test psychoteknika!!!!

1. Herimiafina ( 20/08/2006 19:17)
Tairo indray mba hampiasa saina kely, izay mamaly dia mampiditra vaovao.

Fenoy ny banga:
1-Bozaka - manga - ala - lanitra - ...... - maitso.
2-I=1, II=2, III=3, X=...., IV=3, VII=.....

Valio dia tohizo. :wink:
novalian'i kala ny 26/09/2006 14:20
2. pissoa ( 20/08/2006 20:05)
1: bozaka - manga - ala - lanitra - volontany - maitso :roll:

2: I = 1, II = 2, III = 3, X = 1, IV = 3, VII = 4 :-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 20/08/2006 20:15)
Mbola misy tsy marina io, dia aiza no tohiny atolotr'i pissoa? :-D

Tondroy ny intrus:
3- Lanitra, orana, rahona, tany, rivotra, vorona.
4- Kofehy, fanosehana, akanjo, tsaoka, fanjaitra.
4. pissoa ( 20/08/2006 20:24)
Oops - azafady fa hadinoko ny nanisy tohiny retsy kle :oops::oops::oops:

3 - tany :roll:
4 - tsaoka
5. Herimiafina ( 20/08/2006 20:43)
Anisan'ny mahafinaritra amin'ilay zavatra io. Marina ilay 3 sy 4.

Valio ny fanontaniana:
Raha ianao mandeha mafy 80km/h eny amin'ny avenue de l'independance iny no misy olona, gisa ary omby miampita tampoka, dia inona no itsahinao voalohany? :wink:
6. pissoa ( 20/08/2006 20:46)
HM - Frein :roll::-D:-D:-D
7. simplex ( 20/08/2006 20:47)
2.
l=1, ll=2, lll=3, X=2, lV=3, Vll=4
8. pissoa ( 20/08/2006 20:48)
Oops - hadinoko foana retsy ry Herimiafina le tohiny kle :twisted: Rampitso asiako fa kalam njy :oops::-D:-D:-D

simp - aiza ny tohiny :twisted::-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 20/08/2006 20:58)
Hitandra-simplex ny valiny klé.

Pissoa> valin'io: "tsy misy olona handeha 80km/h eny amin'ny avenue de l'independance iznay ary tsy misy omby eny no tsy misy gisa, hehehehhe:-D
10. pissoa ( 21/08/2006 08:44)
Herimiafina - njy an 8O Rehefa hoe "Raha ..." dia ny conditions manaraka ny "Raha" no jerena sy amaliana fanontaniana fa tsy asiana hoe tsy mety ireo conditions ireo na mety :twisted::-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 21/08/2006 09:28)
mahay reto zaza reto klé
12. Achia ( 21/08/2006 18:11)
voa njay pissoa leaza :-D:-D:-D
13. mandrindra ( 21/08/2006 19:09)
voan'iza kay?:wink::-D:-D
14. pissoa ( 21/08/2006 19:14)
Voan'ny inona koa kay? :roll::-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 22/08/2006 00:12)
6-Fenoy ny banga:
1+1=1 ; 1+0=0 ; 0+1=.... ; 0+0=....

7-Tadiavo ny intrus:
LYSAVOA - SAKIO - IKALA - BOTRI - KASOTRA - KASA.

Dia mazotoa daholo ary e! :-*
16. pissoa ( 22/08/2006 08:43)
6 - 1+1=1 ; 1+0=0 ; 0+1=1 ; 0+0=0 :roll:

7 - KASOTRA :roll::-D:-D:-D
17. kala ( 22/08/2006 13:36)
inona moa zany ry herimiafina no alehako eto :roll::roll::roll:
i pissoa tsy mametraka laza adina akory!!! ngamba mbola manao devoara koa i kalakely :-D:-D:-D:-D
refa avy eo miverina. mety zay???
18. pissoa ( 22/08/2006 14:26)
Hihihi - hita fa mbola mamita devoara koa :-D
Sady manao ny devoara avy amin'i Herimiafina koa :-D

HM :-*:-* njy
19. kiali ( 22/08/2006 16:58)
HM!pissoa! mmm!!
20. pissoa ( 22/08/2006 17:28)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5498