vehivavy soumise
41. patrick2002
(
24/09/2006 02:15)
ah zalahy :!:manahirana ny miresaka an'ireto vehivavy moderne ireto,ka nadia efa reraky ny niasa aza dia hamaly kely aloha !
misaotra aloha fa tsy nisy namaly hoe :fa izahay vehivavy izany tsisy saina @ patrick ah! t@ ilay teniko tery ambony hoe ny lahy olon'ny saina ny vehivavy olon'ny Fo .aoka aloha hazava fa ny etre soumise aza havadika hoe tarihana ohatry ny omby ny vehivavy toa mivaona ny resan-tsika izany, io efa hita sahady fa enti-po daholo ny vehivavy ,amby horohako tsirairay daholo izay mety :-*:-*

42. patrick2002
(
24/09/2006 02:35)
sipagasy:
inona no iarahana midinika raha ho i rangahy ny ho tompon-teny farany???? tsy hitako e!!!
oadray ny lahy no lohan'ny vavy???? taloha izany samy manana ny lohany io, na dia tsy tena izay loatra aza ny fiteny fa hoe ny lahy no alohan'ny vavy,
fa nahoana no ho i ramose ihany iznay no hahazo "hikomandy" an'i madama???? hihihihih hafa kely..
mmhhh akanjo anaovako ve dia mbola hierako @ i ramose??? mmhhh na dia hoe tsy miasa aza aho???fa izy no mampidi-bola mmhhh
ilaina ny fiaraha-midinika ry sipagasy ah! mety misy hevitra tsy takatry ny rangahy teo ,dia teneninao izy hoe ,izao anie cherie eh! :-$ dia hoy rangahy hoe hay moa, dia milamina ny kozy.:*
43. patrick2002
(
24/09/2006 03:17)
fasaly:
kompliké be lay fiainana ndraindray wa eeeeee!:wink:
raha etina am normaly nefa tena tsara mitsy...tsy asina an\'io hoe ny lehilahy no lohany ny lahilahy no topon\'ny teny farany, aeo revena manja samy irery ny fiainana raha izany:°):-D
sopagasy: tena cas marina hitako io an! ary tsy io ihany hoe resaka akanjo vidina fa pitsony io fa na ny resaka sakafo vidina na fandrahoankanina hoe ohatra vary ray kapoaka ihany no hatao ohatra fotsiny zany..... i ramose ihany no mandidy ao andakozia ao nefaramatoa no mahandro sy manokona:roll::roll: loza mitsy eeeee!
fa tsoriko eto alou fa tsy mampidi bola ramatoa amzany ka izay angamba no antony e! asa anefa:?
ie tena compliquer mihintsy aloha ilay izy ,kanefa jereo ny fiainan\'ny olona any @ pays scandinave ,norvege ,suede , danemark ,efa lasa lavitra ny any raha ny fahalalahan\'ny vehivavy no resahina inona no zava-misy ,manjary irresponsable ny lehilahy ,samy manana ny fahalalahany ao an-tokatrano ,ny hofatrano mizara 2 samy mandoa atsasany ,torak\'izany ny telephone ,electricité,etc handeha hanao vacanses ,ramatoa te handeha any afrique ,rangahy te hoany asie ,samy manana ny lalany izany ,izany ve ilay hoe revena manja:roll: .
Ny ahy no hitako ireny bandy tena mamela ny vadiny halalaka ireny ,bandy irresponsable ,izay aloha ny rehetra hitako.
Ny zavatra tena tsy takatry ny saiko dia :nikoty anao ilay bandy ,afaka nisafidy ianao hoe oui ou non ,nanaiky hiaraka ianareo nisy fitiavana tao ,avy eo ianareo mi se douter ,rehefa teneniny vadinareo na ny sipanareo hoe zao atao ,tsy mety mi-soumises :roll::roll:
nisy niteny tery ambony hoe slave na sex ny bandy mi soumises sipa, nefa raha dinihana amiko tena ilay sipa tsy mety mi-soumise mihintsy @ vadiny no slave na sex izany hoe tena ilay kitozanao iny fotsiny anie no hiarahako aminao eh! :-D:-D
Aiza ilay fitiavana raha ohatra ka tsy hi soumises @ vadinao ianao,izany hoe tsy hatokisanao anie izany ny heviny eh!
44. soanja
(
24/09/2006 04:46)
patrick a, ny fahitako anao alo de tsy mahatoky ny hatsaran'ny fahendreny vehivavy ianao. Raha izay koa no hanampiana ny fahaizany dia izany ka lafatra.
Ny vehivavy de efa natoky efa ela ny lehilahy matoa izy no miandry kotina sy ny lehilahy no mitondra ny hevitra matetika vao manomboka zavatra, fa raha matoky ianao fa ny vehivavy koa dia fanampiny tsara amin'izay fanantontosana ny fiainana ho tsara izay ka hainao tsara ny mizara andraikitra aminy , zany hoe izy maka ny initiatives dia hitanao fa hilamina kokoa ny fiainana.

45. sipagasy
(
24/09/2006 06:53)
...... hoy i Patrick 2002 etsy ambony....Ny ahy no hitako ireny bandy tena mamela ny vadiny halalaka ireny ,bandy irresponsable ,izay aloha ny rehetra hitako......
mmhhh irresponsable @ inona moa izany??? tsy azoko, aminao izany ny vavy dia natao hanara-panjaitra fotsiny????
hoy ihany koa ianao, hoe:........ie tena compliquer mihintsy aloha ilay izy ,kanefa jereo ny fiainan'ny olona any @ pays scandinave ,norvege ,suede , danemark ,efa lasa lavitra ny any raha ny fahalalahan'ny vehivavy no resahina inona no zava-misy ,manjary irresponsable ny lehilahy ,samy manana ny fahalalahany ao an-tokatrano ,ny hofatrano mizara 2 samy mandoa atsasany ,torak'izany ny telephone ,electricité,etc handeha hanao vacanses ,ramatoa te handeha any afrique ,rangahy te hoany asie ,samy manana ny lalany izany ,izany ve ilay hoe revena manja ...........
fa aiza ianao izao eto @ ity tany ity ny hahita lehilahy mendrika ny ho deraina?? tahaka ny any @ ireo tany ireo??? ry zareo any mantsy dia ny lehilahy no mikarakara sy mitaiza ny zaza fa i ramatoa kosa miasa, any koa dia ny 2/3n'ny olona hitanao eny @ parc ho an'ny ankizy madinika dia raim-pianakaviana daholo!!!!! mba rahoviana ny lehilahy gasy ny ho tahaka izany??????hikarakara zaza, hanolo couche hiantsena sns tsy hay voatanisa atao ao an-tokantrano ao??? tsy haiko aloha e! toa hanonofy ihany izahay sipa gasy @ bandy gasy e! hihihihihih

46. fasaly
(
24/09/2006 06:59)
patrick: lay hoe revena manja tiko lazaina ange tsy izany resaka samy maka ho azy sy samy manao zay tiany zany mintsy e!, eo indrindra tsika zao, ny tiko lazaina de mba tsy hisian'ny olana be ao antokatrano de tsy asiana sefo na lohany am resaka mpivady, fa asiana dinika, dialogy foana ny zavatra hatao de zay hevitra tsara tapaka no tapahina, fa ny an'i toi nge tetsy ambony hoe: ny rangahy no tompon'ny teny farany e!:wink::°) de tsisy dikany ny hifampiresahina sy hanapahana ny dinika hatao raha izany, asiana ny marimaritra iraisana entre ny roa tonta de ekeko:wink:
Lay resaka facture zaraian sy hofatrano ndray tsisy hidirinan'ny hoe vehivavy soumise, fa iny ndray zay metimety am lay mpivady ka raha otrzay aza ny fomba fifampizarànjareo ny depenses ao antokatrano kosa maninona e! ny fiainan'ny mpivady anie à 2 e! noho izany hifampizaràna ny rehetra:wink:

48. sipagasy
(
24/09/2006 08:39)
mmhhh, ...mifampizara ny "dépenses" ao an-trano.... inona moa ny olana raha samy miasa ny mpivady?? na ny mpiray trano?? eny fa na ianao zanaka mipetraka ao @ ray aman-dreninao aza ka miasa tokony mba hanome ny tokony mba ho anjara birikinao ianao fa tsy miandry ny ho tolorana fotsiny kosa...
49. fasaly
(
24/09/2006 08:53)
patrick2002:
Aiza ilay fitiavana raha ohatra ka tsy hi soumises @ vadinao ianao,izany hoe tsy hatokisanao anie izany ny heviny eh!
tsy voatery hoe tsy maintsy soumises am rangahy vao hatao hoe manana fitiavana azy sy ny hoe manana fitokisana am heviny....
afaka manome fitiavana à 200/100 sans etre soumise patrick a!!!
torakizay kou ny lehilahy....
ny fahatokisana ny hevin'i lahilahy indray dia tsy voatery ny hevitiry ny lehilahy iany no tsara sy mahomby ndraindray fa mety ny hevitry ny vehivavy no tena tsara ohatra.....de zay no antony hifamiresahina sy hiarahana mamabadiabadika hevitra miaraka, decision à 2 fa tsy hoe ny hevitry rangahy no tena izy na dia hita fa tsy mety zao aza kou!
Ka zay no hataoko hoe kompliké be!
Ny fahitako an'i patrick eto dia ny manamaivana ny vehivavy am lafin'ny rehetra mitsy, lay hoe tsy mitovy zo ny vavy sy ny lahy fa ny vavy tsy maintsy manaiky foana o toran'ny zazakely:wink:
50. nolalaina
(
24/09/2006 09:22)
simplex:
Soumise zany @ le hoe mi-executer fotsiny izy fa tsy mitondra hevitra mintsy, Discussion=0. Manaiky izay tenen'ilay vadiny.
51. fasaly
(
24/09/2006 09:41)
simplex:
Za manokana aloha tsy tia an'izany vehivavy manaiky atao soumise zany e. Ny vady natao hanohana fa indrindra natao hanitsy izay lesoka eo @ vadiny kou. Tsy mendrika ny taon-jato faha 21 zany...
:-*:-*
hummmm! mahafinaritra refa mba misy otrzany lay lehilahy:wink::-*
hihihi! marina mitsy fa efa depasser zany toe-javatra izany amin'ziao eny na dia mbola misy ny hianjadiany azae!
52. patrick2002
(
24/09/2006 10:27)
sipagasy:ka raha ny lehilahy scandinavien no lehilahy modely aminao ,mba alaho izaho ho vadinao ,fa izany mihintsy no efa tadiaviko hoe ,mba rahoviana izaho vao mba hijanona ,hikarakara tokatrano ohatry ny vehivavy ,fa efa leo an'ity hazakazaka lava ity ,tsy maintsy miasa na tina na tsy tiana ,::[b]mba mi-soumise @ chef d'entreprise ,fa sao dia tsy misy mpitia kou![/b] :wink::wink: mba halaho izaho ho vadinao ,fa hanaovako menu milay be ianao ,tezaiko tsara ny zanakao ,hateriko sy halaiko ianao any ampiasana ary madio mtsara ny ao an-trano hataoko mangilatra hatrany @ salle de bain :P:P ary pasoko tsara ny akanjonao, tandremo, nefa fa izaho mila elegant rehefa mivoaka ,fa sao dia ataon'olona hoe nanafatra piasa tany canada i sipagasy ,izay fotsiny no fangatahako fa milay izany bandy modely aminao izany.:-D:-D
54. sipagasy
(
24/09/2006 13:14)
toran'ny hehy tampoka mihintsy aho ry patrick aminao kannnn,
ny ao an-trano anie dia iarahana misalahy e! fa tsy natao hisy "soumission" na @ lahy na @ vavy e!.......
ny ao an-trano anie dia iarahana misalahy e! fa tsy natao hisy "soumission" na @ lahy na @ vavy e!.......
55. xxx
(
24/09/2006 14:31)
:arrow::(:?:cry::x:twisted:tsy hitako miitsy zé blèm @zany.samy manana ny tiana ny olona rehetr ohatra misy lehila tia vehivavy miloko mainty na fotsy, revy samy manana ny azyé
56. manantsoa
(
24/09/2006 14:31)
Sitra-po ilay izy e.
Misy milaza fa fampijaliana ny vehivavy .Izaho kosa milaza fa tena ilay vehivavy mihitsy no mankasitraka ilay izy.
Misy milaza fa fampijaliana ny vehivavy .Izaho kosa milaza fa tena ilay vehivavy mihitsy no mankasitraka ilay izy.
57. fasaly
(
24/09/2006 14:58)
manantsoa: ka zay indrindra no nilazako hoe misy mandray anlay soumission ho fahafinaretana ao aminy....na mahatsiaro mijaly aza izy de otran'ny fahafinaretana aminy lay izy, ny saina mintsy no voa:°)
xxx: mety tsy blem aminao fa blem am sipa moderne:wink::P8)
xxx: mety tsy blem aminao fa blem am sipa moderne:wink::P8)
58. vale
(
24/09/2006 22:23)
manantsoa: k'hita hoà:roll:, sitra-pony le izy,:-D:-D:-D :lol::oops:, misy raha latera ozy le ol ray zay :?
59. Lilie
(
24/09/2006 23:32)
Miankina indrindra tamin\'ny fitaizan\'ny ray aman-dreny ny zanany na lehilahy na vehivavy io. Rehefa nozarina handray andraikitra,nanao raharaha sy nomena fahaleovan-tena ary tia nifanampy ny zanany tamin\'ny fahazazany dia mandeha ho azy ny azy roa any an-tokan-trano izay hahoriny. Nahay nifampihaino sy nifanaja izany ny RAD sy ny zanaka.
Raha ohatra kosa ka olona tsy nandray ravin-dena ilay lahy na vavy( ny reniny foana no nikarakara azy na dia ny fifohazany isaky ny maraina aza, nandroso ny sakafo fa tsy mba nandray anjara mihitsy ilay zaza tany @ RADniny.)Somary sahirana izay ho vadiny eo @ io lafiny io. Sahirana izy satria raha hiteraka ry zareo, handray ny zanany aza dia mety hampatahotra azy; sao folaka hono e...!Anjaran\'ny lahy sy ny vavy no mamantatra izay kileman\'ny vadiny.Mitarika azy @ teny malefaka hiaraka hahandro sakafo ohatra.Ianao mahandro eo, izy kosa mijery sady mampiresaka. Rehefa @ manaraka dia izy indray mahandro ka na inona na inona masaka eo dia mila fankasitrahana izy. Tsy mandoka be fahantany anefa fa misaotra ny sakafo vita ary mila mitandrina manitsy ny fomba fahandrony ho tsara kokoa.Raha nasianao hanitra kely izao ity dia aoka fotsiny...Mba omeo rano io zaza io fa feno savony ny tanako, azafady. Raha milaza izy fa tsy mahay dia atoroy am-pitiavana. Taritina tsikelikely amin\'ny zavatra rehetra e! Rehefa manao izy dia mahatsapa fa tsy mora ny fikarakarana tokan-trano ka tsy hisy ny fanomezan-tsiny. Mitombo ny fifankatiavan\'ny mpivady ary mahafinaritra ny mifanampy dia mandeha ho azy koa ny fifanakalozan-kevitra. Sambatra ny ankizy fa tsy maheno ady na gidragidra. Izany hoe:\"raha misy resaka tsy fifankahazoana dia tsy miresaka eo imason\'ny ankizy mihitsy. Rehefa azo antoka fa matory daholo ny ankizy rehetra dia miresaka milamina ao am-pandriana amin\'izay ny mpivady. Atao izay hifandaminana sy hahazoana ny marimaritra hiraisana dia matory amin\'izay\". Izay no fiainan\'ny RAD ary tohizako izay fantatro fa tsara. Tsy misy mpivady tsy mifamaly, saingy aza atao tra-maraina.
60. patrick2002
(
25/09/2006 01:58)
Maty aho zalahy, mba ampianareo izaho fa ataon'ny vehivavy angaredona aho ato,:oops::oops:
Ka rehefa niandry izaho dia betsaka ny couriel azoko ry zavavy ,fa tena tsy afaka miditra amin'ity forum ,ity hono ny bandy rehetra fa mbola misy ,sipa kandraniny ato ah! ka izaho irery izany no hamaly anareo rehetra ,:-D:-D:-D