Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
21. pissoa
(
09/03/2008 20:18)
ikaretsaka:
iza moa no tsy efa nolazaina hoe rehefa mitovy hevitra dia olna 1 ihany.. nolazaina fa i ika ihany i fijo, ika ihany i Rasily, nisy fotoana nolazaina kao heo ika ihany i pissoa, ika ihany i tywa, fody piste soanja sns.... ho avy koa ry booboo sy ratonga lazaina hoe zahako ihany koa
rehefa iny fa mitovy ny hevitra sy ny fanehoana azy:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
22. ikaretsaka
(
09/03/2008 20:47)
tsy mpaminany aho fa ho avy koa izany rehefa le mitovy hevitra iny aby ny namana ...
dia tadidio aho rehefa misy olona any @ izay milaza fa i pissoa ihany no booboo sy rakaroka! fa hitondrako voanjo betsaka ianareo:-D:-D:-D

23. cutie
(
09/03/2008 21:09)
. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 09-03-2008 04:39:13
Lohateny : Re : Mankanesa aty Amiko hianareo izay mavesatra entana
Tsy misy ao amin'ny baiboly na teny iray aza voasoratra mazava hoe voarara ny mifoka sigara sy misotro kafe .
fa mba fanontaniana ny ahy: ary ho an'ny olona maivana entana: izany hoe tsy manan ana inona na inoan na ara-batana na ara-panahy: : (ireo lazain'i niryna ireo fa ataoko hoe tsy mananan-dray aman-dreny ka hatrany amin'ny tsy misotro toaka, tsy manambola hamidy firavaka)
dia ahoana? tsy mba afaka manantona an'i Jesoa izany ireny fa ireo "be entana ihany"?
traingo:-D:-D:-D:-D:-D
24. cutie
(
09/03/2008 21:12)
izaho koa aza mba nanontany anio sy mba lasa saina fa ilay soanja ihany no mamaly eo aloha na ika ihany no mamaly rehefa avy mamaly soanja .bobaka be izy ao,tsy misy maharatsy an'izany fa mba mahalasa saina fa miara mirona foana
:-D:-D:-D:-D:-D
25. ikaretsaka
(
09/03/2008 21:20)
cutie nga be entana.. ao hoe jerena izany??
mety hahafinaritra ve ny mijery androky hatrao afara?

31. niryna
(
10/03/2008 05:09)
fahamarinana ,tsy misy maharatsy an'ilay izy hoy aho fa mba manontany tena fotsiny aho ka.:D
13. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 25-02-2008 21:59:58
Lohateny : Re : Vao teraka dia efa nahalala ny didy folo tao am-po avy
14. Mpandefa : soanja [ Valio ] 26-02-2008 04:23:03
Lohateny : Re : Vao teraka dia efa nahalala ny didy folo tao am-po avy ???
----------------------------------
20. Mpandefa : soanja [ Valio ] 26-02-2008 08:39:23

22. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 26-02-2008 16:10:35
Lohateny : Re : Vao teraka dia efa nahalala ny didy
folo tao am-po avy
--------------------------------
48. Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-02-2008 17:39:30

49. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-02-2008 17:59:45

--------------------------
50. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-02-2008 18:04:14

51. Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-02-2008 18:56:17

---------------------------------
hi,hi,soanja ihany ve no manao ny ps ny ika sa ika no mangalatra ny ps-soanja ? aiza dia hiraka hirona any amin'ny lakandrano foana hono izy dahy
==========================
Mpandefa : soanja [ Valio ] 22-02-2008 05:58:03
Lohateny : Iza no vadin'i Kaina? #2
1. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-02-2008 06:08:33
Lohateny : Re : Iza no vadin'i Kaina? #2
--------------------------------
19. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-02-2008 17:45:54

20. Mpandefa : soanja [ Valio ] 22-02-2008 18:59:45

-------------------------------
23. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-02-2008 23:49:48

24. Mpandefa : soanja [ Valio ] 23-02-2008 03:20:31

:D

33. niryna
(
10/03/2008 05:12)
rakaroka:
Olona roa sambyhafa i Soanja sy Ika ko:-P. D'autant plus i Soanja vhv i Ika lhl:-D:-D. Fa ahoana koa aza izany faminanianareo izany:roll::roll::?:
marina izany ka,olona roa kanefa miaraka mamaly eo aloha sy aoriana foana ,foana,foana .Tsy misy olana amiko fa mba manotany fotsiny aho ka .
34. niryna
(
10/03/2008 05:14)
rakaroka:
Bien Bbbbe aloha lé sary fa misôtra e.
Ny tena entana MAVESATRA BBBBBBBbbbbbbeeeeeeee amiko
io dia mieriteritra ny fiainana maro miha mivaralila izany: Ny "Fahantran'ny Gasy amin'ny ankapobny" angaha aza tsy nentina teo Aminy ireny enta-mavesatra BBbbe da BBbe ireny 8O:oops::oops::oops::roll::roll::?::?:
ndry,mety manana enta-mavesatra avokoa isika rehetra ka,fa ny fanomezana sy ny fitokiana irery amin'Atra no tena zava-dehibe sy ilaina amin'ny fiainana.
35. niryna
(
10/03/2008 05:15)
fahamarinana:tsy misy miteny eo hoe olona iray ka .Olona roa ireo ary vavy sy lahy fa ilay hoe iza no mampiasa ny ps-'iza fa miaraka foana.
:arrow:Za tsy mahalala any rasiligaoma,za tsy mahafantatra an'i ika koa fa lasa ihany ny saiko hoe sao dia mba diso fandray kosa i veloo sy niryna hoe mitovy ireo olona roa ireo , Diniho tsara ny lazainy fa mifanjohy ny fanontaniany fa misy explication fontsiny eo antenantenany ,ireo tsipihiko ireo.
Tsy voatery hoe rehefa mitovy hevitra kosa anie dia miara-mirona e.Lasa maminany marina nareo anie e.Miala tsiny raha mahatafitohina ny teniko.(l)
Aleo amin'izay aho hiverina ny sujet-ko :D
36. niryna
(
10/03/2008 05:16)
fahamarinana:
:arrow: Yonika :par rapport amin'ny dinika hafa any ho any no hanaovan'ny niryna référence fa mbola tsy eto kah.(l)
:D
37. Rasiligaoma
(
10/03/2008 05:17)
ny mahagaga eto dia ohatra hoe mifanarakaraka isika sy i niryna , fa tsy manontany mihitsy ianao heo izaho ihany ve ianao?
ohatra izao ianao ero laharana faha 32 dia izaho laharana faha 33 fa tsy misy resaka...
fa ahoana ary[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/non-desol%E9-987.gif[/IMG]

39. Rasiligaoma
(
10/03/2008 05:24)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/sautent2.gif[/IMG]
40. niryna
(
10/03/2008 05:50)
Rasiligaoma:

tsy ratsy :D