopl, io zao tena rezoneman marina tsy misy diso:-D:-D

hi,hi

60. niryna ( 11/03/2008 02:24)
cutie:

za nga nangataka raozy=))=))=))=))=))

never :D
bedin'i kristy isika raha mivavabavaka amin'ny zavatra tsy misy fandraisany aminy.Ilay efa nataonao ihany atao dia manga ny lanitra :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0991