vehivavy soumise
21. patrick2002
(
22/09/2006 22:11)
kally:
Izany hoe fametrahana ny hevitrareo lehilahy ho tsy azo kianina mihitsy ziany ry Patrick?
tsy misy hevitra tsy azo kianina izany ,ny hevitra rehetra dia misy lafi-ratsiny sy tsara avokoa, fa ilaina ny fanapaha-kevitra ,ka eo ny lehilahy no topony fanapaha-kevitra ,Ny tokatrano dia fiaraha-mietany lahy sy ny vavy, ary tsarovy fa ny lehilahy no premier responsable voalohany eo @ tokatrano ,tsy tokony hiraviravy tanana raha en danger ny tokatrano ohatra hanoanana ,aretina (marary ny ankizy),sns
22. patrick2002
(
22/09/2006 22:14)
fasaly:
sipagasy: ka zà mahalala sipa tena tsy hitako itsony zay lazaina azy fa zà no rombotra voalohany an!...
fa otran'ny tiany lay hoe femme soumise io tsy haiko hoe inona no tena mahatonga azy ho hoatra izay dia izay no hilazàko hoe fahafinaretana ho azy manokana angamba lay kou!
kally: marina litsy zany aky misy ny lehilahy tsy mba tia anreny vehivavy baikona izany fa de mahagaga anefa mbola misy io hatramin'izao an!
mba miaro ny tokatranony izy ry fasaly ah!
23. patrick2002
(
22/09/2006 22:37)
ravakamalala:
fa ilay ohatra nomen i patrick koa tsy tohanako, ilay hoe misy fanapahan kevitra raisin ilay lhl irery fa tsy iaraha midinika. de toutes facons, vitsy anie ny lhl tena tia ny vadiny no andeha haka fanapahan kevitra goavana ka tsy hi totaly ny hevitry ny vadiny e!
ka fanapaha-kevitra anie choix io eh! @ izay tianareo roa fa mahasambatra anareo, ilaina ny miara-midinika ,fa kosa ny fanapahana ny hevitra tsy maintsy raisina ,na eo @ fomba fitondrana ny fianakaviana ,na fiaraha-monina ,na fanabeazana ny ankizy na depense ao an-tokatrano,na fahafinaretana (vacanse, voyage )ilaina fanapahana foana izany ,mihaino ny fomba fijeriny Madame foana rangahy ,dia misaina tsara hany izy dia mandray fanapaha-kevitra avy eo.
Matetika anie tsy hitovy foana ny fomba fijeriny rangahy sy ramatoa ao an-tokatrano satria rangahy olon'ny saina ary ramatoa olon'ny fo ka eo ny olana.Nefa tsy maintsy ilaina ny fanapaha-kevitra na decision.
24. patrick2002
(
22/09/2006 23:10)
soanja:
patrick> Tsy hiady aminao intsony aho e. Fantatrao ny hevitro momba an'io.
Fasaly> Marina aky izany , tena misy vehivvay mihevitra fa io no idealy sady maka plaisir ilay resahandry mihitsy.
Atao ahona aky fa izay izany no fantany fa tsara koa. Rha maka tsirony amin'izany alo izy de mahafinaritra. Fa aza mba sendra ny lehilahy adala raha izany fa angamba mivadika slave sex ny raharaha. Ny ahy ny fahitako azy dia ao amin'ny lehilahy ny lakile ahitana ny fahasambarana. Tsara izy, milamina ny tanana. Ratsy izy rotaka be. Koa jereo tsara iza no hovadina.
Fangaha moa isika sy ianao efa niady:oops::oops:
Ka inona moa ny olana raha misy vehivavy maka plaisir amin'izany ,sahala @ olona votom-pinoana manaki-po amin'andrimanitra io kou ,ao ny sasany mifady kisoa ,ny sasany manao ampafolo-karena kou,mahazo fahafinaretana amin'izany izy.
Ka raha ato aminay lehilahy ary ny lakile ny fahasambarana inona no tsy hanekenareo ho etre soumise :-D:-D:-D misy contradiction anie izany teninao izany eh!
marina ilay hoe jereo tsara ny hovadina resa-behivavy moa izy ity nefa tsy maninona fa ,ho an'ny lehilahy izay mamaky eto dia mba jereo tsara ny vehivavy hovadina fa misy karazany roa ,ny iray taranaky eva ,ary ny iray taranaky maria ^:^^:^
25. soanja
(
22/09/2006 23:22)
patrick2002:

Afangaronao le izy ry Patrick. Ny hevitra no efa nampiadintsika indray mandeha iry tamin'ny resaka vehivavy fa tsy moba nisy inona niady tamintsika sy ianao. Sa ve fa za no tsy naharaka?:wink::wink:
Inona ary no mahasamihafa izany hevitra omeko izany ry Pat. Ao an-trano dia ny lehilahy no lohan'ny fiankaviana. Ka raha ny lehilahy no miteny hoe asehoy ny maha ianao ianao ry Soanja de sambatra aho fa raha izy kosa miteny mifanohatra amin'io dia izay no fijaliako. Noho izany dia any aminy ny lakilen'ny fahasambarako. Tsy sambatra aho raha tsy eo izy e.
Fa mino anefa aho fa tsy ilay faharoa no ho ekeko ho vady raha mbola eo ampifidianana aho satria iny indray zah mihitsy no manapaka sy mifidy azy.
26. vale
(
22/09/2006 23:30)
fasaly:
"etre soumise" ve otran'ny hoe vehivavy te ho vehivavy idealy manoloana ny vadiny e!:roll:
sa fitiavana fotsiny tsotra zao de aleo hoe soumise, izany hoe tiana lotra lay vady???
fasaly> ny tena idealy dia ilay hoe miara-mandidy sy miara-manapàka:wink: ny tena loza @ io dia matetika ny lhl mpanitsakitsaka sy mpampijaly no mitaky an'io vhv soumise io(jereo nge ny arabo ohatra, saika polygames aby, dia ny vadiny nefa an... hummmmm), na tiana aza ny vady mba asiana limity kosany kah!:roll:
27. vale
(
22/09/2006 23:34)
fasaly:Sssshhhh, Fasaly naive be reny, hoentin'ilay lhl ohatran'ny zazakely nefa matoa le lhl manao an'izay (matetika dia ao raha):lol:tsy mba zà koa alou no hanaiky ho femme soumise zany e, ny an'ilay rangah zay (arabo ihany koa) tena tsy menatra tsony izy fa notsatohany antsy ny lamosin'ilay ramatoa vadiny nefa eny an-dalambe, anjekaky ooo:{:{:{
soanja: ka ny fahitako azy ange otran'ny plaisir be n'ny vevavy soumise ireny no ho etre une femme soumise e! tsy haiko fa tena hitako hoe misy fahafinaretana be ao aminy lay izy ary mi convenir azy tsara mitsy ka io no tiko hanotaniana hoe te ho hatao hoe vehivavy idealy manolona ny vadiny ve izy????
28. vale
(
22/09/2006 23:44)
patrick> tena tsy dakôro @ hevitrao eo ambony io zà:lol:raha zaho aloha rehefa mandidy gateau @ mariazy iny (rehefa tonga izany fotoana izany) dia ny ahy teneniko mihintsy hoe le hoe" miara-mandidy sy miara-manapàka" no tiako fa tsy le hoe"jesosy no mandidy ny tokantranonay" ,io manko azo atao fanampiny fa le voalohany kosa aloha tena tsy ratsy e,:lol: misaotra an'zay namorona an'io hevitra io:^):wink:
29. patrick2002
(
23/09/2006 00:16)
vale: ny olana nie hoa aminao dia ilay fomba fijeriny vehivavy sy lahy ao an-tokatrano tsy mitovy eh!Ny lahy olon'ny saina ,ary ny vavy olon'ny fo,matetika ny fanapaha-kevitry ny vehivavy dia izay hahazoan'ny fony manodidina foana oh tsara fanahy,tsara tarehy ,mahafinaritra ,mahay ,sns ary jereo ireny bandy mpandoka sipa ireny, fa tena tonga dia roboka foana ny sipa ,fa ny an'ny lehilahy tonga dia ilay ristourne foana ,raha hanao an'ity izaho inona no mety tamberin'izay ,izay no mahatonga ny vehivavy hiteny hoe tia-tena ny lehilahy.
Ka tsara ny miara-manapaka sy miara-mandidy fa matetika ilay hevitra tsy misy marimaritra iraisana mihintsy, dia tsy maintsy maka choix ianao hoe hevitry rangahy sa ramatoa .Ny ahy dia hevitry rangahy satria izy no loham-pianakaviana.

30. vale
(
23/09/2006 00:23)
patrick: eny e:wink:, hevitr'i rangahy aloha satria izy no lohany , marina izany, fa tokony mba resahina @ rtoa mialohan'ny handray fanampahan-kevitra farafaratsiny, fa misy nge ny lhl sasany mihevitra ilay vhv hoe eo ambany fahefany dia tsy mila hanontaniana akory na...,dia indray2 koa ny lhl mety mi-se tromper @ fakàna décision iray donky eo no hilaina an'ilay fiarahana miresaka;-)
31. fasaly
(
23/09/2006 07:43)
vale:
fa misy nge ny lhl sasany mihevitra ilay vhv hoe eo ambany fahefany dia tsy mila hanontaniana akory na...,dia indray2 koa ny lhl mety mi-se tromper @ fakàna décision iray donky eo no hilaina an'ilay fiarahana miresaka;-)
ié marina litsy io vale; lazaiko ohatra fotsiny, ohatra zao raha te hividy aknajo lay sipa am lay cas hitako io, de tsy maintsy miaraka lay rangahy ka i rangahy no manapa-kevitra farany am akanjo hovidiana ho andramatoa:x mora be ilay miteny fa ny tena réalité am fianana momban'ny vehivavy soumise de tena mahalasa adala ny miheritreritra azy raha zà manokana8) pitsopitsony fotsiny zany fa indrindra fa ny mikasika ny fiainana andavan'andro de asa fotsiny, zà kalou tsy maazàka e! fa bon! tsara rehefa lmisy vehivavy mahatsiaro fahafinaretana ao main'lay izy:P8)
32. pissoa
(
23/09/2006 07:59)
patrick, olona roa matetika manana hevitra tsisy marimaritra iraisana izany ve dia mivady? :roll:
Ny fanapahan-kevitra ihany koa anie ka mbola hevitra e ... ary
Marina ny tenin'i ravaka, fa saingy ny vadiana dia *olona* ihany ; izany hoe tsy Dieu, tsy perfect ary tsy robot. :-D:-D:-D Noho izany zah tsy afaka miresaka "soumission" "absolue" amin'ny fanapahan-kevitra raisin'ny lehilahy ...
Ny fanapahan-kevitra ihany koa anie ka mbola hevitra e ... ary
tsy misy hevitra tsy azo kianina izany:roll::-D:-D:-D
Marina ny tenin'i ravaka, fa saingy ny vadiana dia *olona* ihany ; izany hoe tsy Dieu, tsy perfect ary tsy robot. :-D:-D:-D Noho izany zah tsy afaka miresaka "soumission" "absolue" amin'ny fanapahan-kevitra raisin'ny lehilahy ...
33. diamondra27
(
23/09/2006 09:03)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 22-09-2006 14:16:38
Lohateny : Re : vehivavy soumise
amiko aloha toetra nametrahana ny vehivavy ny tokony hi soumettre @ vadiny ,DIDIN'ANDRIMANITRA IO EPHESIENS 5:22 Que les femmes soient soumises a leurs maris comme au seigneur, parce que le mari est le chef de sa femme comme le Christ aussi est chef de l'eglise.
Io dia lalanan'ny fiaraha-monina sahala @ hoe lehilahy no natao hikoty vehivavy fa tsy vehivavy no mikoty lehilahy (nisy dinika an'izay vao tsy ela akory izay).
NY hevitr'ilay soumises no samy manana ny handraisan'nyu azy ao no mieritreritra fa ,fanalikana ny sasany fanangejana sns,samy milaza izay sai-patany eo ny andriambavilanitra mievi-tena ho MODERNE SY CIVILISÉ ary diplomé rehetra
Ny soumettre tsy midika akory hoe tsy azo asina ny discussion, nahoe fanapenam-bava non non et non.
afaka mitondra izay hevitrao eo ianao ,fa izay fanapaha-kevitr'ilay rangahy eo izay no hiarahana mizaka oh: hividy trano ny mpivady , raikitra ny ady hevitra hanao pret bancaire dia hividy trano ,sa hanofa eto foana ,samy misy lafi-ratsiny sy tsara avokoa ireo, rehefa rangahy no miteny hoe andao hividy trano ,manao pret bancaire ,dia aloha ny interet ny banky , dia iarahana mizaka ny consequence rehetra an'izay decision izay ,fa tsy hiala rehefa avy eo madame hoe fanapaha-kevitrao manokana io ka zakao eo ny vokany
Ny etre soumise izany amiko dia vehivavy mipetraka @ TOERANA MAHA-VEHIVAVY AZY :IZAY RENY LOHARANON'AINA,IZAY MITONDRA HERY HO ANAY LEHILAHY
tsy haiko na isy hiteny indray hoe fitiava-tena izany
d'accord 100%, azoko tsara ny tianao lazaina
ary misy vhv tsy mety mi-soumises ato izany an!
tsy midika akory izany hoe:tsy misy hasiny ny vhv fa miara-midinika hoy i patrick dia rangahy no tompon-teny farany.
Raha efa civilisée tokoa moa ianao izany dia azonao atao ny tsy mi-soumise fa de mahavita-tena tsy mila hevi-dehilahy intsony.
Tadidio fa ny lahy no lohan'ny vavy ary tokony hipetraka @ toerany avy ny tsirairay fa tsy hitomany hoe: za no hanapaka ny tokantrano nefa ianao vhv.
Imaginer-o hoe: raha mananjanaka ianao ka hitan'ny zanakao io hoe: Mme zany be commande an'i Ramose de hisy fiatraikany @ le zaza iny any aoriana any.
35. sipagasy
(
23/09/2006 11:23)
inona no iarahana midinika raha ho i rangahy ny ho tompon-teny farany???? tsy hitako e!!!
oadray ny lahy no lohan'ny vavy???? taloha izany samy manana ny lohany io, na dia tsy tena izay loatra aza ny fiteny fa hoe ny lahy no alohan'ny vavy,
fa nahoana no ho i ramose ihany iznay no hahazo "hikomandy" an'i madama???? hihihihih hafa kely..
mmhhh akanjo anaovako ve dia mbola hierako @ i ramose??? mmhhh na dia hoe tsy miasa aza aho???fa izy no mampidi-bola mmhhh

36. fasaly
(
23/09/2006 11:23)
de tsy haiko ry reto fa raha entina milamina tsy mis hoe izà no manapaka ny hevitra fa hatao hevitry ny mpivady miaraka lay izy de tena metytsara koa ! ary tsy hitako ny olana, fa ny vevavy ankitriny efa betsaka tsy manaiky ary tsy manaraka tsony ny fitondran'ny lehilahy ny vevhivavy otran'ny fomba taloha ka miteraka olana be am tokatrano izany....
ka raka ny voalzan'i soanja hoe fidio tsara sy fantaro tsara alou ny vady hovadiana:°):°)mba tsy hisian'ny olona rehefa tena tafiditra am lalina kokoa....samy manana ny safidiny fa arabaina zay vevavy mbola tena mankafy anlay etre soumise am lafiny rehetra:°)

38. xxx
(
23/09/2006 12:30)
Ilay hoe Andriamanitra : soumission absolue ? Fa iza ny andriamanitrareo ry reto sao tsy mitovy amin'ny ahy, ny ahy mantsy Izy fitiavana dia manana safidy aho, koa raha ny Andriamanitro aza toy izay, ahoana no tokony ataoko izany amin'ny vady ??????
39. vale
(
23/09/2006 13:30)
fasaly: marina be mintsy zany,ohatra ny hoe tsy mba manana safdiy zany le vhv fa de ze ataon'le lhl de arahiny doly :?, tena misy manao an'izany mintsy, tsy tiko ny look otsan'zao eee, patati sy voanjobory:-D:-D, dia tsy mba zay mahafaly le vhv tsony no mba hataony fa ze tian'le lhl foana, koh rah'tsy in koh(zany manjary lasa egoisme be ftsn zao:twisted::-D:-D:°))
40. fasaly
(
23/09/2006 13:41)
kompliké be lay fiainana ndraindray wa eeeeee!:wink:
raha etina am normaly nefa tena tsara mitsy...tsy asina an'io hoe ny lehilahy no lohany ny lahilahy no topon'ny teny farany, aeo revena manja samy irery ny fiainana raha izany:°):-D
sopagasy: tena cas marina hitako io an! ary tsy io ihany hoe resaka akanjo vidina fa pitsony io fa na ny resaka sakafo vidina na fandrahoankanina hoe ohatra vary ray kapoaka ihany no hatao ohatra fotsiny zany..... i ramose ihany no mandidy ao andakozia ao nefaramatoa no mahandro sy manokona:roll::roll: loza mitsy eeeee!
fa tsoriko eto alou fa tsy mampidi bola ramatoa amzany ka izay angamba no antony e! asa anefa:?