inona no zavabitandra8 vokatry ny fahaiza mitantana

1. akama2006 ( 31/10/2006 10:07)
ho any mpomba any ra8 dia betsaka ny zavtra vita ary tsy misy toa izany!ka mangataka azy ireo mba hilaza eto ny zavbita BE izany,ary vokatry ny fahaizana mitantana!

misaotra anareo mialoha!
novalian'i akama2006 ny 12/11/2006 10:06
2. lagoon ( 31/10/2006 10:23)
akama2006:

ho any mpomba any ra8 dia betsaka ny zavtra vita ary tsy misy toa izany!ka mangataka azy ireo mba hilaza eto ny zavbita BE izany,ary vokatry ny fahaizana mitantana!

misaotra anareo mialoha!



Tsy ho lava resaka aho fa ity misy lien afaka jerenao.

http://www.tim-madagascar.org/rubrique.php3?id_rubrique=19

Miampy ao koa ny batiment vaovaon'ny TVM sy RNM,afaka atao ao koa ny by-pass.
Ny hôpitaly Brickaville,Vtomandry,Maevantanana miaraka @ blocs opératoires....
Mbola ho avy ny sasany f'aza matahotra.

3. ronaldo09 ( 31/10/2006 10:55)
ho an'i lagoon:
Tsy resaka famboaran-trano ange de midika fa nahavita ny mpitondra iray e!Amiko aloha tsy misy zava-bitan'io rangahy io mihitsy e!Ary mba hono ho aho niakatra firy pourcent ny hari-karena faobe ary aiza ho aiza no misy an'i Madagasikara eo amin'ny economie mondial ?Ary ny iray dollar hoatrinona ariary ? Ary ny saran-dalana o dago ao nidina ve?
Mbola santionany fotsiny ireo fa ho avy eo ny manaraka
4. xxx ( 31/10/2006 11:17)
Eo mahamasina zao ny pelouse efa tena masaka be ranga ty a ! fa zavatra kely ve aloha no tokony hatao eo dago e ! mbola maro anie ny zavatra tsimaintsy harenina ao e ! omeko ohatra ianao @ resaka jiro sy rano fotsiny , mba nisy fivoharana ve tao , taorian'ny nialan'i Tsiranana tao , nefa @ io fitondrana zao io inona avy no efa vita sy ny efa manomboka ary ny mbola hatao , ahirato aloha n maso vao mitsikera e ! enao io zao any andafy any finaritra ery mande @ godron tsara mazava tsara @ alina , de tsy mba tianao ho otranzany ve ny taninao
5. ramorafr ( 31/10/2006 11:18)
ho an'i ronaldo,raha enao teo aminy toerany r8 dia inona avy no mety ho zava bitanao ao anatiny 5taona(vitanao ve ny hampidina ny vidiny lasantsy,vitanao ny hampidina ny vidimbary,ary ny vola rehetra ao aminy fanjakana dia ho zarainao tsirairay ho anireo Malagasy izay mahantra avy,tsy hamboarinao ny lalana fa andeha sarety daholo satria mba hitsinjovana ny mahantra,hampidininao ny sarandalana fa tsy takatriny mahantra?tsy azo atao intsony manorina trano fitsaboana fa mandany volampanjakana?raha mahavita anireo voalazako rehetra ireo enao dia hofidinay malagasy mandrapahafatinao fa milatsaha.
6. jentilisa ( 31/10/2006 11:41)
Raha resaka politika dia samy manana ny fandraisany azy ny olona tsirairay. Misy ny tsy manaiky raha tsy hanaterana vary maimai-poana eo anoloany izy hanaporofoana fa mandroso tokoa i Madagasikara. Tsy iandrasana ny fanjakana samirery ny fampandrosoana ny firenena fa manana ny anjara birikiny ny tsirairay. Raha mitady ny fomba hanakanana izany fandraisana anjaran'ny tsirairay izany ny fitondrana no mety hampidi-doza.

Samy manana ny laharam-pahamehany ihany koa manko ny tsirairay!
7. agoago ( 31/10/2006 12:38)
Efa ho avy ny hitsaran'ny vahoaka ny zava bitany, fa aza izahay no anontanianao izany ry akama2006, manana maso hijerena sy saina hamakafafakana ny tsirairay.
Ny asan'ny fanjakana anie mametraka fotodrafitr'asa : trano fitsaboana, làlana, trano fianarana, tsena.ny akoatr'izay kosa angamba mba ny hafa sy isambatan'olona kosa.
8. akama2006 ( 31/10/2006 12:41)
misaotra anao nanome ilay lien,izay efa hita !fa ny fanontaniako dia hoe INONA LE ZAVA BITA VOKATRY NY FAHAIZA MITANTANA!

tsy mitovy mihintsy ny hoe tanisao ny zavtra nokitihina sy nokasaina ho kitihina!satria mora ny milaza hoe nanao zavtra betsaka toa ny filaza fony izy maire,fa rehefa dinihina le vita dia zara fa vita ary talaky maso ihany fa tsy misy fond!

ny 80% ny ao aminy site ny TIM dia pansement na réhabilitation!ary ny atao hoe réhabilitation dia rehefa nolokoina,nodiovina ...,dia azo atao hoe réhabilitation!tsy misy hifandraisany aminy gestion na fahaiza mitantana!na fanapahan-kevitra mapivoatra.

averiko izany ny fanontaniana,tsy tip top fa inona no zavtra vita!infrastructure no betsaka amin\'ireo!fa ny olona sy ny momba ny olona moa aiza? ary ny zavtra vita infrastructure ireo ve mifanaraka aminy filany mponina sy mifandraika aminy zavamisy marina!

tsy te anao kritika be aho fa manjary resaka sty mety vita ,fa ny hitako aminy zavtra nolazaina sy natao dia tsy misy afatsy tapimaso!ohatra:

1-dotation equipement de com ho any polisy sy zandary: programa ve izany?tsy lozika ve izany ,fitaovana fampiasa isan\'andro toa ny fampiasana sotro sy antsy rehefa misakafo...!raha manao akanjo izany dia hoe akanjo vaovao velondrirana nozavabita!taona 2005 io hono hoy ny tim!

2-2005,ihany,Modernisation des équipements de prévisions météorologiques, dont ceux destinés à l’alerte précoce à l’avènement d’un TSUNAMI

- Construction de 25 stations hydrologiques et de 4 stations météorologique:hoy ny TIM!

hono hoy aho araka ny fahalalako azy ny mpiasampanjakna no miasa amin\'ireo,inona aminy maha olona no natao mba hampandeha ny raharaha,satria ny service meteo dia manan sampana isankarazany ary isany fotsiny ny hydro ,araka ny fahalalko azy dia tsy ampy intsony ny fiara fanaovana mission de relevage des crues,ny taratasy fampiasa , ny milina aza tsy misy encre, ny minimog fampiasa tao aza efa ela no nodimandry,sa mandeha tongotra ry zareo amin\'izany? ary ny zodiac fampiasa koa firy no nomena ary rehefa misy simba ahona ny entretient? izany no tiko lazaina mainy hoe fahaiza mitantana fa tsy gaspillage na vola akory,mora le mividy SATRIA EFA NAHAZO FINANCEMENT,fa ny suite ahona? mbola faraingo???? za angataka vola indray!aminy FMI SY BM.

ary aiza ny resaka cyclone satria ny tsunami sty mikasika antsika matetika noho ny cyclone!manana fifandraisana sy sampana haryfomba ve ny region,sy ny village rehetra sa ny tanadehibe ihany no atao hoe tanana?

3-betsaka no azo lazaina fa io aza efa lava be sahady ,fa fotsiny ho fintina,inona no anjarany gouvernement,inona no anjarany region,ary inona no anjarany commune satria raha resaka dabapako izany tsy any gouvernement izany

hoy ny tim:( Bitumage de rues
- Construction de bacs à ordures
- Fourniture de tracteurs et remorques pour les ramassages des ordures à Antsirabe, Fianarantsoa, Toamasina, Toliary, Antsohihy (Décembre 2003)

ary aiza ny sasany satria tsy misy resaka ny toerana tsy pro tim avy hatrany!tsy gestion izany fa copinage sy favoritisme.....

misaotra any pro izay hamaly !
9. lagoon ( 31/10/2006 12:53)
h an'i akama2006

asa raha hitanao ity lahan-tsoratra ity??

Ménages ruraux - Une nette amélioration des revenus enregistrée
Mis en ligne le 31/10/2006


D’après les enquêtes menées par le réseau d’observatoires ruraux ou Ror, les revenus des agriculteurs ont nettement amélioré surtout ceux des riziculteurs. Les efforts entrepris pour l’amélioration de la production rizicole ont donc porté leurs fruits. Le revenu disponible par tête par an sur l’ensemble des observatoires montre une nette amélioration allant de 231 000 Ar en 2004 à 248 000 Ar en 2005. Contrairement aux revenus, les dépenses par tête des ménages ruraux connaissent une nette diminution allant de 145 000 Ar en 2004 à 118 000 Ar en 2005.

Revenus par tête

Notons que les revenus réels moyens par tête varient d’un observatoire à l’autre. Ces revenus sont compris entre 123 000 Ar (à Ambovombe) et 268 000 Ar (à Manakara). Le revenu est tiré essentiellement des activités agricoles, notamment de la riziculture, des activités secondaire et exceptionnelle (vente de bétail ou de parcelle de terrain).

L’élevage

La part de l’élevage est insignifiante et, souvent, se solde par une perte, sauf à Ambovombe (3% du revenu). On observe une certaine dépréciation du revenu dans 7 observatoires (Marovoay, Ambatondrazaka, Morondava, Manandriana, Farafangana, Fénérive-Est, Ambohimahasoa et Tsivory), car les prix du riz sont revenus à la normale après la crise de 2004. En effet, les revenus des ménages des observatoires ruraux ont enregistré une croissance spectaculaire en 2004. En revanche, par rapport à 2001 considérée comme une année normale, le revenu en termes réels s’est apprécié dans l’ensemble des observatoires.

Extension des activités

Les ménages ruraux exercent en grande majorité l’agriculture comme activité principale, mais afin d’avoir plus de revenus certains ménages multiplient leurs activités. La pêche constitue 18% des revenus à Tolagnaro et génère des activités de commerce qui sont devenues une activité principale pour 15% des ménages. Néanmoins, la pluri-activité est de plus en plus pratiquée et concerne plus de 6 ménages sur 10. Pour les observatoires les plus touchés par ce phénomène, en l’occurrence Manandriana, Tsivory, Tolagnaro et Farafangana, plus de 40% pratiquent plus de 4 activités différentes. Ces activités secondaires sont majoritairement toujours liées à la production agricole : salariat agricole, exploitation forestière, commerce de produits agricoles et de la pêche...

Dépenses

Les dépenses en consommation des ménages ruraux représentent entre 65% (à Antsirabe) et 90% (à Farafangana) des dépenses monétaires. Plus de la moitié du budget des ménages est consacrée à l’achat de Ppn. Les dépenses d’investissement et les dépenses d’exploitation sont assez faibles : moins de 15%, sauf dans les observatoires de grenier à riz (Ambatondrazaka et Marovoay) et les observatoires de polyculture (Itasy et Antsirabe) où ils réalisent plus de dépenses en main-d’oeuvre, en intrants et en équipements agricoles. Des efforts doivent encore être soutenu afin que les ménages ruraux puissent faire plus d’investissements.




10. kolokanto ( 31/10/2006 13:11)
Miarahaba ny rehetra!!
Fa hono ho'ah ry akama2006 inona no atao hoe fahaiza-mitantana? Aza ny fomba fijerinao azy no lazaina (izay mety efa mirona @ "candidat" sasany sy voafaritry ny firehan-kevitra entinao) fa ireo famakafakana, fanadihadiana ary fanazavana omen'ireo manam-pahaizana eran-tany!
Ianao manko milaza hoe inona ny zava-bita @ fahaiza-mitantana (misy koa ireo milaza ohatra tsisy demokrasia)... Farito mazava tsara amin'ny fijery tsy miangatra aloha ny dikan'ilay teny tianao ambara dia ataovy ny fanankianana avy eo! .
11. akama2006 ( 31/10/2006 13:15)
lagoo>> mboa tsy hitako io ka,fa misaotra anoa nitondra io eto!araka io lahatsoratrao io dia zavtra 3 no azo tsongaina:
1-nisy krizy dia niakatra ny vola satria niakatra ny vidiny
2- miasa betsaka ary manao fitadiavam-bola maro ny tantsaha
3- ny fidirambolany dia miamnkina aminy situation geographique ny toerana tsirairay.

amiko dia tsy misy hidirany amelioration aminy SENS hoe manatsara fiainana fa miakatra noho ny fiakarany fiainana ary noho ny tsy maintsy hitadiavana asa ambadika en plus!
porofo,ny fomba fivoahany vola,65 à 9o%= lany aminy filana mahzatra ao antrano!tsy misy resaka maha olona,fialambolay,etc...!fa stricte minimum!amiko izany tsy amelioration sauf ho any statistika,tia chiffre, fa socio- humaine;zero.
12. prime ( 31/10/2006 13:28)
Mba miovà solomaso vety2 re olona a...
Raha zatra mainty foana hatr@ izay dia mba ovay ho fotsy indray... izay zatra fotsy dia mba asio mainty indray... fa tsy mampivoatra ny miziry2 @ hevitra tokana... "jusqu'auboutisme" tsy mitondra n'in2 ho an'ny firenena foana v no ijerentsika ny ho avy?
13. akama2006 ( 31/10/2006 13:42)
kolokanto>> ny atao hoe zavtra vita amiko raha ho ana gouvernemanta demokratika dia lisitry ny programan'asa nokasaina atao ary manome mazava ny fomba ho enti manatanteraka izany! ny zava bita izany dia ny fahavitan'ireo asa ireo araka ny lamina sy ny fitantanana mazava;izany dia araka ny fampiasana ny volampanjakana,miditra ao aminy ary isany izany ny findramambola bi na multi,franco-malgache,na fmi bm,...ohatra)ary ny fanomezana mazava ny tatitra mikasika izany fampiasana izany.raha 100 miliara dolar no nomena firy no nampisaina,firy no tsia ary maninoa no tsy natao!filazana mazava tsy afenina ny vola miditra aminy anarany firenena malagasy fa tsy asian resaka caisse noir,isaky izay ilana azy!
azonao?
14. anahely ( 31/10/2006 13:51)
hoan'ny vahoaka Malagasy. Aza variana miady hevitra e, ataovy ny safidinao @ 3 desambra dia izay raha mbola mazoto ianao.
Aiza kosa ve ny an-Dra8 ka hoe miasa mafy fa aza mimenomenoma, f'anga vitan'izany vavabe zany fotsiny izy ity e. Za vehivavy, manan-janaka, ka raha mimenomenona aho zany fa tsy ampy ny vola ampidirinay mivady dia zao no tokony ataonay: rehefa avy mirava avy miasa aho mirava @ 5ora sasany hariva, dia lasa aloha mody mahandro sakafo dia avy eo mandeha mitady asa hafa atao indray, angamba ny mivaro-tena no tsy manahirana satria afaka mody @ lera tiana hodiana, fa raha miasa alina manko mety maraina vao mody, nefa mbola hiasa maraina indray, dia aiza ny fotoana atokako hoan'ny tokan-tranoko, sy hoan'ny zanako kely. Ary raha ny vadiko indray no mandeha dia toy izay ihany, ny mandeha mamaky trano angamba no mety satria iny tsy misy lera hoe tsy maintsy @ zao no mody. Ny tiko ambara dia tsotra fotsiny e, tsy mora ny miteny hoe miasa mafy, afa anjaranareo eo @ fitondrana no manatsara ny fari-piainan'ny vahoaka. Satria sarotra ny andeha hivaro-tena sy hamaky trano, ary sarotra ihany koa ny andeha hiasa alina.
Mazava angamba zay fa anjarantsika tsirairay avy no misaina ny tokony atao, mahaiza mifidy.
15. prime ( 31/10/2006 14:05)
:wink:
16. tsingy ( 31/10/2006 14:29)

tsotra fotsiny ny ahy no lazaiko,fapanantenana poakaty lava izao ny vahoaka mihamahantra andro aman'alina ary mitombo isa ary ny TIKO mandroso,zany ny fahaizamitantana.8-)
ka na vita aza ny lalana maro koa ny hafa tadidio tsara fa tsy mihinankanina ny betsaka ary mba tadidio kely ty rey olona o,ny lahatsoratra olona ny manoratra azy zany hoe azo foronina fa ny zava misy azo tsapaintanana tsy izany mitsy tompoko.
Zahay tsy mitady tanàna tsara fa ny fivoaran'ny faripiainanan'ny olona ao anatiny mahita ny hoaniny ary manakatao no ilainay ary marina ny teny teo aloha hoe tsy vita vetivety ny manarina saingy aza mampandry adrisa vahoaka tompoko.
Mahaiza misafidy sao ho latsapanenenana e
17. akama2006 ( 31/10/2006 14:30)
misaotra anao anahely!fa dia voafehinao ny resaka!
18. Robert ( 31/10/2006 15:20)
Raha izao izany de aleo mifidy an'i Ratsirahonana, satria efa nilaza izy fa hataony roa avo heny ny karama farany ambany...

Mahay mifidy de aza manenina izany..Tsony..

19. pissoa ( 31/10/2006 17:31)
marina ny tenin'i anahely !
20. belaza ( 31/10/2006 17:33)
betsaka ny zavabitandra8 raha tsy hiteny afatsy ny lalana anosibe anosizato, andrefan'ambohijanahary akorondrano(novakina)sy ny maro hafa tsy ho voatanisako eto daholo; oviana? ary tamin'ny andron'iza? no mba nahavitanireo lalana ireo?. izao koa no tokony atao antsaina 5taona nitondrana nahavita anizany rehetra izany, ny teo aloha ary 20taona mahery inona no teo? faharavana. mba dinio kely anie, ianao io ve ao anatiny 5taona mety ahatafarina ny tokatranonao izay potikiny rivodoza ohatra? mba alefaso lavitra le saina fa aza de mijery ny "interet" any tena manokana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0687