Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
104. Fody
(
13/03/2008 20:42)
Miala tsiny aloha raha izao vao afa-mamaly an’ireo nangataka fanazavana.
Raha ny fahitako azy dia mazava izay voalaza saingy noho ilay izy tsy nisy rreferance biblique angamba no tsy nahazoan’ny sasany azy, ka indro àry.
Raha mbola misy mila fanazavana hafa moa dia hohazavaina ihany.
Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique).“Tamin'ny andron'ny nofony, nony nanolotra fivavahana sy fifonana nombam-pitarainana mafy sy ranomaso be tamin'ilay nahavonjy azy tamin'ny fahafatesana izy sady nohenoiny noho ny fahatahorany an'Andriamanitra, dia nianatra ny fanekena tamin'ny fahoriana niaretany, na dia Zanaka aza; ary ankehitriny, efa tonga amin'izay fanaperana izy, ka tonga fototry ny famonjena mandrakizay ho an'izay manaiky azy” (Heb 5, 7 – 9)
Tsarovy fa raha tsy mahay manaiky isika dia tsy ho avy hanampy antsika sy ho ao amintsika i Kristy.Indro, mitsangana eo am-baravarana aho, sady mandondòna; ka raha misy mihaino ny feoko, sy mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy aho, ka hiara-misakafo aminy, ary izy hiaraka amiko. (Ap 3, 20)
Ohatra: Ny faneken'i Maria no nahatonga Nofo ny teny tao aminy. Modely ho antsika izany.Ary nony niditra tao aminy ilay anjely dia nanao hoe: Arahaba, ry ilay feno hasoavana, ny Tompo ao aminao; nosoavina noho ny vehivavy hianao. 29 Taitra izy nahare izany, ka nieritreritra izay tokony ho hevitr'izany fiarahabana izany. 30 Fa hoy ny anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak'Andriamanitra hianao. 31 Ary indro, hitoe-jaza hianao, ka hiteraka zazalahy, ary Jeso no hataonao anarany. 32 Ho lehibe izy ka hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra; dia homen'Andriamanitra ny fiketrahan'i Davida rainy izy, ka hanjaka mandrakizay amin'ny taranak'i Jakoba, 33 ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.
34 Fa hoy Maria tamin'ilay anjely: Ahoana no hahatongavan'izany, fa tsy mahalala lahy aho? 35 Ny Fanahy Masina, hoy ny anjely namaly azy, no ho tonga ao aminao, ary ny herin'ny Avo indrindra hanaloka anao; noho izany dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra ny Masina haterakao. 36 Ary indro, Elizabeta rahavavinao dia efa mitoe-jaza koa na dia efa antitra aza, ary efa mandray enina izy izao ilay natao hoe momba, 37 fa tsy hisy tsy ho hain'Andriamanitra atao. 38 Dia hoy Maria: Inty aho ankizivavin'ny Tompo, aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao.
Atao ahoana moa no hanaiky an'i Kristy, raha ny hafa manodidina ny tena aza tsy hay ny mihaino azy?
Ary ilay nahita no milaza, ka marina ny filazany, sady fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa (Jn 19, 35).
Misaotra anao!
108. rijadolly
(
14/03/2008 17:18)
Atao ahoana ny tsy hisaotra an'sé ry Fody.Misaotra ry sé a!:-*
Namaky tany am-boalohany any aho dia naika tonga dia nitratrevatreva be.Nahita an'ty aho
,gina tery ilay saika noteneniko.Misaotra ry sé a X1000.
Raha hiverina amin'ilay sujet tsika anefa aho dia manontany tena indray eto hoe iza ary ilay eken-tsika fa nahita na marina ny filazany eto?Tsy hoe tsy misy an!fa misy tokoa.Izay no nahatonga ahy niteny hoe:
Somary mahitsy aho miteny an!
Ny antony hiarovako an'Niryna eto dia izao.
Tsika raha vao mamaky ny hevitry ny hafa dia tokony fankasitrahana ny zavatra tsara atolony aloha no jerena voalohany.Avy eo tokony mangataka fanazavana na manolotra ny hevitry ny tena amin'hevi-dison'ilay olona izay mbola heveritsika fa diso.Satria mantsy misy marina ny tenen'ilay olona.Indrindra isika Kristianina,misy mamaky anie ny soratantsika eto é!oh heo manohitra ilay tenin'Andriamanitra izany isika,ilay torian'ilay olona io an!Ahitsiho aho raha diso ny teneniko an!(l)(l)
Namaky tany am-boalohany any aho dia naika tonga dia nitratrevatreva be.Nahita an'ty aho
Ary ilay nahita no milaza, ka marina ny filazany, sady fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa (Jn 19, 35).
,gina tery ilay saika noteneniko.Misaotra ry sé a X1000.
Raha hiverina amin'ilay sujet tsika anefa aho dia manontany tena indray eto hoe iza ary ilay eken-tsika fa nahita na marina ny filazany eto?Tsy hoe tsy misy an!fa misy tokoa.Izay no nahatonga ahy niteny hoe:
rijadolly:Mialatsiny an'Fahamarinana aho fa niverina ilay izy dia tsy maintsy nanazava indray aho,Azafady fahamarinanà,fantatro tsara ny tian'sé ampita,fa kosa tsy atao ampiady izy ty fa natao hanitsy ahy indrindra sao diso lalana aho(l)(l):-*.Fody:
Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
Manatona an'i Kristy ianao nyrina fa misy enta-mavesatra ao am-ponao ao, ka mahatonga anao tsy hahita sy tsy hahalala ny zava-marina lazain'ny hafa.
Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique)
Misaotra anao!
rijadolly:
Fody à mba mangataka fanazavana lalin-dalina kokoa hoe za azafady fa misy tsy azoko eo amin'ilay faharoa?
Ary eo amin'ilay voalohany indray,izany hoe tsy misy marina mihitsy izany ireo lazain'Niryna ireo?sa mbola tsy azoko ihany koa?
Somary mahitsy aho miteny an!
Ny antony hiarovako an'Niryna eto dia izao.
Tsika raha vao mamaky ny hevitry ny hafa dia tokony fankasitrahana ny zavatra tsara atolony aloha no jerena voalohany.Avy eo tokony mangataka fanazavana na manolotra ny hevitry ny tena amin'hevi-dison'ilay olona izay mbola heveritsika fa diso.Satria mantsy misy marina ny tenen'ilay olona.Indrindra isika Kristianina,misy mamaky anie ny soratantsika eto é!oh heo manohitra ilay tenin'Andriamanitra izany isika,ilay torian'ilay olona io an!Ahitsiho aho raha diso ny teneniko an!(l)(l)
109. fahamarinana
(
14/03/2008 19:20)
:arrow:rijad,tsy misy olana fa samy direct tsika zany aloha.Ianao miaro na tsy miaro tsy dia important loatra raha ny hevitra eto fa ny fandikana azy no nahitsiko mba tsy hitaran'ny sujet lava be dia lasa hs indray dia izay vao miafara amin'ny ireo volazanao ireo.
Tsy misy tsiny fa amiko partage no ato dia tokony réciproque ny zava-drehetra :mazava ho azy fa misy finoana be dia be ary tsy hary hitovy fa na mandresy lahatra aza dia mba miheno ny hafa koa e.Izay no tena hitandremana mba tsy hiitatra sy hivoana araka ny remarque nataoko anao tery ambony tery mba tsy hiheveran'ny olona koa fa tsika Xna dia bornés sns...(l)

110. ikaretsaka
(
14/03/2008 19:34)
miombonkevitra @ faha..
indrindra io hoe samy direct io sy hoe tokony ho reciproque ny zavatra rehetra, na Vsmpino sy tsy mpino na Xtiana sy ny finoana hafa, na samy Xtiana
indrindra io hoe samy direct io sy hoe tokony ho reciproque ny zavatra rehetra, na Vsmpino sy tsy mpino na Xtiana sy ny finoana hafa, na samy Xtiana
111. fijo
(
14/03/2008 21:30)
rehefa mifanaja anie dia tsy olana ,na dia samy milaza izay heviny aza e.tsy natao hiadivana io,fa hevitra.
113. fahamarinana
(
15/03/2008 07:36)
:arrow:misaotra any Fijo ihany koa dia misaotra any rijad ary ika.Marina mihintsy fa hevitra no ampiadiana fa tsy isika e dia mahafinaritra rehefa mifanaja,eny na dia tsy iray finoana aza.:-*:-* ho an'ny rehetra.(l)
114. niryna
(
18/03/2008 12:05)
Ny fahasoavan'ny tompo anie hiambina ny diantsika tsirairay avy.
:-*:-*
:-*:-*