Tena solotenan'ny TIM ao Italie i hery web master

21. Fiffi ( 29/11/2006 15:33)
tsy aleo siramamy ? :-D:-D
22. ronaldo09 ( 29/11/2006 15:52)

HO AN'I FIFFI:
Ianao mihitsy ry fiffi no ndeha miala tany fa tsy misy hainao ny resaka politika fa tena zero mihitsy ianao momba izany!
Sady ny hevitra ataonao ato ohatry ny tsy misy lohany sy farany akory.
Za tsy manohitra an'i hery araka ny fiheveranareo azy ary na izy aza eto mamaly am-pahendrena ,ianao indray no iza no miteniteny fahatany eto .vavan'ny maty an-drano ny anao tsy baolina hay tsy politika midimiditra fahatany fotsiny.
za ry anona relation international ny taranja ataoko aty Russie ary tafiditra ao anatin'izany ny politologie ,ka toa any @ baolina ndray aho no tianao hipetraka .Ianao mipetraha any resa-behivavy any fa aza fotsy varavarana.
23. diamondra27 ( 29/11/2006 16:00)
ronaldo09: :D tsiky fotsiny akia ronaldo fa manaova tour kely any @ resto an'i hassa raha any russie no misy anao, sady resto no boîte ahazoana maka fisainana De mi's'amuser tsara e! de teneno hassa we de la part de diamondra fa ataony entrée gratuit ianao
:-*:-*
24. Fiffi ( 29/11/2006 16:15)
papala:

i Ronaldo no tena tsy mahalala fomba mihintsy, fa maninona moa no terenao hanaraka ny didinao ny ato ?
asehoy fotsiny ny hevitrao de arakarak'izay no hamalian'olona azy ? Mba mianara ny fomban'ny ol e!:lol::lol::lol::lol::lol:



25. kiali ( 29/11/2006 16:18)
ary lery mpianatra manampahaizana fa nefa fohy fisainana!! inona ny blem na valilahan'ny ra8 aza i Hery!! f'angah refa oe webmaster de tsy afaka manohana zay tiny !!
norme nareo raha misaina hotran'izao fa kay moa russie tsy firenena demokraty de manaraka zay fisainana dictature zay le fisainanareo
26. xxx ( 29/11/2006 16:45)
ronaldo09:


za ry anona relation international ny taranja ataoko aty Russie ary tafiditra ao anatin'izany ny politologie ,ka toa any @ baolina ndray aho no tianao hipetraka



ra tsatsin'ny dité misy polonium any kala tonga de ménauposée:-D:-D:-D tsy afaka milalao bolla introny:-D:-D




27. Lalah ( 29/11/2006 17:03)
Ka le sosialista sy demokraty mihintsy no tsy mahay miaraka e! aza miady fotsiny fa samia manohana ny azy.
28. andry08 ( 29/11/2006 17:04)
Ka inona ny olana raha izany no mba tiany, ianao no maharary fo @ izany eo.:D
29. Lejim ( 29/11/2006 17:06)
Amiko aloha tsy koi na anohana an'iza na anohana an'iza ny webmaster fa, ny olana kely hitako amin'i Hery indray dia izy tsy manaiky hoe manohana an-dRavalomanana izany nefa hita mibaribary fa tena manohana tokoa.
Fa maninona ela no tsy miteny azy io directe? fantatry ny pokona ihany anie! :)
30. Lalah ( 29/11/2006 17:12)
Za nga marary fo! tsy mapietsibolo ahy mihintsy zany
31. tezitra ( 29/11/2006 17:15)
izao fotsiny ,tsy olana na Ravalohery no anaranao, fa izao aza mivalovalo raha tsy mahazo ny Marc(marika) 50 % i vadin'ny Lalao.
Lalao no lalao fa ny firenena tsy vadinao sy tsy kilalao
32. xxx ( 29/11/2006 17:16)
avelao samy hanapoaka eo daholo fa samy nosoran-dreniny menaka e!.Sady tohanako ny hevitry ronaldo no reveko koa ny paikan'i hery .Samy manana ny hanitra ho azy ireo o!.
Tohizo ny lalantsika fa tsisy miala eo sa ahoana ry ronaldo sy hery .:D:D:D
33. xxx ( 29/11/2006 17:21)
inona moa no mbola anotanianlà anizany lésy lejim? efa fantatra izany ka inona indray? elisany oa mba manana hazondamosina, mba manohana kandidà iray izay tianlàisany, satria raha tsisy tianlàisany ireo rehetra ireo,tsy hasina filoha zany no tianlàisany?
34. xxx ( 29/11/2006 17:58)
diamondra27:
sao dia tokony hilalao baolina kely aloha i ronaldo09 e
.


Ity site ity dia teraka tamin'ny 1999 (Mbola tsisy TIM tamin'izany ) ary mbola tsy ampy taona i Ronaldo tamin'izany...
tokony hilalao baolina marina ......


35. SARERAKA2 ( 29/11/2006 18:18)
aza terena ho toy ny voalobo-jaza ny fiainanna e! hita aloha fa mihena ny herin'ny TIM !
36. Fiffi ( 29/11/2006 18:27)
J-4 .......
37. xxx ( 29/11/2006 18:29)
mihena ny heriny TIM aiza? amlé gazety ve? ary hay tsapanlà ihany fa mahery ny TIM a,
38. hery ( 29/11/2006 19:09)
sao dia diso cible nareo? :-)

Efa tsy ho ela intsony anie ny 3 desambra e...

Sa ve mamoy fo sahady?

Lejim> Zah tsy manohana an-dRavalo kah. Tsy afaka mifidy akory :-) donc tsisy tombony ho azoko akory na manohana na tsia. Efa hoe mba ampitao any amin-dRavalo any fa raha mahazo yaourt aho dia manohana be mintriny.

39. kitjo ( 29/11/2006 19:55)
ronaldo an> manaova site d za hanao aide-webmaster aza e!!!!!!!!!

hery> aza ilaozanao any zay fa ttssss...aleo enao ato iany fa manjary so d lasa fanatika tsika ra mankaty aminay enao ko...anaterako gouter fts Hery ra tsy mi boycott produits TIKO..hihihihi

ronaldo. aza marary fo amzany ki fa refa tena mankarary fo miditra ato to d akatony fts aleo hery sy ny adalany rehetra no ho ato an! :-D:-D:-D

ka enao znay manam-pahaizana be tokony mody mitondra firenena..hihhi
40. vancleef ( 29/11/2006 19:57)
ronaldo09>Izaho dia tsy mankasitrakan\'i ronaldo09 mihintsy ary lazaiko MAFY eto. Takelakan\'i Hery ity dia mahazo manao an\'izay tiany hatao eto izy ary tsy raharahako raha manohan\'i TIM izy na tsia, ary izay tsy faly dia mahazo mandeha ay @ takelaka hafa na mamoronan\'ny takelany (tsy mila mandany na 1 cent d\'€ akory aza).
Nisy olana tamin\'i Hery momban\'ny tarigetran\'ny serasera faha tsy mandahan\'ny fahefany eto aho ary maka izay mahasoa ahy fotsiny aho dia izay manorisory aho dia havelako fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078