Lamina voajanahary ahoana ry Patrick a?:wink::wink:
ka efa hoe lamina voajanahary kou ! soanja ve mody tsy mahazo resaka eh!
Mbola hanazava indray ary izaho eh!jereo tsara ny karazam-pinoana rehetra misy (izay hitako aloha) eto amboniny tany fa mametraka foana fa tokony hi soumise ny vehivavy raiso ny baiboly ,avadiho ny coran (islam),mamakia Torah (judaisme), raiso ny veda (boudhiste), dia ho hitanao fa mitovy daholo no lazainy ,Contre la violence,presse l'amour..Ny tsy mampitovy antsika dia helohinareo ny lehilahy fa violent rehefa mba miteny ny vadiny hoe tokony hi soumise :roll::roll: izahay dia ny soumettre teo @ ray amandreninay ,fa tsy miteny izahay fa violent izy ,nefa tena misy azonay kianina tanteraka ny fitaizany anay l'amour de Maman c'est plus beau du tout ^:^^:^
Rehefa misy anreny rehefa mamaky baiboly aho na boky hafa toy ny coran sy ny finoana hafa sns dia tomga de dinganiko dia pejy hafa indray vakiako tsara. Satria fantatro fa lehilahy le nanoratra azy.:wink::wink: Tsy inoako mihitsy hoe Andriamanitra le tia ahy be io de hisaina toy izay fa mety le ol nanoratra no mba nentanimpo hanoratra izay fahitany azy.