test psychoteknika!!!!

61. pissoa ( 27/08/2006 15:49)
Tsy mahay :roll::-D:-D:-D
62. Herimiafina ( 27/08/2006 16:34)
Tena miala tsiny izany fa tsy maintsy soratana amin'ny liste d'attente ny anaranao klé. :^)
63. pissoa ( 27/08/2006 17:15)
:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
64. kala ( 28/08/2006 15:33)
pissoa > ndehana manao révision fa tsy ho piloty na oviana na oviana:roll::roll: mba co-pilote ahay :-*:-*:-* sa hôtesssssssssssssssssssssssssssssssssssssy :twisted:

herimiafina > mampianatra an!:twisted::twisted::twisted:
65. pissoa ( 28/08/2006 15:40)
Le mpanadina mihitsy no tsssss :twisted: Mody asian'lery hoe manao bizou mpanadina ny size rehefa mitady ho afaka zah kle :snif::snif::snif:
=))=))=))
66. kala ( 28/08/2006 16:03)
pissoa > ary tena marani-tsaina mihitsy ndry ty an!
zà zao tsy nahita an'izany fa noheveriko fa hoe "ramose tantanta sipa ny ville"
=))=))=))=))=))
laza adina manaraka : tsy mila miverina eny ambony.
Impiry nanoratra teto i pissoa ary impiry nametraka laza adina i herimiafina :-@:-@:-@:-@
67. pissoa ( 28/08/2006 20:02)
K'hita fa fetsy be nedala knou ... tssss :evil:

Zah efa liste d'attente ony dia tsy hamaly an'io fanontaniana io ry kala :snif::snif::snif:

kala:
sa hôtesssssssssssssssssssssssssssssssssssssy

Zah ve ry kala na hanao risoriso azany ho lany amin'io taranja io :-D:-D:-D
68. kala ( 29/08/2006 07:18)
pissoa > aza tomany moa ê! i herimiafina ve no mampijaly andry dia hitomany eo ndry. shhh! ny azy koa ange fitsapana daholo ê! :wink: hoe mahazaka ve sa ahoana???:-D:-D:-D:-D

hôtesy angaha misy risoriso zany ê!:twisted:

test manaraka :
soraty ny intrus :
1 - Tintin - Michel Vaillant - Bill & Boule - Tweety & gros minet - Tom & Jerry - Achille Talon

2 - Sony - JVC - hp - Samsung - Philips - Sonica - Président

69. Herimiafina ( 03/09/2006 18:37)
Ary tena maharakatra ity kala ity an!

1- Talon d'Achille.
2-Sonica.

:-*

Fanontaniana: inona no atao hoe checklist? :^)
70. Fiffi ( 03/09/2006 19:35)
lista
71. kala ( 05/09/2006 15:10)
Herimiafina:

Ary tena maharakatra ity kala ity an!

1- Talon d'Achille.
2-Sonica.

:-*

Fanontaniana: inona no atao hoe checklist? :^)



diso reo ka! mieritrereta tsara aloha fa tsy mila olona miaingaainga zany
72. pissoa ( 06/09/2006 12:48)
:-D:-D:-D

Herimiafina> tsy lany njy :*:-D:-D:-D
Kala> Ataovy hoe manao bizou mpanadina koa ny test manaraka ry kala raha Herimiafina no mamaly an :-*:-D:-D:-D
73. simplex ( 06/09/2006 13:49)
Kala:
1- Tintin
2- President

HM: checklist?? blagy ve sa tena izy...

:-*:-*
74. booboo ( 06/09/2006 13:52)
kala > ny hitako koa 1- tintin dia 2- président. :?:
75. tsoupou ( 06/09/2006 14:14)
za ngamba venjana be fa bedabe no tsy azoko amlé zavatra ataonareo :-w :-w :-w
76. simplex ( 06/09/2006 14:14)
booboo:

kala > ny hitako koa 1- tintin dia 2- président. :?:


:-w:-w:-w
mahazo :* fa tohizo eo ihany :°)
za no tonga pre :-D:-D:-D

:-*:-*
77. booboo ( 06/09/2006 14:20)
simplex > :-P les femmes d'abord oun :°)donky zà zany no pre. zà ngah matahotra :* ? hihihihihihihi.:-*
78. kala ( 06/09/2006 16:07)
booboo:

kala > ny hitako koa 1- tintin dia 2- président. :?:


diso be ka!!!:twisted:

1- Michel Vaillant
2- Hp
ivereno ange ilay izy handihanao azy tsara :roll::roll::roll::wink:

fanontaniana manaraka : inona amin'ny touche ny tél -nao no tsy misy lettre alphabetique? :-@:-@:-@
79. booboo ( 07/09/2006 10:34)
klou klou fa zà tsy mahazo sady tsy maharaka lé maha Michel Vaillant sy HP :°):°)
80. kala ( 07/09/2006 14:39)
booboo:

klou klou fa zà tsy mahazo sady tsy maharaka lé maha Michel Vaillant sy HP :°):°)


Michel Vaillant no bd mbô azo lazaina hoe manakaiky ny réel ê!
hp angah marque na appareil electroménager?

tsy haiko ary fa zay no mba tiako ê!

booboo > lalao io an!

Fanontaniana manaraka : inona no mahasamihafa sy GPS sy GP

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0953