vehivavy soumise

1. fasaly ( 21/09/2006 18:30)
"etre soumise" ve otran'ny hoe vehivavy te ho vehivavy idealy manoloana ny vadiny e!:roll:
sa fitiavana fotsiny tsotra zao de aleo hoe soumise, izany hoe tiana lotra lay vady???
novalian'i fasaly ny 23/10/2006 13:09
2. cutie ( 21/09/2006 18:46)
tsy vadina karana ve no manao an'zany :roll::roll::roll:
3. simplex ( 21/09/2006 18:56)

Soumise zany @ le hoe mi-executer fotsiny izy fa tsy mitondra hevitra mintsy, Discussion=0. Manaiky izay tenen'ilay vadiny.

Misy mahatsara azy, satria lery no lohan'ny fianakams de refa mikozy izy de mba tsara kokoa ra tonga de appliquer-na le izy. Ny maha-ratsy azy indray de raha tia tena le ranga de hijaly @ tsy antony ramatoa, moa koa mety tsy hande @ ze lahoriny ny rara fa @ izay saim-patatry lery fotsiny.

Za manokana aloha tsy tia an'izany vehivavy manaiky atao soumise zany e. Ny vady natao hanohana fa indrindra natao hanitsy izay lesoka eo @ vadiny kou. Tsy mendrika ny taon-jato faha 21 zany...

:-*:-*


4. cutie ( 21/09/2006 19:28)
simplex:lol::lol::lol::lol::lol:
5. soanja ( 22/09/2006 03:35)
fasaly:

"etre soumise" ve otran'ny hoe vehivavy te ho vehivavy idealy manoloana ny vadiny e!:roll:
sa fitiavana fotsiny tsotra zao de aleo hoe soumise, izany hoe tiana lotra lay vady???


Ny vehivavy manaram-poana asa na io le hoe etre soumise dia vehivavy tsy nahay nifidy vady na nanambady lehilahy tsy ampy fitiavam-bady sady tsy dia marani-tsaina.

6. miangalyandria ( 22/09/2006 04:02)
Misy ny vehivavy mety raha niaraka tamin'ny olona hafa izy taloha tsy soumise fa rehefa amin'ilay vadiny lasa soumise tsy fidiny satria koa mety ho manipulateur ilay lehilahy
7. fasaly ( 22/09/2006 05:56)
soanja: ka ny fahitako azy ange otran'ny plaisir be n'ny vevavy soumise ireny no ho etre une femme soumise e! tsy haiko fa tena hitako hoe misy fahafinaretana be ao aminy lay izy ary mi convenir azy tsara mitsy ka io no tiko hanotaniana hoe te ho hatao hoe vehivavy idealy manolona ny vadiny ve izy????
8. mamzelkely ( 22/09/2006 06:20)
pfffff ts za klou zany eeee, vhv ts de manana personnalité ny fahitako vhv soumise zany satri tsy mba manome ny opinion-ny mits izy zany de zany ve de tsara :roll: n hita zao ve zany fa ts rariny le ataon-drangah de mbola hi se soumettre fôna, amiko le izy ts de ten fitiavana fa fahatahorana :roll:
9. sipagasy ( 22/09/2006 07:27)
fasaly:

soanja: ka ny fahitako azy ange otran'ny plaisir be n'ny vevavy soumise ireny no ho etre une femme soumise e! tsy haiko fa tena hitako hoe misy fahafinaretana be ao aminy lay izy ary mi convenir azy tsara mitsy ka io no tiko hanotaniana hoe te ho hatao hoe vehivavy idealy manolona ny vadiny ve izy????



mmmhhh fahafinaretana?????? sao diso fijery ianao??? tena fanambaniana vehivavy tsotra izao izany, tsy hainao nga fa misy ohatra aty frantsa fikambanan'ny vehivany hoe "ni pute ni soumise"??? ny nahatonga io dia ilay ankizy vavy nodoran'ny andian'ankizy lahy velona tany @ faritra 93 tany satria tsy nanaiky ny soumission ilay ankizivavy, tantara lava moa izany fa amiko tsy fanajana vehivavy ary fanandevozana ny "femme soumise" izany, tsy afaka mivaletra @ maha olona azy.
10. kally ( 22/09/2006 09:43)
Ny lehilahy aza anie ry reto betsaka no tsy tia an'izany vehivavy manaiky be fahatany izany e! araky ny tenin'i Simplex hoe tsy mba misy adihevitra na torohevitra fa dia tenenina hoe andeha miankavia dia miankavia tokoa...Ilay miseho ho rôl be koa tsy laitra fa mba eo amin'ny antonony e!
11. patrick2002 ( 22/09/2006 12:16)
amiko aloha toetra nametrahana ny vehivavy ny tokony hi soumettre @ vadiny ,DIDIN\'ANDRIMANITRA IO EPHESIENS 5:22 Que les femmes soient soumises a leurs maris comme au seigneur, parce que le mari est le chef de sa femme comme le Christ aussi est chef de l\'eglise.
Io dia lalanan\'ny fiaraha-monina sahala @ hoe lehilahy no natao hikoty vehivavy fa tsy vehivavy no mikoty lehilahy (nisy dinika an\'izay vao tsy ela akory izay).
NY hevitr\'ilay soumises no samy manana ny handraisan\'nyu azy ao no mieritreritra fa ,fanalikana ny sasany fanangejana sns,samy milaza izay sai-patany eo ny andriambavilanitra mievi-tena ho MODERNE SY CIVILISÉ ary diplomé rehetra :roll:
Ny soumettre tsy midika akory hoe tsy azo asina ny discussion, nahoe fanapenam-bava non non et non.
afaka mitondra izay hevitrao eo ianao ,fa izay fanapaha-kevitr\'ilay rangahy eo izay no hiarahana mizaka oh: hividy trano ny mpivady , raikitra ny ady hevitra hanao pret bancaire dia hividy trano ,sa hanofa eto foana ,samy misy lafi-ratsiny sy tsara avokoa ireo, rehefa rangahy no miteny hoe andao hividy trano ,manao pret bancaire ,dia aloha ny interet ny banky , dia iarahana mizaka ny consequence rehetra an\'izay decision izay ,fa tsy hiala rehefa avy eo madame hoe fanapaha-kevitrao manokana io ka zakao eo ny vokany :!::!:
Ny etre soumise izany amiko dia vehivavy mipetraka @ TOERANA MAHA-VEHIVAVY AZY :IZAY RENY LOHARANON\'AINA,IZAY MITONDRA HERY HO ANAY LEHILAHY :-*:-*
tsy haiko na isy hiteny indray hoe fitiava-tena izany :P:P
12. kally ( 22/09/2006 13:34)
Izany hoe fametrahana ny hevitrareo lehilahy ho tsy azo kianina mihitsy ziany ry Patrick?
13. fasaly ( 22/09/2006 14:32)
sipagasy: ka zà mahalala sipa tena tsy hitako itsony zay lazaina azy fa zà no rombotra voalohany an!...
fa otran'ny tiany lay hoe femme soumise io tsy haiko hoe inona no tena mahatonga azy ho hoatra izay dia izay no hilazàko hoe fahafinaretana ho azy manokana angamba lay kou!

kally: marina litsy zany aky misy ny lehilahy tsy mba tia anreny vehivavy baikona izany fa de mahagaga anefa mbola misy io hatramin'izao an!
14. soanja ( 22/09/2006 14:47)
patrick> Tsy hiady aminao intsony aho e. Fantatrao ny hevitro momba an'io.
Fasaly> Marina aky izany , tena misy vehivvay mihevitra fa io no idealy sady maka plaisir ilay resahandry mihitsy.
Atao ahona aky fa izay izany no fantany fa tsara koa. Rha maka tsirony amin'izany alo izy de mahafinaritra. Fa aza mba sendra ny lehilahy adala raha izany fa angamba mivadika slave sex ny raharaha. Ny ahy ny fahitako azy dia ao amin'ny lehilahy ny lakile ahitana ny fahasambarana. Tsara izy, milamina ny tanana. Ratsy izy rotaka be. Koa jereo tsara iza no hovadina.
15. lapino ( 22/09/2006 14:59)
soanja:
Ny ahy ny fahitako azy dia ao amin'ny lehilahy ny lakile ahitana ny fahasambarana.
Dia any amin'ny vehivavy ny serrure an'ilay varavaran'ny fahasambarana :wink:
16. pissoa ( 22/09/2006 15:34)
Pissoa kosany aloha dia tsy miombon-kevitra @ io tenin'i Patrick io e ; ilay hoe mahazo mitondra hevitra fa ze tian'le rangaha avy eo no iaraha-mizaka :oops::oops::oops: Zah ve zany atao mampiasa coco sy lany rora miresaka eo fotsiny, fa avy eo ze tian-drazoky sans discussion, na mety na tsia, ihany no iaraha-mizaka. No way! :oops::-D:-D:-D

Raha hoe resaka hividy sa hanofa trano izany ohatra, dia zavatra azo atao ny miaraka mievaluer ny tsara sy ny ratsiny ... Dia tsisy hoe ny hevitry Mr na hevitry Mme no tokony arahina fa ze iaraha-mahita hoe mety fotsiny. :roll::-D:-D:-D

Na miteny aza ny Soratra Masina hoe
Que les femmes soient soumises a leurs maris comme au seigneur, parce que le mari est le chef de sa femme comme le Christ aussi est chef de l'eglise.
dia inoako marimarina fa tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny "soumission" amin'ny zavatra hita fa tsy mety na hanimba.
17. ravakamalala ( 22/09/2006 16:14)
normal ny soumission ny vhv amin ny vadiny, satria :

1/ vadiny io, zany vady izany dia olona nekena tam ny fo sy ny saina, nekena ny fomba fisainany, ny fomba fihetsiny, ny fomba fiankanjony, ny fomba famindrany, ...sns tsy voatanisa... raha tsy nekena ireo mety tsy novadiana lé oul! Ka matoa izany lé oul vadinao dia satria nekenao ny fomba fisainany.
Ka noho izany :

2/ Inona moa no tokony ho olana eo amin ny anekena izay zavatra teneniny, de toutes facons efa fantatrao hatrany amboalohany fa tsy olona adala hanaonao foana ny vadinao.

3/ Efa voalaza araka ny tenenin i patrick io hoe ny vehivavy dia manaraka ny lahy, izay no ao amin ny soratra masina tokoa aloha e! raha toa ka kristiana mazava ho azy ny mpivady.

Ao amin io Efesiana 5 io ihany misy koa hoe (miala tsiny fa tsy manana baiboly gasy aho ) "Vous, les hommes, aimez votre femme a l'exemple du Christ : Il a aimé l'eglise, Il s'est livré pour elle,". Raha lhl tena tia tsy hihevitra izay mety ho zava dratsy ho an ny vadiny.
18. ravakamalala ( 22/09/2006 16:16)
fa ilay ohatra nomen i patrick koa tsy tohanako, ilay hoe misy fanapahan kevitra raisin ilay lhl irery fa tsy iaraha midinika. de toutes facons, vitsy anie ny lhl tena tia ny vadiny no andeha haka fanapahan kevitra goavana ka tsy hi totaly ny hevitry ny vadiny e!
19. adidy ( 22/09/2006 16:34)
marina ilay notenenin'i Patrick @ teny ao @ baiboly fa soa ihany fa notohizan'ny namana sasany ilay izy satria raha firy ny vady "maneke ny vadinareo", mba firy ny lehilahy "manome ny ainy", fa tsy eo tompoina be fotsiny, ka rehefa samy hanaraka baiboly dia arahana daholo fa tsy hoe arahina tampany;-)
20. lapino ( 22/09/2006 16:57)
ravakamalala, tena marina ny anao!!!!

Ny olana manko, raha vao maheno an'ilay teny hoe "soumise", tonga ny ao an-tsaina dia ohatra ny hoe misy vehivavy mandady, mitrosona sy mitrongy, dia ilay lehilahy mibaiko sy miandry azy miaraka amin'ny karavasy! Tonga dia lasa ohatra ny mieritreritra hoe ny lehilahy masika sy manandevo, tsy mba mihevitra izay hahasambatra ny vady aman-janany fa mitady ny hamono an'ireo ho an'ny fahasambaran'ny tenany manokana fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4991