inona no zavabitandra8 vokatry ny fahaiza mitantana
61. akama2006
(
02/11/2006 00:48)
tenagasy>> hamaranako azy dia ireto resaka gadraina!....
valiny: tsara be tokoa le hevitra SAINGY mitanila: misy ary hita iroe karzana olona eo aminy fitondrana ,mahavita trano 6 ao anty ny 4 taona,fiara karazany maro farafahakeliny 4 farny izay lafo!izy ireo dia ny akolita mpiatantana ao aminy tiko ka ao anty gvt izao!ankoatra ireo izay trattra tsy afa miala izay tsy alavitra fa ambasadera any marseille,nanodina vola tao aminy positra,naverina ny vola dia hoe "madio ela" iretsy namany anefa nidoboka...etc....!MANINOA NO TSY MANAO ANKETY AZY IREO NY BIANCO!ary GADRAINA fa manao ny tsy mety? izay ihany dia ampy hanazavana anao ny tohiny!
resaka PPN> ....: o rangahy taona 1981 anie no resahinao e!fa taminy taona 1985 angh mbola nisy filahana be teny amiony fokontany,maka menaka sy vary....!nisy tsara mihintsy ny eny aminy magazay ary mizara ihany koa ny eny mainy fokontany!ny olona afaka mividy raha misy na DIA NISY AZA NY RISORISO!
fa angaha izao tsy misy RISORISO? ny fokontany no tsy mizara vary fa raha tadidinao volana tsy dialavitra nilaharana NY VARY AVOKANY FANJAKAN NA NY MAGRO IAZY LAZAINA FA AMIDY MORA KOKOA!!!!
ny tsy itoviany dia tsotra,taloha misy ny vola fa izao tsy misy ny vola!izay fotsiny!ary ataoko fa mahay ekonomia iano dia mahalal , matoa koa manortara lava be toa io,fa rehefa betsaka ny tolotra dia midina ho azy ny vidiny!
trosa> dia averiko aminy ohatra noraisinao le izy ,dia ity mpiazakazaka POWEL, ono hoy aho fa iza no sahy hilaza fa vao teraka androany dia ahazo medaly sahady!moa tsy izany no hilana ny fanzarantena,ary raha mizatra tena ihany,ny vokatra aminy farany no hita fa tsy vao manao fanazaran-tena dia hoe JE SUIS LE CHAMPION!mba lozika e!idem ho any FMI SY BM!
farany resaka harena ankibony tany>>>...! ny petrole angamba no tianoa lazaina fa ahodiano aminy resaka ILAKAKA ilay resaka.ka inona aza aloha no fanapahankevitra noraisiny fanjakna moba ny ilakaka e?ary indrindra momba ny fivarotana ny vokatra azo ao aminy?
manaraka,ny petrole!tsy vao izao io ry namna no fantatra fa misy ,ary tsy rehaf hoe misy dia trandrahana izany!TSY FANTATRAO ANGHA NY ATAO HOE RESERVE STRATEGIQUE? inona moa no interet ny gasy aza mba teneno anay hoe hitrandraka io? inona? apetraho fotsiny ity fanontanian ity,maninona ny firenena matanjaka ,Fransta ohatra tsy mitrandraka ny petrole eo aminy? usa etc...,ary ny firenena mpamokattra manomboka manao investissemnt miala aminy resaka petrole,ary mitsitsy aminy alalny fitazomany ny vidiny solika ho ambony!ary ny tsy famokarana mihoatra ny bareme efa napetraka!TOUS les pays producteurS du golf§ TSY MISY HANKANAVAKA!rah voavalinao io dia ho tsapanao FA OLONA MANAN OLANA AMINY RESAKA FITIAVAMBOLA NY MPITONDRA ANAO!ary ny mampalahelo dia TSIPIKY KELY DIA MAHAFALY ANAREO!
IZAHO RY TENAGASY SY NY AKAMANY TSY MBA MIANTEHITRA AMIN'ny kely a!ny ahy ny tonga lafatra no zahaviko fa tsy ny zara favita!ary matoa tonga eo DIA MISY CONTRAT SOSIALY IZAY FA TSY HOE MILA RATRAPAZY KELY ,VITA GASY SENS PEJORATIF IZANY AMIKO RY AKAMA!
misaotra!

62. kolokanto
(
02/11/2006 01:13)
Niezaka nanazava tamiko ianao ry akama2006 ny fahazoanao ny atao hoa fahaiza-mitantana. Lasa toa resa-be fotsiny ilay izy fa tsy dia misy fonjan-kevitra azo raisina.
Ary angamba kosa ianareo tsy dia mahita tsara na tsy mba mpakaty aminay madinika aty Madagasikara aty hany ka tsy mahita izay zava-bita aty (Malaky ery ianareo sasany any ivelany any ny manakiana). Manomeza vaha-olana e! Dia asehoy anay vahoaka tsy mahay hoe ahoana no tokony ataon'ny fitondrana hampanankarena sy hampiadana be ny Malagasy araka ny hevitrao mahay mitantana . Tsy vitan'ny vava be foana manko izy ity! Fa raha izahay vahoaka manko tsy miraraha izany fahaiza-mitantana an-taratasy izany fa ho anay dia ny vokatra azo tsapain-tanana no ilainay ary ankehitriny dia efa manomboka mahita izany izahay. Betsaka ireo milaza sy miseho milay hoe mahay mitantana teo aloha anefa aiza izao ny vokatra,?? Betsaka ireo be (programme) vinavinan'asa fa aiza ny fanatanterahana izany? (Mety afaka hiteny izay hilatsaka hofidina hoe hitombo 20% ny harin-karenan'ny gasy, ny karama ampitomboina 200%, ny vidin-javatra hihena 50%.. Manao tatitra isan-kerindro izy hoe vita no toy izao sy toy izao anefa tsisy fahamarinany akory izany) Ny toy izany olona izany ve no tadiavinareo???? Asa fa tsy kabary ambony vavahady lava izao no ilainay vahoaka.
Soso-kevitra ho anao ry akama2006: Raha mitady tonga lafatra ianao dia araka ny lazaiko ary @ loha-hevitra iray ary hoe Andriamanitra ihany ho an'ny toa anareo no afaka hitondra an'i Madagasikara fa raha mbola olombelona tsotra tsy ahavita izay tadiavinareo rehetra.

63. fijo
(
02/11/2006 06:14)
akama ,fanitsiana kely ,ny taona 1985 dia efa nilahatra vary sy mofo ary savony ny tao anjanahary.nanomboka tamin'ny 1982 izany tao tana.mpanera savony aho tamin'izany ka tsaroako tsara.
jiari,misaotra fa nahay nanintsy tena enao tamin'i manantsoa.ary marina fa somary manelingelina le valinteniny.
le tongalafatra kosa aloha,aiza no ahitana an'io?????aty frantsa aza lazaina fa namorina ny demokrasia mbola inona daholo no azo resahina?

64. rabaradaka
(
02/11/2006 07:53)
Ity msi zava-bita kely nefa saino : tamin'ny 1981-1982 nisy crise petrolière, inona no niseho ? Tsy nisy vary, tsy nisy menaka, tsy nisy savony tsy nisy PPN na nisy aza filaharana be. Nisy indray crise pétrolière 2005-2006, nisy PPN ary voafehy ny vidiny. Zany no fahaiza-mitantana. Mba ohatra kely takatry rabarada io
65. akama2006
(
02/11/2006 13:11)
kolokantao> miarahaba!tsy hoe mila mivelona365j/365 vao hoe mahita ny zavamitranga!io ilay lazaiko hoe tsy ny isa no ilaina fa ny hatsarany na ny zavamisy!
lasa resabe hoy inao ka manomeza sosokevvitra....:ka izay anie ilay hoe mifidiana tsangakevitra ary mba sarotiny aminy izany. fidio ny programa sy ny ho enti-mitantana izany ary aza manaiky rehefa tsy vita ny fifanarahana!ny tsy fisian\'izay etika sy fahtsapan-tena miasa ho any olona izay no nitranga foana hatr\'izay!
tsy mitady ANdriamanaitra fa ny olona dia manana fahendrena sy saina nataon\'Andriamanitra ,ary anjaranao ny maneho izany! samy olona mitovy ny vazaha sy gasy,ny gasy sy ny asziatika....!maninona no tsy mahavita ny vitany hafa iano fa dia aminy ratsy hatrany,izay ve no hifaninanana!izany no tsy itiavako mijanona lava eo aminy fahiny satria tsy nety ny fahiny,dia ianoa mitondra izao koa ve dia haka \"reference\" aminy vitany teo aloha? ka raha izany tsy nahavita firy izany ianoa mitaha aminy dadabe Tsiranana? mazava ho azy fa samy hafa ny fitondrana ,koa dia aza zatra manao lalandririnina re ka mitarazo aminy 25 taona lava izao!

66. akama2006
(
02/11/2006 13:33)
fijo> marihiko ilay hoe taona1981 no nanomboka ,ka diso ilay filazanao hoe taona1985 dia efa nilahatra vary etc...!talohan'izay dia efa nisy ny krizy!ary fantatrao angamba ny antony nahatonga izany !fa kosa tsy nilaharana sy nifampitadiavana mitaha ny taminy fiatombohany 2em choc petrolier !RISORISO no betsaka,ka mahatonga ilay filaharana aminy amidiny fanjakna satria mora !ary ny gasy fantatrao fa izay mora ihany ny azy.ary aza adino fa ny rafitra nisy antsika io no atao hoe SOSIALISTA,ary fantatrao io firehana io ka tsy atao mahagag ny filaharana!ny contraire no mahagaga,eny fa na dia ny tao ambadika aza dia capitalista mazava be!
67. akama2006
(
02/11/2006 13:36)
rabaradaka>:efa vovaly teo ambony ihany angamba fa ny anampiako azy dia tsotra:
1980 tsy mitovy aminy 2006;ampitahao ny mitovy fa manjary mivona ny ady hevitra!

68. kolokanto
(
02/11/2006 15:58)
akama2006 hoy ianao hoe mifidiana tsanga-kevitra sy vinavinan'asa....!!!
Aminao izany dia ny mpitondra ihany no afaka manova ny ho avin'ny firenena satria miankina amin'ny programan'asany fotsiny ny fandrosoan' ny firenena??
Asa na hitanao ny nanazavako ny atao hoe firenena, averiko kely indray: vahoaka + mpitondra (+ harena ao anatin'ny tany iray). Raha ireo no tsy miasa miaraka dia tsy hisy vokany mandrakizay!!!!!
Aza manao lalan-dririna hoy ianao... Fa iza izao isika sy ianao no manao lalan-dririnina??? Ianao mionona sy mianona foana amin'ny fanankianana ka miandry ny mpitondra hampiditra hatramin'ny iraim-bava any am-bavanao sa izaho mitady vaha-olana mba hampandroso kokoa ny fiainana??
Ekena fa ny mpitondra no filoha sy andry mitantana ny vahoaka mba tsy ho hijanona ao anaty fahantrana saingy anjarantsika vahoaka kosa ny manampy azy ireo amin'ny fanantanterahana izany tanjona izany!
Tsara be le manankiana satria efa porofon'ny fandrosoana izany saingy raha manankiana ianao dia mba jereo ihany koa ny lafin-tsarany fa tsy ny lafi-ratsiny foana!(objectivité) Tadidio fa na ny olona farany izay ratsy tarehy indrindra eto an-tany aza mba manana ny hatsarany ihany any ambadika any!!!

69. vetsoko
(
02/11/2006 16:12)
AU moins aloha efa mba tsara le hoe manaiky ianareo fa miha mahantra isika ary mila solution,fa fotsiny hoe tsy daccords ianareo hoe responsable ny mpitondra,tsy haiko,angamba ny firenena mikambana na ny tangalamena na tsy fantatro no responsable
Adi-hevitra sy fifanakalozana le eto ary fandresen-dahatra fa aza asiana resaka akory le hoe omeo solution ary hampidinana ny vidin'ny lasantsy ohatra,dia raha manome solution za dia hiena angaha ny vidin'ny lasantsy ??????!!!!!Resa-jaza le ohatr'izay,raha leo ianao dia aza mandray anjara intsony,misy rubrique betsaka ato @ serasera

70. kolokanto
(
02/11/2006 16:44)
vetsoko ekena izany araky ny hevitrareo hoe tsy maintsy ny mpitondra ny tompon'andraikitra amin'ny manjo anao rehetra. Araka ny filazan'ny namana sasany hoe maty ny alikako dia ny mpitondra no nahatonga izany, nianjera ahy dia vokatry ny mpitondra....
Dia izao rehefa tsy mba hiezaka hitady vaha-olana ianao satria moa hoy ianao olon-dehibe hoe resa-jaza izany dia mimenomenona foana mandrakizay eo fa hisy fahagagana tampoka hipoitra amin'ny fiainanao rehefa manankiana isan'andro eo ianao!! Jereo ange fa ho avy ho anao eo ny fahagagana. Tsy haiko izay olona lazainao leo eto fa matoa mbola eto dia mbola miady ny hevitra sa kosa ianao no leo satria efa resy lahatra amin'ny fahamarinan'ny hevitray sasany dia mitady handroaka fotsiny izao. Leo koa angamba ianao satria efa tsy mahita havaly intsony!!
Mba olon-dehibe miady hevitra fa aza mitratrevatreva toy izany e!
Ny olona manao firesaka toa anao io dia ny olona efa resy lahatra saingy miziriziry foana amin'ny heviny na fantany aza hoe diso, hany hery mila vaniny.

71. akama2006
(
02/11/2006 16:51)
kolokanto>> eny hoy aho!izaho angha moa manakiana be fahantany,misy zavatra hanazavako azy anie fa tsy nilaza aho hoe dia ratsy daholo e!tsara ny lalana vita,tsara ny dispensera etc...,io koa izao farany teo tonga manadio tanana eo Antananarivo ny lehibeny gvt,ary mba nidina teny aminy tanana iva ny filoha!
tsara be izany tsy misy mandaha,FA, tsy manazava ny momba ny fahaiza mitantana,satria raha 100 fmg no nomena sy ao aminy kitapombola ,inona no nampiasana izany ary ilay proggrama nanatontosana izany!
ny tsy itovizako hevitra anareo ka mahatonga anreo hilaza fa manakiana angamba dia amiko ny hoe mitondra fanjakana dia manome lamina hampnadrosoana,ka raha manao lalana ianoa dia tafiditra ao avokoa ny fikojakojana izany,ny antony,ho an'iza,atao inona,etc...!tsara be ny boulevard de l'europe,fa enga anie ka natao izy iny noho ny antony vita paika fa tsy nataotao ho ana karazana olona fotsiny ihany!aty ivelany dia ny lalana na carrefour etc... farany izay bitika dia vita fanadihadiana ary mandritra ny taona maro!araka ny fitsinjarana ny fahefana mazava dia manana entimanana manatsra ny efa misy avy ny commune!ary raha vita ny lalana eto PARIS tsy i Chirac no jejo fa ny maire!ary zavatra ohatr'izany no kianiko sy lazaiko hoe tsipy kely ka mahafaly ny maro aminareo! tapimaso!zavtra tsy misy dikany!misy lanjany ara bola sy fiaraha monina fa raha lazaina fa zavbita goavana daholo dia salorana no mahagaga sy mahavariana!!jereo ny site ny TIM e !ho hitanao ny atao hoe zavabita!aminao angamba betsaka araka ny isany fa niveau qualite sy filana ary fampandrosoana dia tsy mihoatra ny 20%! efa miy izay aza hoy ny namanareo,amiko tsy misy dikany ary tsy misy henatra raha izany no ahindrahindra!

72. Robert
(
02/11/2006 17:21)
akama2006>Raha resaka politika lamina asa fampandrosoana firenena no resaiha, de ny andry zareo antoko politika Leader Fanilo taloha ny hitako hoe tsara sy mety hahomby.
Fa maninona ry zareo no tsy nomen'ny vahoaka fahefana satria tsy takatriny vahoaka malagasy ny resaka politika be ohatra izany.
Ny malagasy rehefa mifidy filoha-pirenena de : Tsangan'olona sy fihetsiketsehana ivelana (kobaka am-bava), raha za no lany de izao tsy izao, ireo ny zavatra efa vitanay....
Ny fomba fijeri-tsika mipetraka aty ivelana efa hafa tsy mitovy @ malagasy any Mada.
Fa raha izao no mitohy de mbola holany foana Ra-8, sady izà koa moa no afaka hasolo aza eee.
Raha tianao hiova ny fanaovana politika sy fintantanana firenena any Mada, Mandeha nomina any Mada ary milatsaha Filoha @ électrion 2011.
De hohitanao fa mbola hisy foana risoriso, tsy fahaiza-mitantana, satria tsy hovitanao samirery ny zavatra rehefa fa mila olona hamampy anao (filoha) enao. Nefa ireo olona ireo mbola zavatra ny kaboraraka mandritra ny 25 taona niainy..

73. akama2006
(
02/11/2006 17:37)
robert>> azonao ilay "soucis"ako! mety hoe fijery manaraka ny fisainana tandrefana angamba kanefa hoy aho azo atao ny mitondra izany fisainana izany any antanindrazana!ary isany tsy hanekeko intsony ity fitondrana ity nanomboka taminy izy nilatsaka ho maire!satria olona lazaina fa manana vola sy self made man dradradradraina ho re tany ho ren-danitra ,nefa dia manohy ny hadalana sy ny fomba rasty teo aloha,amiko izany dia fitaka ary tsy azo kosehina!
nisy opportunite tsara mihintsy hanovana izany taminy 1972,1991,2002!fa mbola tsy nisy na iray aza sahy naka izay fanpahankevitra izay,ny antony dia tsotra mety ho azy ireo ny mponina docile noho ny mponina sahy mijoro!
marina ireo nolazainao ireo fa raha i zafy no teo na i pasitera rajakoba,mba nekena ihany satria olona lazaina fa "tsotra be sy bonaika" fa izy anie ka lazaina fa olona mivoatra ara tsaina e!mba mivoka matetika ivelany,mahita ny mety sy tsia any ivelany,etc...self made man saingy a la malagasy!kanefa dia fanpahankevitra tsy misy vokany no nataony!tsy nanova ny fomba fisainnany olona akory !sauf resaka clanique angaha izay indray dia mitovy aminy zafy sy ny hafa manao favoritisme ethnique fotsiny!
izaho dia contre izany satria tsy mampandroso izany ary tsy mitonra mankazia!efa nosaintsaininy ve ny importance ny nahalany azy sy ny consequence? raha ssia dia kely finona aho ny aminy ho avy !
misaotra ary mankahery!

74. tenagasy
(
02/11/2006 18:39)
Mankamamy hatrany!
Hita fa mivoatra, tsy poakaty na kaparano fotsiny ny dinidinikantsika eto ary tsapako fa misy zavatra mivoitra tsikelikely, na ny fanehoankevitra aza efa samy manomboka tsy miziriziry fahatany fotsiny intsony. Dia mahafinaritra fa dia ny toy izao no mitohiza dia tsy ho very maina na fanalana andro fotsiny ny eto.
Omena fisaorana manokana i akama2006 @ fandraisana anjara mavitrika, ianao angamba no matetika indrindra eto. Ho ambinina ka ho tahiana nama ah!
Ny an\'i vetsoko kosa tsy ombako manana ny teninao hoe: ... aza asiana resaka akory le hoe omeo solution ... Ka inona fotsiny izany no atao eto? Samy mitatatata dia rehefa afakafaka ny fo dia samy miala moramora toy ny tsy nisy inona? :twisted: afaka ny ahy :o Pfffff:roll:
Amiko:
FANAKIANANA = FANONDROANA NY LESOKA FAHALALANA NY METY SY NY TOKONY HO IZY SOLUTION (mm sous forme d\'essai, soupçon, intention, ....)
Raha tsy manana na dia fofompofon\'ny atao hoe tsara akory ianao no manakiana dia izay ilay manakiana be fahatany fotsiny. Ary dia tsy ho sasatry ny hanova eto isika fa dia hijanona mandrakizay eo @ sehatry ny andrana raha ho toy izany ny fisainana.
Samy miaiky moa izany isika izao fa misy ny vita misy ny tsy vita. Ny hoe be sa kely dia izao:
- raha ny tsy mbola vita dia tsy mihambahamba aho fa be dia be ary kely ireo vita miohatra amin\'izany.
- saingy ny vita kosa (izay tsy itovizantsika fijery r\'i akama2006 satria moa ianao dia mitazona tsy misy filefahana ny hoe: nampanantena izy) amiko dia be ihany raha salaina @ fotoana nanaovana azy (indrindra miohatra @ teo aloha izay hany référence ananantsika)sy ny \"condition\" nandraisana azy teo amboalohany.
Dia izany no mahatonga ahy milaza hoe: efa \"rodés\" io fitondrana io izao, aleo hirifatra aloha toy izay mbola hampanao rodage vaovao indray, dia ho tantara tsy misy farany toy izany hatrany.
Hasiako teny kely ny resakao mikasika ny fanagadrana izay lazainao fa mitanila akama2006, manankarena tampoka hoy ianao ireo manodidina ny mpitondra:
ka ny manodidina azy ve manao ny ataony dia Izy Filoha izay mba tsy dia ratsy ihany no hadaboka? Indrindra fifidianana moa no fototr\'izao ady hevitra rehetra izao, ka tadidio fa olona iray hitondra no ho fidiana fa tsy ireo mamba noana, vao nahita, andevozim-bola rehetra manodidina azy ireo.
Na izany na tsy izany anefa: raha azony @ ara-dalàna izay ananany dia hoy aho hoe nahavoa izy izany, fa raha araka ny teninao hoe maizimaizina, dia iray hevitra aminao 100% aho.
Dia inona ary no hatao?
Isika tsy hanaiky ny holazain\'ny olona intsony hoe vendrana: \"manaiky ka avelao hataony hoy izy ireo\", ka izao no soso-kevitra: ny antenimiera roa tonta moa dia efa \"politique pourri\" no miasa ao ka tsy hita hampitondraina hevitra, ka maninona raha manao pétition anangonana sonia maro araka izay tratra hitakiana fanazavana momba ny toy ireny? Ny zavatra iray tsy matilolo koa manko, araka ny tantara kely narosoko tetsy aloha ary nanodinanao ny resaka dia ity ILAKAKA ity. Tokony hatao mazava koa izay fepetra noraisin\'ny fanjakana momba an\'io.
Misy tokoa ny tsy efa, saingy h@ izao aloha (asa izay ho fahagagana avoakan\'ny fampielezankevitra eo) fa dia ny fanohizana aloha no hitako hoe tsaratsara kokoa. Fa dia ny fanampiana, ny fanoroana ary ny fanerena azy no atao matotra kokoa. Aza miandry ny karatra eny an-tanan\'olona hiadiana fa ny eny an-tananao atao izay hampahomby azy. Ary na ratsy aza izay \"mahay manana ny azy\" ihany no tsara sy tena manana.
Farany: Ny Hasina: manaiky aho fa anisan\'ny andraikitry ny fanjakana tokoa ny fandriampahalemana. Nefa milazà ary ianao hoe tsy manamafy hidin-trano refa hariva? Tsy hanohitra fa hiandry ny fanjakana raha misy mpandroba ny tanananao? Ny tiako hambara: io ilay miandry hanaterana fotsiny. Asa vadidrano izy ity rizareo......fifanampiana fa tsy fifampiandrasana . Toy izay ilay fahatsiarovantena tiana holazaina. Ary io ilay anjarabiriky avy amin\'ny tsirairay. Ny indro kely anie, tsy manenji-dresy, fa aiza maneran-tany indrindra ireo firenena derainareo sy ataonareo fanoharana ireo, aiza no tsy misy asan-jiolahy? Dia enga anie mba hihafoana izany fa na izany aza maninona izy no voa, ny hafa tsy voa? Nefa samy miara-miaina ato anaty fanjakana iray izay lazaina fa tsy mahavita adidy?
Tena farany, aza tamàna manilika ny andraikitra amin\'ny hafa moa eh, fa lasa mifanohitra ny resaka resahinareo ny iafarany. Raha i François Mitterand no nijôky ny tantara teo aloha, izany hoe tompon\'andraikitra; de tsy i Ravalo koa izany no tsy mamely @izao fa ireo trozona be vahiny mi-jongler moramora any ho any.
Andao mba hiala amin\'ireny toe-tsaina voandevo ireny amin\'izay eh!!! Ary io no anisan\'ny iray nahasarika ahy t@ io rangahy io (na tsy TIM aza aho): fa na ihomehezan\'ny sasany aza izy tsy miraharaha, mijoro ary tsy manisy henatra, mampiseho izay vitany sy ananany, mivoy izany hahavitana zavatra, ..., te-hanandratra avo ny maha-malagasy!
Ary izaho ito?
Ary ianao io?
Ary isika ireto izay miseho milay sy mahay?
Tao-trano tsy efan\'ny irery! Ary tsy vita indray andro.
Mpirahalahy mianala....
Izay mitambatra vato....
..................
Mirary soa!

75. akama2006
(
02/11/2006 19:37)
tenagasy> dia misaotra antsika isika izany satria hevitra hifampidinihina izy ity fa tsy teny marina tsy misy diso akory!
tsara ilay hevitra ny aminy petition kanefa tsara kokoa raha mifanaraka aminy hetsika mihatra!azavaiko:petition dia hetsika ary mila "moyen de pression" io vao efficace!
resaka asa vita sy tsia efa mazava aloha iny ny hevitra tsy mitovy!
fangadrana:ie tokony ho gadraina fa iza moa no afaka manao io,ny bianco sy ny fitondrana ka raha olona efa en flagrant aza ve ry tenagasy no afaka miasa madio satria hoe namerina ny 100 millio dia inona no ho andrasanao !!!mbola consul ihany ny consul!!
hasina:voa izy satria natao ho voa,cible izany!marina ny resahinao io raha toa ka tsy nisy mpiambina,alika,ary hidintrano tao aminy!tadidinao angamba i james bond voatafika niaraka taminy ramakavelo sy olona 2 hafa tao antanana.ataoko fa tsy hanome tsiny any james bond enao satria feno mpiambina ny tanana fa rehefa sendrany planina maty paika dia tsy afaka miala!
farany:tsy manilika aho sanatria fa milaza aminao ny tantara fotsiny!tsy nisy nahala andratsiraka teo raha toa ka mbola tao aorinany i Mitterand!1989 io ,tadidinao koa angamba ny fiovana lehibe taminy taona1989 izany ka nahatonga ny effet de domino eran-tany mikasika ny firenena sosialista,communiste!
raha hiresaka ny 2002 indray dia tsy misy hifandraisany intsony aminy teo aloha satria efa tapitra ny saison sosialista fa lasa humanisme indray avy eo! ary ny nanalany olona andratsiraka dia satria izy ratsiraka!izay ihany,ny nataony taloha no nitsrana azy fa tsy ny zava nisy akory!ary ilay tsy fisiana PRAGAMATISME izay no mampalahelo ahy!lasa PASSION no mibahana !
misaotra

76. besoiiin
(
02/11/2006 20:35)
tenagasy> hombako ny hevitrao! mihamahafinaritra marina ny adievitra fa efa mivoaka ny tena fotokevitra mazava, ny ahy alou dia arangarangako fa mpanohana izao fitondrana izao aho, ny antony dia hatramin'ny nipoiran'ny masoko dia tato anatin'ny 5 taona nitondrandravalo izaho sy ny ankabeazan'ny vahoaka vao nahita zavabita mivaingana! sy nametraka biens ho an'ny firenena.
fampanatenana poakaty v?
- paradisa sosialista .... inona zany.? nisy nahita anizany v? 35000 logements/ans taiza zany nisy izany v?
fa iza no tsy nanao an'io teto @ firenena? ary iza no hantenaina fa tsy hampanantena poakaty???? ny hasina v??? inona no porofo hitoponao teny fatratra fa tsy hampanantena poakaty izy???
ny ahy dia ny hoe tano ny azo fa sarotra ny mila, efa nahavita alou ra8 d aleo izy hanoy,
mafy v ny fiainana? ekena fa mafy kanefa aiza no hisy redressement mora izany? ianao no miezaka mitady solution hanamaivana ny fiainanao manokana, hanantena miracle v ianao ka ho lasa paradisa i Mcar ao anatin'ny 5 taona?
vita zay ny fototra hoi izy, raha trano izany dia vao ny 1/4 ngamba, hanangana ny rindrina izao, ho avy ny tafo, avy eo finition, aza mihevitra fa ho mora ny fiainana sao ho diso hevitra ka mbola hitomemepoana tsy mba misaina sy mikofoka iany, mbola lavitra ny lalana hanarenana an'i Mcar izay efa tena rotika tanteraka.
tsarovy ry akama isany fa miasa isika izao, ary diso hevitra ianao raha izao dia iandrandra paradisa sahady, ety andalampanorenana azy isika izao, fehezo ny sikina fa tsy mora ny mbola miandry, isika izao no victime @ vidimpiainana sy ny fiainana mafy kanefa tsarovy fa hamela mamy ho an'ny taranaka isika, hifidy izao dia mahaiza mifidy fa raha diso fifidy eo dia hatrany @ 7ème generation aza tsy ho afaka io fahantrana io

77. akama2006
(
02/11/2006 21:08)
besoin> marina izany mahaiza mifidy! izany no mahatonga ity resaka ity eto mba ahaizana mifidy rehefa tonga ny 3 dec! avy eo anie dia miandry 5 taoan indray e!
raha izao no mitohy dia 10em generation vao tafakatra ny tanindrazana!indrisy!:^)

78. fijo
(
02/11/2006 23:37)
io voalazan'i robert io ny tena fisainana gasy rehefa misy fifidianana.tsy voatery hoe niala tany vao mahita an'io.mbola mpianatra tenyankatso izahay dia efa nahita fa toa izay no fisainan'ny gasy.ary gaga aza aho nahita fa nirotsaka i ratsirahonana,satria izy mahalala tsara io fomba fisainana io.
misaotra fa efa miha mifanaja isika miady hevitra eto.
akama,tsikaritra kely.hoy elahy hoe na ny "lalana sy carrefour bitika indrindra dia voadinika ......"misy fahamarinany izay,fa matetika izy ireny,ny carrefour indrindra dia natao handaniana budjet.ary efa fantatry ny cours de compte moa izany.saingy io efa vita ny fandaniana vao mibedy.

79. akama2006
(
03/11/2006 11:26)
fijo> izay efa vita vao mibedy izay no tena tsara katsahina ny tsy hiverenany intsony koa!miezaka mano izay ho hafany aminy mangarahara ny aty fa ny any amintsika mbola sty misy fanombohan ka enga anie ho avy izay andro izay! mila manoa hetsika anefa na ny mpitondra na ny ho entina,ka inona za no tokony ho ataony ho entinamba hanerena ny mpitondra hanaja ny fifanarahana?farafaharatsiny mba mitovy zo ny rehetra eo anivony lalàna,ny sosialy,ny fifehezana.
misaotra
misaotra
80. fijo
(
03/11/2006 23:47)
akama ,raha ny resak afitsarana,dia tsy misy ezaka mihintsy aty.
na io resaka fitsabahana voalzako eo ambony io,na ity resaka bedy aorian'ny fandaniana ity,efa samy ela no nangataka ny hanovana azy io ny teknisianina teto frantsa,fa avy dia ny antoko politika rehetra no manohitra azy.
sarotra be.