Tena solotenan'ny TIM ao Italie i hery web master

1. ronaldo09 ( 29/11/2006 11:51)
Tena hita miharihary ry hery fa tena natsangana ity site ho an'ny TIM fa tsy ho an'ny gasy tsotra ,ianao eto dia fatratra ery raha hanohana an-dRavalomanana ,amin'ny maha Web master anao dia tokony ho neutre ianao fa tsy haneho hitam-poko hitam-pirenena fa mpanohana an-dRavalo!Marina fa olona toy ny olona rehetra iahany ianao fa maba aoka tsy haseho loatra ily fomba fanohanana ary toa lasa tsy azoazonao izay rehetra tsy tia an-dRavalo ato.Hevitra no ampiadiana fa tsy miady aman'olona .Hitako amin'ny coup de tete nataonao an'i bazylou sy sareraka .
Asa angamba ra-hery na premier conseiller ao amin'ny ambassade ianao io fa dia tena fatratra ery raha hiaro an-dRavalo ary hanakiana anay mpanohitra azy
Nareo dia tena Radio Tsioka Vao moderne angamba.
novalian'i DotMG ny 01/12/2006 06:29
2. tywa68 ( 29/11/2006 11:55)
ronaldo09 : aza manao ohatran'i tezitra fa alaivo zay mahasoa anao eto dia avelao i hery hanao ny ataony !
3. sonwin ( 29/11/2006 12:23)
tsy hitako ze blem na Tim izy na tsy Tim. Angaha moa izany ratsy!
4. besoiiin ( 29/11/2006 12:42)
ronaldo> taiza izany didi izany no nivoaka? f'angah izy ity site-mpiangonana na sitempanjakana ka tokony ho neutre ny mpamorona azy???? amiko samy afaka ny haneo ny heviny toa andrangahy io daholo ny olona rehetra eto na iza na iza, ary hay v nisy coupde tete tany ho any e? mba mieritrereta raha izany fa misy farany iany ngeh io provocation sy fanenjehana ary fanaratsiana olona ataonareo io e,

izao izao dia tsy menatra akory ingahy manenjika sy manasoketa anaran'olona eto, kanefa dia olona maneo ny heviny amimpanajana fa tsy mivatravatra toa ny ataonao akoury, mba misaina e, tsy any antokontaninareo akory eto,

5. tywa68 ( 29/11/2006 12:51)
zaho mbĂ´ gaga ry besoiiin !
6. tinasoa ( 29/11/2006 13:11)
reveo fotsiny zay miseho eto e ! na aza miditra eto intsony fa lasa marary fo eo enao ry ronaldo09
7. Fiffi ( 29/11/2006 13:19)
ronaldo09: mandehana mijanona any @ foot enao fa shhh ! toa lasa rediredy fotsiny sisa no havoaka ?
izao izao dia tsy menatra akory ingahy manenjika sy manasoketa anaran'olona eto, kanefa dia olona maneo ny heviny amimpanajana fa tsy mivatravatra toa ny ataonao akoury, mba misaina e, tsy any antokontaninareo akory eto,
zah mba gaga !
8. hery ( 29/11/2006 13:32)
Tokony mba ataonareo mafimafy kokoa ny antso toa itony... sao mba hahazo toerana ihany aho :-)

Mbola tsy Tim kalou hatramin'izao fa aza maika... raha vao misy miantso fotsiny aho ka tsaratsara ny saosy dia tonga dia depa =))
9. hery ( 29/11/2006 13:34)
Oups adino...

Ity site ity dia teraka tamin'ny 1999 (Mbola tsisy TIM tamin'izany :-)) ary mbola tsy ampy taona i Ronaldo tamin'izany...
10. papala ( 29/11/2006 13:41)
i Ronaldo no tena tsy mahalala fomba mihintsy, fa maninona moa no terenao hanaraka ny didinao ny ato ?
asehoy fotsiny ny hevitrao de arakarak'izay no hamalian'olona azy ? Mba mianara ny fomban'ny ol e!:lol::lol::lol::lol::lol:
11. diamondra27 ( 29/11/2006 13:42)
sao dia tokony hilalao baolina kely aloha i ronaldo09 e

ronaldo: za tsy momba anao na momba an'i hery fa alohan'ny hanomezana vaovao dia mba hamarino aloha ny momba izany fa c'est facile ny miteny hoe ranona tahaka an'izao sy zao.


Ohatran'io lazain'i hery io ilay tiako lazaina:
Mpandefa : hery [ Valio ] 29-11-2006 14:34:58
Lohateny : Re : Tena solotenan'ny TIM ao Italie i hery web master
Oups adino...

Ity site ity dia teraka tamin'ny 1999 (Mbola tsisy TIM tamin'izany ) ary mbola tsy ampy taona i Ronaldo tamin'izany...
12. Bariry ( 29/11/2006 14:07)
=D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
13. andrea ( 29/11/2006 14:14)
Hery a ! tsy tim irery no tianao fa manohana an'i Materazzi ko.. (nefa za de Zidane no tiako ) ....Na izany aza :-* be !!:-*

Nahitsin'i hery
novalian'i andrea ny 29/11/2006 14:23
14. papounette ( 29/11/2006 14:15)
ronaldo09:

Tena hita miharihary ry hery fa tena natsangana ity site ho an'ny TIM fa tsy ho an'ny gasy tsotra ,ianao eto dia fatratra ery raha hanohana an-dRavalomanana ,amin'ny maha Web master anao dia tokony ho neutre ianao fa tsy haneho hitam-poko hitam-pirenena fa mpanohana an-dRavalo!Marina fa olona toy ny olona rehetra iahany ianao fa maba aoka tsy haseho loatra ily fomba fanohanana ary toa lasa tsy azoazonao izay rehetra tsy tia an-dRavalo ato.Hevitra no ampiadiana fa tsy miady aman'olona .Hitako amin'ny coup de tete nataonao an'i bazylou sy sareraka .
Asa angamba ra-hery na premier conseiller ao amin'ny ambassade ianao io fa dia tena fatratra ery raha hiaro an-dRavalo ary hanakiana anay mpanohitra azy
Nareo dia tena Radio Tsioka Vao moderne angamba.


Mamorona site web de ataovy @zay itiavanao azy raha mahay e!:-*:-*
15. andrea ( 29/11/2006 14:16)
Heryyy annn !! fafao ny hafatro fa ny tiako ho lazaina de hoe " Hery a ! tsy tim irery no tiano fa manohana an'i Materazzi ko.. (nefa za de Zidane no tiako ) ....Na izany aza :-*:-*:-* be !! ..
LOZA DISO FRAPPY !!!
16. majinikakely ( 29/11/2006 14:23)
andrea
17. Belle ( 29/11/2006 14:31)
Mba lazao kely hoe ry Hery iaraha-mahalala ohatrinona no mba fandraisan'anjara nataon'i ronaldo sy ny forongony tamin'ny fanohanana ny serasera ka mitady hanao barofo amin'ny vava be toy izao rizareo?

Na izany na tsy izany manao loham-borontsiloza imasom-bahoaka rizareo ka dia ny tena no menatra! :twisted:
18. tezitra ( 29/11/2006 14:33)


serasera, sarissary , sorisory
19. diamondra27 ( 29/11/2006 14:36)
tezitra : asio sirasira mba tsy ho voan'ny serisery
20. diamondra27 ( 29/11/2006 14:37)
tezitra:aza tezitra ianao fa somonga ny ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1674