Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana

61. niryna ( 11/03/2008 02:27)
Rasiligaoma:

Rasiligaoma:

ny mahagaga eto rehefa mifanarakaraka isika sy i niryna , fa tsy manontany mihitsy ianao heo izaho ihany ve ianao?

ohatra izao ianao er\to laharana faha 32 dia izaho laharana faha 33 fa tsy misy resaka... hoe izhao ihany ve no ianao
fa ahoana ary[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/non-desol%E9-987.gif[/IMG]


tsy novalianao io fanontaniako io


==============================
tsy misy ahoana ka,fanontaniana mba nanitikitika ny namana dia mba tonga saina koa aho fa nitovy ny eritreritray .:D

62. ikaretsaka ( 11/03/2008 02:29)
mba faminaniana sandoka koa ny ato izany !
63. niryna ( 11/03/2008 02:34)
ikaretsaka:


misaotra tompoko,sambatra hianao fa tsy mba manana entana mavesatra omena Azy.Ka izany indrindra no nahatonga ny fanahy masina nonome ahy hery hizara ny olona mba hanatona azy,tafiditra amin'izany koa aho raha tsy izany aho hizara :D
misaotra e,mankasitra e,valiana raha mahatsiahy e




eee. voa mafy le ramatoa ity..

[/quote]hi,hi, tsy ny harena ny fahaizana no mahasambatra fa ny fanomezana ny enta-mavesatra eo amin'ny fiainana ao Aminy.Ireo izay manohitra ny teniny sy manao ny tsy azo atao araka ny teniny no tena mitondra enta-mavesatra sy mibaby backpack godabe =))=)) satria efa fantany ny tsy mety ataony na ny olona manodidina azy kanefa tsy mba nomeny fitiavana nilazany an'izany.
Ny enta-mavesatry ny hafa no hiarahana mizara mba tsy ho ketraka ny namana.
Hoy ity ramatoa iray hoe:Marary ny rahavaviko kanefa lavitra ahy ary dia malahelo ery aho fa tsy mba afaka manampy azy,saingy nisaotra an'Atra kosa aho fa nomeny olona manodidina ahy izay mila fanampiana avy aty amiko ka dia faly aho noho izany.


64. niryna ( 11/03/2008 02:53)
ikaretsaka:

mba faminaniana sandoka koa ny ato izany !
:roll:=))=))=))=))=))=))


65. ikaretsaka ( 11/03/2008 03:28)
ao @ bokin' ia toko fahafiry zany faminaniana izany ry niryna
66. nandrianina1 ( 11/03/2008 04:10)
size = Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana:?
67. yonikafopl ( 11/03/2008 08:26)
65. Mpandefa : nandrianina1 [ Valio ] 11-03-2008 05:10:46
Lohateny : Re : Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
size = Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana


:roll:
68. rijadolly ( 11/03/2008 16:12)
rasiligaoma:
Tsy misy ao amin'ny baiboly na teny iray aza voasoratra mazava hoe voarara ny mifoka sigara sy misotro kafe .
Mitovy hevitra satria misy ao amin'baiboly manome halalana hoe mahazo mifoka sigara sy rongony jereo eto
69. ikaretsaka ( 11/03/2008 16:19)
tsy mbola fantatra kosa angamba hoe fisotro sy fifoka ireny zavatra ireny t@ izany andro izany e
70. nandrianina1 ( 12/03/2008 03:47)
ts mande le jereo eto eo @67 ry se fa ampseovy a!
71. ikaretsaka ( 12/03/2008 04:05)
aiza tokoa no misy miteny momba ny mifoka sigara ao e?:-D:-D:-D
raha io no referance tena referense tsimponina
72. niryna ( 12/03/2008 04:42)
:roll:
ikaretsaka:

ao @ bokin' ia toko fahafiry zany faminaniana izany ry niryna
:roll:mpanjono voajono,hianao manoratra an'io indray no izaho indray no anontanianao hi,hi ,maty aho ikaky o =))


61. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-03-2008 03:29:52
Lohateny : Re : Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
mba faminaniana sandoka koa ny ato izany !
:-@=))=))
73. niryna ( 12/03/2008 04:44)
=D
rijadolly:

Fody:


Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
Manatona an'i Kristy ianao nyrina fa misy enta-mavesatra ao am-ponao ao, ka mahatonga anao tsy hahita sy tsy hahalala ny zava-marina lazain'ny hafa.

Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique)

Misaotra anao!

Fody à mba mangataka fanazavana lalin-dalina kokoa hoe za azafady fa misy tsy azoko eo amin'ilay faharoa?

Ary eo amin'ilay voalohany indray,izany hoe tsy misy marina mihitsy izany ireo lazain'Niryna ireo?sa mbola tsy azoko ihany koa?





=D=))=))

74. ikaretsaka ( 12/03/2008 04:51)
ka aiza no misy ko....
maninona no tsy ny fanontaniako no valiana hoe ampiseho hoe ao amin'ny bokin'ia ilay izy hijerena ny maha mpaminany sandoka anao ko!
75. niryna ( 12/03/2008 04:57)
Fody:



Ny fanamaivanana tsara indrindra avy amin'i Kristy, ary ampianariny antsika dia ny fahaiza-manaiky. Isany hatsaram-panahy Evanjelika io (Vertu Evangelique).
mba mila fanazavana kely aho azafady inona no tianAo ho tenenina amin'izany?
fody:

Tsarovy fa raha tsy mahay manaiky isika dia tsy ho avy hanampy antsika sy ho ao amintsika i Kristy.
manaiky amin'ny inona?
fody:

Ohatra: Ny faneken'i Maria no nahatonga Nofo ny teny tao aminy. Modely ho antsika izany.
:roll:ahoana izany? izaho manaiky an'i Maria fa .......:roll: tsy azoko fa mba azavao azafady,inona no hidiran'i Maria amin'ny fankanesana any amin'i Kristy?
fody:

Atao ahoana moa no hanaiky an'i Kristy, raha ny hafa manodidina ny tena aza tsy hay ny mihaino azy?
marina tanteraka izany,afaka mihaino ny hafa fa tsy ho voatery hanaraka izay manara-drenindrano ka manoro voana ny olona,izany no antony hanomezana ny referenceS ao anaty baiboly,mi-stick tahaka ny lakoly fa tsy izay saim-pantantsika sy mifanaraka ny eritreritsika satria tsy izay no tadiavin'Atra .MINO AZY IRERY,MANAIKY AZY HO TOMPO SY MPANJAKA ARY MPANAVOTRA
fody:
Fantaro fa ny fahazarana miteny lava dia mahatonga ny tena tsy hahay hiheno intsony.
izay no hevitrao dia hajaiko


Deraina hatrany anie Jesoa Kristy Tompon'ny tompo sy Mpanjakan'ny mpanjaka ary hasandratray ho Azy mandraikariva ny voninahitra hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay Amena


Misaotra anao.



76. niryna ( 12/03/2008 05:04)
rijadolly:

rasiligaoma:
Tsy misy ao amin'ny baiboly na teny iray aza voasoratra mazava hoe voarara ny mifoka sigara sy misotro kafe .
Mitovy hevitra satria misy ao amin'bbaiboly manome halalana hoe mahazo mifoka sigara sy rongony jereo eto

=D

77. niryna ( 12/03/2008 05:09)
nandrianina1:

ts mande le jereo eto eo @67 ry se fa ampseovy a!
=D
ahoana hoy ilay mamo ? Iza no lazain'ialahy hoe mamo =))..
mi reject no hilazana an'ireo olona ireo,mitady porofo lava kanefa efa fantany izao fa tsy tsara ny sigara sy ny rongony sy ny filan'ny nofo,sns,,, dia izay no fialany pas,mi-rebell lava,manda ny tenin'Atra lava ary dia tena miezaka mihitsy ny hanohitra kanefa indrisy.....soa ihany fa misy an'i Kristy mbola manome second chance ho azy ireo e
78. ikaretsaka ( 12/03/2008 05:22)
hay ve i niryna mahay manao gloria e.. efa miha mahay katesizy
ity no nataonao teo ry zanako

GLORIA PATRI, et Filio, et Spiritui Sancto. Sicut erat in principio, et nunc, et semper, et in saecula saeculorum. Amen.
79. ikaretsaka ( 12/03/2008 05:25)
Niryna an.. rehefa manao zavatra dia mba ataovy misy lojikany sy consistancy ilay izy..
ianao IO dia ni persiste sy ny insiste hoe izay zavatra rehetra dia voasoratra sy azo tsimponina ao anaty baiboly ao aby..right?

dia mangataka anao hitsimpona zahay momban'ny paraky sy ny fifohana sigara... aia aia?
de ahoana izany ianao ity??
mandiniha tena re
sao time 4 u to reconsider?:wink:
80. ari.malala ( 12/03/2008 08:28)
azafady aloha fa avantako ity fanontaniana ity hoan'i niryna, milaza ianao fa tsy mila ny filàn'ny nofo, fa hono hoa, ny mihinankanina ve tsy filàn'ny nofo? ny miakanjo, ny mikiraro, tsy filàn'ny nofo aby va izany rehetra izany? ary raha manan-janaka (niteraka moa izany) ianao, fomba manao ahoana no nahazoanao ireo zanakao ireo? tsy t@ filàn'ny nofo va? sa nagataka foana hoe Jesosy o, omeo zanaka ah, d plouff, iny fa bevoka i niryna d afaka 9volana d niteraka? azafady hoa fa mivantana ilay izy, dia ilàko valiny mazava tsy miolakolaka ry niryna aa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102