Tena solotenan'ny TIM ao Italie i hery web master

61. sasa ( 30/11/2006 12:36)
ye za eny Ouest Mananjara no mifidy fa ambarako eto koa ny an'ahy misy bureau d vote 3 ao aminay ao satria betsaka ny olona d ho lazaiko eto ny zava-misy ao d ho hitanareo eo fa i Ra8 no mbola hitarika amzany e:-*:-*:-*
62. xxx ( 30/11/2006 12:57)
MANENTANA ANTSIKA HIFIDY E! FIDIO ZAY TSY AHAFATY ANTOKA NY TSIRAIRAY E!
I RA8 IHANY ANEFA IO TSY AHAFAFATY ANTOKA ANTSIKA IO E!ALEO TOHIZANA NY LALANA E! EKENA E! SAMY MAFOKA E!
63. rfd2001 ( 30/11/2006 14:02)
Tsy misy koi lesy io ry DADA. Manaova site iray dia ataovy @ zay mampety anao fa aza faly manenjika e

Courage ianao Rahery a ! milay le site fa tohizo e !
64. Fiffi ( 30/11/2006 14:39)
ronaldo09:
Za aloha hidy ny 03 decembre
:-D:-D hidy aiza hono ? :roll::-D


65. tsimatimanota ( 30/11/2006 14:49)
TOHIZO NY LALANTSIKA MR HERY FA NY ADALA MANESIKA IHANY A
66. mimich ( 30/11/2006 14:51)
PROPAGANDY FARAPARANY RY ZAREO AHH
......
samy mafoaka
tsy misy mitsoaka
ndre maro mpanenjika
tsy mba mihemotra
........ am 3 déc Marc ravalomanana (3)

azonay ee tsy amelanay....

hotohizantsika ee , reo ezaka efa vita


de le hira faharoa ndray zao:
......
Izy no vy nahitana..... Marc RAvalomanana
Sady angady nananana..... Marc Ravalomanana
Bainga voavadika... Ekena (2)
........

rolado sy tezitra sy ny ekipany , aiza nareo ee

mbola mahazo miteny fa mbola mahazo manao fara-doboka


67. mimich ( 30/11/2006 14:55)
miteny manao propagandy sy manehy ny programan'asa io an !! fa tsy manenjika sy manompa akory
68. kitjo ( 30/11/2006 16:56)
woohooo

alefa e

alefa e

Ravalomanana ihany zareo an!

zahay moa tsy afaka mifidy ka eto no manefa ny anjara kely e....

reo zay mbola tsy tapa-kevitra mbola tsy tara ianareo e.....
69. xxx ( 30/11/2006 17:27)
andé hanaraka anareo aho ry reto a, zao vao tsapako ny zavabitany ra8 tena marina ny anareo, sady aty atany lavitra aty tsy milay, nde hody za hanampy andra8, tsy nety ny teniko teo aloha fa dia mifona e.. ronaldo09
70. besoiiin ( 30/11/2006 19:45)
RAVALOMANANA E FIDIO FIDIO;;;;:D:D:D
71. xxx ( 30/11/2006 20:07)
toa mety ilay mifidy an-dr8 kle !,fa toa ra8 daholo no ato ko.
ronaldo09>aza misalasala mandrotsaka vato an-dra8 @ 03 /12 fa bonne be hono lery sady milay be ,fa mitohy foana ,hono ,ny lalantsika miaraka @ lery ,sady sao mety ho solotenan'ny TIM ianao any Sovy any .
Fa aza adino ihany aloha i Pety na dia izany aza e!.Na farafaharatsiny i Deba . OIEOIE....OIE ANY IZANY !
72. fijo ( 30/11/2006 23:14)
ronaldo an,mino aho fa somary sosotra ise nanoratra ity ,ka tsy homena tsiny.nefa lalino tsara aloha ny resaka;
midira site tim,dia manaratsia tim ao,fa za izao efa voahilika tao.
zavatra tsy mbola ita teto izany,raha tsy hoe olona manompa.
ny webmaster dia manana zo hisafidy sy hanohana izay mpilatsaka tiany.ka tsy olana raha manohana olona eto izy.ary misy mpanohana tim efa voabedy koa teo.i besoin ohatra.(satria niteniteny foana).
ny mpanohatra tim rehetra ,dia eto no hafaka manao izay tiany rehetra;hatramin'ny fanambaniana izay tia tim aza,(andramo ao amin'ny site tim izay ,dia hazava ny atao hoe site tim)

tsy mila arovan akory i hery fa lehibe,saingy ny safidin'ny tsirairay kosa amiko,dia tokony hoajaina.
73. DotMG ( 01/12/2006 06:29)
Nofintiniko kely ity resaka ity fa lava loatra (http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456fcb5a00779 )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0645