Tena solotenan'ny TIM ao Italie i hery web master
42. oufouf
(
29/11/2006 20:29)
tsy hitan-dry zalahy intsony izay hiainana dia ny mpiandraikitra no hilana vanona .... izaho mijery sy mahita ny tenin' i hery eto fa resaka adala be ny an' i ronaldo09 sô dé tsy tanty aza ny hatsiaka any russie any ...
vodka firy no lanin' elah androany ... !!!
havelao ny serasera fa aza kotabaisina é ! sô dé tokony teny @ stade alarobia aza i ronaldo09 io , misy tezitra sy seraraka2 na 1(mpamadika palitao) koa ao may vava be ... mbola ho aiza zany .....
mbola tsy tonga ngé ny 04 décembre é !
aoka izay fa tsy mila valiana lava loatra ! mandreraka na ny mijery azy aza ! aza atao tratran' ny 04 décembre é!
izay koa dia i fiffi no mbola tenenina aokanareo ny mpisera azafady ....
mba misaina ry zalahy a!

43. Lejim
(
29/11/2006 20:44)
Dia lasa modely mihitsy ity manao olona tsy misaina ity ato? Fa angah hoy aho ny Tim ihany no manam-panahy amin'ny Gasy e!?
44. xxx
(
29/11/2006 20:57)
Tena misy ol tsy mahay miara-miaina amanolona ato ary io no tena hitako tsy mampandroso ny gasy satria de faly hifamely antoerana fotsiny. Aposahy ny hevitrao hotohanana na hotoherina fa aza manambany ny an'ny hafa mitsy. Refa tsy te ho eto miala.
45. piste
(
29/11/2006 21:19)
Izay no hitako pbl @ adi-hevitra ato @ity site ity. Rah misy olona tsy mitovy hevitra @ tena dia tsatsoina avy hatrany ny tenany. Tsy dinihina akory izay lazaina fa ny fanatsatsoana azy no mahamaika. Hany ka tsy mety miroso mihitsy ny adi-hevitra, lany andro mifandimby mamasoka ilay olona iray daholo. Ohatry ny miady @ fianakaviana iray izany.Mbola mila ezaka be ihany aloha ny Malagasy vao hahazaka izany Démokrasia izany satria mbola betsaka ny tsy mahatanty ny fanehoan-kevitry ny hafa.
Amiko aloha tokony hodinihina ihany izany fanamarihana ataon'ny hafa izany sao dia hahatsara zavatra. T
Raha te-hanatsara ny ady hevitra eto ihany ny tompon'andraikitra dia mba jereo ireto teboka roa ireto :
- Raha valin-teny tsy misy hifandraisana @ adi-hevitra fa mitifitra(mi-juger na manaratsy) ny mpamoaka hevitra dia tokony hofoanana. Ohatra, tsy ny hevitra no valiana fa ny fomba fanoratr'ilay olona no tsikeraina, na ny anarany( na pseudo), sns.
- Trop homogène ny mpandray anjara( mitovy hevitra daholo) ka tsy misy richesse mihitsy. Izany akory tsy misakana anareo tsy hiteny fa mba asio lanjany sy fotony ny zavatra resahina. Fa tsy manao resaky ny Collegien fotsiny : mifanaraby, mikakakaka, sns.
Izay sao dia lasa be resaka loatra aho. Ario izay tsy lanin'ny vavoninareo.

46. kelly13
(
29/11/2006 21:31)
ny tena tsy azoko d ny oul rehetra tsy manaraka ny hevitr'i ronaldo fa i fiffi sy hery iany no tena asiny!!! (d hahazo vava za zao)
o ry fiffi sy hery a sao d mba namadika an'i ronaldo kosa nareo e?? lazao ny marina :-D
o ry fiffi sy hery a sao d mba namadika an'i ronaldo kosa nareo e?? lazao ny marina :-D
47. maintsokely
(
29/11/2006 21:43)
Fanamarihana fotsiny.
Ny mahagaga ahy dia inona no ifandraisan'ny fanohanan'i Hery an'i R8 sy ny site serasera ?
Raha ny fahitako ny site dia tsy manohana firehankevitra iray fa samy manana ny heviny daholo ny namana.
Mbola rahoviana isika vao mahazaka ady hevitra ka ny hevitra fotsiny no tsy mitovy fa tsy mifamely amin'ny zavatra hafa. Izahay tsy nihoatra ny CEPE (i Ronaldo mantsy manao relation internationale miaraka amin'ny politologie) aza mahatakatra fa tsy mirona amin'ny fehinkevitra iray ity site ity maika fa ireo izay nahita fianarana ?
Antso avo ho an'i Ronaldo nahita fianarana ambony : rehefa mba tsy mitovy hevitra dia mba ny hevitra no miady fa tsy ampidirina amin'ny zavatra hafa.
Hoy i Maintsokely niala nianatra tamin'ny 7ème

48. bazylou
(
29/11/2006 23:31)
ka i hery webmaster aza tim ka inona no mahagaga izany raha lasa firehana tim ny eto!! sady betsaka eto ny manana pseudo 100000000 avy
49. sasa
(
30/11/2006 05:16)
Izao no izy za tsy d mahay politika fa mba hiteny kely fotsiny, afaka maneho hevitra daholo ny olona na webmaster izy na mpisera afaka milaza koa izy hoe manohana an'iza na iza.
Fa za kosa aloha d milaza hoe tsy mety ny ataon'i bazylou sy ronaldo satria ianareo tonga d manaratsy olona mintsy, izay toetsaina izay tokony hovana.
I hery no namorona an'ity site ity afaka milaza ny heviny izy afaka manohana olona 1 koa tsy misy mahadiso an'azy amzany.
Ianareo raha ao anatin'ny opposition d tokony hilaza ny hevitreo fa tsy hanaratsy olona na hilaza olona tokony ho neutre tsy misy tokony hahaneutre an'azy satria ity anie tsy sitem-panjakana mintsy e!

50. ravatorano
(
30/11/2006 05:18)
nareo ireo anie ka vitsy no mifidy aty dago e fa be vava any amin ny tany misy anareo any avokoa
tongava aty mba mifidy na farafaharatsiny entano mafy sy tohano mafy izay tianareo ho lany fa za variana manasoketaka na mandrangitra ny webmaster fotsiny e !
tongava mifidy fa ny lalana tsy maintsy tohizana e:wink:

51. sasa
(
30/11/2006 05:51)
ravatorano =D=D=D=D ato mantsy anie ny vava fotsiny no mandé nefa misy ny sasany tsy mahita ny zava-misy aty akory, entano marina ny olona hifidy izay tohananareo fa aza variana mifanaratsy an-toerana fotsiny e!
ny an'ahy zao Ravalomanana no hofidiako d hoy aho e! izay mbola mahita fa izy no mendrika ho eo ka hanohy ny asa efa vitany d tongava mifidy am 03 decembre mandatsaka ny vato Ravalomanana.
Izay tsy hifidy an'azy tsy maninona entano ny olona hifidy izay tianareo e!
Samy mafoaka
Tsy misy mitsoaka
Ny raha tianay
Tsy amelanay
:-D:-D

52. mimich
(
30/11/2006 05:58)
ronaldo09, tezitra> mbola tsy an'ny TIM irery ity fa misokatra ho an'ny olon-drehjetra matoa mbola tafapetraka eto ity lohahevitra mahamenatra napetrakao ity.
ho tapaka lalan-dra alohan'ny candidat tohananao ianao raha izao no mitohy fa moramora ihany.
Indrindra moa raha tsy lany izy an!! mety hamono tena angamba ianareo ireo. Mora2 ihnay ry zareo fa mbola lavitra ny lalana , aza entim-po oh io ee
fa "TOHIZO NY LALANTSIKA"

53. besoiiin
(
30/11/2006 06:02)
FIDIO RAVALOE, za zao sur fa ny fianakams an'i ronaldo hifidy andravalo aty fa resy lahatra..
54. kala
(
30/11/2006 07:09)
kitjo:
ronaldo an> manaova site d za hanao aide-webmaster aza e!!!!!!!!!
ronaldo. aza marary fo amzany ki fa refa tena mankarary fo miditra ato to d akatony fts aleo hery sy ny adalany rehetra no ho ato an! :-D:-D:-D
ka enao znay manam-pahaizana be tokony mody mitondra firenena..hihhi
kitjo > hitondra firenena ahoana? ny tenany aza tsy hainy ny mitondra azy sy ny zvt soratany kou! sa heverinareo ho resaka ambony latabatra ity raharaha ity.:twisted::twisted::twisted::twisted:
raha izaho no nahay namafa ity hafatra ity dia nofafako tsy hisy hiangana akory. :)
ronaldo09 > ny safidy koa malalaka r'ise na hifidy an-dravalo na tsy hifidy. Saingy ny an'ise toa tsy mahay mampiady hevitra fa hiady @ na tsangan'olona fotsiny :roll::roll::roll::roll:
Sady ise tsy afaka mifidy, raha hanainga anio hatrany aminareo, toa efa @ fanisam-bato vao tonga dago. Donky, tsaratsara ny mijanona amin'izao.
ravatorano > =D =D =D =D =D ampiako :-* dia mifohaza maraina amin'ny alahady hamita adidy daholo
sasa > eny hoa :-* :-* :-*
56. diamondra27
(
30/11/2006 08:02)
o ry zareo a! rehefa nandinika aho dia lasa eritreritra hoe: toa tsy size ifampidinihina ty resak'i ronaldo ity fa mety ho proposition sy info le izy.
Diniho @ fo tsy miangatra ange e!avereno vakiana
Diniho @ fo tsy miangatra ange e!avereno vakiana
57. ronaldo09
(
30/11/2006 08:50)
Za aloha hidy ny 03 decembre ary efa nahazo ny fanasana avy amin'ny ambasady ny tenako fa randez-vous ao Moscou ny 03 decembre amin'ny 9 ora !Hay ve nareo any France ,Italie sns...bevava fotsiny fa olona tsy hifidy akory tsssss!!!!!!!!
58. sasa
(
30/11/2006 09:09)
hi hihihi za aloha d aty dago fa tsy any andafy izany e! sady hifidy ravalo za
TOHIZO NY LALANTSIKA
TOHIZO NY LALANTSIKA
59. ravatorano
(
30/11/2006 10:02)
za letsy ronaldo09 eny adoharanofotsy no mifidy ah
alefako eto ny valim pifidianana ao amin io birao fandatsaham bato io mba hahitan lah hoe mahery ny olona handany any an dravalo !
za d isany !
:wink:
alefako eto ny valim pifidianana ao amin io birao fandatsaham bato io mba hahitan lah hoe mahery ny olona handany any an dravalo !
za d isany !
:wink:
60. besoiiin
(
30/11/2006 10:23)
ravatorano> hevitra mety, maninona tokoa mou raha samy mitatitra eto ny vokapifidianany any @ fokontaniny avy e? fifaninanana masina io....