vehivavy soumise

81. fasaly ( 29/09/2006 15:20)
dia otranzay ihany e! matoa izy manaiky ho soumis ihany ko de am ilàny azy angamba zany:wink::°)
82. Samoana ( 29/09/2006 15:42)
zà tsy tia manao somizo fa T-shirt ihany:lol:
83. soanja ( 29/09/2006 16:24)
Fiffi:

soanja:
Ny vehivavy manaram-poana asa na io le hoe etre soumise dia vehivavy tsy nahay nifidy vady na nanambady lehilahy tsy ampy fitiavam-bady sady tsy dia marani-tsaina.
tsy dia mihombon-kevitra @ i soanja indray aho @ io an! tsy voatery hoe ireo lazainao ireo manko no mahatonga an'le vhv ho soumise fa tena avy @ le lhl mihintsy io !
Mahafantatra vhv zay aho an! nangatam-bady azy le bandy efa in-3 zay fa mbola tsy nanaiky mihintsy izy satria mbola niaraka fotsiny de efa le bandy no miteny zay zavatra tokony hataon'le sipa !
Ohatra fotsiny zao hoe : rehefa mandeha soirée isika na mandeha @ ....de zao no akanjo tokony hanaovanao ! tsara le mba manomé ny heviny fa tsy hanao didy jadona hoe ity no tsy maintsy hanaovanao de voatery hanaiky le sipa !





Ka izay indrindra anie Fiffi e. Maninona ianao no hanambady lehilahy efa hitanao fa io ny toetrany. De tsy tazanao ve zany toetrany izany tamin'ny andron'ny fisipana? sa ve vady corres ka tsy dia nanana foatoana loatra nifankahalalana? Ianao vehivavy no resahiko fa tsy hoe iza akory eo an.
Ny fifidianam-bady no hitako etape goavana indrindra hitomdra anao amin'ny fahasambarana. Rehefa tafiditra ao mantsy ianao de fijaliana indray no mitranga raha hoe mbola handalo fisarahana sns. Rha possible akory aza izany satria efa niteraka taminy.

Ny hitako olana mantsy dia betsaka ny matahotra sao tsy hahita vady intsony. Dia izay mangataka voalohany eo ekena. Nefa mety no tena hampitondra anao faisana. Nefa asa moa fa hevitra iny ny ahy. Mba lehilahy tena hitanao fa ho tia vady no vadina satria ao no lakilen'ny fiainana maharitra. Any amin'ny lehilahy ny blem e.



84. fijo ( 30/09/2006 05:00)
tsara le s^pa ao ambany ao ka.hummmm be
85. sipagasy ( 01/10/2006 19:17)
.........Ny hitako olana mantsy dia betsaka ny matahotra sao tsy hahita vady intsony. Dia izay mangataka voalohany eo ekena. Nefa mety no tena hampitondra anao faisana. Nefa asa moa fa hevitra iny ny ahy. Mba lehilahy tena hitanao fa ho tia vady no vadina satria ao no lakilen'ny fiainana maharitra. Any amin'ny lehilahy ny blem e.........



hoy ny fitenenana hoe aleo tokana miadana toy izay miaraka mizaka loza e!!!

86. fasaly ( 01/10/2006 19:46)
iza! mantsy ry sipagasy, araka ny voalazako etsy ambony hoe aleo revena anja seule raha hanana fiainana be blem e!:wink: aiza i pat. teo:roll:8):lol:
87. patrick2002 ( 02/10/2006 18:01)
fasaly:

iza! mantsy ry sipagasy, araka ny voalazako etsy ambony hoe aleo revena anja seule raha hanana fiainana be blem e!:wink: aiza i pat. teo:roll:8):lol:

ity aho eh! efa nanao spect mbola fohazindry fasaly ihany.
Ny fiainana amiko dia mikatsaka an'izay mahasoa sy fahasambarana hatrany, izay no tena mampahatsiro ny fiainana ,ka jereo ny olona antitra efa tsy mikatsaka an'ilay fahasambarana intsony dia tsy misy maminy intsony ilay fiainana .
Ny tiko tenennina dia bonne ilay mirevy seule ,samy mandeha samy mitady, samy manana ny volany ,samy minana ny tiany , samy manana ny chambre ny ao antrano ( tena misy mpivady vazaha manao an'izany ah!), fa mbola heveriko fa tsarakokoa (l) ilay olondroa mifankatia ianaho tokony ary izy tokinao ,ka raha hitanao fa tsara kokoa ny olondroa mifankatia aleo mitady ,:-*:-*:-*
sipagasy: tena ianareo vehivavy mihintsy no olana kah! ianareo no tsy nipetraka @ maha vehivavy anareo araky ny lamina voajanahary , fa mitady hanamboatra lamina vaovao,
Ny lehilahy efa mipetraka @ maha-lehilahy azy hatrizay na dia misy aza ny lehilahy nanararaotra ka nanitsaka ny vehivavy porofon'izany tsy mba misy ny 8 marsa andron'ny lehilahy ,tsy mba misy ny fikambanana lehilahy mitaky mba hitovy zo @ vehivavy,
nefa izaho izany mba te hipetraka ao antrano mba hanao menage,sy bricole fotsiny mba te hitaiza zaza mba te hanolotra sakafo an'ny madame ,mba te hametraka olana any @ vehivavy dia miandry vaha-olana fotsiny ,:-*:-D^:^
88. soanja ( 02/10/2006 20:56)
Lamina voajanahary ahoana ry Patrick a?:wink::wink:
89. patrick2002 ( 03/10/2006 02:20)
soanja:

Lamina voajanahary ahoana ry Patrick a?:wink::wink:

ka efa hoe lamina voajanahary kou ! soanja ve mody tsy mahazo resaka eh!
Mbola hanazava indray ary izaho eh!jereo tsara ny karazam-pinoana rehetra misy (izay hitako aloha) eto amboniny tany fa mametraka foana fa tokony hi soumise ny vehivavy raiso ny baiboly ,avadiho ny coran (islam),mamakia Torah (judaisme), raiso ny veda (boudhiste), dia ho hitanao fa mitovy daholo no lazainy ,Contre la violence,presse l'amour..Ny tsy mampitovy antsika dia helohinareo ny lehilahy fa violent rehefa mba miteny ny vadiny hoe tokony hi soumise :roll::roll: izahay dia ny soumettre teo @ ray amandreninay ,fa tsy miteny izahay fa violent izy ,nefa tena misy azonay kianina tanteraka ny fitaizany anay l'amour de Maman c'est plus beau du tout ^:^^:^
90. colar ( 06/10/2006 05:33)
fa ra sipa mitady hitondra am sanga zany ko alo d aleo mipitsika e,otran tsy lela ko ra sipa no hibaiko sy handray ny fanapahan kevitra,aoka ianareo HAKATO ny vadinareo ozy ny soratra masina ,tsisy kof ty sipa b mokondoha zany alo e,fa le sipa zay no spons mato misy zany,misy sipa vo jerena de malefaka b zany,fa misy tonde kopy enao we hehehhhe,otran ......,b d b mintsy izy ato,satri v mihevitena we rol,hahahhahhahhaha,diniho ihany fa mato zay ny sipa tsy manana kof,misy toetra ratsy ao zay,mila ovaina,
91. fasaly ( 06/10/2006 06:04)
colar: koun zà zao malefaka be mitry fa mba tsy soumise:wink::-D
92. colar ( 06/10/2006 16:51)
njy alo vo jerena am sary d hita we malefaka kely e,sa diso za,fa tsy haiko we manao aona refa miara miaina am ol hafa,hahahhhhahah
93. fasaly ( 06/10/2006 18:27)
:-D:-D:-D:-D:-D:^)
94. Fiffi ( 10/10/2006 20:46)
raha zah kosa aloha de tsy hanaiky an'zany hoe femme soumise zany an!
95. fasaly ( 13/10/2006 16:11)
fita wa ry fiffi:-D
96. Fiffi ( 14/10/2006 10:34)
raha tsy inona koh ! :-D:-D:-D:-D
97. fasaly ( 14/10/2006 22:18)
zà tsy manaiky aanzany,
enao tsy manaiky anzany
tsika tsy manaiky anzany

kou raha tsy iny kou!:wink::-D:-D:-D
98. Fiffi ( 19/10/2006 06:18)
tsy misy manaiky an'zany !
99. andry08 ( 19/10/2006 12:44)
Izaho tsy manaiky!:)
100. fasaly ( 22/10/2006 08:49)
itsika tsy manaiky!!!:?:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068