Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana

81. rijadolly ( 12/03/2008 10:27)
rijadolly:
Hoy i rasiligaoma:
Tsy misy ao amin'ny baiboly na teny iray aza voasoratra mazava hoe voarara ny mifoka sigara sy misotro kafe .
Mitovy hevitra satria misy ao amin'baiboly manome halalana hoe mahazo mifoka sigara sy rongony jereo eto
Nandrianina1:
ts mande le jereo eto eo @67 ry se fa ampseovy a!
tsy mandeha ve?andraso averiko indray sao dia diso:jereo eto
82. rijadolly ( 12/03/2008 10:36)
nandramako indray ilay izy fa toa mbola tsy mandeha nefa anie dia teny ao amin'baiboly mihitsy hoe azo fohana ny sigara sy ny rongony é!
83. rijadolly ( 12/03/2008 10:46)
Ah!Hita ny hevitra aleo omeko ny toko sy andininy:twisted:
JEREO ETO na vikio apokalipsy 22:22:twisted::twisted::twisted:
84. ikaretsaka ( 12/03/2008 15:35)
tsssss aoka letsy marina moa :-D:-D
RD koa ity toa lalina



zafady aloha fa avantako ity fanontaniana ity hoan'i niryna, milaza ianao fa tsy mila ny filàn'ny nofo, fa hono hoa, ny mihinankanina ve tsy filàn'ny nofo? ny miakanjo, ny mikiraro, tsy filàn'ny nofo aby va izany rehetra izany? ary raha manan-janaka (niteraka moa izany) ianao, fomba manao ahoana no nahazoanao ireo zanakao ireo? tsy t@ filàn'ny nofo va? sa nagataka foana hoe Jesosy o, omeo zanaka ah, d plouff, iny fa bevoka i niryna d afaka 9volana d niteraka? azafady hoa fa mivantana ilay izy, dia ilàko valiny mazava tsy miolakolaka ry niryna aa!

:-D:-D:-D
Aoka anie ka mivantana tahak'izany tokoa ny valiny
85. rabilabila ( 12/03/2008 15:40)
:-D:-D:-D
86. ikaretsaka ( 12/03/2008 16:20)
rehefa tena dinihina ity raha ity.. dia ilay xzavatra ange izany ataonareo ihany fa @ sens hafa e.. fa mody tsetsoka ery manao hoe tsy fatao izany... kanefa atao!

efa voalaza ilay sampy.. mody heo tsy fatao le fomba kay atao fa sens hafa..
sy ny sisa sy ny sisa
87. fijo ( 12/03/2008 21:41)
de hoanay tsy mino azy hoe mpamonjy izany de ahoana????izahay koa mantsy mba manana ny entamavesatray ihany indraindray.
88. rabilabila ( 12/03/2008 21:48)
Ny antsika ny entan-jaray mora zaka Fijo a!!:wink:
Isika tsy mba very tsikalakalam-pihavanana izany ( na dia very tsikalakalam-pivavahana aza ) .Ny adalan'ny hafa aza tafiantsika lamba ve dia isika indray no tsy misy hampitafy?:)
89. ikaretsaka ( 12/03/2008 22:02)
:wink:
90. fijo ( 12/03/2008 22:13)
izay tokoa mantsy rabila an.

ao fa zarao aminay koa ny an'ialahy ry ika an
91. cutie ( 12/03/2008 22:28)
za wa malahelo:cry::cry::cry::cry:
zay fa nozaraiko ny ahy :-D
92. fijo ( 12/03/2008 22:32)
efa maivana izany refa nozaraina
93. cutie ( 12/03/2008 22:36)
non:-D
mbola mialokaloka eo foana
handeha hijery an'le hira alou :)
94. fijo ( 12/03/2008 22:38)
hi hi i de mihira fa homaivana ny alahelo
95. cutie ( 12/03/2008 22:39)
jereo ny valiny ary nge:-D
96. fijo ( 12/03/2008 22:41)
efa nandefasako hira hafa e
97. cutie ( 12/03/2008 22:44)
hihihihihihi
hitako
98. fijo ( 12/03/2008 22:45)
io milay ka,
99. cutie ( 12/03/2008 22:48)
asio hafa koa
100. fijo ( 12/03/2008 22:58)
ko efa haindry tsianjery ko
fa tsy ananako le lolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081