inona no zavabitandra8 vokatry ny fahaiza mitantana

81. akama2006 ( 04/11/2006 11:16)
fa au moins mba misy olona tratra ny tomon'andraikitra na dia sty betsaka aza ary ny sazy koa maivana mitaha ny any hafa,ohatra:dumas(elf),juppe (rpr)etc...!misy ahitana fa manao ny asany ny fitsarana sy ny polisy na dia tonga aminy farany aza dia azony secret d'etat(fregate taiwan) sns.ary ny olona mpifidy koa tonga dia manao sanction fa sty milalao ary rehefa hitany olona dia miahaka eo fa tsy afaka afenina!

izany hoe ny olona izany dia tsy vidina fa dia maneho ny heviny aminy fifidianana na filaharana etc..ary misy fiantraikany izay,na dia mifanampy aza ny gros bonetra ao ambony!
misaotra!
82. xxx ( 04/11/2006 12:18)
de inona izany ny marimaritra iraisana fa toa be resaka ohatran'ambositra fatsiny dôly
83. vetsoko ( 04/11/2006 15:08)
samy mamita ny devoirny ny citoyen rehetra,dia mba mi-cernertsara sy selectif @ zavatra rehetra lazain'ny polititiens alohan'ny anohanana na tsy anohanana candidats ,dia mifidy avy eo SOLUTION IRAISAN'NY REHETRA IZAY,fa le resa-jazatiako tenenina dia ny vidin'ny lasantsy no sujet dia misy mangataka solution @ mpisera ny mpisera sasany,asa indray raha azo
84. akama2006 ( 04/11/2006 20:35)
d'acc avec vetsoko!
85. belaza ( 09/11/2006 09:02)
vetsoko:

samy mamita ny devoirny ny citoyen rehetra,dia mba mi-cernertsara sy selectif @ zavatra rehetra lazain'ny polititiens alohan'ny anohanana na tsy anohanana candidats ,dia mifidy avy eo SOLUTION IRAISAN'NY REHETRA IZAY,fa le resa-jazatiako tenenina dia ny vidin'ny lasantsy no sujet dia misy mangataka solution @ mpisera ny mpisera sasany,asa indray raha azo

ka inona ary no iresahanao ny vidiny lasantsy eto? tsy zà, tsy enao, tsy i ra8 no nametraka na nanao ny vidiny donc aza resahina!, ary matoa mahita zavatra ho kianina ianao de mazava hoazy kosa fa manana vahaolana e, tsy hitako izay anakianana be fahatany fotsiy aminizao, manjary lasa vavany maty andrano anie e..:@:@

86. akama2006 ( 09/11/2006 11:59)
sens du devoir ,izany no tiany lazaina!sa diso io ry vetsoko?
87. fijo ( 09/11/2006 23:45)
akama an,ny antsika koa misy tratra ihany ka.ny DG ny FID,ny consul eto marseille izao.
rehefa tiana hisy atao vaika di amisy tratra,fa jereo ry fabius"afera ra voampozina" jereo chichi sy ny afera maro mitatao.
i sarkox io aza anie nisy afera momba ny camera tamina tanana kely izay e.toa tao amin'ny faritra misy azyihany iny,fa tsy tsaroako le tanana,efa marché azon'ny Eprise tsara izao,dia nofoanana fotsiny fa tsy akamany le nahazo azy.motif??? tsotra be,kely loatra le Eprise nahazo marche ka tsy arany io asa io.?????????????
betsaka wa no azo resahana eto.jereo le boky hoe "un juge est parti"mpitsara niala no nanoratra azy.mahalian aio boky io.satria atramin'ny andron'i napoleon dia 2 izao no mpitsara mbola nitsoaka andaharana teto frantsa.
88. akama2006 ( 12/11/2006 10:06)
fijo>>:misy tratra fa i consul mbola consul ihany ka!ny tsy afa miala no mijinja ohatrany chief of staff,fa mbola betsaka no azo henjehina ao ra fijo a!firy firy moa ireo olona ao aminy tim sy mpitondra ao aminy tiko mahavita trano 5 aman6 ao anty ny 4 taona!ekena fa tena niroborobo be ny TIKO fa ny mahagaga dia hoe na dia mikarama 20.000.000fmg aza ve dia ahavita mividy tany sy manorina trano nefa ny zaza sy ny fiainana ao an-tokantrano etsy andaniny ny adidy etc...!ary sur anfe fa tsy misy karama ohatra izany ho an'izy rehetra ireo!!aiza ilay bianco anefa????

ny momba andry chi sy ry fabius sy ry mam dia efa nolazaiko taloha ihnay hoe ny copinage sy ny kitranoantrano misy foana fa farafaharatsiny misy responsable tratra ary izay tsy tratra dia oe ny gazety milaza ny momba azy ary ny vahoaka dia mitsara azy ireo ary possible fa sty nofy ny mety ahafaty arapolitika azy ireo!izany hoe vita ny aminy izany,ary na miverina aza aty aorian dia tsy afa miala aminy reputationany sy ny tondromolotra,ny fitsarana dia afaka mano ny asany ka na misy aza ny fanalefahana ny momba ny fitsarana dia tsy maintsy tsaraina!fa ny antsika dia izay eo aminy fitondrana dia tsy voatsara raha tsy TSY AFA MIALA,tratra ambodiomby anga no marina!ny gazety izay tokony ho 4e pouvoir,voatohintohina,betsaka ny monopolisation,etc....!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1246