vehivavy soumise

61. patrick2002 ( 25/09/2006 02:29)
soanja:

patrick a, ny fahitako anao alo de tsy mahatoky ny hatsaran'ny fahendreny vehivavy ianao. Raha izay koa no hanampiana ny fahaizany dia izany ka lafatra.
Ny vehivavy de efa natoky efa ela ny lehilahy matoa izy no miandry kotina sy ny lehilahy no mitondra ny hevitra matetika vao manomboka zavatra, fa raha matoky ianao fa ny vehivavy koa dia fanampiny tsara amin'izay fanantontosana ny fiainana ho tsara izay ka hainao tsara ny mizara andraikitra aminy , zany hoe izy maka ny initiatives dia hitanao fa hilamina kokoa ny fiainana.

soanja ,fasaly: raha ny fiheverako ny vehivavy dia miombo-kevitra tanteraka izaho hoe homena ny vehivavy ny fahalalahana ara-tsaina ,ary izay zao vanim-potoana ny taon-jato faha 20 et 21 ,hiainantsika izao ,tsy mety intsony zany vehivavy natao hiteraka 7,8,9 izany,tokony handrato fianarana ny vehivavy, afaka miasa izy ,fa tsy natao ho ao antrano fotsiny, fa ... fa ... izaho kosa anefany ny lamina ao antokatrano dia hoe ny lahy no lohan'ny vavy ,iny amiko ah! dia lamina voa-janahary tsy tokony kitihina, sahala @ hoe ny zanaka natao hiaino ny ray amandreny:lol::lol: ka eo indrindra no tsy hatokisako ny fahendren'ny vehivavy maro satria ,mihevitra izy ireo fa efa nahomby tany @ fandrosoana ara-tsaina dia mitaky anjara toerana vaovao ao an-tokatrano ,tsy tokony hanaraka ny tenin'ny vadiny ,mba izy vehivavy koa afaka mibaiko ny vadiny .tsia tsia ,tsia hoy izaho .
Ary hiarahana mahita ny vokany fa mitombo lava isan'andro ny fisaraham-panambadiana ,mandroso ara-materialy ny zanak'olombelona fa miemotra ara-panahy hoy ny Pape Benoit 16 indrisy indrisy, desolé ,it's pitty :cry::cry:
Izaho tafaresaka amin'ny namana bandy @ fomba fitondrana vehivavy ,dia samy miara-miaiky hoe ilaina ny fahalalahana ara-tsain'ny vehivavy ,fa rehefa avy eo mifanipaka ny hevitray hoe tokony homena anjara toerana vaovao ny vehivavy,satria efa foto-pisainana vaovao ,dia misy moa milaza hoe tsy zara ve izy hanapaka amin'izay manala ny fardeau-ko.
62. patrick2002 ( 25/09/2006 02:40)
fasaly :ka ny tsy hanekeko an'ilay revena manja anao anie dia: ilay tokatrano mba misy lalana hizorana hoe handeha ho ary na hoentina makatsy ,fa tsy hoe revy de sex de mi-dance :-D:-D:-D, ka ahoana ary no tsy hasina ny pilote ,dia misy ny co-pilote ,biby tsy manandoha tsy mandeha hoy ny taolo ,ka raha biby manana loha anakiroa izay no antsoina hoe dragon :P:P
63. fasaly ( 25/09/2006 05:53)
lilie: tsy azonjy angamba lay sizé:wink::wink: tsy hoe fifanampiana am rahraha ao antonkatrano ny resaka fa momba ny vehivavy soumise na lehilahy "macho":wink::wink::-*
64. fasaly ( 25/09/2006 06:05)
patrick: lay filazanao azy mitsy hoe ny lehilahy lohany ary ny vehivavy tsy maintsy manaraka io no manelingelina e! raha tsy asina lohany fa sam hirahamanapaka ny rehetra de dakaoro be zà fa io no tene manelingelina ahy mafy:wink: tsy fanekena hoe ny lehilahy no lohany tsy midika hoe tsy hanaraka ny heviny raha mitombina sy mahobmy ny heviny, fa lay hoe lohany de zay lazainy eo ihany no tanterahina na ny vavy aza no manana ny hevitra mahobmy no tena tssss:x grrrrrr:-D
tsotra ihany patrick a! tsy misy chef mpibaiko zany eo am mpivady amiko, satria ny an'i toi de ny lahy foana no mibaiko fa ny vavytsy mibaiko hoy enao etsy ambony.....
tsy misy mpibaiko zany fa entina mitondra miaraka ampitiavana be lay tokatrano e!:wink: tsy mahafatifaty beuh ve zany ozy toi:?::°) tsy misy forcing satria lay baikoina mahatsiro ho frocé na am ataony:wink:
65. diamondra27 ( 25/09/2006 12:17)
ka tsy ny lehilahy ve no atao hoe: Chef de famille aminareo sa le vehivavy e!

de bon! na tianareo na tsy tiana de tsy maintsy io foana no reconnu @ société.

Ny vehivavy dia maîtresse de maison, manjaka @ rehetra ao antokatrano.

Que chacun reste à sa place, fa zany hoe: resaka tiana hatavy ny sisa.

soumise tsy midika akory hoe: atao an'izao de manaiky fa hoe! mba mihaino ny tenin'ilay lhl, tsy macho akory izy @izany fa raha didijadona de ié tsy d'accord aho.
66. fasaly ( 25/09/2006 12:32)
hummmmm! diam ka ny vevavy soumise tsy manjaka ao antokatrano mitsy fa lay rangahy foana no manjaka am rehetra fa i ramatoa manatanteraka zay lazaina rehetra n'in 'nin......an an an ! tsary voako kosa zany......
fomba filazàna azy ny hoe ny lehilahy no chef de famille fa tsy izay akory no midika fa hi domine andramatoa am rehetra lay rangahy, misy ny vehivbavy soumise ka fa ny fanotaniko tetsy ambony hoe te hatao hoe idealy ve izy amzany na de efa hitany fa tsy ho zakany itsony lay situation misy....de heretana ihany:wink::wink:
67. patrick2002 ( 26/09/2006 02:26)
ah ah ah ! tsy resaka fanjakazakana kosa aloha amiko raha miteny izaho hoe izaho no lohany eh!
ianaho mety miasa aman'olona misy chef nao ,ao na directeur ,na PDG ,tsy haiko izay lamina any ampiasananao any, fangaha moa izy tsy mihaino anaho, na dia secretaire ny aza ianaho mety mangataka hevitra any aminao aza izy hoe ahoana ny hi rediger-na texte ohatry ny itsy fa misy demande hataho, izany tsy midika fa ny secretaire no mitantana ny entreprise akory,
Sahala amin'izany ny chauffeur ,izy no mikarakara ny entretien ny automobile ,fa miera any @ topony aloha ,vao manao reparation, ary tena ampitiavana daholo izany ry fasaly ah!.
Tsy haiko ianareo ,fa izahay dia nisy ray amandreny nitaiza ,tsy afaka manao inona fa mila miera ,fa convaincu ,tateraka izaho amin'izaho fa tena tia anahy ny ray amandreninay, nefa kapoka hazonay ,ny rehetra .
68. patrick2002 ( 26/09/2006 02:34)
Fasaly: fa ny vehivavy soumise=lehilahy macho eh!
ohatry ny miditra indray ilay lehilahy macho:?:
vehivavy soumise izaho no resaka.
69. patrick2002 ( 26/09/2006 03:30)
soanja:

patrick a, ny fahitako anao alo de tsy mahatoky ny hatsaran\'ny fahendreny vehivavy ianao. Raha izay koa no hanampiana ny fahaizany dia izany ka lafatra.
Ny vehivavy de efa natoky efa ela ny lehilahy matoa izy no miandry kotina sy ny lehilahy no mitondra ny hevitra matetika vao manomboka zavatra, fa raha matoky ianao fa ny vehivavy koa dia fanampiny tsara amin\'izay fanantontosana ny fiainana ho tsara izay ka hainao tsara ny mizara andraikitra aminy , zany hoe izy maka ny initiatives dia hitanao fa hilamina kokoa ny fiainana.

Mbola haveriko eto indray fa matoa ny fiainany lehilahy lavorary sy tomombana dia tao ny vehivavy .
Zava-dehibe amiko izany ,
dia tohizanao ilay teny hoe: NY fahaizana mizara andraikitra no antoky ny fanantontosana ny fiainana ho tsara dia miombonkevitra tanteraka aminao izaho :fa ny mampifanolana antsika anie dia eo @ izay andraikitry ny vehivavy izay eh! izaho miteny fa andraikitry ny vehivavy no mi-soumise @ vadiny (,izany hoe manaiky an\'ny lehilahy) i9anareo vehivavy miteny hoe non,Izaho miteny hoe andraikitray lehilahy no manapaka ianareo miteny hoe miara-manapaka:roll::roll:
Je repete encore deux fois fa : Tsy ho lasa ho homme d\'Etat fotsiny ny lehilahy iray raha tsy tao ny heriny vadiny, jereo ohatra i Ratsiraka Didier ,iza moa i Celine Ratsiraka? jereo i Zafy Albert ,iza moa i Therese Zafy? ary jereo i Bill Clinton ,iza moa i Hillary clinton ? etre senatrice americaine , nanao hadalana ny vadiny ren\'ity monde entier ity ,fa mbola niteny izy hoe je te pardonne ,ni-soumise izy ,:lol::lol:mipetraka @ maha vehivavy azy.Ary mbola misy ilay teny anaty baiboly hoe MBA HOMEO VEHIVAVY HENDRY IZAHO HANORENAKO FIRENENA VANONA, (tsy haiko na davida no niteny anio, na i salomon )
Ny fizarana andraikitra amiko dia ny vehivavy mipetraka @ maha vehivavy azy manoro hevitra ,mamolavola ,ny lehilahy kosa mihaino an\'i ramatoa ,miady hevitra dia manapaka ,am-pitiavana daholo izany.
Ny fahitako an\'ilay probleme ,dia andraikitra efa eo @ lehilahy ,no tadiaviny vehivavy halaina ,fanapahana ny ao an-tokatrano,tsy fanekena be fahantany ny hevitry ny lehilahy.izany hoe ilay tanjaky ny vehivavy izany ,ho entina handemena ny lehilahy, izay no tsy hekeko, ka hatsiarovako ny teniny namana tato hoe fanaka mampalemilemy.
Raha hendry sy mahay ny vehivavy ka mipetraka @ andraikitra maha vehivavy azy ,izany hoe manana mpanolo-tsaina mahay rangahy dia tena handroso hihatsara ny fiainan\'ny mpivady,fa raha kosa fahaizana sy fahalalana an\'ny vehivavy ho entina maka ny andraikitry ny lehilahy ,izany hoe izy no hanapaka ,dia vao maika poizina ho an\'ny tokatrano ,ka izay ray hallehany na rangahy no mihamalemy na ny tokatrano no rava :-*:-*
70. fasaly ( 26/09/2006 05:58)
patrick: sam notezaina tamzany dool ka! zahay koa tena mahazo ny daka raha mivoaka ny trano tsy miera an!:wink:
fa ny sekretera ange tsy mitovy am vady e! ny fampesàna azy e! ny mpivady dia iray ihany no fetra:°) tsy misy ambony tsisy ambany:wink::-*
71. patrick2002 ( 26/09/2006 13:19)
zay mintsy tena tsy misy mihintsy ny ambony sy ambany, fa andraikitra samy manana ny azy fa ianareo vehivavy no mihevutra fa ambany zany olona ,tsy manapaka izany ,ambany ny andraikitry ny vehivavy ,amiko tsy maintsy misy ny hierarchie raha tsy izany dia anarchie ,ary ohatra nalaiko ny secretaire mba hafantaranao fa misy ny hierarchie fa tsy mitovy @ vady akory ny secretaire.
72. xxx ( 26/09/2006 15:19)
Ka i patrick200 angamba karazan'ireny le sipa soumise ireny8O

fasaly>marina daholo ireo zavatra nolazaindry ireo, ary tena misy manorisory be mintsiny satria efa hita fa soumise de mbola le maka 19 be reny mintsiny refa eo ny vadiny ary tena otran'ny hoe plaisirany mintsy le mi-se soumettre an mahafantatra olona zah de tena ireo tantaraindry ireo mintsiny ny toetrany de le vadiny aminio miaraka amin'ny olonkafa de mbola izy ihany no miaro azy fa lazainy fa mandainga doly ny olona mahita kanefa le vadiny tsy miafina fa fantatrin'ny olona rehetra eo antanana fa mampirafy sady zara raha mampidi-bola de le vhv no mampalahelo miala vao maraimbe mandeha miasa de mitondra tapamofo kely hoanina any ampesana de le lhl ao antrano mihinana ze tiany:-o de miaritra trefla fotsiny le ramatoa de refa te hangataka zavatra aminy ndray le vadiny de mody dokafany kely de manaiky tena mampalahelo indraindray kanefa to safidiny zany le izy satria le vhv afaka mamelo-tena irery asa aloha fa de mahavariana fa le vhv soumise ireny ange be tetika be koa e fa ny faiblesseny de le vadiny, elles vivent pour leurs maris même pas pour leus enfants:evil::evil:
73. booboo ( 26/09/2006 16:18)
xxx > asio faingo na teboka tsindraindray ihany raha mety ô
74. fasaly ( 26/09/2006 19:24)
xxx: ka zay njinja wa: tena misy io fa tsy hoe resaka tiana hatavy araka ny filazan'i diam:wink::?:-*:-D:-D
de zay no mahatonga ny fametrahako ny fanotaniana am dinika:°)
75. patrick2002 ( 27/09/2006 01:39)
ka zah !ary mba gaga @ tsy mba hanananareo plaisir @ le mi-soumise kou :oops::?:
Hisy tsara ohatry ny voyageur ve ,tsy mora anie izany mi-chauffeur izany eh! :wink::wink:
76. fasaly ( 27/09/2006 06:02)
:wink:
77. sipagasy ( 27/09/2006 12:13)
ka @ izao anie ka samy nisôfera ny fiainany e! hihi
78. Fiffi ( 29/09/2006 05:42)
soanja:
Ny vehivavy manaram-poana asa na io le hoe etre soumise dia vehivavy tsy nahay nifidy vady na nanambady lehilahy tsy ampy fitiavam-bady sady tsy dia marani-tsaina.
tsy dia mihombon-kevitra @ i soanja indray aho @ io an! tsy voatery hoe ireo lazainao ireo manko no mahatonga an'le vhv ho soumise fa tena avy @ le lhl mihintsy io !
Mahafantatra vhv zay aho an! nangatam-bady azy le bandy efa in-3 zay fa mbola tsy nanaiky mihintsy izy satria mbola niaraka fotsiny de efa le bandy no miteny zay zavatra tokony hataon'le sipa !
Ohatra fotsiny zao hoe : rehefa mandeha soirée isika na mandeha @ ....de zao no akanjo tokony hanaovanao ! tsara le mba manomé ny heviny fa tsy hanao didy jadona hoe ity no tsy maintsy hanaovanao de voatery hanaiky le sipa !


79. fasaly ( 29/09/2006 06:01)
hummm! marina ny azy ry fiffi raha tsy manaiky hanambady anlay rangahy io :xtsssssss
80. tisera ( 29/09/2006 11:05)
ary ahoana indray ary ny lehilahy soumis? Misy koa io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897